Bozy Shop

Boutique en ligne

Photos from Bozy Shop's post 09/08/2023

Hello
Bracelet en argent 20 g
Bague 5 g
En Mp Directement

Photos from Bozy Shop's post 27/06/2023

Manao asa Tranport entana rehetra eto Tanà sy ny manodidina.charge 1tonne 500 .Tompony direct. 034 86 836 91

Photos from Bozy Shop's post 04/06/2023

Daewoo wintorm(captiva) BVA 7 place.moteur 2l VCDI.int cuir.siège élec chauffant.retro élec rabattable.JA 18 Pouce.toit ouvrant.année 2007.détecteur de pluie et lumière.DEVOIR POMPE DE GAVAGE.19 million 500 mil ariary.visible Ivato(côté Paon d'or) 034 86 836 91

03/06/2023

Misaotra sy mankasitraka anareo rehetra tonga nitsidika sy niantsena tao amin'ny Le Grand Mellis Analakely tamin'ny vente privée izay nataonay tao. Manentana anareo hatrany hanaraka tsy tapaka ny pejy Bozy Shop sy Kanto Gasy .
Mirary fety sambatra sy mahafinaritra ho an'ireo reny rehetra. 😘😘😘

Photos from Chic Shopping's post 03/06/2023
Photos from Bozy Shop's post 03/06/2023

Coucou tout le monde 😘
Dernier jour de la vente privée à l'hôtel Le Grand Mellis Analakely ce jour avec Kanto Gasy
Venez nombreux. On n'attend plus que vous ❤️❤️❤️

Photos from Bozy Shop's post 02/06/2023

Deuxième journée Le Grand Mellis Analakely.
Rapitso sisa izahay no ato fa tongava maro e. Miandry anareo izahay sy ny ao amin'ny Kanto Gasy 😉😉😉

Photos from Kanto Gasy's post 02/06/2023
Photos from Bozy Shop's post 01/06/2023

Coucou tout le monde !
Efa vonona izahay ny handray anareo ety am Au Grand Mellis Analakely androany, rapitso ary amin'ny sabotsy. Ianareo sisa no iandrasana. Misy Perfecto, kiraro ho an'i maman. Fa toy ny nahafantaranareo an'i Bozy shop Dia ao ihany koa ny articles de pâtisserie, ny entana ho an'ny Zaza sy ny ankizy.
Tongava maro. 😘😘😘

Photos from Bozy Shop's post 30/05/2023

Coucou tout le monde!
Ho anareo rehetra nanontany hoe aiza no ahitana anay, tongava ary eny am Le Grand Mellis Analakely ny 1, 2 sy 3 juin ho avy izao. Hiaraka anome fahafaham-po ho an'ny reny rehetra isika amin'ny fetin'izy ireo ho avy izao. Hisy entana vaovao maro be ao an.
Ho an'ireo izay tsy afaka ny mandalo moa dia misy hatrany ny livraison.
Ireto sahady ary ny santionan'ny entana ho hitanao ao e ❤️❤️❤️
Tongava maro ary e. 😘😘😘

18/05/2023

Omano Dieny izao ny fetin'i Neny ary des❤️😍🥰
Hande ho tolorantsika fanomezana miavaka i neny amizao akatoky fetiny izy ireo izao😍

Izany indrindra no anasanay anareo rehetra ho avy ny 1-2-3 Juin ho avy izao ao amin'ny Hôtel SPA Le GRAND MELLIS ANALAKELY 😉

Betsaka zavatra ho hitantsika ao afaka atao fanomezana ho an'i Neny toy ny kiraro, akanjo, poketra, ranomanitra,firavaka......maro bé tsy voatanisa fa tongava☺️

Tongava maro fa tsy misy vidim-pidirana an😘

Photos from Bozy Shop's post 25/04/2023

Spécial grenouillère. A vos claviers les mamans.

Photos from Bozy Shop's post 23/04/2023

Iza indray ary ilay manana petit Prince e? Aty indray ny maso ô. Amin'ny vidiny mirary hatrany.

Photos from Bozy Shop's post 22/04/2023

Spécial Princesse fotsiny 😍😍
Araraoty fa ireto sisa an. Frais de livraison manomboka 3.000ar hatrany.

Photos from Bozy Shop's post 28/03/2023

Coucou tout le monde!
Ireto sisa no disponible ho an'izay mbola tsy nahazo ô. Mankasitraka ireo rehetra efa nandray anjara. 😘
Misy ho an'ny zaza sy ankizy, ny lehibe sy ny mpankafy pâtisserie.

Photos from Bozy Shop's post 13/03/2023

Ireto indray ny entana vaovao. Omena fahafaham-po hatrany ianareo maman 😘
Mbola misy ihany koa ireo fitaovana ho antsika mpankafy mahandro an

Photos from Bozy Shop's post 13/03/2023

Coucou les mamans
Anao vide dressing kely indray ary isika e. Manomboka amin'ny 2 500 ar dia efa mahazo an. Seconde main daholo ireo fa mbola tsara an. Aza tara ary e. 😍

Photos from Bozy Shop's post 17/02/2023

💥 LIQUIDATION 💥
Aza tara ary e. Livraison manomboka amin'ny sarany 3.000ar. Mandefa any amin'ny faritra ihany koa.

Photos from Bozy Shop's post 13/02/2023

Ireto indray ary ny manaraka e. Amin'ny vidiny mirary hatrany

Photos from Bozy Shop's post 08/02/2023

Amin'ny vidiny mirary avokoa.livraison manomboka 3 000 ar

Want your business to be the top-listed Shop in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101

Other Boutique Stores in Antananarivo (show all)
Andiia Accessories Andiia Accessories
Centre Ville
Antananarivo, 101

Besoin d'accessoires pour compléter votre tenue ? Envie d'accessoires tendances ? "Andiia accessories" a choisi pour vous les ornements incontournables pour un look unique à votre...

Ampela Fasha Mode Ampela Fasha Mode
Tanà Hotel Antaninarenina
Antananarivo, ANTANANARIVO101

Chaques personnes peut composer son propre style et trouver les tenues qui lui conviennent.

Iris & Mia Iris & Mia
Antananarivo

Accessoires de mode

Addict Addict
Antananarivo

Chose qui plait est à demi vendu …�

Suprem Market - Le Confort à prix mimi Suprem Market - Le Confort à prix mimi
Itaosy
Antananarivo, 102

Large choix de produits de bonne qualité : Maison - bébé - Jouets - Déco - Luminaire - Informatique

Smile DREAM events Smile DREAM events
Antaninarenina Bâtiment Hôtel Pergola , 11Rue Ratsimilaho
Antananarivo, 101

foods ,events, fashion

Soléa Soléa
Antananarivo, 101

Soléa, le féminin sans égal.

Bris's Mode Bris's Mode
Mahamasina
Antananarivo

Na.Ka.Ma Na.Ka.Ma
Antananarivo

Otaku, geek ou autre? Visitez la page, vous n'allez pas regretter �

Planète Foot Mada Planète Foot Mada
Ankadifotsy
Antananarivo, 101

Page dédiée au foot

Guitare Milay et ses accessoires Guitare Milay et ses accessoires
Analakely
Antananarivo

💥 Milay 💥 🎸💥nefa mora prix💥 💥 034 60 155 49 📞032 48 913 05💥