Radio Vaovao Mahasoa

www.radiorvm.com

FINARITRA TOMPOKO
Faly miarahaba anao tongasoa eto amin'ny Radio Vaovao mahasoa FM Ary tsy ho ela dia hanana ny Application-ny ny RVM.

Ny radio vaovao mahasoa dia sehatra hitoriana ny filazantsara amin'ny onjam-peo, ary azo enoina mivantana @
internet: www.radiorvm.com
Na koa afaka henoinao amin'ny SMARTPHONE
Ireto avy ny Téléphone afaka hihainoana azy. iPhone / iPad
Android
Palm
BlackBerry
Samsung Bada
Windows Phone

Afaka alainao amin'ny Interent ny Application hihainona izany: Tadiavo ny application Tunein dia installer-o
Misy ihany koa ny application hafa ahafahanao mihaino izany.

Photos from Radio Vaovao Mahasoa's post 19/04/2024

" FIAINAMPANKATOAVAN'I ABELA"

Famintinana an-tsary ny fampianarana fihaonan'ny mpihaino RVM anio Zoma 19 Aprily 2024 niarahana tamin'i zoky Tiana Fanantenana.

19/04/2024

" ANDAO HIANATRA AMIN'NY FIAINAMPANKATOAVAN'I ABELA"
Fimpi du 19/04/24 avec Zoky Tiana Fanantenana.

18/04/2024

Andao hazoto hianatra ny Tenin' Andriamanitra hatrany...andao hianatra ny fiainam-pankatoavan'i Abela ✨
Manasa anao ary ho tonga amin'ny fihaonantsika mpihaino ny Radio Vaovao Mahasoa rahampitso zoma eny IMH Ankasina 67 Ha @ 2 Ora sy Sasany,miaraka amin'i Zandry Kelin'i Jesoa Tiana Fanantenana ❤️
Tongavasoa ary e 🥰

Photos from Radio Vaovao Mahasoa's post 12/04/2024

" FIAINAM-PANKATOAVANA ANKASITRAHAN'ANDRIAMANITRA"
Famintinana an-tsary ny fampianarana fihaonan'ny mpihaino RVM anio Zoma 12 Aprily 2024 niarahana tamin'i zoky Tiana Fanantenana.

12/04/2024

" FIAINAMPANKATOAVANA ANKASITRAHAN' ANDRIAMANITRA"
Fimpi du 12 Avril 2024 avec Zoky Tiana Fanantenana

12/04/2024

MANASA ANAO ARY! NDAO ANDAHATRA hira hifampaherezantsika e!.
Arahinao manomboka ny alatsinainy 14 Aprily 2024 - 20 Aprily 2024.
Mankasitraka

11/04/2024

Fiadanana e🥰
Mitohy hatrany ny fihaonan'ny mpihaino ny Radio Vaovao Mahasoa rahampitso zoma an
Anatin'ny fianarana fiainam-pankatoavana hatrany isika, koa ny loha-hevitra hianarantsika rahampitso dia ny: " FIAINAM-PANKATOAVANA ANKASITRAHAN' ANDRIAMANITRA".
Miaraka amin'i Zandry Kelin'i Jesoa Tiana Fanantenana hatrany ✨
Tongava soa ary eny IMH Ankasina 67 Ha amin'ny 2 ora sy sasany e!
Afaka arahinao mivantana eto amin'ny pejy hatrany ny fampianarantsika.

Photos from Radio Vaovao Mahasoa's post 05/04/2024

" MAMOA VE NY FIAINANAO ? MAMOA INONA*
Famintinana an-tsary ny fampianarana fihaonan'ny mpihaino RVM anio Zoma 05/05/24 niarahana tamin'i zoky Tiana Fanantenana.

05/04/2024

" MAMOA VE NY FIAINANAO? ARY MAMOA INONA?"
Fimpi du 05/04/2024 avec Zoky Tiana Fanantenana.

04/04/2024

Fiadanana 🥰
Manentana anao hatrany amin'ity volana vaovao ity ho avy hianatra ny tenin' Andriamanitra isaky ny zoma @ 2 Ora Sy sasany, eny IMH ANKASINA 67 HA.
Loha-hevitra hianarantsika : " MAMOA VE NY FIAINANAO ARY MAMOA INONA ?"
Tongava soa ary e !

Mivantana eto amin'ny pejy hatrany ny fampianarantsika, koa mivonona ary e! 🥰

25/03/2024

❗ Tandremo ny fampianaran-diso ❗
Hisy ny fidirana mivantana ao amin'ny onjam-peontsika koa manasa hanao hanaraka izany, iarahana amin'i Pasteur Tahina.

❤️✅Hiresaka momba ireo karazana fampianaran-diso miparitaka amin'izao isika ary indrindra hanome fampitandremana mahakasika ilay sekta antsoina hoe "Mada God's Care" na "Schincheonji". Afaka miditra mivantana ianareo dia mametraka fanontaniana, nefa afaka apetrakareo eto sahady koa ny fanontanianareo.

Ireto efa misy video nataoko momba azy ireo azonao jerena sahady:

1️⃣ Mada God's Care na Schincheonji Chruch, izay tsara ho fantatra
https://www.facebook.com/336776300178729/videos/1231746884085583

2️⃣ Hafatra maika ho an'ny fiangonana sy ny fikambanana Kristiana rehetra momba ilay sekta antsoina hoe "Mada God's care"
https://www.facebook.com/100066625936819/videos/1310130359686142

3️⃣ Fomba tsotra hamantarana ny fiangonana mampiomehy
https://www.facebook.com/336776300178729/videos/486968986863154

Photos from Radio Vaovao Mahasoa's post 22/03/2024

" MIANATRA AMIN'I JESOA"
Famintinana an-tsary ny fampianarana fihaonan'ny mpihaino RVM androany Zoma 22/03/24 niarahana tamin'i zoky Tiana Fanantenana

22/03/2024

" MIANATRA AMIN'I JESOA"
Fimpi du 22/03/24 avec Zoky Tiana Fanantenana.

21/03/2024

Shalom 🥰
Asaina hatrany ianao rahampitso ho tonga hanatrika ny fihaonantsika mpihaino ny onjam-peo eny IMH Ankasina 67 Ha amin'ny 2 ora sy sasany.
Loha-hevitra : " MIANATRA AMIN'I JESOA "
Iarahana amin'i Zoky Tiana Fanantenana hatrany ❤️

Tongavasoa ary e!
(Afaka arahinao mivantana eto amin'ny pejy hatrany ny fampianarantsika )

Photos from Radio Vaovao Mahasoa's post 16/03/2024

💥TOLOTR'ASA💥
Misy an'ireto tolotr'asa vitsivitsy ireto atolotry ny Hopitaly Vaovao Mahafaly Mandritsara, koa manasa anao hijery izay mety aminao 🥰
- un(e) directeur(rice) de l'Ecole Bonne nouvelle
- des médecins généralistes
-femme et homme d'appui
-un(e) agent facturier et réceptionniste
-un mécanicien
-des agents de sécurité

Mirary soa hatrany dia tahin'ny Tompo indrindra e !

16/03/2024

Finaritra rahavako!ilazana isika fa misy fahatapahana kely aloha ny onjam-peontsika , ny any @ faritra kosa mandeh hatrany!mirarisoa e!

Photos from Radio Vaovao Mahasoa's post 15/03/2024

" MAKAFY NY FAHASAROTANA SY TOMBONY AMIN'NY FANARAHANA AN'I JESOA"
Famintinana an-tsary ny fampianarana fihaonan'ny mpihaino RVM anio Zoma 15 Martsa 2024 niarahana tamin'i zoky Tiana Fanantenana

15/03/2024

" MAKAFY NY FAHASAROTANA SY NY TOMBONY AMIN'NY FANARAHANA NY TOMPO"
Fimpi du 15/03/24 avec Zoky Tiana Fanantenana

14/03/2024

Fiadanana 🥰
Am-pifaliana hatrany no hanasana anao hanatrika ny fihaonan'ny mpihaino ny Radio Vaovao Mahasoa rahampitso e!
" MAKAFY NY FAHASAROTANA SY NY TOMBONY @ FANARAHANA NY TOMPO" no loha-hevitra hianarantsika miaraka rahampitso koa tongavasoa ary e !

09/03/2024

✨" VEHIVAVY TSARA" ✨

Photos from Radio Vaovao Mahasoa's post 08/03/2024

" MAHAFANTATRA SY MANKAFY NY MAHA KRISTIANA AHY AHO"
Famintinana an-tsary ny fampianarana fihaonan'ny mpihaino RVM anio Zoma 08 Martsa 2024.

08/03/2024

" MAHAFANTATRA SY MANKAFY NY MAHA KRISTIANA AHY AHO"
Fimpi du 08/03/24

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

" ANDAO HIANATRA AMIN'NY FIAINAMPANKATOAVAN'I ABELA" Fimpi du 19/04/24 avec Zoky Tiana Fanantenana.
" FIAINAMPANKATOAVANA ANKASITRAHAN' ANDRIAMANITRA" Fimpi du 12 Avril 2024 avec Zoky Tiana Fanantenana
" MAMOA VE NY FIAINANAO? ARY MAMOA INONA?" Fimpi du 05/04/2024 avec Zoky Tiana Fanantenana.
" MIANATRA AMIN'I JESOA" Fimpi du 22/03/24 avec Zoky Tiana Fanantenana.
" MAKAFY NY FAHASAROTANA SY NY TOMBONY AMIN'NY FANARAHANA NY TOMPO" Fimpi du 15/03/24 avec Zoky Tiana Fanantenana
" MAHAFANTATRA SY MANKAFY NY MAHA KRISTIANA AHY AHO" Fimpi du 08/03/24
❤️Mianatra mitia toa an'i Jesoa 🕊️🌹
" FANTATRAO VE NY ANTOM-PISIANAO?" Fimpi du 16/02/24 avec Pasteur Hasina ANDRIAMANANA.
" MANKAFY MANKATOA AN'I JESOA NA DIA HO FATY AZA" Fimpi du 02/02/24 avec Zoky Tiana Fanantenana
" MITOMBO AMIN'NY FIAINAM-PANKATOAVANA" Part 3 (Tohiny)
" MITOMBO AMIN'NY FIAINAM-PANKATOAVANA" Part 3 Fimpi du 26/01/24 avec Zoky Édouard RAMIARINJATOVO

Telephone

Address

Ambatomiangara
Antananarivo
101
Other News & Media Websites in Antananarivo (show all)
VAOVAO MALAGASY VAOVAO MALAGASY
Antananarivo, 101

Fizarana vaovao ho an'ny Malagasy rehetra

TOP LIGNE TOP LIGNE
AMBOHIMANARINA
Antananarivo, 101

Vente en Ligne 🥰 Tongasoa❤️

Christophe nega ofisialy Christophe nega ofisialy
Fandriana
Antananarivo, 308

Studio

SiMIRALENTA Madagascar SiMIRALENTA Madagascar
ESSA FORÊT
Antananarivo, 101

Centre d'Observation et de Promotion du Genre à Madagascar. Sehatra ivoizana ny Miralenta eto Madagasikara. Intégrer de manière durable la dimension genre à tous les nivaux et dans...

FanArt FanArt
Ambanidia
Antananarivo, .

.

Cinedi Cinedi
Antananarivo, 501

c'est la chaine média qui donne la voix aux jeunes générations

Nouuu Nouuu
Ganx
Antananarivo, HORAIRE

web

𝕽𝖊𝖖𝖚𝖎𝖓 𝕹𝖔𝖎𝖗𝖊 𝕽𝖊𝖖𝖚𝖎𝖓 𝕹𝖔𝖎𝖗𝖊
Tanjombato
Antananarivo

༺�༻☬King☬༺�༻

RJS Andreas RJS Andreas
Antananarivo

RJS Andreas

Sera enligne Sera enligne
Tana
Antananarivo

Investissement enligne

Que font-ils pour nous détruire ? Découvrez des vérités à couper le souffle Que font-ils pour nous détruire ? Découvrez des vérités à couper le souffle
Antananarivo

Soyez libre, non pas en ignorant ce qui est secret, mais en apprenant les vérités longtemps cachées :

Vaovao-Actu-News Vaovao-Actu-News
Ankadindramamy
Antananarivo, 101

Actualité National et International en toutes catégories