LYCEE LES BONS AMIS
Ecole privée sise à Tsarahoneana Andraisoro
Filazana ho an'ny mpianatra eto amin'ny Lycée Les Bons Amis ity, ao anatin'ny fanajana ny "gestes barrières" hatrany no hanatanterahina izany.
Filazana ho an'ny mpianatra hanala fanadinana Bacc ity
Mirary taom-pianarana mahafinaritra ho antsika rehetra indray e😇 aza adino nefa ny manaraka ireo fepetra fa mbola anaty amehana ara-pahasalamana foana isika😀
Miarahaba antsika rehetra, aza adino NY maka sujets hamaranana NY taom-pianarana NY alarobia 22 jolay ho any kilasy rehetra, NY classes d'examen koa an, hanao NY fepetra ara-pahasalamana
Miarahaba antsika mpianatra rehetra
- atero NY devoir rehetra izay mbola any
- maka SUJET D'EXAMEN ny 22-23 jolay ho avy izao ny kilasy rehetra na CLASSE D'EXAMEN aza !
- aza adino ny fiche sy carnet
- mifampilazá
Misaotra atsika rehetra 😊😊
Bonjour, mbola ao anatin'ny confinement isika rehetra. Tadidio anefa fa mandeha NY fotoana ka tsy tokony ho variana isika mpianatra, vonjeo NY sekoly ho an'ny mpanala fanadinana, ataovy NY devoirs ary hianaro NY lesona fa EFA nanao engagement ianao. Isika ray amandreny raiso NY andraikitra faireo mpanabe EFA manao izay ho afany ho fanavotana anareo na dia tsy ampy azy ireo aza NY karamany.
NY SEKOLY LES BONS AMIS TSARAHONENANA DIA FALY MIARAHABA NY MPIANATRA REHETRA IZAY AFAKA TAMIN'NY FANADINANA BAKALOREA NEFA KOSA DIA MAKAHERY HO AN'IREO IZAY TSY AFAKA !!!!
Rentrée des élèves durant le premier cours
C'est LA rentrée, nous Sommes to us là, allons- y en classe, OK!
ECOLE TRES CELEBRE EN CAPACITE D'enseingnement! Competent ! Bravo!
Bravo ze afaka bacc rehetra fa mahay nareo Sady ne deve nareo no afaka e aza Kivu Zay mbola TSY afaka courage e
Arabaina tratry n'y fidiran mazoto daholo e
Examen aza adino e
Aza adino ny fivorian'ny raimandreny rapitso dia mba mifampilazá! Amin'ny 7 ora no manomboka ny fivoriana! Misaotra antsika amin'ny fampitana ny vaovao ho an'ny mpianatra namana!
Ilazána isika mpianatra rehetra fa hisy fivorian'ny raiamandreny amin'ny sabotsy 04 novambra ho avy zao ka dia manentana atsika mpianatra ary mba ilaza amin'ireo raiamandrenitsika tsirairay avy!
Miarahaba antsika rehetra! Ity no page officielle ifampizarantsika ny vaovao izay tokony ho fantatsika rehefa amin'ny fotoana toy izao ka dia mifampilazá ary isika d tsindrio ny jaime! Ilazao ny mpiantra namana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Rue Seimad
Antananarivo
Centre spécialisé dans l'enseignement de la Langue et Cultures Italiennes. WhatsApp 034 19 461 67
Antananarivo
L'éducation est une richesse qui vous accompagne le long de votre existence�
Antananarivo
Préparez vos concours administratifs avec nous. ECONOMIE - GESTION - SOCIOLOGIE - AGRO - POLY
CUR Vontovorona
Antananarivo
Groupe des Etudiants en Télécommunications à l'ESPA Vontovorona. Communications des informations, activités, opportunités, etc.