Mode classe by N.H

Création et model pour les femmes qui aiment le style classique, model unique, mais abordable.

Photos from Mode classe by N.H's post 25/05/2023

Disponible sur commande, 80 000ar. Afaka atao même couleur s'y tissu aminy n'y poketra s'y kiraro. MP ary oh.

17/05/2023

Hotsakotsakoina ity , raha samy ho faty ihany de aoka hamela mamy toy n'y renitanteky, de bonne nuit daholo.

Tany fandalovana marina ity misy antsika ity. Efa fantatra foana io saingy tamin'ity herinandro ity tena tsapako be hoe "hay tena izay tokoa ilay izy!".
Eo am-pamisavisana izany rehetra izany eto aho no mahita ity sary nalaina teo Analakely tamin'ny 90 taona lasa latsaka kely ity (1935). Dia nandeha kely ny eritreritro hoe : "Ireto olona ireto koa moa izany dia efa samy tsy misy eto intsony!". Jereo anefa ireto izy fa toa samy somokotra amin'izay maha-somokotra azy avokoa : Ny sasany izao eto mety sahirana mitady ny hatao laoka ratoandro, ny sasany mamokovoky ery manao ny asa fitadiavany isanandro sns sns...nefa vetivety teo dia hoe nanjavona tsy nisy hita intsony hono. Dia ohatr'azy ireo ihany koa isika rehetra miaina ankehitriny: samy somebiseby manketsy mankaroa, miezaka mafy mitady ny mahasoa....saingy tsy misy ho afa-bela akory satria tsy iza fa Mpivahiny mitovy aminy ihany koa.

✍️Tsiaro an'i Neny

Photos from Mode classe by N.H's post 13/05/2023

Lamaody bé any ivelany zao n'y cargo, disponible de suite, ensemble cargo gris taille M, L, pantalon cargo gris, noir, beige, taille M s'y L daholo drill matevina tsara. Ensemble 80 000ar, pantalon 50 000ar.Mandray commande momba n'y zaitra rehetra 🙏.

20/04/2023

Mankasitraka n'y Mode classe by NH nampiakanjo, misy poketra mitovy aminy koa izy ity, tiako bé ilay loko miady hotr'izao. Ho anao koa te hanao commande aza misalasala fa manatona n'y mode classe by NH, afaka miantso n'y laharana: 0330222640. Tsy voatery manafatra vao miakanjo tsara.

Photos from Mode classe by N.H's post 14/04/2023

Ho antsika mitady coussin de afaka manamboatra izahay ato @ mode classe by NH. mp izay mitady, manome prix de gros, tissu tsara kalitao. Midira mp izay liana.

Photos from Mode classe by N.H's post 26/03/2023

Manao solde lobaka vrai coton 💯 izahay ato @ mode classe by NH, tsy friperie fa lvaovao bé daholo, misy loko isan-karazany, rah tokony ho 20000ar, lasa 15 000ar. Afaka miditra MP n'a miantso avy hatrany : 0330222640.

21/03/2023

N'y mode classe by NH ety Namontana, dia manao n'y zaitra lamaody classe rehetra indrindra ho an'ny vehivavy toy n'y fampivadiana n'y akanjo s'y n'y poketra Ary n'y kiraro hatram ny collier s'y boucle d'oreille. Manao n'y akanjo ampiasana eny @ orin'asa n'a fikambanana toy n'y tee-shirt,polos, jogging, combinaison, gilet maro paosy, casquette, hatramin'ny décoration intérieure (fampivadiana n'y housse n'y sera s'y n'y rideau, n'y lambam-pandriana s'y n'y rideaux. Mpanjaitra matihanina no miandraikitra ireo. Alefaso dieny Zao Ary n'y commande, de antsoy n'y laharana: 0330222640/0328459899.

Photos from Mode classe by N.H's post 20/03/2023

Mandray commande hatrany momba n'y zaitra rehetra tompoko izahay: polos, tee-shirt, gilet, tablier, jogging, combinaisons, casquette, n'y lamaodim-behivavy rehetra ( robe, poketra, collier, boucle d'oreille...) Mandefa any @ faritra.

Photos from Mode classe by N.H's post 20/03/2023

Efa ho Tonga n'y ririnina, n'y jean Dia mety fona fa manendrika. Alefaso n'y commande fa vonona hanome fahafaham-po anao zahay👍👍, misy daholo ireto couleur ireo. 80 000ar/ pièce, mandefa en gros s'y any @ faritra.

Photos from Mode classe by N.H's post 13/03/2023

Rah te hiavaka ianao anaty fety iray ho vonjenao, de vonona hanampy anao izahay ato @ mode classe by NH. Toizao, manao poketra kiraro, kavina sns izahay.

Photos from Mode classe by N.H's post 13/03/2023

Afaka mandray commande n'a tee-shirt s'y polo izahay. Misaotra n'y association Ampela mionjo Madagascar nanome fitokisana anay s'y ianareo sekoly nampanamboatra tee-shirt 🙏🙏.Mandray commande hatrany n'y mode classe by NH.

Photos from Mode classe by N.H's post 11/03/2023

Disponible sur commande Ohh. Cargo femme tena lady be..

27/02/2023

Mitady machine surjeteuse industrielle maika izay manana n'a mahita oh, Misaotra mialoha🙏❤️🙏

24/02/2023

Alefako eto Iany so de misy liana, fa mbola mandray mpikambana vaovao ny association Ampela mionjo Madagascar. Participation amin'io fety io 40 000 ar, sakafo buffet io ambiance mafana, mba miala voly koa indraindray e,🥰🥰🥰,mis contact eo @ affiche ho an'izay liana.

Photos from Mode classe by N.H's post 08/02/2023

Aza adino fa efa manakaiky ilay andro iray ho an'ny mpifankatia🧑‍🤝‍🧑👭14 février, mbola afaka mandray commande vitsivitsy @ ireto izahay, 3jours de vita, ka ireo Tonga aloha no raisina.Miditra MP n'a miantso n'y 0330222640.

Photos from Mode classe by N.H's post 28/01/2023

Ho an'ny mpifankatia @ St Valentin, MP izay liana oh.

Photos from Mode classe by N.H's post 24/01/2023

Mila manjamanja sy mahafatifaty fona isika vehivavy na anaty birao, maika moa fa hamonjy lanonana. Rah misy tianao reo de afaka manao Izany izahay ato @ mode classe by NH. Ary afaka mandefa any @ faritra ihany koa, midira mp Ary n'a miantso n'y laharana 0328459899. Aza hadino fa afaka ampivadiana @ accessoires daholo n'y robe zairina ato @ Mode classe by NH, toy n'y poketra s'y kiraro,👜👠 collier s'y boucle d'oreille 💍💎.

Photos from Mode classe by N.H's post 21/01/2023

Mbola misokatra ho antsika ny atelier mode classe by NH amin'ny karazana zaitra lamaody isan-karazany, afaka mampiady loko miaraka @ accessoires izahay, toy n'y satroka🎩 poketra 👜👜👠👠kavina💍💎 colliers sns. Ho anao izay te hivavaka any anaty lanonana. Aza misalasa Ary miditra MP avy hatrany rah misy mahalina anao🙏❤️.

Photos from Mode classe by N.H's post 18/01/2023

Mbola disponible n'y lobaka coton 💯💯tsara tarehy. Amin'ny vidiny 20 000ar, manome prix de gros, afaka mandefa any @ faritra. Misy daholo ireto am sary ireto.

Photos from Mode classe by N.H's post 17/01/2023

Mbola misy Ilay lobaka ho an'ny lehilahy, misy mpointure rehetra, coton 💯💯. Amin'ny vidiny 20 000ar. Manome prix de gros, mandefa any @ faritra🚃🚞.

14/01/2023

Mitady presse bouton tahaka anito izay mahita, miaraka @ prix.merci.

Photos from Mode classe by N.H's post 12/01/2023

ARRIVAGE :
Lobaka coton 💯💯tsara bé, misy matevina misy maivamaivana ,fleuri, carreau, blanc sns🥼👕. Prix 20 000ar, manome prix de gros, mandefa any @ faritra.🚃🚎🚞.MP avy hatrany ary izay mitady oh.

Photos from Mode classe by N.H's post 09/01/2023

Ataovy jejo miaraka aminao koa akia lay Harena Kely fa mahafatifaty a. Alefaso Ary n'y commande fa vonona izahay hanome fahafaham-po anao👍👍

07/01/2023

N'y anjelin'ny Jéhovah anie hitoby manodidina anao hazahoanao torimaso mamy @ Zao Alina izao🙏🙏

Photos from Mode classe by N.H's post 06/01/2023

Iza no hatao vodiondry ato ho ato, n'a mba te hampitovy refa mivoaka iny👫👫👭👭🧑‍🤝‍🧑?reto modely afaka hamboarin'n'ny "mode classe by NH" ho anareo.

Photos from Mode classe by N.H's post 05/01/2023

Tsy hoe tapitra ny fety de tsy mihaingo intsony isika vehivavy. Anisan'ny mahay mihaingo n'y vehivavy Afrikanina, ireto misy modely, izay afaka omen'ny mode classe by N.H antsika, misy ho an'ny ngezangeza iany koa. Alefaso Ary n'y commande 👗👗👗 Sao tara.

Photos from Mode classe by N.H's post 04/01/2023

Cliente satisfaite, Misaotra @ fankasitrahana🙏❤️, @ manaraka indray. Mitohy hatrany ny fandraisana commande na eto Antananarivo na any @ faritra.

02/01/2023

Ny Mode classe by N.H Dia mitady mpanjaitra mahafehy ny " coupe et couture", indrindra n'y akanjom-behivavy 👗👗👗.Miditra MP izay liana.

01/01/2023

N'y Mode classe by N.H Dia mirary taom-baovao Sambatra ho antsika rehetra miaraka@ Tompo ❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏

Photos from Mode classe by N.H's post 23/12/2022

Ireto misy modèle atolotry n'y mode classe by N.H ho antsika, koa aza misalasala Ary, fidio izay tianao fa ho afa-po ianao, alefaso n'y commande 👗👗👗👗.

21/12/2022

Ny eto @ pejin'ny "mode classe by N.H Dia sady mandray komandy n'y zaitra tianao no mivarotra iany koa ireo asa famoronany n'a vokatrany manokana. Misaotra.

19/12/2022

Tonga soa eto amin'ny pejin'ny "Mode classe by N.H. Mpanjaitra ny lamaody natokana ho an'ny vehivavy izahay. Manao ny zaitra rehetra, ary afaka mandray kaomandy isan'andro. Afaka miresaka eto na miantso io laharana orange ato @ pejy io.

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo
101
Other Design & Fashion in Antananarivo (show all)
Tinou Confection Officiel Tinou Confection Officiel
Pochard
Antananarivo, 101

Ny tsara ho qnao

EffTi Pretty OnLine EffTi Pretty OnLine
Antananarivo, 101

Effti Pretty Online, boutique de vente en ligne du produit prêt à porter féminin

Mistï Mistï
Antananarivo, 101

Mistï est une marque de création artisanale d'accessoires inspirée par l'esprit de Madagascar et son savoir faire 🌿💚 Le fait main est unique pour chaque produit.

Pretti’Ciah Mode Pretti’Ciah Mode
Antananarivo

🌸🛍Voyez votre meilleur version ici🛍🌸 En ligne uniquement📍 Livraison partout à Mada🛵

Chic.Atelier MDG Chic.Atelier MDG
Antananarivo, 101

Création de bijoux, décoration mural, confection et bien d'autres accessoires ♥️

Manj's'raitra Manj's'raitra
Antananarivo

Confection et Vente de vêtement sur mesure

Bris's Mode Bris's Mode
Mahamasina
Antananarivo

Soaro Company Madagascar Soaro Company Madagascar
Villa Brenda LOT 94 TER A FM Ambohibao Antehiroka Morondava
Antananarivo, 105

SOARO Company Madagascar, une entreprise de confection,de distribution et d'exportation de vêtement

Enfan'Teen Enfan'Teen
Antananarivo, 103

Chaussure et mode pour enfant

Les sœurs_V Les sœurs_V
Antananarivo

Fara & Dimby Style Fara & Dimby Style
Antananarivo

Création des vêtements pour enfants et bébé ��

Anna Estela Fashion Anna Estela Fashion
Ambolokandrina
Antananarivo, 101

Coutures et Mode etc..