Gasy Graphik

Gasy Graphik

You may also like

MIB for SACCO
MIB for SACCO

Multi-service, Cyber café, Multimédiat, Sérigraphie

04/05/2023

Pack Bomba ho any rehetra
Toerana: Tsarahonenana arret bassin

Film, Série vaovao sy taloha
A jour daholy

Tel: 034 49 730 60

Photos from Gasy Graphik's post 20/04/2023

TELETHON
CABARET SPECIAL RETRO
KAIAMBA TENA IZY

Ho fanampian'ireo tra-boina amin'ny faritra atsimo andrefana tamin'ny fandalovan'ny rivo-doza Freddy farany teo dia manasa anareo izahay ho tonga amin'ny Cabaret Spécial Retro izay atao ao amin'ny KARIBO HOTEL ANALAKELY ny Asabotsy 29 April 2023 manomboka amin'ny 3 ora tolakandro izay ho afainainy TARIKA KAIAMBA TENA IZY!.

Koa manasa antsika rehetra ho tonga hifanotrona sy hifanome tanana amin'ny ireo havantsika tra-boina ireo fa zava dehibe ny fahatongavanareo rehetra fa ny adidy ho vita ny fahafinaretena ho azo!

Paf : 20 000 Ar
Réservation: 25 000 Ar
Tongava maro Tompoko

Infoline: 034 49 730 60

06/04/2023

BIG PACK
Ho antsika rehetra izay manana heritseritra hanangana na hanokatra fivarotana DA, Film, Série,... 😊👍
Ity misy tolotra BIG PACK natao ho antsika amin'izany👋
Mahirina fa efa misy Conception efa vita ihany koa izay afaka tonga d vidia nareo amin'izany (fichier PDF) zany hoe efa madray vita ary afaka mivarotra avy hatrany fa tsy mila misahirana amin'ny conception na impression intsony! 🏃🏃♀️
Afaka tonga d imprimena ihany koa izany

Toerana : Tsarahonenana arret bus bassin (Bus 141 - 178 tonga aty)
Tel: 034 49 730 60

Photos from Gasy Graphik's post 01/04/2023

BIG PACK
Ho antsika rehetra izay manana heritseritra hanangana na hanokatra fivarotana DA, Film, Série,... 😊👍
Ity misy tolotra BIG PACK natao ho antsika amin'izany👋
Mahirina fa efa misy Conception efa vita ihany koa izay afaka tonga d vidia nareo amin'izany (fichier PDF) zany hoe efa madray vita ary afaka mivarotra avy hatrany fa tsy miadry ela! 🏃🏃♀️
Afaka tonga d imprimena ihany koa izany

Toerana : Tsarahonenana arret bus bassin (Bus 141 - 178 tonga aty)
Tel: 034 49 730 60

Photos from Gasy Graphik's post 21/03/2023

TOLOTRA MIAVAKA AMIN'NY FETY PASIKA ZAO

FITSAGATSAGANANA, VAKANSY

MAZAVA ANTSINANA

ANDASIBE/ MANAMBATO/ AKANIN'NY NOFY/ CANAL DES PANGALANES amin'ny sarany mirary natao ho an'ny rehetra!

Natao ho antsika rehetra manana faniriana haka aina. Natao ihany koa ho any ireo tsy tia rotoroto sy kotaba be ary mila filaminana rehefa maka ny tsiron'ny vakansy iny dia natokana ho antsika ity tolotra ity.😁😂
DATY: 08 au 11 avril 2023

Misy ihany koa ny TOLOTRA HAFA ankotrany ireo dia ny Tolotra WEEK END any AMPEFY sy ANDASIBE
Daty Ampefy: 29 au 30 Avril
Andasibe: 6 au 7 Mai

Betsaka ny fandaharan-potoana zay atao amin'ny izany!

koa raha mila fanazavana fanampy dia aza misalasala ny madefa mp na miatso anay avy hatrany

TEL: 034 49 730 60

25/02/2023

Pack Boomba
Film nouveauté: 2023
Film Ancien
Efa misy Jacket sy conception efa vita. afaka tonga d imprimena sur papier
Toerana: Tsarahonenana arrêt bus Bassin

11/02/2023

𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 !!!

Na olon-tsotra na orinasa... 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia manao ny asa rehetra momban'ny IMPRESSION :

- 𝐎𝐟𝐟𝐬𝐞𝐭
-𝐍𝐮𝐦𝐞́𝐫𝐢𝐪𝐮𝐞
-𝐆𝐫𝐚𝐧𝐝 𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭

🗺: Tsarahonenana - arrêt Bassin.

☎️ 0344973060

Tsidio ny pejy facebook Gasy Graphik

09/02/2023

📌𝗔𝗦𝗧𝗨𝗖𝗘

Il est toujours primordiale de protéger ses données sur internet, surtout si vous n'êtes pas chez vous, vous pourriez oublier de vous déconnecter de vos sites.

Voici une petite astuce pour aider les maladroits :

✅Sur votre ordinateur, ouvrez votre navigateur internet.

✅En haut à droite, cliquez sur 𝗣𝗹𝘂𝘀 puis Nouvelle fenêtre de navigation privée.

✅Une nouvelle fenêtre s'affiche. Dans l'angle supérieur, vous devriez retrouver l'icône Navigation privée.

Besoin de vous connecter ? D'aller sur internet ?
𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 vous accueille à bras ouvert dans son cyber café...

☎️ : 𝟬𝟯𝟰 𝟰𝟵 𝟳𝟯𝟬 𝟲𝟬
Adresse : Près de l'arrêt Bassin - Tsarahonenana

09/02/2023

“Etudie, non pour savoir plus, mais pour savoir mieux. ”

09/02/2023
09/02/2023

📌𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒆 𝒂𝒉𝒂𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒓𝒆𝒔𝒂𝒌𝒂 "𝑩𝒐𝒐𝒔𝒕 𝒑𝒂𝒈𝒆" 𝒔𝒖𝒓 𝒇𝒂𝒄𝒆𝒃𝒐𝒐𝒌 !!!

𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia mampanao formation "Booste page" en ligne, misy ihany koa ny "formation particulière" (mivantana) miaraka amin'ny vidéo tuto feno dia feno.
Izay hafehezana ny resaka boost page.

𝕋𝕒𝕟𝕛𝕠𝕟𝕒:
✅ Mahita client betsaka
✅Mahafehy ny gestion clientele
✅Mi charge compte ao anaty Carte fanavana boost
✅Fomba fisoroana compte bloqué... sns

𝕊𝕒𝕣𝕒𝕟𝕪 :
- Particulier (formation + vidéo) : 𝟭𝟱.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿
- En ligne (vidéo) : 𝟕.𝟎𝟎𝟎𝐀𝐫

Fanazavana fanampiny :

☎️ : 034 49 730 60
Adresse : Près de l'arrêt Bassin - Tsarahonenana

08/02/2023

𝐀𝐥𝐞𝐨 𝐦𝐢𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐭𝐨𝐲 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 !!!🌈™

Aza taraiky ary... 𝗚𝗮𝘀𝘆 𝗚𝗿𝗮𝗽𝗵𝗶𝗸 ihany koa dia mivarotra ireo "film" sy "série" vaovao sy ireo efa fanarakao... Amin'ny vidiny mirary hatrany !

Toerana : Tsarahonenana - arrêt Bassin.

☎️ 0344973060

Tsidio ny pejy facebook Gasy Graphik

07/02/2023

𝗚𝗮𝘀𝘆 𝗚𝗿𝗮𝗽𝗵𝗶𝗸 𝗽𝗿𝗼𝗽𝗼𝘀𝗲 𝗱𝗲 𝗻𝗼𝗺𝗯𝗿𝗲𝘂𝘅 𝘀𝗲𝗿𝘃𝗶𝗰𝗲𝘀 :

-Impression sur divers supports
-vente de film et de série
-cybercafé (connexion internet à haut débit)

Un large choix de service, une seule adresse...

Plus d'info venez en Message privé ou Visitez notre page facebook 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤

☎️ : 034 49 730 60

Adresse : Près de l'arrêt Bassin - Tsarahonenana

07/02/2023

𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 !!!
Na olon-tsotra na orinasa... 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia manao ny asa rehetra momban'ny IMPRESSION.
-Sérigraphie
-affiche publicitaire
-Flyers sns...

Toerana : Tsarahonenana - arrêt Bassin.
☎️ 0344973060
Tsidio ny pejy facebook Gasy Graphik

07/02/2023

Betsaka isika manao vente en ligne no mi booste page any amin'ny manao izany, nefa tsika ihany no afaka mahafehy izany tsy mila makany amin'ny hafa intsony. 😊
Izahay dia afaka mampanao formation "Booste page" en ligne, misy ny formation particulier (mivantana) miaraka amin'ny vidéo tuto feno dia feno.
Izay hafehezana ny resaka boost page.
Tandrona:
- Mahita client betsaka
- Mahafehy ny gestion clientele
- Mi charge compte ao anaty Carte fanavana boost
- Fomba fisoroana compte bloqué... sns
Sarany :
- Particulier (formation + vidéo) : 15.000Ar
- En ligne (vidéo) : 7.000Ar
Tél : 0344973060
Toerana: Tsarahonenana Arrêt bus Bassin

19/01/2023

Betsaka isika manao vente en ligne no mi booste page any amin'ny manao izany, nefa tsika ihany no afaka mahafehy izany tsy mila makany amin'ny hafa intsony. 😊
Izahay dia afaka mampanao formation "Booste page". Misy ny formation particulier ary misy koa par groupe (mivantana) miaraka amin'ny vidéo. Ho anao izay manao en ligne kosa dia misy vidéo izay omena (izany hoe tsy mampianatra izahay fa ianao no mianatra amin'ny alalan'ilay vidéo féno)
Sarany :
- Particulier (formation + vidéo) : 10.000Ar
- Par groupe (formation + vidéo) : 5.000Ar
- En ligne (vidéo) : 5.000Ar
Misy ihany koa ny Carte Visa izay afaka vidina ihany koa amin'ny sarany 35 000 Ar izay efa misy 1dollar ny ao anatiny
Azo atoka tsara ary assuré tsara ianao. Koa ra mahaliana anao ary izany dia afaka madefa mp avy hatrany na miantso avy hatrany.
Tél : 0344973060
Toerana: Tsarahonenana Arrêt bus Bassin

Gasy Graphik Multi-service, Cyber café, Multimédiat, Sérigraphie

12/12/2022

Pour vos évènements importants, que ça soit professionnel (Inauguration, team building, séminaire et conférence) ou personnel (Mariage, fiançailles, anniversaire...) Confiez-nous la décoration de ces moments et on vous garantira des moments inoubliables, riches en émotions et grandioses.

De plus, en ces moments de fêtes, nous faisons une promotion sur nos tarifs.
Ce lundi 19 Décembre jusqu'au 31 Décembre 2022, profitez des réductions de -50% sur tous nos services.

Pour toute demande d'information supplémentaire, merci de nous appeler directement au +261 34 49 730 60.

Photos from Gasy Graphik's post 30/09/2022

Pack Bomba natao ho any rehetra
na olona tsotra indrindra ireo mbola hifarotra
Afaka manao livrason!
Tsarahonenana arret bus Bassin
Tél: 034 49 730 60 / 034 46 826 80

Photos from Gasy Graphik's post 20/09/2022

Film nouveauté promotion!
Toerana: Tsarahonenana arret bus bassin
Tel: 034 46 826 80/ 034 46 826 80
Afaka manao livraison

Photos from Gasy Graphik's post 25/03/2022

Pack Formation lehibe indrindra ary afaka hisafidiana. Formation complet pdf + vidéo ary logiciel. Natao ho any rehetra indrindra ho ny zay mapiana tena amin'ny vidiny tena mirary. misy karazana logiciel de base rehetra ihany koa!
Afaka mividina manokana ko ireo logiciel de base rehetra
➡️ Gestion de Ressources Humaines
➡️ Technique bancaire
🔹Droit
☑️ Comptabilite et Sage
☑️Leadership et Management
☑️ Commerce et Marketing
✔️ Communication
✔️ Gestion d'entreprise et projet
✔️ Assistant de direction
🔷 Word - Excel –Powrpoint
Video compta
Video Informatique
Alphorm - Oracle Database 11g DBA 1 Reussir la certification 1Z0-052
Alphorm _ Formation WinDev Mobile 19 Android _ Le Guide Complet
Alphorm.Formation.ETL.Talend.Open.Studio.1-2.Les.Fondamentaux
Alphorm.Formation.GLPI.Gestion.De.Parc.Avec.GLPI.Et.OCS
♦️Alphorm.Formation.Microsoft.SQL.Server.2016.SSIS.Implementer.Une.Solution.ETL
♦️Alphorm.Formation.jQuery.Le.guide.complet.Video.flv-ArcheryTeam
Alphorm.Formation.Oracle.VM.Savoir.Administrer.Une.Infrastructure.Virtuelle
Apprendre l'Anglais Niveau 1+2
Apprendre l'Anglais Niveau 3+4
FORMATION HTML CSS
FORMATION ELEPHORM PHP MYSQL
L'essentiel de C # 7
Tout savoir des réseaux informatiques en quelques heures
Tuto – Audacity
Video2brain – wordpress
Video2brain - wordpress_4_0_la_creation_de_contenu_personnalise
Video2Brain Dépannage Réseaux

🟫 Raha mila fanazavana fanampy dia alefaso Mp na miantso 032 57 753 72/ 034 49 730 60

27/12/2021

Bonjour, comme la fête approche et pour le vacances du fin d'année aussi, gasy Graphique va vous offrir des packs film pour tout le monde en plus qui est en 100 nombres comme : film nouveautés
Film au choix🤨
Film par genre, en plus c'est moins cher, peu regarder avec la famille pour passer du moment ensemble.
Alors venez nombreux.👮‍♀️👮

Merci de votre participation et en espérant encore de vous revoir📞

30/11/2021

Gasy Graphik vous propose deux types de Cours et une Formation💪
👉 Cours spéciales pour les classes d’examen
👉 Cours préparatoires pour différents filières Universitaire
👉 Formation spécialisée pour les jeunes qui veule se lance dans les domaines informatiques

Horaires :
Mercredi – Samedi et Dimanche
Inscription Ouverte
Pour plus information veuillez nous envoie une MP

10/11/2021

🎖🎖 Besoin d'un logo au design impactant et épuré pour votre activité, ainsi que pour vos différents supports de communication ?
Ne cherchez plus ailleurs.
On peut vous concevoir des logos, des visuels, des affiches, des flyer , des étiquettes, des cartes de visites et même un site web...
Consultez directement notre page.

Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

📌𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒕𝒆 𝒂𝒉𝒂𝒇𝒆𝒉𝒚 𝒏𝒚 𝒓𝒆𝒔𝒂𝒌𝒂 "𝑩𝒐𝒐𝒔𝒕 𝒑𝒂𝒈𝒆" 𝒔𝒖𝒓 𝒇𝒂𝒄𝒆𝒃𝒐𝒐𝒌 !!!𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia mampanao formation "Booste page" en ligne, misy...
𝐇𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐓𝐬𝐚𝐫𝐚𝐡𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 !!!Na olon-tsotra na orinasa... 𝐆𝐚𝐬𝐲 𝐆𝐫𝐚𝐩𝐡𝐢𝐤 dia manao ny asa rehetra mo...

Website

Address

Tsarahonenana
Antananarivo
101

Other Information Technology Companies in Antananarivo (show all)
Tech-Fashion Boutique Tech-Fashion Boutique
Antananarivo, ANTANANARIVO101

Vente matériel informatique et accessoires

ONE Formation Madagascar ONE Formation Madagascar
Antananarivo, 101

Formation professionnelle

World TFC World TFC
Antananarivo, 103

TFC WORLD owns deep expertise in training data collection and annotation for Machine Learning. We a

Cellinah mode Cellinah mode
Antananarivo, 101

SOA

Zero X Bytes 32 Zero X Bytes 32
Antananarivo

A software engineering company specialized in blockchain and decentralized web

Novity Madagascar Novity Madagascar
Immeuble Ivandry Business Center, 6ème étage
Antananarivo, 101

Next Generation Sarlu Next Generation Sarlu
ANTANANARIVO
Antananarivo, 101

Nous sommes des étudiants du CNAM et Ingénieur de l'ENI en Informatique, Réseau, Système et Multimédia. Nous œuvrons dans le domaine de la technologie de l’information.

Fa_Univ'Art Formation Fa_Univ'Art Formation
Ampefiloha
Antananarivo, 101

Formation professionnelle. 5ans d’expérience (2018-2022).

A.J Store A.J Store
Antananarivo
Antananarivo, 101

Varotra Finday karazany rehetra. Vente de Smartphones neufs, original.

GETIC GETIC
Antananarivo

- Études, Conceptions, Développements informatiques - Infogérance informatique - Formations

Monde En Tech Monde En Tech
SUPRÊME CENTER BOX 706
Antananarivo, 101

Vente Matériels et Consommables Informatique