AsH Mode
Mode et Tendance habillement pour femme Modes et tendances
🚨🚨OFFRE SPÉCIAL 🚨🚨TOUT À 25 000AR, Mp direct, (1er contact et lieu de livraison en MP)🛑 🤔👍pour éviter les retours, Bien vérifié l'article pendant la livraison qualité
🎉JOYEUSES PÂQUES à Tous 🎉
🚨🚨ARRIVAGES 🚨🚨Articles Tendance et Chic, Mp direct, (1er contact et lieu de livraison en MP)🛑 🤔👍pour éviter les retours, Bien vérifié l'article pendant la livraison qualité
Miarahaba antsika rehetra.
Fampatsiahivana mikasika ny lamina misy sy ho fanajàna ny mpanjifa tsirairay avy.
- Ho antsika mi-commande article ka hi-confirmer ny commande dia ireto avy no atao: mandefa Mp JP article n°...(sary na capture) + Adresse livraison + contact + andro sy ora anaovana ny livraison.
***Marihina fa tsy manankery ny confirmation ataonao raha mbola miady varotra ianao.
*** Marihina ihany koa fa izay mi-confirme voalohany no mahazo ilay article. (Mety maromaro ianareo no manontany article iray)
*** Hamarino tsara ny taille alohan'ny confirmation.
- Rehefa andron'ny livraison dia mba henoina ny téléphone satria hiantso anao ny livreur amin'ny fotoana nomenao.
*** Raha tsy mandray antso mihitsy ianao, sy tsy mamerina miantso (mi'rappel) dia tsy maintsy anao livraison hafa ka miandry farany ny anao na mihemotra ny ampitso
***alefanay hoan'ny client manaraka kosa ilay article raha tsy misy valiny avy aminao
*** Raha misy fiovana ny fotoananao dia hiangaviana mba hampilaza avy hatrany ao na sms aty tompon'andraikitra.
Mankasitraka antsika hatrany amin'ny fahatokisana.
🚨🚨ARTICLE UNIQUE 🚨🚨Aza misalasala manontany , (1er contact et lieu de livraison en MP)🤔👍
🚨🚨ARRIVAGES 🚨🚨Araho Hatrany ny page!! Aza misalasala manontany , (1er contact et lieu de livraison en MP)?? 🤔👍 qualité
Click here to claim your Sponsored Listing.
Une boutique en ligne qui vous simplifie l’achat de vos habilles
MODE ET TENDANCE POUR FEMME, commentez tout SIMPLEMENT par JP sur les photos ou réservez directement vos achats en MP... n’allez plus faire le mêlé au marché mes dames SIMPLIFIEZ VOUS LA VIE! :)
Category
Telephone
Website
Address
Analakely
Antananarivo
Mivarotra Lamaody en gros sy détails nivoaka farany amin'ny prix tena mora,mandefa eraky Madagasik
Antananarivo, 101
vente en ligne de prêt-à-porter et des accessoires