Fitïa rasoarimalala

Fitïa rasoarimalala

Oui par amour, j'ai appris à ne plus voir tes défauts 🥰💗😘

22/06/2023

La vérité blesse, le mensonge tue💗✨

20/01/2023

Ouais 🤧🥺🥰

17/01/2023

Ta p'tite lune🥺💗

10/12/2022

💗....🥰

20/11/2022

🥰🥺✨

20/11/2022

Ef diso trop hendry loatr e😂😂😅

28/08/2022
11/05/2022

Je suis parfaitement imparfaite et c'est parfait😊😊

03/05/2022

Ny fianarana
Ny fianarana no lova tsara indrindra
Io no antoky ny fiainana mirindra
Mianàra tsara mba tsy hanenenana
Sao indray andro any ianao vao anenina.
Izay hahatafita no katsaho
Fa aza variana amin'ny kilalao
Ny rendrarendra hajanony
Fa ny fianarana no hilofoy.
Tohizo ny fianarana fa io no rehareha
Ataovy tsara raha mbola afaka mandeha
Fa maro ange ireo maniry ny hianatra nefa tsy afaka
Noho ireo zavatra maro manakatsakana.
Izao no hafatra mba tiako ampitaina
Mianàra tsara re na dia malaina
Fa rehefa mazoto anie ka tsy afaka intsony
Mianàra re mba ho lasa olona ambony.

03/05/2022

Neny
Neny ilay tokana an-tany
Izay olona tena tiako eto an-tany
Nanome fitiavana tsy lany mamy
Maneho fitiavana lehibe izany.
Nijaly niankindrindrina irery
Nitaiza sy nikolo ianao ry Neny
Isaorako anao izany rehetra izany
Ry Neny tsy foiko eto an-tany.
Nandaninao vola aman-karena
Nefa tsy mba nangatahinao vali-babena
Tontosa ny tanjoko izao noho ianao
Hotahin'Andriamanitra anie ianao.

03/05/2022

Dada
Dada ilay lehilahy be fitiavana
Dada ilay lehilahy tia zanaka
Dada ilay lehilahy tena miavaka
Izy no nampianatra anay nivavaka.
Ankehitriny ianao tsy eto intsony
Fa nantsoin'ny ray ho any ambony
Ho lasa anjely mpiahy ireto zanany
Ary hitahy hatrany ireo taranany.
Mafy taminay ny nandaozanao anay
Nefa atao ahoana fa izay ny lalam-piainana
Tsy mba hanadino anao anefa izahay
Na dia efa samy hafa aza ny tontolom-piainana.
Koa veloma mandrakizay ry Dada tsy foiko
Ka na dia efa lasa ary ianao dia mbola tiako
Ireo anatrao dia tsy ho adinonay
Ary ny fitiavanao tsy ho faty ato am-ponay.

02/05/2022

Pou cacher nos larmes, on utilise le sourire comme une arme

02/05/2022

Affronte ce que tu as peur et tu seras un héros 🥰

28/04/2022

Ilay tantarantsika
Ilay sangisangy fanaontsika ireny
No nampifoha ilay fitiavako anao
Ireny adiady madinika ireny
No lasa nitiavako tanteraka anao.
Mahagaga fa hatrizay aho tsy dia nitia anao
Nefa ankehitriny tsy aiko fa izaho lasa adala aminao
Ilay fitiava-namana nivoarin'ny fotoana
No lasa fitia miredareda tsy mety ho foana.
Efa zatra loatra anao aho ry tiako
Na dia mbola vao fotoana fohy aza izay
Ny eo akaikinao no lasa faniriako
Hiaraka aminao ho mandrakizay.

Want your establishment to be the top-listed Arts & Entertainment in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Toamasina
Other Poet in Toamasina (show all)
Murène poête Murène poête
Toamasina

Connaître les goûts de la Vie à partir de la poèsie ��

Kanto Kanto
Lot2858bis
Toamasina

Blou Blou
Toamasina, 501

Slam

Muii Prunelle poète Muii Prunelle poète
Toamasina

La poésie, 𝚌𝚘𝚗𝚗𝚊î𝚝𝚛𝚎 𝚕𝚎 𝚐𝚘û𝚝 𝚍𝚎 𝚕𝚊 𝚅𝚒𝚎 à 𝚙𝚊𝚛𝚝𝚒𝚛 𝚍𝚎𝚜 𝚖𝚘𝚝𝚜 ��