Vinah Official

Vinah Official

Influenceur nouveau

08/12/2023

Oh ry reto a , mbola ts namitaka ahy Ty vodiko ity ! Mbola repos foutsn iz Zao fa mis ni fotoana hiasana mis ni fotoana hanaovana makorel !

07/12/2023

Misy kilalao ho anareo Zay mitsidika ni Boutique Ailsha Shein eo mangarivotra ampitan'ny pokima a ! Na manao volo na mividy lamba de afaka mandray anjara avokoa ! 1: 200000ar faharoa : 50000ar Ary fahatelo : fanaovambolo gratuit ! Alefa mivantana eto ni fisarihana eh

04/12/2023

Aza adino mitsidika ni boutique Ailsha Shein ! Eo mangarivotra ampitan'ny Pokima ! Manasa anareo satria am Ty volana décembre ity Dia misy ni lalao Zay mety ahazoana vola 200 mil ariary ho anizay manao volo s'y mividy lamba ato aminay ! Marihina fa 7 mil ariary monja de efa afaka manao vernis permanent ato aminay ! Tongava maro Ary ! Marihina fa ni faharoa am lay loka Dia 50 mil ariary Ary ni fahatelo Dia fanaovam-bolo gratuit ! Fitsipika : mividy lamba na manao volo de mametraka ni anarana anaty Urne ! Bonne chance Ary de tongava eh

27/11/2023

Izao no asa tanana vita ato aminai Boutique Alsha Shein Mangarivotra Tamatave en face Pokima Tamatave ! Manao taovolo ihany koa izahay ! Maro no afapo Ary mirary ni vidinentana ato ! Misy ihany koa ni lamba am Zao féty efa akaiki izao

23/11/2023

Kiala aza Vanina nefa Vanina foana !

14/11/2023

Soirée entre les jeunes a Tamatave

14/11/2023

Kkkkk Tonga ilay nandrasana , sim 1 désactiver et sim 2 Activé

12/11/2023

Hehe ho avy ni vidéo Fanintsanana ka manasa anareo hizara fa aza tazomina ho anareo manokana ity Pages ity ! Mbola en repos Kiala am Zao fa refa mahazo Aina de mivoaka ni vidéo

10/11/2023

Tsy ahoako kkkkkk Maheno resaka ndray za Ani we nihena ni vodini am lay miasa lava , tsia tompoko Ary miaraka am porofo mitoka am tendani za androany fa mbola d'or ni aty kkkkkk ao Abboneo za

05/11/2023

Asa nareo raha Léo politique na tsia fa za Io tofoka tanteraka ka ts mahatoki nizaniza Tonga eo , avereno ni fahapanjaka fa te ho princesse ni tenanay kkkkkk

04/11/2023

Miasa aki ni saiko a

31/10/2023

Un peut de comprehenssion
dans cette vie les amis

30/10/2023

Follow me! Otr Zao ni makorel refa mivoaka Alina , tsy matahotahotra zany fa Mila sahy mijoro am retratretra !

26/10/2023

Ni gali ve aki no lazainareo tara fidirana kkkkk ts hainareo marina we Iza zany mama gali izany oh kkkkk

25/10/2023

Ditrany Zay Zaza ré Zao ré olona , ditran Zay Zaza ré Zao ! Makorel efa tena avolenta mihintsy kkkkkk

24/10/2023

Miala Ani i mama gangs ts haï we avy aiz iz ini fa miarahaba anareo zany hono eh ! Ravav Nay ao am tompo hono eh

21/10/2023

Elaela ndray za Zay ts Ary nitabataba Tato a ! Aiz tenisani fa aza misy matory a ! De mteny za Zay

18/10/2023

Farany sisa fa mbola ts afapo za ! Aninitsana farany satria vao hitanolona anaty Facebook Ty de jereo tsara fa otr Zao ni fahaizani ana ! Nefa za masaki milahatra am marie Virgine fa mbola vierge ! Ka aoka tsika TSI mifanamerd fa mitongava aty antrano ra ts mahatoki tenisany ! Léo atenisany ahiko

18/10/2023

Za angaha evernao fa we menatra na antsointsoinao hoe Sarimbavy Ary eny andalana ! Maha fiere ahy izany satria tiako , ar za raha Maty ts ho havelanareo ho maimbo fa ts maints handevina ana nareo , donc mangina no mety de aleo za anao Zay tiako ! Vodnaka mi commande kkkkk ! Averna zéro dalolo aloha ni saina fa lasa Ani am propagande any daholo ni sainreto mpanaraka ahy ireto kkkkk averiko zéro Sao diso safidy eo kkkkkk

18/10/2023

Fidio i Hajonette fa iz no hanavotra Ani Madagascar

17/10/2023

Fidio Cedricia kkkkk

17/10/2023

Zahay sarimbavy de manameloka an Zao fitondrana Zay hita fa mitanila izao , itako Aby nareo nanaraka 11 candidats iny kkkkk Lalana andalovantsika ndray ne ka manjofo eh ! Zahay sarimbavy de manohana anareo am Zao fifidianana Zao na hoe tsis ho sipanai aza ts maninona fa zahay miady ho Ani Madagascar ! Misia indray mialona eo nareo kkkkk

15/10/2023

Ts Mila olona bé centiment ato am peji fa ni ato mampihomehy no betsaka , ka na nilaza aza za we nanao makorel de met natory za Zay ! Ao

08/10/2023

Androany za hijoro manokana ho anireo zoki olona Maty tam 47 ! De tohanako izy ireo na ts eto intsoni aza hoe: masina ni tanindrazana ka mananjo ni malagasy ts hifidy s'y ts ampiditra olona izay manana ni nationalité na Dia malagasy aza ! De hajao lay lalana tompoko oh Nb : Sao ndray lazaina fa Barbie avy Ani ivelani fa Malagasy ireo tovovavy ireo

05/10/2023

Otrn ts eto Madagascar ni tenako am Ty adilahy politique Ty ka , otrn ts mahakasika ahy zany lay izy satria ni tena mamboli voki ts mamboli voki ! Ra mbola matanjaka ni Forinage kkkkk

05/10/2023

Sao lazaina hoe ts masaki mivoaka ni trano fa we matahotra ni fitsaranareo fa hoe sarimbavy a ! Ts aty fa ni Aty mahatoki valeur aki kou kkkkkk

03/10/2023

Téo alpividianana choux fleur za no nosamborinareo nefa za av niasa ka saika ataoko laoka iny lasanareo iny ! Masoava

02/10/2023

Oh leretsy a , vao Tonga vao tatoandro Téo ni havanareo avy atsy Afrique du sud , de nampdinini mpanao grev tetsy analakeli , ka miala tsini fa very Ani ni voandalana eh , mbola miaro ni zompirenena

01/10/2023

Azafady oh , azafady oh ! Omeo lalana ni Ma.... Oh ! Kkkkk

29/09/2023

Tena tiako sy fahafinaretako ni manadala anareo ! Na hoe ndraindray ts maintsy mandainga Ary za amlay Zavatra publié ko eto ! De aza de mandray sérieux ré tompoko fa inona Ary no hihomezanareo raha ho sérieux be no ato eh ! Zay aloha fa nde hitady mpanambola aloha fa Zoma indray ni andro kkkkkk man et man ren raha mifanena am ni Henjana anio! Mpiara miasa kkkkk

28/09/2023

Itan vongamasonareo ve ni fangalanolo ana ho mariage ! Nahazaka vazaha sad vazaha tanora ! Zay milalao ihany no mahazo eh !

28/09/2023

Maro ni misao sy manaratsy hoe ts mety mazak de ts sahy mampiseo ni azy eto am fb eh ! Tena makorel tokoa fa TS manambady eh ! Za tompoko Marie légitime raha ts hainao kkkk ! Afeniko ni tarehini fa Sao jokondry zalahy eo na we mahatoki valeur aza ni tena kkkkkk jereo tsara

28/09/2023

Izy mirahavavy ! Degany bé otr Zao ni fille donneur ko tam mariage ko fa Sao lazaina ! Mihomana nde hiaka tsehatra izy eo fa tandremo

28/09/2023

Miala tsini 4 ihany nareo no nahita ni Storie ni lehilahy ko kkkkk

28/09/2023

Vaccance en Afrique !!!!! Sady mivarotra ( Sami manana ni amidini fa aza mifanotani ) kkkkk

26/09/2023

Hono hoa ry reto ! Karaha ts henoheno lay mpihira Ngoma Vadinolo iny ! Ra nahazo taolana sa Karakory ! Henoko mantsy hoe karaha nirody tam vadiko zany izy iny ka met vo mafy donc iz Zay fa ts maints niasa ni sim 2 ni n'a tiani na ts tiany ! Fay de ts henoneno kkkkkk! Zay anie ki mafy eh kkkk zakako foana kkkkk

24/09/2023

Tonga soa ni vahini keli ato ! Ho anizay andefa Rongisa Dia mandeha l'ay numéro téléphone ko iny fa aza matahotra ! Mirary soa antsika rehetra ! Tsara mo ni mampahafantatra fa tarana boajo foto bonemba

23/09/2023
21/09/2023

Bevoka za fa ts nahay nikoty andro ! Hanafarako ni zandri vavy ato anat groupe MBA refa Ani ampianarana de henoy tsara ni lesona fa Zao no mahazo refa donto otranay ! Bonne nuit vitako ity fa ts milefa adidi ni aty na mafy aza ni fiainana! Mivavaka mafy atsiah MBA ts ho sarimbavy Ty zanako ity ka kkkkkk ni renini efa +1 mbola hanondrana koa ni zanany de Maty aketo aika ! Bonuit nareo ai

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Videos (show all)

Soirée entre les jeunes a Tamatave
Kkkkk Tonga ilay nandrasana , sim 1 désactiver et sim 2 Activé

Category

Telephone

Website

Address

Tamatave
Toamasina