GasyComputech

Ndao Ianatra eee!!!📚

Photos from GasyComputech's post 01/05/2024

Lesona 2 : Bon plan fividianana jeux ra ilalao en ligne.

Ireto ndray ary bon plan fividianana jeux sady afaka anaovana comparaison prix @ plateforme officiel :
 Instant Gaming an’isany fiviadianana jeux mora indrindra sady misy promotion fona.Ataonao recherchĂ© fotsiny ilay jeux tinao dia rehefa ividy dia mandeha daholy ny carte visa telma sy orange ra ohatra ka tsy manana carte visa na mastercard na paypal.Dia rehefa vita ny achat dia misy serial omeny eo dia makao @ ilay plateforms nividianano an’ilay jeux enao dia miditra ao @ parameter dia apetaka ilay serial nomeny Instant Gaming;Ohatra nividy GTA 5 tao @ instant gaming enao dia efa azo ilay serial, nisafidy enao oe instaleko @ Epic Games ity na Rockstar Games na Steam dia makao @ parametre fotsiny enao dia misy ao oe entrer “serial de jeux” dia apetakao ilay serial iny dia ajoutĂ© ao ilay jeux, maka backup enao sisa dia afaka milalao.Tandremo fa tsy mahazo omena olona ilay serial fa saro pady be io.

 Epic Games dia mahatsara anazy dia misy jeux gratuit fona isakin’ny semaine ohatra zao t@ fin 2021 dia nataony jeux gratuit de la semaine ny GTA V Prenium sy Nba 2k21 dia t@ erintaona nisy an’I rogue company sns.

 Steam ndray dia plateform passse partout izany oe izay jeux rehetra @ plateforme misy PC dia afaka lalaovina ao daholy

 Ubisoft ndray dia tsy otrany steam fa izay jeux ubisoft iany ny ao.Misy fotoana kou ataony gratuity jeux ao ohatra oe Assassin Sreed ireny.

 Ea app dia plateforme anisan’ny tiko satria misy ny atao oe abonement izay vidina par mois.Ohatra zao ny

‱ Ea play misy jeux eo @ 12 page izay vidinao 15 000Ar izy zay par mois, ohatra ahitana FIFA 23 , NFL,Grid,NFS,Star Wars ilay tsy crackeny lerony.Fa kosa afaka milalao UFC 5 sy FC 24 ianao fa 10 heures iany no afaka milalao.
‱ Dia misy ndray ny offre faharoa Ea Play Pro somary lafo ndray izy efa mahatratra 80 000 Ar izy zay.Toute jeux EA dia gratuit tsy misy heure limiete ra ilalao jeux enao.
 Microsoft Store ndray dia mitovy @ Ea app fa nenarany ndray dia Game Pass, mitovy @ Ea app misy abonement 4 700Ar eo par 1er mois fa 40 000Ar izy aveo,nefa misy jeux efa plus de 500 izay ahitanao Minecraft,Forza,City Skilines sns.
Ireo ary bon plan momba fividianana jeux, kanefa ny jeux en ligne tena tsy mandany connexion mintsy nefa betsaka ny avantage afaka milalao miaraka namana naiza naiza.
Ohatra izao milalao GTA 5 online ilay rolepay sady mande microphone fa maximum 5go par mois laniko.Ghost recon breakpoint 1go par mois maximum.Euro Truck Simulator 500mo eo avec DLC.
Izay ny resaka bon plan fividianana jeux online.

Photos from GasyComputech's post 01/05/2024

Lesona 2 : Garantie ordinateur na composant bureaux

1. Garantie : Ny composant rehetra dia manana garantie 2 ans constructeur, toute composant bureau na ordinateur portable aza.Ohatra ra mividy carte mere lisany ka miteny ilay mpivatotra oe garantie 1 mois ou 2 mois ou 3 mois dia mbola manana garantie 2 ans constructeur.

 Aona ny ahitana oe mbola manana garantie constructeur ilay matĂ©riel : Ny matĂ©riel rehetra dia misy numĂ©ro de sĂ©rie ohatra nen’ny ordinateur portable ao ambany izay misy etiquette dia miatomboka @ S/N na SN etc
.Dia nen’ny composant ana ordinateur bureau ndray izy matetika tsy misy etiquette eo @ ilay materiel mintsy fa mipetaka ao @ ilay carton mintsy le izy.

 Aona ndray fijerana anazy oe mbola misy ve ilay garantie 2 ans constructeur : Ento somary mila fikarohana kely sy mandany fotoana kely.Alaina ilay numĂ©ro de sĂ©rie dia makao @ site officiel dia miditra ao @ ilay page web misy garantie ireny dia soratana eo ilay numĂ©ro de sĂ©rie tokony misy soratra @ izay ao oe « In Warranty < 2 months remaining » na io teny frantsay « Garantie restant < 2 mois ».

 Nen’ny ordinateur portable izy tsotra kely ra hoarina @ composant ordinateur bureau : Nen’ny ordinateur portable izy tonga dia mitsofoka makao @ ilay site officiel marque pc anao.Misy ao oe decter mon ordinateur automatique ou entrer le numĂ©ro de sĂ©rie, misafidy fotsiny ianareo dia ita eo daholy momba an’ilay ordinateur miaraka @ garantie.

 Aona @ izay ary ny etape tokony atao ijerena centre de service an’ilay marque matĂ©riel anao : Ao @ ilay site officiel efa misy oe « support service » na « service client » mila manontany an’ireo ianareo ra te ijery oe aiza centre de service ento madagasikara.Dia ra sanatria oe maty na simba ny ordinateur anao dia mila hazavaina @ zareo satria misy ny atao hoe « politiques de garantie » (samy manana nenazy ny marque rehetra).Ra sanatria tsy ao anaty politiques de garantie ilay tantara nahatonga an’ilay matĂ©riels simba dia tsy afaka manabaotra na manolo maimaipona zareo nefa kou mbola manana garantie ilay entana.

 Aona ny atao ra lany ary ilay garantie : Ny garantie tompoko dia afaka prolongena na lany efa 1 taona aza.Ny tarifs zao dia samy manana nenazy ny marques rehetra izay afaka payenao @ carte visa,mastercard,carte visa telma na orange.

 Nainga adiniko fa nen’ny Apple iany no garantie 1 ans constructeur.

Izay ny momba garantie, fa alefaso eo @ commentaire ra misy tsy mazava na misy tinao antanina fa ao anatin’ilay lesona io iany.
Ireto ny centre de service fantako hatreto lony dia : lenovo ao @ Inviso Group Andranomena,Acer sy Apple SuprĂȘme Center.

Ireo misy sary fanehonana hoan'isika.

NB: tandremo mividy an'ilay ordinateur na composant garantie 1 semaine.

01/05/2024

Ndao Ianatra eee!!!!!!

L'informatique, c'est tout ce qui a trait aux ordinateurs et Ă  comment on les utilise pour gĂ©rer des informations. Ça inclut Ă  la fois le matĂ©riel (les parties physiques, comme les ordinateurs eux-mĂȘmes) et le logiciel (les programmes qui font fonctionner les ordinateurs).

L'histoire de l'informatique remonte à longtemps, avec des outils comme l'abaque utilisés par les anciennes civilisations. Mais la version moderne de l'informatique a vraiment commencé au 19e siÚcle, avec les premiers travaux sur les machines à calculer programmables par des personnes comme Charles Babbage et Ada Lovelace.

Au 20e siÚcle, l'informatique a vraiment décollé. Des avancées majeures, comme l'invention du transistor en 1947, ont permis la création des premiers ordinateurs électroniques. Des machines célÚbres comme l'ENIAC en 1946 ont été parmi les premiers ordinateurs programmables. Dans les années 1950, les premiers langages de programmation ont été créés.

Au fil des décennies suivantes, l'informatique a connu une croissance rapide. On a vu des ordinateurs devenir de plus en plus petits, l'Internet a été créé dans les années 1960, et des systÚmes d'exploitation comme Unix et Windows sont apparus dans les années 1970 et 1980.

Le 21e siÚcle a été marqué par une explosion encore plus grande de l'informatique. Des technologies comme le cloud computing, l'intelligence artificielle, l'Internet des objets, la blockchain et la réalité virtuelle ont émergé, transformant la façon dont nous utilisons la technologie et affectant de nombreux aspects de notre vie quotidienne.

NB: Somary nataoko teny frantsay fa ny lesona manaraka ataon'tsika teny gasy.Ka andro tsy fiasana moa androany dia izara lesona faharoa.

Lesona 2 :bon plan fividianana jeux sy resaka garantie composant

Want your school to be the top-listed School/college in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Omar Richards

Website

Address

Antananarivo

Other Computer Training in Antananarivo (show all)
USERS INFO USERS INFO
67ha
Antananarivo, 101

formation modulaire informatique et gestion informatise

E.P.I Formation Bureautique E.P.I Formation Bureautique
Ambanimaso
Antananarivo

FORMATION EN INFORMATIQUE BUREAUTIQUE ET LANGUE FRANÇAISE

Tuto-Info.com Tuto-Info.com
Lot II A 80 C Ampandrana Ouest
Antananarivo, 101

Plateforme de formation en ligne ahitanao formation maro amin'ny teny Malagasy toy ny : Excel Avanc?

IanaTek IanaTek
Itaosy
Antananarivo, 102

Fampianarana miompana amy tontolon'ny teknolojy an' Web.

Institut National Supérieur d'Informatique INSI Institut National Supérieur d'Informatique INSI
Lot VF 32 Ter Ankazotokana Ambanidia En Face Du FTM
Antananarivo, 101

INSI, Ecole informatique : Génie Logiciel, Intelligence artificielle, data science, cybersécurité

Dadevoo Dadevoo
Antananarivo, 101

Your future is in your hands.

Mahay Mahay
Antananarivo

Vente de formations vidéos fiables

DECO mada.mg-fjnition DECO mada.mg-fjnition
ANDROHIBE
Antananarivo, 101

mampanao formation saisie sy bureautique complet

Hacker international Hacker international
Antananarivo

J.enseigne le hacking/Je recupere Vos compte sociaux pirater. JE lutte contre la cyberminnalitée.

MahayInfo MahayInfo
En Face Multiplex Androhibe(agence Capsule)/prĂšs ENAM
Antananarivo, 101

Nous sommes une Ă©quipe dynamique qui vous offre une formation rapide et efficace dans le domaine d'

Pro Academy Pro Academy
Ampandrana
Antananarivo

Pour "Une tĂȘte bien faite" Professional Academy - AcadĂ©mie des pros Centre de formation en renfor