Vidy haingo mirary

Tongasoa tompoko🥰

Photos from Vidy haingo mirary's post 14/02/2024

Ialana tsiny indrindra ny amin'ny fahatarana🙏Mba miconfirmer en mp anie ianareo telo svp 😍mankasitraka indrindra nandray anjara

13/02/2024

♥️ANDAO. HANKALAZA SAINT VALENTIN ♥️
Eto am-piandrasana arrivage dia ho zarainay credit ianareo hiantsoana an'i Bae rahampitso😍
❌Condition:
-mi-mentionne couple iray ao amin'ny commentaire nareo mba ka asainareo mi-j'aime ny page izy.
-mi-inviter ny amis rehetra i j'aime ny page
-mandefa porofo ao amin'ny mp dia izay😍

♥️Izay mi-mentionne couple betsaka indrindra no mahazo, izany hoe afaka manao commentaire betsaka izany😍
♥️Olona telo no omenay aloha

Demain à midi no tapitra ny lalao❌
Bonne chance daholo ary😘

11/02/2024

Hey, elaela tsy tato fa nanomana zavatra tsara be ho anareo😍aza miala alavitra ary🔥

03/08/2023

🤣🤣

Photos from Vidy haingo mirary's post 25/07/2023

☑️Aiza daholo ry papa isany😍Pull pour hommes isan-karazany🔝
☑️Prix: 20.000ar daholo🥰
🚚Livraison partout à Madagascar

Photos from Vidy haingo mirary's post 21/07/2023

🌸Coucou,ho toizatsika fona ny jeux parapahatapitry ny mois d'Aout anh.Vacances ny andro dia ndao hanala azy kely.
🌸Credit be dia be no ho zarainay am-pitiavana be ho an'ireo izay mandray anjara.

🌸Vakio tsara ary ny regles de jeux antsika:
-Misafidy publication iray ao amin'ny pejy ianao, publiena amina groupe iray izay tianao asiana soratra hoe jeux by vidy haingo❌
-Mi-mentionne ao amin'ny commentaires amis anaky 3 hi-j'aime ny pejy❌
-Capturena ilay partage nataonao rehefa tapitra ilay 2 andro dia alefa ao amin'ny commentaires
-olona iray commentaires iray❌

🌸Isaky ny 2 andro dia hisy olona telo hahazo credit ka ireto avy no mahazo:
-izay commentaire roa be réaction indrindra😍
-iray ho an'izay partage be réaction indrindra😍

Debut: 21Juillet (16h30)
Fin: 23Juillet(16h30)
Mazotoa daholo oh😊😘

20/07/2023

Felicitations à mickael fa izy no gagnant antsika tamin'ilay giveaway. Ny commentaires anao no farany arak'io amin'ny sary io😍. Ialan tsiny amin'ilay commentaires iray ambony io satria Jeux by vidy haingo ilay izy tompoko fa tsy jeux by vidy seheno🤨

Mankasitraka antsika rehetra nandray anjara dia aza miala alavitra fa efa manomana jeux vaovao ho anareo zahay.

Photos from Vidy haingo mirary's post 18/07/2023

⛔Arrivages robe pull spécial fohy🤩
⛔Atao anaty manteaux miaraka amin'ny cuissardes na bottines kely izy ireto dia tena aoka fotsiny🤩(Efa eo ambanin'ny sary tsirairay ny taille sy ny halavany)
⛔Prix: 20.000ar daholo🤩

Photos from Vidy haingo mirary's post 18/07/2023

🔥ARRIVAGES❌ARRIVAGES🔥
🔥Hiver mafana tsara miaraka amin'ny collection ROBES PULL de Vidy haingo mirary 🤩
❌Prix: 35.000ar daholo🤩(efa eo ambanin'ny sary tsirairay ny halavany sy ny taille)
🛵Livraison partout à Madagascar

15/07/2023

☘️Misafidy ianao na omenay Bon d'achat 40.000ar na alefanay par Mvola aminao
☘️Raha super fan dia miampy 5000ar
☘️Aleo mba asiantsika Jeux kely ho antsika mpanjifa amin'ity volana ity eh😍

💸Tsotra kely ny fitsipika raha te handray anjara ianao 🖐️
--Mi-inviter ny amis rehetra😍 hi j'aime ny pejy🥞
--Alefanao aty aminay par mp ny capture manamarina fa ni-mentionne amis ianao
--Soraty ao amin'ny commentaires avy eo ny hoe''Jeux by Vidy Haingo"dia zayyyyyy🤗

❌Izay micommente farany ity publication ity avant ny 20Juillet 2k23 ka mahafeno ireo fepetra ireo no mahazo ny prix

☘️NB:hisy jeux foana chaque mois fa araho tsy tapaka ny pejy😊

15/07/2023

Ho antsika mpanjifa rehetra, iangaviana re tompoko hiverifier tsara alohan'ny hialan'ilay livreur eo aminao eh🙏
Mandray retour tsara izahay raha toa tsy nahafa-po anao ilay entana na tsy antonona omenay fotoana malalaka tsara ianao hiverifiena azy.
Moa raha olona no asainao mandray ilay izy dia hazavai azy tsara ny attente-nao satria une fois lasa ny livreur dia tsy mamerina intsony izahay.
Cas iray nahazo anay vao haingana:
Nividy articles tato aminay ny client iray. Vita ny livraison, efa nandefa retour tato izy hoe merci fa voaray.
Aprés 2jours niantso anay izy hoe mba averina hono ilay articles fa tsy tiany ilay couleur😪

Photos from Vidy haingo mirary's post 05/07/2023

🌈Iza ilay nitady an'ireto short tie and Dye reto ❤️‍🔥
🌈Dispo zareo amin'ny vidiny tokana sy fixe 🌈15.000ar l'unité🥺
🌈Modél unique daholo
🛵Livraison partout à Madagascar🥰

Photos from Vidy haingo mirary's post 22/06/2023

❌Destockage❌Skinny d'hiver amin'ilay matevina tsara,mafana tsara ianao miatrika ny ririnina🥰Prix:10.000ar daholo

Photos from Vidy haingo mirary's post 20/06/2023

❌PROMOTION❌15.000ar daholo❌
Pull pour homme🫶
🛵Livraison partout à Madagascar🥰

Photos from Vidy haingo mirary's post 12/06/2023

🫶Arrivage Arrivage🫶spécial fetin'ny ray🥹pull ho an'i papa amin'ny kalitao tena top🥰prix:25.000ar daholo‼️
🛵Livraison partout à Madagascar🥰

Photos from Vidy haingo mirary's post 05/06/2023

❌25.000ar❌PROMOTION be ho an'ny fetin'ny ray💥Bogossy tsara papa mahazo an'ireto🥰pull amin'ilay kalitao tena tsara🥹Fripperie 1er choix🫶

Photos from Vidy haingo mirary's post 01/06/2023

❌Solde skinny❌ilay matevina ny ao anatiny😍mafana tsara ianao miatrika ny ririnina🔥
❌Spécial grande taille et taille moyenne🥺
Prix: 10.000ar sy 15.000ar daholo🥰

20/03/2023

Retour mamikely❣️mankasitraka indrindra tompoko🙏

Photos from Vidy haingo mirary's post 31/01/2023

🌿A🌿RRI🌾VA🌿GES🌿
🌸Skinny manja kely🥰

🛵Livraison partout à Madagascar😍

28/01/2023

🤣

26/11/2022

Je viens d’atteindre 2 K followers ! Merci pour votre soutien en continu. Je n’aurais jamais pu y arriver sans votre aide. 🙏🤗🎉

05/11/2022

Colis nalefa Majunga😍😍ho antsika any @ faritra,aza misalasala manao commande fa mandefa izahay
Afaka alefa taxi brousse na colis express na service rapide😊

Photos from Vidy haingo mirary's post 03/11/2022

Cliente satisfaite😍

03/11/2022

Ndriii

Salama daholo isika 🙂
Mialatsiny mialoha sao manafitohana ny tompony lay sary fa zavatra hitako otrany somary nandona kely ny foko dia zaraiko amin tsika ato 😌
Androany atoandro tokony ho taminy 12 ora sasany teo ny lera nangalako ity sary ity .
Ary io Ramose hitan-tsika mitondra " bicyclette " io dia . Nijanona moa ny tenako niandry zavatra kely teo amin’io toerana io dia reko izy miantso olona hanaterana ilay entana , henoko satria teo ampitako teo no nisy azy , naka sisiny teo izy , henoko niantso izy dia tena ampanajana tsara : hoy izy hoe salama tpk efa eto aho tpk hanatitra ilay entanao … nandray lay olona , dia après tapaka dia namerina niantso izy tsy nandray ilay olona , nisy 30 min teo izy n’insiste niantso teo foana , farany maty ny telephone lay olona , hitako kivy be izy ary nahateny irery mihitsy , niantso olona hafa indray izy hoe miandry olona vetivety eto Mandroseza aho fa hoavy hanatitra ilay zavatrao . Nefa lay Ramose amin’io efa very 30 min niandry teo a 😦😦 Ny tohiny no tsy aiko loatra fa nahakasika ahy loatra ilay izy ,tsapako teo toerany .
Tsy mitsara an’izan’iza isika fa te hanentana anao zaho hoe HAJAO NY HAFA , indrindra ny aminy resaka fotoana. Na ny livreur na ny client na ny mpivarotra dia hifanarina isika mba hanaja ny asan-tsika.
Ny tena moa tpk mpivarotra ato amin’ty tambazotra ity ka avy dia nahakasika ahy loatra lay izy , teo ampitako teo izy no nijanona naka maloka …torantsem boka be izy aminy andro mamay be iny . Dia tsy tonga ilay olona niandrasany dia iny izy niverina moramora 🥺 ndriii
⚠️⚠️⚠️Ny hafatra tiako zaraina amin-tsika dia zao , mety hoe tsy valeur be aminao ny fotoana lanin’io olona io hanantona anao na hoe efa asany zany fa miandry izy e , Aleo aloha ho ao sns , na inona na inona fahatsapanao aminy maha livreur azy dia tokony mipetraka foana ny FANAJANA ,, na mety hoY ianao hoe vitany 3 000 Ar sy 2 000 Ar dia tonga any aminao ny livreur mitondra ilay entana nataonao JP tato , fa rehefa mba manao re tpk dia hapetraho foana hoe asany io ary tsy ianao dia ianao irery izany ny olona hanaterany entana , ary raha toa ka misy fiovan-kevitra ianao dia raiso ny appel dia hazavao ny antony , fa aza mi zappe olona izany fa tsy hainao zavatra manery azy ao aoriana io fiandrasana be io , fa honena ny mijery ilay olona . hajao foana ny fotonany hafa .
Tsy aiko zay tena olana tany fa mba tsapako hoe te hamoka izao fotsiny aho satria mino aho fa mba ho azon-tsika mpanjifa sy mpandefa livreur hoe mafy kely koa zavatra hatrehany zareo .
Courage foana tsika dia samy manova izay tokony hovaina ✅
Misaotra indrindra anao naharitra namaky azy ity . Mirary soa tompoko.

Photos from Vidy haingo mirary's post 03/11/2022

💮💐ARRIVAGE 🐳ARRIVAGE🌼
💮💐Amin'ny vidiny 20.000ar hatrany 🌼

📦Afaka manao livraison foana zahay à partir de 3000ar😍

30/10/2022

Asa vita anio🥰mankasitraka ilay madame nanao ity commande ity sy nametraka fitokisana taminay❣️

Mandray commande hatrany izahay ho antsika te hampanjaitra🥺

29/10/2022

Hey🔆
Efa miverina mandray commande izahay ho antsika te hampanjaitra anh🥰alefa hafatra miafina fotsiny ny modél tianao dia omenay devis ianao avy eo🥰

Photos from Vidy haingo mirary's post 29/10/2022

⁉️Aiza daholo indray ary ireo SCRUNCHIE's addict rehetra eh🥰

💢🌸Lamaody be amin'izao🥺accessoire de mode mety foana na tenue classe na stylé no ampiarahinao aminy🥰

⁉️Prix : -1000ar ny iray
-Lot de 6: 5500ar
-Prix de gros : 800ar plus de 50pieces

📦Manao livraison zahay anh🥰

Photos from Vidy haingo mirary's post 28/10/2022

❕⁉️Aleo omena ny anjarany ihany koa ny lehilahy eh👱🏻‍♂️🥰
😛LIQUETTE jean pour hommes tena 😱

🤣mibika tsara ramose mahazo an'ireto😋🥰

💢Prix:20.000ar🥰

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101

Other Clothing Stores in Antananarivo (show all)
Klung Malagasy & Rebareba Madagascar Klung Malagasy & Rebareba Madagascar
9, Rue Tsiombikibo Ambohijatovo Ambony
Antananarivo, 101

Mode enfant by KLUNG MALAGASY Mode adulte by REBAREBA MADAGASCAR "Asa tanana tena vita malagasy "

Yo Gallery Yo Gallery
67ha Nord-Est
Antananarivo, 101

Yo Gallery vous offre plus que du style mais une nouvelle mode de vie avec des produits uniques qui vous demarquerons des Autres ! YoGBoss: Jessy Elie YoG

MAVI Shop MAVI Shop
Antananarivo

Teesh.MG Teesh.MG
Antananarivo

Magasin de vêtement en ligne

Classy Missy Classy Missy
Antananarivo

La Petite Merveille La Petite Merveille
Antananarivo

Cute Outfit Cute Outfit
Ivandry
Antananarivo, 101

Jolis articles de seconde main à bon rapport qualité prix :) Vente en ligne

Tric'O Soa Tric'O Soa
Antananarivo, 101

Boutique pour les articles en crochet

Team’Fringue Team’Fringue
Antananarivo, 101

Vente en ligne vêtement-chaussure-sac prêt à porter

Riantsou's botika Riantsou's botika
Antananarivo
Antananarivo, 101

vente en ligne 034 39 113 10

VerSus VS VerSus VS
Antananarivo, 101

Chaque femme a son style ! Trouvez le vôtre sur VerSus.

Angela RAV Angela RAV
Antananarivo, 101

Vente en détails de fripperies du 1ere choix NIF: 5018410893 STAT: 68202112024000491