Tana massage relaxant

Tana massage relaxant

Massage relaxant

15/02/2024

Sahirana mitady mpanotra TENA MAHAY ve ianao?

Manakotsako ny vanin-taolana,reraka lava marary ny lamosina ,marary andoha lava"migraine",tsy milamina tsara ny torimaso,marary avokoa ny ratsam-batana rehetra ,marary ny faladiha.

Tana massage relaxant dia manolotra anao :
* Otra manerana ny vatana (massage relaxant géneral )
* Otra ny loha ( facial)
* Otra ny faladiha (massage réflexo relaxant)

Marihina fa (sur rendez vous) hatrany tompoko

Koa aza misalasala ary miditra Mp na miantso mivantana laharana @ page

☎️ : 034 31 361 29

10/07/2023

Mahasoa!

08/07/2023
09/06/2023

Qu'est-ce qu'un massage relaxant?
le bien-être à travers des gestes de pression
C'est un massage complet du corps, doux, enveloppant et relaxant.
Il invite à une profonde détente, idéale pour lâcher-prise.

14/05/2023

"Pourquoi est-on courbaturé après un massage "?

"Vous venez de vous faire masser et vous rentrez à la maison avec le sentiment d'être détendu et léger".

"Mais le matin suivant, vous vous réveillez avec des élancements dans les muscles et vous vous sentez courbaturé. Que s'est-il passé? Il y a des chances que le massage en soit la cause".

"Le stress , le surmenage , la fatigue cible les muscles et le massage permet de libérer les toxines du stress".

"Le massage est similaire à une séance d'entraînement: si les muscles ne sont pas suffisamment entraînés, une sensation de courbatures peut apparaître".

"Elle se dissipe en un ou deux jours.
Un massage professionnel est plus qu'un frottement de dos ordinaire".
"Votre masseuse va trouver beaucoup de nœuds musculaires dus au stress quotidien ou dus au manque ou à l'excès d'exercice".

"Le but de mes massages aider votre corps à se détendre pour qu'il puisse fonctionner de manière optimale".

"Alors que faire pour réduire les courbatures ?
Il est important de me communiquer vos attentes, aussi bien que votre état de santé actuel.
Je pourrais alors adapter le massage en faisant des ajustements dans l'intensité ou la technique pendant la session".

"Buvez de l'eau en abondance juste après votre massage , et continuez à le faire pendant un jour ou deux".

"Ceci réhydratera vos tissus et soulagera les effets du massage".

"Restez calme après votre massage.
Allez à la maison, détendez-vous et permettez à votre corps de trouver son équilibre naturellement".

"Comme avec l'exercice, faites du massage une pratique habituelle de santé".

"Et si, le matin suivant le massage, vous vous réveillez endolori, c'est probablement parce que vous avez reçu un vrai bon massage"

22/03/2023

reraka lava ve ianao,marary lamosina, hozatra mivokoka sy manaintaina"noeud musculaire", Havizanana lava, "Stresser" loatra, tsy ampy torimaso ?

"Tana massage relaxant"dia manolotra anao,otra manerana ny vatana"de la tête au pied"

Afaka mintso laharana page 034 31 361 29 na miditra hafatra miafina "mp"

Photos from Tana massage relaxant's post 17/03/2023

NY RARIN-TSAINA "STRESS"

Ho resadresahan-tsika ny mety mahatonga ny rarin-tsaina

Ny rarin-tsaina dia vokatrin'ny fiasana saina be loatra na havizanana be loatra na vokatrin'ny olana"problème" midona matetika @ fiainana ka manjary lasa "stress"

Ho fisorohana izany dia ilaina ny fandaminan-tsaina
-Mila fitiavana @ manodidina azy ny olona tratrin'ny rarin-tsaina
-Mila tambitamby,teny mamy,fankasitrahana,azo atao koa indrindra ny manome fanomezana ohatra voninkazo na izay zavatra fantatra fa hafinaritra ilay olona... Na lahy na vavy

Mety @ olona tratrin'ny rarin-tsaina ihany koa ny manao fanatanjahan-tena na ny fampiasana vatana toy hazakazaka madinika voa maraina "sport"

Manampy ampihena ny rarin-tsaina ihany koa ny fisotroana ronono velona 1vera ampiarahina @ dité 1vera nasiana tantely 1sotro lebe finanana, alohan'ny hatory

Misy safidy hafa ihany koa ampihena izany rarin-tsaina izany raha toa ka tena miteraka tsy fahitan-tory,raha tsy pisotro alikaoly ny olona iray no mandaitra ity torohevitra ity: misotro labiera 1vera aloan'ny hatory

Fehin'izany dia manampy be ihany koa ny otra na"massage"hampihena izany havizanana be loatra izany,mitondra fitoniana sy torimaso lalina ampilamina ,tsy otra fitsaboana aretina fa otra mifanandrify -tsaina,araka izany dia tsy ataotao foana fa misy ny marika arahina"zones ciblées" itondra fiadanana ho an'ilay olona

Raha mahaliana anao ary izany na raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa mp na miantso ny laharana
0343136129

15/03/2023

Ho anao mahatsiaro vizana na marary loha "migraine, stress"mitebiteby sy miasa saina?

Torohevitra atolotra anao mivavaka mafy
Sasana madio ny tongotra dia hosorana menaka ny tanana ary horona"massena"ny faladia,ny ratsan-tongotra dia potserina mandritran'ny 2 "à" 5 mn io teboka @ sary io,tsindriana mora ary mia mafy mia mafy."pied gauche"

Manampy betsaka ihany koa ny otra manerana ny vatana analana izany havizanam-batana izany koa aza misalasala ary miantso ny laharana amin'ny "page" 034 31 361 29

09/03/2023

Mahasoa.

Anio isika dia hizara ity "point"iray ity.

Natao mba hampiakatra ny Hery fiarovana izy ity.

Potsero amin'ny Ankihibe dia ahodina manaraka ny fanondrom-mpamantaran'andro
"Sens d'aiguille du montre"mandritra ny roa 2 minitra io "point" @ sary io.
atao indroa isan'andro(Tongotra Avia sy havanana)
Mirary fahasalamana daholo tompoko.

09/01/2023

"MASSAGE RELAXANT "

Ho anao mahatsiaro vizana ara-batana na ara-tsaina, na manakotsako ny vatana ka mila otra, ireo manana olana amin’ny tsy fahitàna torimaso, aza misalasala miantso fa ho afa-po tokoa ianao!

04/12/2022

Raha toa indray ka reraka ianao dia maka koveta, asiana rano matimaty sy sira vaingany 1sotro fihinana na sira vovony ihany koa dia mety, hatao ao ny tongotrao ary hatao difotra ka halona 10minitra dia hesorina.

Ny sira dia mitroka ilay havizanana sy "stress"ao amin'ny vatanao ary mahatsiaro maivamaivana ianao rehefa avy mandona tongotra amin'ny ranontsira. Manala ny "courbatures" amin'ny vatana rehetra ihany koa ny sira.

Ny 'massage" na otra dia manampy betsaka ihany koa analana ny havizanam-batantsika.

"Séance massage" 1h manerana ny vatana dia ho hafabizana tsara ianao

Fanampim-panazavana mp na 0343136129

20/11/2022

KATRAFAY
Nomenjahary zava-maniry isika manala ny havizanam-batantsika,satria tsy maintsy miasa ary izay tena miasa dia tratrin'ny havizanana

Ny katrafay dia hazo lehibe maniry any @ faritra atsimon'ny nosy izay efa hita manerana ny tsena eto amintsika

Tsy ny raviny no ilaina fa ny hodiny,ilay fatotra boribory iray iny no arotsaka ary ampangotrahina @ rano sahabo 3litatra ,rehefa izay dia tapohina @ rano handroana
Ahatsapa fa maivamaivana sy "a l'aise" aorian'izany

Manampy antsika ihany koa ny massage na otra manala havizanana,tsy ataotao foana anefa izany fa misy ny marika enjehina anala tanteraka izany havizanam-batantsika izany

Raha mahaliana anao na mila fanazavna fanampiny dia afaka mandefa" mp "na miantso ny laharana

034 31 361 29

20/11/2022

NY OTRA NA" MASSAGE"

Ny otra dia fomba iray entina misoroka na mitsabo aretina toy ny "rhumatisme",ny havizanana,tazo,aretinify sns...mitondra fitoniana ny olona voan'ny "sinusite",sery,gripa.

Ilain'ny vatantsika ny fanaovana "massage":
mba ampikoriana tsara ny rà ka mampilamina ny fitempon'ny fo
Otra atao ,tongotra"massage partiel"na ny vatana rehetra"massage général"
-rehefa tratrin'ny havizanana be loatra ny olona dia tsentsitsetsina ny lalan-drà ka mahatonga ny olona iray malemy ila na fahatapahana lalan-drà tampoka

"Tana massage relaxant" dia mampahafantatra anao fa manana talenta"art "ary nanamafy sy nandalina ny otra"massage"

Raha misy fanontaniana dia afaka mandefa hafatra miafina"mp"na miantso mivantana laharana ny "page"

034 31 361 29

08/03/2020

OTRA SY RARIN-TSAINA"STRESS"
Saika mahazo ny ankabeazan'ny olona aty andalam-pandrosoana ny rarin-tsaina

Maro no mety mahatonga ny rarin-tsaina ,nohon'ny adin-tsaina be loatra,tsy fahampiana torimaso,ny havizanana be loatra,ny fijerevana solosaina"ordinateur" maharitra,ny fahakiviana "depression"

Anisan'ny mahatonga ny rarin-tsaina izay ihany koa ny fiaretan-tory @ alalan'ny fahitalavitr na @ alalan'ny "facebook".Ny fikorontanana ara-tokatrano

Vahaolana,ampitomboina arak'izay azo atao ny torimaso,ezahina alamina ny disadisa eo @ mpivady na mpifankatia,alamina ny resakin'ny mpianakavy ao an-trano, ny olana , ny programme rehetra izay azo alamina.

Fandefasana feon-kira malefaka na hira milamindamina hampitony.

Tsara kokoa raha tsy mandrehitra jiro rehefa matory satria ny hazavan'ny jiro dia mandreraka ny vatana ,araka ny fikaroan'ny manam-pahaizana dia misintona "énérgie" @ vatana rehefa matory tsy mahatsiaro tena izany hazavana izany.

Ilaina ihany koa ny miala voly toy ny fitsangatsanganana,ny lomano,sns...
Manokana fotoana mitokana ho anao andaminan-tsaina"dans le vide" na manao "méditation"

Manana anjara toerana lehibe ihany koa ny otra @ fampitonian-tsaina hahatonga torimasom-piadanana ,otra manerana ny vatana,atao atreo @ loha ka atrany am-paladia.

Raha mahaliana anao ary izany dia afaka mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany

034 31 361 29

06/03/2020

Ny fandehanana tongotra isan'andro tsy mikiraro dia tena mahasalama

07/02/2020

Ny massage na otra dia tena ilain ny vatantsika tokoa isorohana ny "blocage "amin ny fahasalamana , ny tsy fikorinan'ny rà ka mahatonga ny havizanana be loatra @ vatana
"Tana massage relaxant "dia manolotra anao otra" partiel" tanana na tongotra na lamosina na ihany koa otra 'general" ,"massage" manerana ny vatana

a "domicile ou au bureau"

tsy mande "à l'hotel"

"rendez-vous sur mp ou appel direct"

034 31 361 29

04/02/2020

NY RARIN-TSAINA (STRESS)
Ho resadresahan-tsika ny mety mahatonga ny rarin-tsaina (stress)

Ny rarin-tsaina (stress) dia vokatrin'ny fiasana saina be loatra na havizanana be loatra na vokatrin'ny olana(problème) midona matetika @ fiainana ka manjary lasa (stress) na mahatonga ny atao oe spasmophilie

Ho fisorohana izany dia ilaina ny fandaminan-tsaina
-Mila fitiavana @ manodidina azy ny olona tratrin'ny rarin-tsaina na (stress)
-Mila tambitamby,teny mamy,fankasitrahana,azo atao koa indrindra ny manome fanomezana ohatra voninkazo na izay zavatra fantatra fa hafinaritra ilay olona... Na lahy na vavy

Mety @ olona tratrin'ny rarin-tsaina(stress) ihany koa ny manao fanatanjahan-tena na ny fampiasana vatana toy hazakazaka madinika voa maraina , na manao(sport) fampiasam-batana

Manampy ampihena ny rarin-tsaina(stress) ihany koa ny fisotroana ronono velona 1vera ampiarahina @ dité 1vera nasiana tantely 1sotro lebe finanana, alohan'ny hatory

Misy safidy hafa ihany koa ampihena izany rarin-tsaina(stress)izany raha toa ka tena miteraka tsy fahitan-tory,raha tsy pisotro alikaoly ny olona iray no mandaitra ity torohevitra ity: misotro labiera 1vera aloan'ny hatory

Fehin'izany dia manampy be ihany koa ny otra na(massage)ampihena izany havizanana be loatra izany,mitondra fitoniana sy torimaso lalina ampilamina ,tsy otra fitsaboana aretina fa otra mifanandrify -tsaina(stress),araka izany dia tsy ataotao foana fa misy ny marika arahina(zones ciblées) itondra fiadanana ho an'ilay olona

Raha mahaliana anao ary izany na raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa mp na miantso ny laharana
0343136129

29/01/2020

Miarahaba antsika rehetra tompoko 😊😊😊😊
Ny otra dia manala aretina rehetra toy ny : havizanana, aretin doha, volivoly ary manatsara ny fikorinan'ny rà amin'ny vatana, manala hakamoana sns💪......
Raha toa ka liana am izany ianao dia aza misalasala mandef MP na miantso ny laharana 😊😊😊😊

23/01/2020

Massage relaxant,massage general tête au pied

Telephone

Address

Antananarivo