The good DøČtør
If you like have a good health💫♥️🤞
Follow me 🧑🔬🌍
ULCERE GASTRIQUE
(Aretim-bavony)
A- FOMBA FISEHONY:
👉Mamaivay, marary ny vavony otran'ny misy afo
👉Miziniziny otran'ny misy rivotra ny vavony
👉Tsy mahazaka sakafo misy menaka na matavy
👉Maloloy, mandoa ( mety hisy ra na tsia, na koa maintimainty mivoka rehefa mandoa)
👉Malain-komana
👉Mivalana ary marary ny kibo
👉Fanina
👉Marary an-doha
B-NY ANTONY MAHATONGA ARETIM-BAVONY:
👉Fisotroana alcool
👉Fifohana sigara
👉Fihinanana sakafo masika ( tôt ny sakay)
👉Microbes
👉Stresse
👉Sakafo be menaka, farine
👉Fiakarany tahan'ny calcium ao anatin'ny ra
👉Tsy fahampiana vitamine E
Aza misalasala ary miditra mp mivantana raha toa ka misy aminao ireo fambara ireo
The good DøČtør
IREO ZAVATSOA ENTIN'NY AKONDRO INDRAY NO ENTINA AMINAO ANDROANY
⭕️Entina hiadivana amin'ny aretim-bavony
⭕️Manatsara ny hozatra
⭕️Manamaivana ny marikivy any anaty vavony
⭕️Miaro ny fo
⭕️Manamaivana ny havizanana
⭕️Manatsara ny fahitana (maso)
⭕️Tsy mampisy fahaketrahana na "depression"
⭕️Manampy amin'ny fampihenana ny lanja
⭕️Miaro ny tena tsy ho voan'ny homamiadana
⭕️Miady amin'ny fitohanana na "constipâtion"
CYCLE IRRÉGULIER ⁉️
Rehefa otran'ny ahoana ny atao hoe irrégulier ny cycle?
👉 Cycle latsaky ny 22 andro
👉 Cycle mihoatra ny 35 andro
👉 Cycle miova2 be ary mihoatra ny 8 andro ny elanelan'io fiovaovàna io.
✅Inona no antony mahatonga ny cycle ho irrégulier ?
- Trouble hormonal ( mampinono, préménopause,...)
- Torimaso tsy ampy na mihoatra
- Émotions (fihetsem-po)
- Stress, harerahana be loatra
- Fanafody
- Fanabeazanaizana
- Fiovaovàn'ny vatana (nihanahia, nianatavy)
- Aretina : fibrome, kyste, Cancer,...
✅ Fantaro fa tsy mahasalama ny cycle irrégulier an❌ tena misy fiantraikany amin'ny fo, toe-batana ary indrindra indrindra ny fertilité (olana @ fahazoana Zaza)
✅ Misy famaritana mazava tsara io ambony io ny momba ny atao hoe cycle irrégulier. Raha tsy tafiditra ao anatin'izay ny anao kanefa somary miova2 kely ihany ny faharetan'ny cycle dia manasa anao aho hanaraka hatrany ny pejy fa ao amin'ny PUB manaraka ao ny fomba fikotiana ny jour d'ovulation 😊
✅Raha ohatra kosa hoe mahakasika manokana anao ilay izy dia manentana anao mba hanatona mpitsabo fa tena tokony fantarina ny antony ary tokony tsaboina mba tsy hisy fiantraikany amin'ny fahasalamana !!
Mankasitraka anao namaky, aza misalasala manao partage fa raha nanampy anao izany mety hanampy ny hafa koa❤️
the good DøČtør✅
Ireo tsara ho fantatra mikasika ny SOUTIEN 🤔
Salama daholo o 🥰 andao isika androany mba hiresadresaka ireo zavatra tsara ho fantatra mikasika ny SOUTIEN na hoe tati-nono e!!!
✅ Inona moa no asany??
Mitaty sy mihazona ny nono tsy hietsiketsika 😊maro ireo mihevitra hoe tsy mampiroraka ny nono, Eny mety ho marina izany fa ny antony tena mampiroraka azy an dia ny fiovaovàn'ny habeany izany hoe ny fiterahana sy ny fampinonona ary ny fahanterana.
✅ Inona avy ireo zavatra tsara ho fantatra e??
- Tsy tsara ny manao soutien amin'ny alina rehefa hatory fa manakana ny fikorianan'ny rà izany.
- Raha azo atao dia MBA atao cotton hatrany ny lambany.
- Misy ny soutien misy éponge an, tsy ratsy izy ireny saingy aleo mba tsy atao an'ilay éponge matevina be e 😊 tsy tsara ho an'ny nono mantsy ny hafanana be loatra.
- Raha azo atao dia aleo mba tsy atao matroka be ihany koa ny lokony indrindra fa ny mainty. Ny loko mainty mantsy dia mitahiry hafanana.
- Tsy tsara koa ny soutien raha atao tery be an. Aleo amin'izay mampahazo aina tsara 😊
- Ny soutien misy vy ve?? Eny tsy maninona azonao ampiasaina tsara fa tandremo sao mandratra.
- Arak'izay azo atao dia aleo mba ireny misy tadiny ireny ihany no ampiasaina.
Izay indray ny anio fa mankasitraka anao namaky hatramin'ny farany 🥰
Aza adino ny manasa ny namana sy manisy j'aime ny pejy.
araho hatrany ny pejy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Toamasina
Toamasina, 501
Bonjour à tous et a toutes 👋 j'aime le partage et l'échange, merci🥰