chez gracia

💓💓Salon de coiffure , esthétique, onglerie
Vente produits cosmétiques et divers mode femme👠🩰👗

27/01/2024

💗💗 BONNE NUIT les fans 💗💗💗
Pose vernis permanent ongle naturel 💗

Chez gracia
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre rendez vous

Photos from chez gracia's post 25/01/2024

💗💗SAO TARA ARRIVAGE BE IRETO ILAY TENA QUALITÉ AMIN'NY HAHAFANTARANAREO ANAY MIHINTSY AN!!

MISY PRIX GROS ET DETAILS !!!
💌💌Mafy ary tena matanjaka tsara!!

LIVRAISON TANA PROVINCE
MP OU 034 36 912 39

Photos from chez gracia's post 24/01/2024

Mankasitraka foana e 💖💖😍.
Tsotsotra nefa tsara an

CHEZ gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre rendez vous

21/01/2024

Coucou les fans !!!
Iza no mbola tsy matory?? 💖💖💖
Tiako bé daholo lisany miaraka amin'nity Hoho manjakely ity ❤️💖💖

Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39 pour prendre rendez vous

19/01/2024

❤️❤️❤️

Photos from chez gracia's post 19/01/2024

👇‼️BAE: FA NDRI VE KI DIA TSY MANANA POKETRA AKOATRA'ITY MINTSY RY PISOOAAA??!!! 🤔

‼️NDRI: KA ITY MAHAZATRA AANA NE E !! (Nefa ndri tena tsy manana Akoatrany mihintsy fa mody oeee) 😁😁

❌❌NDAO HO ENTO IZY RY BAE HIANTSENA ATY AMINAY A! SAC VAOVAO BE !!

TSY INY COULEUR INY FOANA NO HO HITANAO FA KARAZANY MARO AMIN'IZAY E!!

❤️❤️❤️VAOVAO TAONA DIA MBA VAOVAO KOA SAC E MOTIVÉ TSARA MIANATRA NA MIASA.!!!

🍂FENO AZO ISAFIDIANANA IMPORTÉ DE BONNE QUALITÉ DAHOLO !!!

🍂ASSURÉ OAAA !! AZA MISALASALA !!!
QUALITÉ MAFY TENA MAFY NA FERMETURE ARY !!

🍂VIDINY NEFA NATAO ZAKANY DAHOLO BE !!! DRAY DRAY DRAY!!! OKA FOTSINY E!!!

LIVRAISON TANA PROVINCE
MP OU 034 36 912 39

16/01/2024

🌿🌿IZA DAHOLO MAHALALA FA TSOKAN'OMBY DIA AZO ATAO MENABOLO TSARA?

🍂🍂IZY ITY DIA MENAKA FATAONY NTAOLO TALOHA

FA INONA MOA IZANY TSOKA TSY MANDRY IZANY!!
ILAY FATAONTSIKA AMIN'NY LAOKA TAOLANA BE IRENY ANIE IZANY E?? 😁

NY TSOKA TSY MANDRY NA MOELLE DE BOEUF Dia manana éléments nutritifs bé mihintsy mety ho an'ny fahasalamany volo tanteraka tahakan'ny vitamine B12 fer et protéine izay manampy betsaka amin'ny fitomboany volo aingana Dia aingana ary manamafy ny foto bolo tanteraka..

MILAZAÀ HOE IZAY EFA NAMPIASA????AZA MENATRA FA ATAOVY AMIN'NY COMMENTAIRES HOE! 😁
TENA RATSY FOFONA ERY IZY TAMIN'IZANY!!! 😁

NEFA DIA MBA FANTATRAREO MOA FA IRETO AVY TOMBOTSOA AZO AVY AMINY❓❓

🍂Mampalefaka n'y volo
🍂Manome rano sy sakafo ilain'ny volo
🍂Mampangirana volo
🍂Mampatevina azy
🍂Manamandina raha somary tena maina makina volonao!!
🍂Manampy bé amin'ny fitsiriny volo
🍂Manena ny volo miongotra Simba tapatapaka
🍂Mdefinir boucle bé ihany koa izy

⭐⭐MENTIONNÉ O ETO ILAY NAMANAO EFA NAMPIASA INY KOA HOE ?? 👇👇👇
😊😊RAHA TIANAREO FIZARANA DIA PARTAGEO ARY E? MBOLA HANORO FAMPIASANA AZY AHO REHEFA ❤️❤️ REHEFA BETSAKA MANARAKA IANAREO ❤️❤️

CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA

Photos from chez gracia's post 16/01/2024

❌❌❌ARRIVAGE SAC DE QUALITÉ RY ZAREO A‼️‼️‼️

😍😍😍IANAO VE TSY MAHITA HOE TOKONY HO SOLOINA VAOVAO AMIN'IZAY INY SAC NAO INY ??? ANY E? 2024 NE NY TAONA TSY MBOLA TARA RAHA HANOLO VAOVAO !!! 🥰

💯MAFY TSARA
👉FERMETURE TENA MAFY TSARA
👉VIDINY MIRARY !!!
👉CUIR TSARA DAHOLO ILAY MARQUE TIANAREO MIHINTSY

A récupérer Chez gracia tsimbazaza
LIVRAISON TANA PROVINCE
MP OU 034 36 912 39

14/01/2024

ITY INDRAY TARIF ANTSIKA 2024 ANN !!!
❤️❤️MANATSARA MANOME NY TSARA INDRINDRA HO ANAREO ❤️❤️❤️

Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39

Photos from chez gracia's post 12/01/2024

HANOME TSARA HATRANY ❤️❤️
LAMAODY MIHINTSY ITY COUPE PAPILLON ITY AN ❤️❤️❤️

CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
MP OU 034 36 912 39

10/01/2024

😍🙏🙏

Photos from chez gracia's post 09/01/2024

Coupe + brushing
Merci beaucoup pour votre confiance ❤️

Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39

03/01/2024

🌙🌙ITY HOHO MANJAKELY ITY INDRAY NO HIFANAOVANATSIKA BONNE NUIT ANDROANY !!!
BONNE NUIT DAHOLO OOO ⭐

CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
MP OU 034 36 912 39

Photos from chez gracia's post 03/01/2024

🌿🌿IZA KOA TIA COULEUR NATUREL KELY OHATRA IZAO? TENA BETSAKA IANAREO MISAFIDY AZY ITY ATO AMIN'NY SALON AN ???
💚💚JEREO ANIE E !!
AVANT/APRÈS
SOIN PÉDICURE 20 000AR
+ VERNIS PERMANENT COULEUR UNIE 8 000AR

CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
MP OU 034 36 912 39

Photos from chez gracia's post 02/01/2024

🙏🙏🙏FENO DIA FENO TOKOA NY FO !!!
Izahay hoaa manome tsara ho anareo !!!
POROFO MIVAINGANA !!!! TSY MISY LAINGA SANTIONANY TÉMOIGNAGE IRETO FA IANAREO SISA NO ANDRASANA !!!!

🍂🍂GAMME SOTEIX ARGAN KARITÉ🍁🍁
SHAMPOOING 500ML
ET MASQUE 300ML : NATOKANA HO AN'NY VOLO MAINA NA TAPATAPAKA NA TSY MITSIRY MIHINTSY IZY ITY !!

🩸🩸DIA HO HITANAO FA TENA HALEFAKA HANGIRANA NO HO SALAMA TSARA VOLONAO !!

KOA AZA MISALASALA MANORATRA NA MANANTONA ETY AMIN'NY CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA NO MISY ANAY
LIVRAISON TANA PROVINCE
3 000AR FRAIS LIVRAISON N'AIZA N'AIZA KOA ARARAOTY AN !!!

MP OU 034 36 912 39

01/01/2024

🎀🎉🎊BONNE ET HEUREUSE ANNÉE 2024 🎉🎊🎀

Photos from chez gracia's post 31/12/2023

EFA MANOMBOKA MANDRAY RENDEZ VOUS NY TAONA 2024 IZAHAY ANN

CHEZ GRACIA coiffure esthétique onglerie
Mp ou 034 36 912 39

31/12/2023

🙏NY FAHOMBIAZAKO JESOSY DIA AVY AMINAO 🙏
🙏NY FAHOMBIAZAKO TSY AVY AMIN'NY HERIKO NA TANJAKO🙏

🙏MISAOTRA AN'ANDRIAMANITRA LEHIBE TAMIN'NY FITATANANY SATRIA NOHO IZY IRERY IHANY NO MBOLA MAMPIJORO AHY TAHAK'IZAO NAHATRATRA ITY FARANY TAONA 2023 ITY IHANY KOA

🙏MISAOTRA ANAREO NAMANA ,CLIENTE MARO BE IHANY KOA NANOHANA!!! 💖
IANAREO IHANY KOA DIA TENA ANTONY LEHIBE NANOSIKA ANAY, MAMPIEZAKA ANAY MAHATAFAJORO ANAY, NAHATRATRARANAY IZAO HERINTAONANY SALON ANAY IZAO !! VONONA HANOME TSARA HATRANY HO ANAREO IZAHAY 😘😘😘TINAY BE IANAREO

MBOLA HO AVY PROMOTION FA AZA MATAHOTRA😁❤️❤️ALEO ALOHA VITA FETY 😁

🙏ETO IHANY KOA DIA MIARAHABA ANTSIKA TRATRAN'NY FARANY TAONA 2023 DIA SAMY HO TRATRANY TAONA 2024 DAHOLO E!!!

Chez gracia tsimbazaza

30/12/2023

Mivoha amin'ny 08h ka hatramin'ny 17h salon rahampitso an !!!

29/12/2023

❤️❤️Gainage❤️ a seulement
25 000ar

Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39

28/12/2023

Pose vernis permanent sur ongles naturels
A seulement 10 000ar

Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39

Photos from chez gracia's post 28/12/2023

❤️❤️❤️🙏🙏 TSARA LOATRA MANKASITRAKA FOANA E

15 000ar sur ce modèle

CHEZ GRACIA
COIFFURE ESTHÉTIQUE ONGLERIE

MP OU 034 36 912 39 POUR PRENDRE RENDEZ VOUS

Photos from chez gracia's post 27/12/2023

MANKASITRAKA FOANA MAHATOKY ❤️❤️❤️ CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
COIFFURE ESTHÉTIQUE ONGLERIE
MP OU 034 36 912 39

27/12/2023

❤️💖MIRARY TONTOLO ANDRO MAHAFINARITRA HO ANTSIKA O 💖💖
AZA ADINO FA MISOKATRA DU 08H 17h30 IZAHAY AN
MISOKATRA IHANY KOA NY 31DECEMBRE

CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
MP OU 034 36 912 39

Photos from chez gracia's post 26/12/2023

❤️HEY?? EFA TONGA CARTE FIDÉLITÉ ANTSIKA ANN?? TAKIO REHEFA TONGA ATO AMIN'NY SALON IANAREO FA FIHENAM BIDY 50% BE IZAO HO ANAREO MAHAFENO 10 PRESTATIONS ANN❤️❤️

CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
MP OU 034 36 912 39

26/12/2023

💖💖💖TENA ANISANY ZAVATRA MANAHIRANA ANTSIKA VEHIVAVY MATETIKA NY VOLO

👉SURTOUT HO ANTSIKA MANANA VOLO OLIOLY IZANY HOE MANANA VOLO TENDANCE A SEC !!

🔊🔊MBA FANTATRAO.MOA FA NY VOLO MAINA SAROTRA MANIRY RAHA TSY TSARA KARAKARA?
KA IZANY INDRINDRA NO ANTONY MAHATONGA ANAY HANOME VAHAOLANA TENA MAHARITRA HO ANAREO

🍂🍂GAMME SOTEIX ARGAN KARITÉ🍁🍁
SHAMPOOING 500ML
ET MASQUE 300ML : NATOKANA HO AN'NY VOLO MAINA NA TAPATAPAKA NA TSY MITSIRY MIHINTSY IZY ITY !!

🩸🩸DIA HO HITANAO FA TENA HALEFAKA HANGIRANA NO HO SALAMA TSARA VOLONAO !!

KOA AZA MISALASALA MANORATRA NA MANANTONA ETY AMIN'NY CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA NO MISY ANAY
LIVRAISON TANA PROVINCE
3 000AR FRAIS LIVRAISON N'AIZA N'AIZA KOA ARARAOTY AN !!!

MP OU 034 36 912 39

Photos from chez gracia's post 26/12/2023

‼️‼️HO ANAREO MBOLA TSY VOARAY? AFAKA TONGA MANAO ONGLE MANJAKELY OHATRA IZAO ANN ?? ‼️‼️

CHEZ GRACIA TSIMBAZAZA
MP OU 034 36 912 39 POUR PRENDRE UN RENDEZ VOUS

Photos from chez gracia's post 26/12/2023

😯😯 IZA KOA TIA VOLO LAVA BE OHATRA IZAO ?? TENA TSARA AN? 💗💗💖

MANKASITRAKA FOANA HO AN'NITY SIPA MANJAKELY ITY MAMETRAKA FITOKISANA ?? 😘😘

25/12/2023

🎀🎄❤️JOYEUX NOEL ET BONNE FÊTE A VOUS LES FANS 💗 🎄❤️🎀

Photos from chez gracia's post 24/12/2023

❤️❤️❤️😘VONONA HANOME FAHAFAHAM PO ANAREO FOANA IZAHAY ATO AMIN'NY CHEZ GRACIA ANN !! MISAOTRA ANAREO MAHARITRA FOANA ❤️😘

Misokatra hatramin'ny 5ora sasany ariva izahay annn

Chez gracia tsimbazaza
Mp ou 034 36 912 39

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

😍🙏🙏

Category

Telephone

Website

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Other Hair salons in Antananarivo (show all)
Coiff'Mi Coiff'Mi
Mahazoarivo
Antananarivo

Un diagnostic Visagisme

L'instant beauté L'instant beauté
Lot I-492-O Ambohitrinimanga
Antananarivo, 103

NEKKY Beauty Bypass NEKKY Beauty Bypass
Antananarivo

«Sûrement la plus belle»

Karohy beauté Karohy beauté
IKIANJA
Antananarivo

Tresse by Inna Ras Tresse by Inna Ras
Antananarivo

Tresse by Iris Tresse by Iris
Antananarivo, ANTANANARIVOANALAMANGA

Rivonomenjanahary Mbolatina Marcelle

Hasina beauty Ankadivato Hasina beauty Ankadivato
Ankadivato Antananarivo
Antananarivo

soins des cheveux,coupe femme et enfant,pack mariage,pack fiancaille,maquillage

Moni Moni Moni Moni
Ankatso 1
Antananarivo, 101

☎️ +261 34 56 646 99 appelez ce numéro pour prise de rendez-vous ❤️

Dorianne Manantena - Hairstyle Dorianne Manantena - Hairstyle
Antananarivo, 101

Hello! I’m Dorianne Manantena a hairstylist who loves to create minimalist and elegant look and it

Voary fyh tia Voary fyh tia
Imerintsiatosika
Antananarivo

Volo mirandrana Volo mirandrana
Antananarivo
Antananarivo

Volo tsara randrana sy salama

Ani-Taly Ani-Taly
Ambohipo
Antananarivo, 101

TRESSES❤️à❤️Domicile❤️(#Tresse#Braids#Taly#Randrana) ❤️Homme❤️et❤️Femme Rendez-Vous via MP ou Appel