WeightWatchers
Wir sind ein professionelles Abnehmteam, wir lösen Ihre Probleme professionell, sicher und gesund.
"Du musst konsequent sein. Du musst du selbst sein. Du musst dich dem verpflichten, was du tust. Du musst keine Angst haben, ehrgeizig zu sein." – Roxane Gay
“Jedes Abnehmprogramm, egal wie positiv es verpackt ist, flüstert einem ein, dass man nicht Recht hat. Du bist nicht gut genug. Du bist inakzeptabel und musst repariert werden.“
Hametraka dian-tanana amin'ny fanamboarana ny Tafon'ny fiangonana Ambondrona aho. 'ndeha hitondra Atody amin' ireo Daty ireo.
Fiombonam-po hanao ny tranon'Andriamanitra, 'ndeha hifanotrona.
Efa nanomboka ny varotra Polo, Tee-shirt, Harona 160ème Fjkm Ambondrona Firaisana.
Manasa anareo hanjifa.
Ho vato velona-trano fanahy.
Fiadanana.
Vonona amin'ny Alahady izao ny tee-shirt, Polo, Harona 160ème.
'ndao hanjifa,' ndao hanentana.
Efa hahita izany isika eny amin'ny FOFIKRI Ilafy amin'ny Sabotsy 12 fev izao, mandritra ny Fivoriam-be FLD SPIA .
Mirary soa 🙏
"Ka dia atsangana koa ianareo, tahaka ny vato velona, ho trano fanahy"