Sarobidy ny Fahasalamana

Fahasalamana sarobidy

Ity Pejy ity dia natao hifampizaraina ny sarobidy indrindra amin ny fiana dia ny fahasalamana,koa manentana antsika hizara sy hifampianatra ato anatiny asio j'm sy partageo ny pejy mankasitraka

11/04/2024

Salama daholo tompoko rallonge le misy crampo,mapibitaka tsara sady mahafapo be midira mp na cont 0347496947 na 0326310504

23/02/2024

Aza hadino ny j,aime atsika e! GOde vibrante 17cm sy 19 cm midira Mp na miantso raha mahalina anao.

05/02/2024

Ahoana ity adcle' ity ry zala Tsy mila manjengy intsony fa tonga de homana.

28/01/2024

SALUT DAHOLO : aza adino ny j,aime ady gasy tonga de tototanana tsy mifamitaka ,ary aza kianina ny gasy rehefa mba mahavita zavatra CREME SPECIAL HOAN,,NY BALITA tsy mena mitaha ny avy any ivelany betsaka akora fototra eto amitsika ,midira Mp na miantso fa ao ny toromarika rehetra apandrosoy ny vita gasy misaotra tompoko TEL 0347496947 NA 0326310504

21/01/2024

AZA HADINO NY MANISY J,AIME NY PUB FA VAKIO
ALOHA: fahasalamana daholo izany a! TSY mety hotaitra mihitsy ve madama sy cherie na ihany koa hoe .tsy mety mandomando rehefa manao firaisana., ny LOVEkiss dia manaitra tsara azy sady mapibitaka tsara any amin,ny faratapony : midira Mp na TEL 0347496947 NA 0326310504

14/12/2023

ARRIVAGE RALLONGE : natokana hoanao mila fanapiana nefa kely balita,na fohy filahiana . Ny aretina voasoroka ny fafiny azo, lavable sady mateza tsara no misy fiaxtion.
TEL: 0347496947 na 0326310504

13/12/2023

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lydie Randrasana, Rosine Ralandinirinarisoa, Tînah SK, Fenofahasoavana Nomenjanahary

05/12/2023

MBA MANGATAKA J,AIME O!
SKINNY FIT CAPSULE:.Natokana oanao anena vatana na kibo ,tena produit efficace izy ity fa tsy sangisangy,maro no efa nahita vokatra. Mahalany boite iray fotsiny enao dia efa mahita vokata , miala daholo ireo tavy izay manahirana anao araraoty fa ny tsara tsy mba elaTEL 0347496947 NA0326310504 Livraison atananrivo sy amin,ny faritra.

20/11/2023

AZA MBOLA KIVY NA MITONONDRIKA FA TSY MAINTSY HITSANGANA I BADODA ny maintso fanantenaina e! Efa betsaka no nahita tombotsoa, efa betsaka izay balita nandalo teto izay fa afapo daholo ,toin,nny maty andavaka, impuissance, mora tonga rehefa ambony kianja, marary lamosina, reraka lava, prostate ,reins fa velopanantenana daholo.
ANTSO NO ATAO : izay tsara fiomanana ihany no afaka amin,ny loza koa aza misaalasala miditra MP NA miantso TEL: 0347496947 na 0326310504 livraison partout.

09/08/2023

Salama daholo namana Proteine naturel: natokana hoatsika mahasalama ,mapatanjaka ,vitamina comple' maha ngeza sady nofosana tsisy effet secondaire araraoty fa mandalo ny tsara Tel 0347496947 na 0326310504

14/02/2023

BRAIN BOOSTER :sarobidy ny fahasalamana indrindra ny ati-doha, maro amitsika no sahirana amin,ny resaka fitadidiana: NY BRAIN BOOSTER dia natokana hoan,ireo olona be fanadinoana na Tsy ampy memoire ,asany manadio ereo lalandra madinika ao amin,ny ati-doha, mety tsara amin,ny pianatra na ireo zaza Tsy ampy fitadidiana, misoroka ihany koa ny ALZHEIMER ,tsara hoan,ny olona betsaka asa atao satria manampy betsaka amin,ny fitadidiana midira Mp na miantso ny num 0347496947 na 0326310504

05/12/2022

ATY NY MASO ARY O! Savony natokana anasana tarehy sady mandaitra tsara no efficace efa betsaka no afa -po tsara, manala tasy amin'ny tarehy, manala ride ihany koa,mandina tsara ny tarehy no sady madio. Vita amin,ny beurre karite'100/100 mapiasa herinandro tonga dia mahita vokatra . aza tara fa ny tsara indrindra no natokanay anao , midira mp na miantso num eo ambany mirary soa tompoko o!

23/03/2022

SALUT DAHOLO ARY ISIKA REHETRA: fikarakarana taova-pananahana ny resaka eto, natokana hoatsika izay te hikarakara an,ny lava zokin,ny kambana. NY ESSANCE KAGOORUO:dia mahelavelona anlery,sady enjana tsara, mahela tonga, mikarakara ny prostate, mapitombo ny sperme, aretin-damosina sns. Ato ihany koa ny fanalebiazana sy fanalavana :POMPE A P***S, TITAN GEL GOLD, CONDOM RALLONGE,sady miaro amin,ny aretina no Rallonge, misy ihany koa ny GODE VIBRER, MANDEHA PILE SY TSOTRA MP NY SARY. Afaka miantso na miditra Mp prix makasitraka tompoko.

09/11/2021

ATY NY MASO NA DIA AMAKY FOTSINY AZA.
TSIAMBARATELO AMBONY FANDRIANA: Hafaliana ,teny mamy, orokoroka no azon,ny Dada raha vao maraina,satria hatramin,izay dia fahakizitinana , kitakita,longilongy izay fona no niainana.
INONA NY TSIAMBARATELO NAPIOVA ANIO?
mahery rangaha i kangoorou ity a! sady mamelona ny fitiavana saiky rava,no nampitsangana any balita tao andala -pahafatesana.
IRETO DAHOLO NY ACTION NATAON, LERY.
1⃣Niverina puissant le impuissant.2⃣lasa ela votonga le vetivetikely dia tonga,sady mialava no ngeza eo apanaovana action.
3⃣Lasa natanjaka Dada sady navitribitrika tsara.
4⃣voakarakara ny aretin,ny prostate sy rein. Maro ny asa nataon,lery fa Mp na miantso ny num eo ambany ny toiny.

16/08/2021

PROPOLIS SOFT GEL
Aty ny maso aloha de zarao amin,ny namana.
Marobe ny tombotsoa azo avy amin,ny Propolis soft gel
1⃣ Natokana hoan,ireo manana olana momban,ny cancer ny nono na (cancer du sein)
2⃣ natokana ihany koa hoan,ny olona asmatique na olona mikohaka maina tsy mety mahazo reoka
3⃣Antibiotika natoraly manasitrana ny fery rehetra any anaty vatana.produit naturel azo antoka tsara no sady efficace,koa raha misy mahazo anao amin,ireo voasoratra eo ambony dia aza misalasala,miantso fa manao livraison zahay ary mandefa faritany ihany koa alefa collis na taxibrousse PRIX 65000ar ny boite ,amin,ny sary ny NUM ,misaotra tompoko.

22/07/2021

KARAKARAO NY TAREHY
💚💛💛COLLAGEN SOFTGEL
NY collagen dia singa iray tena mitazona ny olona ho tanora lalandava.
🆎IRETO ARY NY ASANY
1⃣manala ny tasy sy mitazona ny hoditra amin,ny tarehy homandina sy madio lalandava.
2⃣ANTi -RIDE na mitazona ny tarehy tsy hiketrona haingana.
3⃣mitazona ny volo tsy ihitsana sady miaro ny fiazakazahan,ny volo tsy ho fotsy.
4⃣amin,ny resaka taolana indray dia miaro ny nify tsy ihitsana .
↔FANAZAVANA FANAMPINY.
Manomboka eo amin,ny 18taona hatramin,ny 35taona dia ampy tsara ny collagen hoan,ny vehivavy, fa kosa manomboka 35ans makany dia manomboka tonga ny ride na fiketronana,na ihany koa manomboka misy tasy ny tarehy .
ANTONY:nohon,ny vokatrin,ny fadimbolana sy ny fiterahana dia manomboka mihitsana ilay antsoina hoe: estrogen raha hoan,ny vehivavy Manokana,dia manomboka miala tsikelikely ny collagen amin,ny vatana,noho izany azo sorohana tsara ny mitazona ny vatana ho tanora lalandava aminy fihinana collagen,sady azo oana izy io no azo ahosotra amin,ny tarehy ,koa raha mahalina atsika dia io ambany ny num na Mp.

02/06/2021

TATARA TENA NISY SADY FIJOROANA VAVOLOMBELON ATOLOTRA HOAN,NY NAMANA AZA HADINO NY MANISY J,AIME NY PAGE SY PARTAGE.
Vehivavy. Cherie a! inona no tena mahazo anao fa tena kivy mihitsy aho?
Lehilahy: tsy fantantro mihitsy lesy neny a ! Za koa mba tena gaga.
VEHIVAVY: Tena manao sipa mihitsy enao cherie a! Sady lasa tsy miraika amiko mihitsy.
LEHILAHY: Tena tsy manao an,izany aho lesy neny a!
VEHIVAVY: Koa maninona ary no tsy mety velona mihitsy balita rehefa mba anao firaisana tsika, na dia velona aza mitsipozipozy sady vetivety kely tonga.
LEHILAHY: mety reraka angamba za ry neny a!
VEHIVAVY :Isanandro koa ve dia reraka foana e! Manao sipa mihitsy enao.
LEHILAHY. Angamba anantona pitsabo mihitsy fa misy zavatra tsy fantatro mihitsy ny toebatako.
VEHIVAVY: Aza makany aloha fa mahita vahaolana aho.
LEHILAHY:Zany ve lesy neny, ka tsy mety velona intsony mihitsy anie lesy beb e!
VEHIVAVY :fa ahoana no afataranao hoe tsy velona intsony sa nangalapinana tany enao. Tena marina fa mapirafy enao?
LEHILAHY:aleo tsorina aminao vadiko,mba nanandrana nangalapinana kely aho,satria nieritreritra hoe sao mba ho taitra lery rehefa miova sipa hafa,kanefa sady afabaraka no lany vola tsy vitan'izay ihany fa mbola narahan'ilay sipa hoe lehilahy matikapoka tsy mahavelona, Tena mifona lesy cherie e!
VEHIVAVY: Tsy misy tokony hifonana izany, fa efa nitsotra ihany enao de mba hitsotra koa za, Za koa anie cheria mba nanao e!ary ilay olona niaraka tamiko no nanoro ilay vahaolana, fa itako tena nahomby ilay izy, satria saika tamana mihitsy aho, kanefa aleoko manoro anao ilay vahaolana.
LEHILAHY: kay kay kay kay maty aho vadiko,tsy maninona zany e!Rano Raraka iny fa omeo ilay vahaolana.
VEHIVAVY: misy izany comprime maintsokely izany hono, Tena mapitsangana ny maty mihitsy, satria na prostate na rein, na filahiana malemy na vetivety de tonga dia afany avokoa.
LEHILAHY :aiza no haitana izany ry neny?
VEHIVAVY: tao amin'ny Sarobidy ny Fahasalamana no misy any izany produit izany fa midira Mp na miatso ny num eo amin'ny sary fa voavaha izany olana izany de mba asio j,aime na partageo na tsy liana aza enao, fa misy namana mila vonjy any.

14/05/2021

NY TSIKY SY NY TOMBOTSOA AZO AVY AMINY.
➡eo amin'ny fiainana dia mitana anjara toerana lehibe ny tsiky, misy karazany maro izy io, misy mitsiky nefa tezitra, izay angamba ilay atao hoe mitsiky tsiravina. Misy ihany koa mitsiky fona mba hanafenana ny olana mety mitranga na koa atao hanafenana zavatra hafa sns. Fa hafa mihitsy ny tsiky vokatrin'ny fo. Ny fitsiky dia azo amaritana ny fiainan,ny olona iray. Araka ny filazan'ireo pikaroka dia 75/💯 ny olona tena mitsiky vokatrin'ny fo dia ela velona sady tanora lalan-dava.
2⃣Ny olona tena mitsiky vokatrin'ny fo dia alavitrin,ny areti-po sy ny fahatapahan,ny lalan-dra, satria ampy tsara ny tahan'ny oxigene miditra amin'ny vatana, izay mapikorina tsara ny ra.
3⃣mihena ny fahaketrahan-tsaina na ilay atao hoe(stress) satria ny 80/💯 ny aretina miditra amin'ny vatana ny olombelona dia azo avy amin,ny stress avokoa.
AHOANA NY ATAO MBA AZAHOANA IO TSIKY MAHASALAMA IO ?
1⃣Mitadiava zavatra mahafinaritra mba hatonga anao ho faly na ao anaty olana aza.
2⃣mila mahay mandanjalanja ny zavatra miseho eo amin'ny fiainana,izany hoe mila manana toe-tsaina miabo. Ny saina no mibaiko ny fo fa tsy ny fo no mibaiko ny saina, tsy ny fiainana no natao hibaiko anao,fa ianao no mibaiko azy. izany hoe ny fiainana rehetra dia natao iainana. Maro tsy voatanisa ny tombotsoa azo avy amin,ny tsiky fa ireo no apahany mba voasoratra, ka mba zarao amin'ny namana dia aza adino ny manisy j,aime ny page. Mirary atsika rehetra ho salama tompoko.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Analakely?
Click here to claim your Sponsored Listing.

SAROBIDY NY FAHASALAMANA

Maninona moa no sarobidy ny fahasalamana?

Valiny tsy misy zavatra mandanja kokoa aminíty fiaianana mety maty ity nohon, ny FAHASALAMANA!
Mety manambola ianao ,mety manana ny zavatra luxe rehetra amin'izao fiainana izao fa saingy indry rehefa tsy eo ny fahasallamana dia zava-mpoana izany rehetra izany,izay no antony mba hizaranay izay kely fantatray amainao namako ankafizo ary >

Mankasitraka indrindra.

Videos (show all)

Izy ity dia fitaovana natokana analavana sy anangezana an,ny balita,tahaka ny fitaovana rehetra hiany toin'ny fampiasan'...

Category

Telephone

Address

Antananarivo
Analakely
00101
Other Health/Beauty in Analakely (show all)
Angel's outfits Angel's outfits
Analakely
Analakely

Greenworldhealthy Greenworldhealthy
Antananarivo
Analakely

My Curl My Curl
Analakely