Lycée Jules Ferry Faravohitra 100e
"Sarobidy noho ny volamena ny fahaizana sy ny fahendrena"
La célébration du 100ème anniversaire du lycée continue !!! 🤯😍
✨🔥Pour tous les sportifs et sportives du lycée ✨🔥 Que ce soient élèves ou anciens
Venez montrer vos compétences en tir ou en dunk
inscription auprès de
Kanto Nokara
Tsanta fanantenana
Maeva Andrianarivony
Tontosa soamantsara ny "Déjeuner dansant" 🥂💃🥂🕺🥂🎂🥂 ny 26 aprily 2024 teny amin'ny Espace Rose Iavoloha.
Ny Komity fahazato taona dia maneho etoana ny fisaorana ny fianakavian'ny Lycée Jules Ferry Faravohitra sy ireo niaraniasa rehetra tamin'ny fanomanana sy ny fanatanterahana izany. Ny kely vitan'ny tsirairay no nahazoana ireny vokatra lehibe ireny 🙏🙏🙏.
Na dia teo ary ny lesoka , izay ialanay tsiny, dia inoanay fa nahazo fifaliana ny rehetra 😉. Izany tokoa no tanjona tamin'iny fihaonana iny 🤗🙂🙃.
Fotoana fialantsasatra ho an'ny Lycée ny herinandron'ny 29 aprily, koa raha misy ilanao ny komity dia asaina ianao hihazo ny laharana
0326816543 na 0337649775.
Miarahaba antsika rehetra indray ary izahay komity mpikarakara ny faha 100taona ny lycée antsika.
Faly mampahafantatra antsika fa mbola disponible ny billet amin'ilay Déjeuner Dansant izay ho tanterahina eny amin'ny By Pass Iavoloha ny zoma 26 avril ho avy izao, amin'ny vidiny ny billet tsotra ary ny VIP
Manentana antsika handray anjara daholo, fotoana iray afaka ihaonana amin'ireo promotion tany aloha izay ela tsy nifankahita sy fiarahana mamy 🙂 moa mba hofanohanana ny lycée 😉
Zavadehibe aminay ny fahatongavantsika tsirairay avy any 🙂
Ny tee-shirt dia mbola misy koa hoanizay mbola tsy nahazo, sy ihany ny couleur misy amin'ny vidiny 30.000ar 🙂
Afaka miantso amin'ito numéro ito izay haka billet na hi-commande tee-shirt
033 76 497 75
Merci 😉
Salama daholo vee? Misy matory maraina izao ato fa tsy mianatra androany, eo dia manararaotra eo 😋
Fa izao rankizy ann, satria moa ny volana Avril dia natokantsika hoan'ny dia manasa antsika ary ry zareo mba hanotrona azy ireo fa mikarakara Comédie Musicale 💃🥳😂🤣 ho antsika izy ireo ny mercredi 24 avril ho avy izao manomboka amin'ny 2ora, ny toerana dia ao amin'ny Alliance Française Andavamamba. Ny lohahevitra moa dia: 🤗🤗🤗 izany fotsiny aza ve tsy efa manaitra koa ndao ary eee 😉😉😉
Tongava daholo na ankizy na olondehibe fa antsika io dia tohano ny antsika
Paff: 3.000ar ny mpianatra ary 5.000ar ny olondehibe 😉
Iza daholo ary ny handeha ooo 🕺🕺🕺
Iza tamin'ireto no nianaranao taminao nandalo tao amin'ny Lycée Jules Ferry Faravohitra ?
Chers élèves ! Chers anciens,
Cette année marque un siècle de succès et de souvenirs partagés.
Rejoignez-nous pour célébrer notre héritage et notre engagement envers l'excellence éducative.
"Sarobidy noho ny volamena ny Fahaizana sy Fahendrena"
Ces mots incarnent notre vision et notre mission depuis un siècle.
Ensemble, honorons notre passé et embrassons l'avenir avec optimisme.
Pour contribuer à cette célébration mémorable, envoyer vos dons au :
MVola : 038 70 756 15
Orange Money : 037 81 581 12
Au nom de MITIA HENINTSOA
Chaque contribution compte et nous rapproche de notre objectif commun.
Votre générosité aidera à soutenir les initiatives futures du lycée et à assurer sa pérennité pour les générations à venir.
Joyeux 100ème anniversaire, Lycée Jules Ferry Faravohitra ! ♥️
Ensemble, vers de nouveaux sommets !
© Harry Tiana Teddy
Lycée Jules Ferry Faravohitra
Voilà l’événement tant demandé 🥳
Vous êtes chaud ? 🔥🎉
🔥BASKETBALL TOURNAMENT 🔥🏀
À tous les anciens éleves et les élèves actuels 🙌🏽🥰
Un tournoi de basket oraganisé par le Club Pour Onu 🤩
Les filles ne sont non plus mise en reste 🤩❤️
Oui les filles inscrivez vous
🔥Formez votre dream team et inscrivez vous 🤘🏼🔥
Attention ne rater pas votre chance les places sont limitées 🫨
Veuillez vous inscrire auprès de
Mr Miora au sein du lycée
Et des responsables
Ainsi que sur la page 🥰
Pour plus d’info contacter
Kanto Nokara et
@ Maeva Andrianarivony
On comptes sur vous ✨🥰
Miarahaba daholo, inona izao rankizy ny fety andrasanareo amin'izao fankalazana ny faha 💯 taona izao ? Ny anay izao dia ny ao amin'ny espace rose by pass, any izany isika mihaona amin'io sa hoe aaa 🤣😉
Fa aza manahy fa io aloha no atrehina fa mbola hoavy ny manaraka eo surprise 🤣🤣🤣
A vos claviers, tsy mahazo miteniteny foana a 🤐🤐🤐
Bonjour 😊
Efa azo jifaina ao amin'ny grand lycée ny billet amin'ilay Déjeuner Dansant izay hoataontsika eny amin'ny Espace Rose By Pass ny zoma 26 avril hoavy izao. 🙂🙂🙂
Paf: 70.000ar billet tsotra ary 100.000ar ny VIP
Hoento ny namana, ny fianakaviana, ny mpiara mianatra taloha, ray aman-drenin'ny mpianatra, handao hifety 🎉🎉🎉 fa zavadehibe izany 💯 taona izany ary mendrika homendanja ka manantena ny fahatongavantsika tsirairay 🙂🙂🙂
Ty contact afaka antsoina raha misy fanazavana fanampiny 033 76 497 75
Mankasitraka sahady
Un petit review en photo du début de la célébration du 100e Anniversaire au Lycée Jules Ferry Faravohitra 🫶❤️
Envoyez les vôtres en commentaires . 📃
By Heriniaina Nomena 📸
Félicitations à nos vainqueurs ❤️
Nos portes seront ouvert à partir de 09h pour la récupération des tickets .😊
NB: Présentez votre compte FB à l'entrée .
Tapitra ny kilalaontsika ‼️
Amin’ny 12H izahay no amoaka ireo mpandresy rehetra na dia efa fantatrareo aza oe iza ireo 🤪 .
OYE ! OYEE ! 📣
Ity aza ilay nandrasantsika ANCIEN sy PUBLIC e! Misy an'ity lalao tsotra ity karakarainay mba hafahanareo mahazo billet amin'ilay Show amin'ny Zoma 22 Desambra ho avy zao ❗️
Tsotra ny fandraisana anjara ! 😁
Step 1: 1️⃣
- Réagissez-o ity post ity ary abonnez-o ny page .
Step 2: 2️⃣
- Lazao anay ao amin'ny commentaire oe iza avy ireo artistes ( Singer / DJ ) voalaza fa hanafana ny lanonana amin'io . Ary identifier-o namanao 3 eo amin'io commentaire anao io .
Step 3: 3️⃣
- Partagez-o en mode public ity Post ity ary asio HashTag ( #) LJF100Ans .
IREO 10 VOALOHANY BE INDRINDRA NY RÉACTION-ANY EO AMIN'NY COMMENTAIRE NO MAHAZO NY LOKA ❗️
N.B ❗️
- Ataovy Public tsara ilay partage fa lasa tsy itanay ny partage anao ❗️
- Azo atao ny m'identifier namana anaty réponse an'ilay commentaire anao ampitomboina j'aime !
- Azo atao tsara hoe milalao ny mpianatra dia omeny ny sakaizany na ny zandriny na havany .
- NY ALAKAMISY 21 DESAMBRA AMIN'NY 10 ORA NO HITSARA IZAHAY KA HIJERY OE IZA AVY IREO MPANDRESY !
❤️
📢 ANNONCE ‼️: 📣
Encore deux (2) Stands Gourmandise disponibles pour ce Vendredi 22 Décembre.
Un stand de 9m2 et des petites tables à votre disposition .
Tout ça pour seulement 50.000Ar
Pour plus d'infos : Contactez la page ou au +261 34 76 175 12 🥳
🎉 Annonce Officielle : Célébrons les 100 Ans de Réussites et Début des Festivités du Lycée ! 🎉
Chers membres de la communauté éducative, anciens élèves, enseignants, parents et amis du lycée,
Nous sommes fiers et ravis de vous annoncer le début des festivités marquant les 100 ans de réussites exceptionnelles de notre cher lycée ! Cent ans d'engagement, de savoir-faire, et de succès méritent d'être célébrés à la hauteur de notre histoire et de notre héritage.
📆 𝐕𝐄𝐍𝐃𝐑𝐄𝐃𝐈 𝟐𝟐 𝐃𝐄́𝐂𝐄𝐌𝐁𝐑𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟑 :
Un Bal de fin d’année et début des fêtes au sein du lycée ❤️
🎊 𝐀𝐔 𝐏𝐑𝐎𝐆𝐑𝐀𝐌𝐌𝐄 :
À 𝟏𝟎𝐡𝟑𝟎 commencera notre journée par une Cérémonie d'Ouverture Émouvante
À 𝟏𝟎𝐇𝟒𝟓 : début du 𝐒𝐇𝐎𝐖 animé par nos DJ , et nos SPÉCIAL GUEST
👏 Nous Vous informons qu’il y’aura :
- 🚽 des Toilettes Accessibles
- 🌬️ 🍔des Stands de Rafraîchissement et coin gourmand
🎟️ 𝐓𝐈𝐂𝐊𝐄𝐓 💸
Des tarifs très abordables pour que tout le monde pourra profiter de ce moment épique .
Les élèves du Lycée Actuel : 🎫 𝟑.𝟓𝟎𝟎 𝐀𝐫
Pour les anciens et le grand public : 🎫 𝟖.𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫
PARTAGEZ À FONNDD ‼️
Pour plus d’informations : Contactez la page ou au
+261 34 76 175 12 📞
💯📚🎈
🎉 Annonce Spéciale :
Célébrons le Début du Centenaire du Lycée Jules Ferry à Faravohitra ! 🎉
C'est avec une immense fierté et une grande excitation que nous vous annonçons un événement extraordinaire pour célébrer le commencement du centenaire de notre cher lycée Jules Ferry ! Cent ans d'éducation, de réussites et de moments mémorables méritent d'être honorés comme il se doit.
En attendant l'annonce officielle , racontez vos anecdotes au Lycée dans les commentaires ... 😂
💯🎓🎈
Jeudi 30 Novembre
Click here to claim your Sponsored Listing.
Videos (show all)
Category
Contact the organization
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
Monday | 07:00 - 17:00 |
Tuesday | 07:00 - 17:00 |
Wednesday | 07:00 - 17:00 |
Thursday | 07:00 - 17:00 |
Friday | 07:00 - 17:00 |
EFTA Ambatobe/BP 1411
Antananarivo, 101
Formation professionnelle, recyclage des formateurs Agricoles et ruraux
Madagascar Antananarivo
Antananarivo
Cours Anglais Français Chinois Call Center [en ligne / complet] ✓ Tsotra ✓ Mora ✓ Azo antoka »Mp
Ambolokandrina
Antananarivo
Cours de Mathématiques à domicile À Antananarivo
Campus Universitaire D’Ambohitsaina
Antananarivo, 101
Informations officielles de la Mention Histoire de l’université d’Antananarivo Madagascar
Atsenakisoa, Ankadinondry-Sakay
Antananarivo, 119
Filières : Bâtiment Travaux Publics / G2 Comptable / AGRICOLE
Bibliothèque Nationale Anosy
Antananarivo, 101
Pour le rayonnement de l'Art et de la Culture à Madagascar
Université D'Ankatso
Antananarivo, 101
Page officielle de l'Association des Étudiants de la Mention Science du Tourisme - FLSH Antananarivo
Antananarivo
Salama tompoko, Ampahafantaro anay hoe inona no azonay anampina anao