Le Pêcheur
vente en gros ou au détail de fruit de mer, poulet gasy et des épices du sud est Le magasin sont fermé de 12h à 14h 30 tous les jours.
Filet de poisson vaovao tsara !
😋😋😋
laoka anio :
Poisson sauce aigre douce à la chinoise
Capitaine ilay trondro eto.
mahazo recette maimaimpoana izay mividy
Henakisoa sy crevette
Tsara atao laoka am Alahady izao 😊
Marihana fa crevette tato aminay foana ny sary avoakanay
Mahafinaritra foana ny mandray ny sary avy aminareo mpanjifa
🍕🍕🍕🍕🍤🍤🍤
Nahatonga crevette indray isika ho anzay mbola tsy nahazo tam farany iny 😊😊
😋😋😋
Misaotra an'ilay mpanjifa nandefa sary
Misaotra an'i L'Or-Reine Sarah nanjifa ny crevette nay sy nandefa sarin'ny nanaovany azy. 😋😋😋
Crevette vao Tonga vao zao !
Frais tsara !
18 000ar ny 500g
Afaka manao livraison
Tongava mp na miantso ny 0328635228
Nouvel arrivage du pêcheur 😋😋😋
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
Monday | 08:00 - 00:00 |
Tuesday | 08:00 - 18:30 |
Wednesday | 08:00 - 18:30 |
Thursday | 20:00 - 18:30 |
Friday | 08:00 - 18:30 |
Saturday | 08:00 - 18:30 |
Antananarivo, 101
Natao hivarotana ireo kojakoja isankarazany tsy mbola fahita loatra
Antananarivo, Analakely
Antananarivo
Boutique de vente en ligne des produits locaux et importés à Madagascar