Fampianarana SELF défense
🔴MISOKATRA HOAN'NY REHETRA 🔴
🔷Dojo 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚
🔘Tel: 0349127899 / 0380574835
RAHA ITY NO MANOLOANA ANAO..
*Mbola misy azonao atao ve?
*inona ny mety ho ataonao?
Soraty ao amin'ny commentaire ny hevitrao👇
🔴TSY AZO ATAO NY MANAMBANY ART MARTIAUX na SPORT DE COMBAT HAFA. 🔴
📢Pour choisir le meilleur sport de combat, définissez vos objectifs !
⚜Il n'y a pas un sport de combat "meilleur" qu'un autre. Toutes les disciplines attirent de nombreux adeptes, car elles répondent à différentes envies et permettent d'atteindre des objectifs variés.
Un excellent moyen de se faire une idée sur un sport de combat, c’est encore d’essayer. Pour ce faire, les clubs de sports de combat ou d'arts martiaux proposent souvent des séances d’essai gratuites. Renseignez-vous sur leur site internet ou en leur téléphonant si vous ne trouvez pas l'information que vous cherchez ! C'est l'occasion de découvrir une discipline sans devoir s’engager, ce qui permet d’en essayer plusieurs avant de faire son choix définitif. Il est aussi conseillé de réaliser plusieurs séances d'essai.
🗨️ Vous en avez testé plusieurs vous ?
🔴𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗡-𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗻𝗮 𝘀𝗲𝗹𝗳 𝗱é𝗳𝗲𝗻𝘀𝗲.🔴
▶Hianaranao sy hifehezanao ireo karazana Teknika de combat. (Debout, au sol, à distance, rapproché, projection, saisie, sns…. )
▶Na efa nanao Art martiaux ianao na tsy mbola nanao dia raisinay foana.
▶Teknika 𝗧𝗦𝗢𝗧𝗥𝗔 nefa 𝗘𝗙𝗙𝗜𝗖𝗔𝗖𝗘 no hianarana.
@ 18 février 2024
🔴Isakin'ny Alahady: 06h à 08h
🔹Raha mahaliana anao dia mandefasa MP
🔹Contact: 0349127899
''𝓣𝓼𝔂 𝓶𝓲𝓼𝔂 𝓽𝓼𝔂 𝓿𝓲𝓽𝓪𝓷'𝓲𝔃𝓪𝔂 𝓿𝓸𝓷𝓸𝓷𝓪'
💥FANTATRAO VE FA MILA IDINA FOANA NY ANGLE REHEFA AO ANATY COMBAT.😀
💥Fantatrao ve fa fraction d seconde no m'compte vao mahavita otran'io @ sary io ianao.😀
♾️VITANAO IO raha VONONA ianao♾️
☸Tsy misy mafy tsy azo toerina ,, ary tsy misy sarotra tsy azo resena☸⭕
☢ ☢
🔅Ndao raha vonon-kianatra.
: 034 91 278 99
🔴Battez-vous pour vos objectifs ✊💯
🔴Feheziko ny ART'ko ,, ny any hafa koa feheziko🔴
🔴IRETO NO ANISAN'NY TEKNIKA IANARANA SY FEHEZINA ATO AMIN'NY CLUB DE SELF DÉFENSE AMBOHIMANARINA RAHA RESAKA ANTSY( COUTEAU 🔪) NO RESAHANA🔴
🔹24 techniques pour comprendre, apprendre et réviser l'ensemble du système de parade contre les attaques au couteau au SELF DÉFENSE
🌿Liste des techniques :
-01 - PARADE COUTEAU - LES PRINCIPES
-02 - FRAPPES PRÉVENTIVES
-03 - 360° DE HAUT EN BAS
-04 - 360° DE BAS EN HAUT
-05 - 360° DE HAUT EN BAS - CÔTÉ EXTÉRIEUR
-06 - 360° DE HAUT EN BAS - CÔTÉ INTÉRIEUR
-07 - 360° DE BAS EN HAUT - CÔTÉ EXTÉRIEUR
-08 - 360° DE BAS EN HAUT - CÔTÉ INTÉRIEUR
-09 - 360° DE BAS EN HAUT - CÔTÉ 45°
-10 - 360° ATTAQUES REVERS
-11 - 360° ATTAQUE PIC À GLACE
-12 - ATTAQUE PIQUÉE PARADE EXTÉRIEURE
-13 - ATTAQUE PIQUÉE PARADE GLISSÉE
-14 - ATTAQUE PIQUÉE PARADE INTÉRIEURE
-15 - ATTAQUE PIQUÉE - LE TRAVAIL DES ANGLES
-16 - ATTAQUE CROISÉE DISTANCE COURTE
-17 - ATTAQUE CROISÉE GÉNÉRALITÉS
-18 - ATTAQUE CROISÉE PARADE DES DEUX BRAS
-19 - ATTAQUE CROISÉE PARADE À UN BRAS
-20 - ATTAQUE DISTANCE LONGUE
-21 - ATTAQUE DISTANCE MOYENNE
-22 - ATTAQUE DISTANCE MOYENNE COURTE
-23 - ATTAQUE PIQUÉE DISTANCE MOYENNE
-24 - ATTAQUE DE DOS 3/4 ARRIÈRE
🌿Misokatra hatrany ny fandraisana mpianatra
🌿 : 034 91 278 99
🔴𝗠𝗔𝗡𝗢𝗠𝗕𝗢𝗞𝗔 @ 𝗔𝗟𝗔𝗥𝗢𝗕𝗜𝗔 02 𝗔𝗢𝗨𝗧 2023 @ 09𝗛 𝗺𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗲𝗻𝘁𝗿𝗮𝗶𝗻𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁.🔴
▶𝗠𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘃𝗼𝗻𝗼𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗵𝗶𝗮𝗻𝗮𝘁𝗿𝗮
▶𝗧𝗲𝗹:0380574835
🔴𝗡𝗗𝗔𝗢 𝗛𝗜𝗔𝗡𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗢𝗩𝗔𝗡-𝗧𝗘𝗡𝗔 𝗻𝗮 𝘀𝗲𝗹𝗳 𝗱é𝗳𝗲𝗻𝘀𝗲.🔴
▶Hianaranao sy hifehezanao ireo karazana Teknika de combat. (Debout, au sol, à distance, rapproché, projection, saisie, sns…. )
▶Na efa nanao Art martiaux ianao na tsy mbola nanao dia raisinay foana.
▶Teknika 𝗧𝗦𝗢𝗧𝗥𝗔 nefa 𝗘𝗙𝗙𝗜𝗖𝗔𝗖𝗘 no hianarana.
🔹Raha mahaliana anao dia mandefasa MP
🔹Contact: 0349127899
''𝓣𝓼𝔂 𝓶𝓲𝓼𝔂 𝓽𝓼𝔂 𝓿𝓲𝓽𝓪𝓷'𝓲𝔃𝓪𝔂 𝓿𝓸𝓷𝓸𝓷𝓪''
𝗠𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔
🔴 :🔴
🌠ireto ny santionan'ny zavatra hianarana amin'izany:
🔜Secret et stratégie de combat
🔜technique de prise
🔜formule de combat
🔜maitrise de point vital
🔜Efficatité de l'arme
🔜formation secourisme
🔜motivation succès
▶PRATIQUE DU COMBAT chaque entrainement.
.....sns....
✨Andro:
◼Alarobia: 09h à 11h
◼Alahady:06h à 08h
🔹MISORATRA ANARANA MIALOHA ATO AMIN'NY PAGE IZAY VONONA
sy : mirary
🔺5 taona miakatra,,,, ankizy,, tanora,,, lehibe,, lahy,, vavy.
🔵Misy ny cours particulier,, spécial,, à domicile ,misy ihany koa ny anadavan'andro.
💥Attestation et certificat après formation.
??Ny fahaizanao miaro tena sy miaro ny hafa no Tanjonay.
: Dojo Ambohimanarina (Tana VI)
MP ou 038 05 748 35 /034 91 278 99
🏆 🏆
On n'encourage pas la violence mais on évite d'être victime.
Methode CSDA: neutraliser un agresseur debout et au sol le plus rapidement possible (prévention, protection, positionnement, frappes et finalisations).
Techniques de combat de rue, préparation physique spécifique, préparation mentale.
Un cours pratique, realiste et efficace en self défense adapté à tous les niveaux et toutes les disciplines.
🔰Mercredi: 09h à 11h
🔰Samedi: 09h à 11h
🔰Dimanche: 13h à 16h
🏫 Dojo Ambohimanarina
de self-defense Ambohimanarina
: 034 91 278 99
🎯POTEHO NY FAHAVALO DIENY MBOLA TSY RAIKITRA NY ADY🎯
"Si vos adversaires ne savent pas ce qu'il en coûte de s'en prendre à vous, alors ils s'en prendront à vous."
Technique de combat au SOL
: misokatra hatrany ny fandraisana mpikambana.
🏆HAFATRY NY MPANABE🏆
❌aza vakiana raha marary fo ❌
✅tsy voatery hanaratsy ny akama, tsy voatery hanaratsy ny hafa ianao vao hita hoe milay e! Dia tsy voatery hiseho milay ihany koa vao hita hoe, fa raha milay ianao dia hita eny amin'ny tenenina sy atao foana zany e!...
▶ianao nge milay mihitsy e! Saingy adinonao fotsiny izany satria ilaozanao manaratsy ny hafa...
✅Eo amin'ny sehatry ny asa tsy voatery hanaratsy an'ilay namana mba nahazo promotion ianao vao ahazo promotion fa afaka mahazo promotion mihitsy ianao raha miasa milay..
✅Eo amin'ny arapitiavana, tsy voatery hanosopotaka sy hanaratsy ny akama ianao raha tianao ny ahazo sipa otran'ny azy, fa mba mandiniha tena fotsiny hoe inona ilay ananany fa tsy anananao e!...
✅Dia amin'ny sehatra rehetra io mitombina foana... Hafatry ny fiainana zany... Afaka milay foana fa tsy voatery hanaratsy ny hafa... Hafokàna zany amiko....
𝗠𝗜𝗩𝗘𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗞𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗬 𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗠𝗣𝗜𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔
🌿manomboka @ sabotsy 01 Avril 2023🌿
:
🌠ireto ny santionan'ny zavatra hianarana amin'izany:
🔜Secret et stratégie de combat
🔜technique de prise
🔜formule de combat
🔜maitrise de point vital
🔜Efficatité de l'arme
🔜formation secourisme
🔜motivation succès
.....sns....
✨Andro:
◼Alarobia: 09h-11h
◼Sabotsy:09h-11h
◼Alahady:13h-16h
MISORATRA ANARANA MIALOHA ATO AMIN'NY PAGE IZAY VONONA
: 00ar
: mirary
🔺5 taona miakatra,,,, ankizy,, tanora,,, lehibe,, lahy,, vavy.
🔵Misy ny cours particulier,, spécial,, à domicile ,misy ihany koa ny anadavan'andro.
💥Attestation et certificat après formation.
??Ny fahaizanao miaro tena sy miaro ny hafa no Tanjonay.
: Dojo Ambohimanarina (Tana VI)
MP ou 038 05 748 35 /034 91 278 99
🏆 🏆
Misokatra hoan'ny rehetra ny fisoratana anarana
Alarobia: 09h à 11h
Sabotsy: 09h à 11h
Alahady: 13h à 16h
Tel: 038 05 748 35
𝙻𝚎 𝚜𝚞𝚌𝚌é𝚜 𝚌'𝚎𝚜𝚝 1% 𝚍𝚎 𝚌𝚑𝚊𝚗𝚌𝚎 𝚎𝚝 99% 𝚍𝚎 𝚍𝚒𝚜𝚌𝚒𝚙𝚕𝚒𝚗𝚎, 𝚍𝚎 𝚙𝚎𝚛𝚜é𝚟é𝚛𝚊𝚗𝚌𝚎, 𝚍𝚎 𝚗𝚞𝚒𝚝𝚜 𝚋𝚕𝚊𝚗𝚌𝚑𝚎𝚜, 𝚍𝚎 𝚏𝚊𝚝𝚒𝚐𝚞𝚎, 𝚍𝚎 𝚛𝚎𝚖𝚒𝚜𝚎 𝚎𝚗 𝚚𝚞𝚎𝚜𝚝𝚒𝚘𝚗, 𝚍'é𝚌𝚑𝚎𝚌 , 𝚍𝚎 𝚌𝚘𝚞𝚙𝚜 𝚍𝚞𝚛𝚜 𝚎𝚝 𝚍𝚎 𝚛é𝚜𝚒𝚕𝚒𝚎𝚗𝚌𝚎.
Voleo ao aminao ny
NY ATAO HOE MIADY DIA TSY SANGISANGY,, TSY LALANA HOAMIN'NY INDRA-FO NA ANDRAKANDRANA,,, FENO LOATRA NY KAPOAKA KA TEREN'NY FO ,,, FA MIADY MISAINA''
💠tsy natao hitazanam-potsiny ny mafy manjo ny manodidina ialahy,,, tsy nateraka hameno isan'ny mpirenireny , mpangataka,, mpialatsiny, mpandà adidy…
Fa meteza hahaleo tena, ho olombanona, hahatsangana ny hafa ho toa an'ialahy.
Maromaroha ny toan'ialahy.
Otran'izao ny atao hoe ''combat de rue r'Zama a😂
💠aiza kivy! Mihareta , dieny zao dia iaino fa mpandresy ianao @ fiainanao rehetra💠
🍃Manidina toy ny lolo🍃
🍃Manindrona toy ny tately🐝
💠TECHNIQUE KELY NDRAY ALOHA👇
N.B: mila rapidité io vao mety.
💠Ny FANDRESENA raha omena fotsiny TSY matsiro💠
🌿Fa mila FAHARETANA sy FIHARETANA 🌿
🍀Mandefasa Mp izay membres tsy mbola tafiditra ao anaty Groupe de discussion 🍀
''🎶Mandehana haingana tsy misy fitsaharana, aiza mikorontana(calme) ''🎶
⛳Manam-panirina ny handresy ny olon-drehetra, fa vitsy ny manampinihavana ny hanomana fandresena''⛳
Click here to claim your Sponsored Listing.
Videos (show all)
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Ambohibao Antehiroka
Antananarivo
Vivez votre rêve, voyagez avec la culture chinoise�
Rue Seimad
Antananarivo
Centre spécialisé dans l'enseignement de la Langue et Cultures Italiennes. WhatsApp 034 19 461 67
Antananarivo
L'éducation est une richesse qui vous accompagne le long de votre existence�
Antananarivo
Préparez vos concours administratifs avec nous. ECONOMIE - GESTION - SOCIOLOGIE - AGRO - POLY