TILKA
Rappeur Malagasy, d'origine Vakinankaratra 110, membre du Clan Arnak
Amin'ny zoma manifika 25 oktobra lay daty.
Reolo - Baonjava Monika
Monika Njava
Mampiakatra inspiraka kely amin'itony vazon'olobe itony ndray aloha.
Monika Njava - Reolo (The People) Victims of corruption and injustice, the people demand freedom of expression.From the album Haizina (March 2012)BIO/MUSIC/PHOTO/TOURDATES : www.monikanjava.com
Fanôhatôhagna tsy ho lavo
24 - 25 Aout 2024.
CJST na CRJS na CPJS teo aloha.
https://fb.watch/u8lGkci9Xs/
FESTIVAL - FANOHATOHAGNA TSY HO LAVO 2024
NY 24 - 25 AOUT 2024 A 15 H AO AMIN'NY CJST / EX CRJS.
Matory in-2 sisa enao dia tonga io fotoana io.
Izy no Ben'ny Tànana voalohany nanaiky hiaraka hikarakara Hetsika hoan'RAP sy ny HIPHOP teto Toamasina raha tsy mandiso ahy ny fitadidiako!! Miala tsiny hoan'zay Ben'ny Tànana hafa nikarakara nefa tsy tadidy!
Tsy mpanao Rap izy akory, fa Mpanakanto, miangaly ny hira ahafantarana an'i Toamasina tahaka ny Basesa sns.
Dia hiteny enao zao hoe : Rap ve ahavelona.
Ehehe, samy manana ny mahavelon'azy io, ny ahy aloha, zany zao no mamelom-belona ny fanahiko amin'ty fiainana efa kongoroty be eto ty... M'demerde enao amin'zay mahavelona anao any, fa tsy ahoako...
Rehefa tsy enao no hitaky zay mahavelona anao, dia aza manantena ny hafa hisolo-toerana anao mihitsy fa dia enao sahirana.
Aza adino ny FESTIVAL-tsika amin'ny 24 - 25 Aout hoavy zao.
Efa misy affiche miparitaka any fa savasavao ao.
Eeeh !
Zegny tsy ahoako
CYPHER FEMCEE - INDEPENDEN'ZA
Miala satroka eh! Tena manao, tena hoe SAPÔ...
CYPHER FEMCEE - INDEPENDEN'ZA | Clip Officiel Collectif des rappeuses malagasy 2024Artistes : KVR, ADAMAH SKAY, KINTANIAVO, KJB, FEFEH, REEN KEY, VLADINE PANDA, JOHANNA KASSAM, FITIA, PRIN CESS, WEST (K...
Tsy OR DUR akory lay izy ah!!! Fa ORDURE.
Efa raikitra ny fidinana ifotony satria nanaovanareo antsoavo teto amin'ny tambajotran-tserasera facebook moa zany ny fakonareo sy ny lotonareo, ka zao lasa i RaGôva no voasazy sy voabaiko hanala avy hatrany tsy misy atak'andro an'reo zôridira be anareo reo.
Nareo zao any milamin-tsaina sy matoritory be ery, ny sasany zao mety efa manangona ny fako hoariany eo ndray rahampitso.
Dia avy eo himenomeno sy hihoatahoata hiantso vonjy eto daholo ndray fa hoe : Fako eeeee, voretra eeee.
Mampihaiky ny maro lay toe-tsaintsika ka.
featuring Bigzar
Akory aby, salama, karakôry, k'aiza k'aiza...
Hifarana ny taona, dia ndao ho faranana milay be na dia maro aza ny zavatra tsy nety tamin'ty taona ty.
Amin'ny 30 desambra ny fotoana
Amin'ny 8 ora alina ao amin'ny WAGON BAR - Gare des Manguiers Tamatave.
Efa reo amin'ny afisy reo ny mpandray anjara.
Ao enao mahazo ny anjaranao amin'reo karazana Rap be.
Tsy an'ialahy 'rery (MFM 2021)
Arnak 110 feat VERCORS
Aleo asiana an'ty kely ndray aloha!
Tamin'ty lay nisy resaka hoe nanao tifi-danitra nahavoa fe.
Aza adino fa efa ao ny tohin'ty tantara ty ah
nouvel album Arnak.
Arnak 110
Efa azonao jifaina!
Aleo mihaino toy zay tantaraina.
▶️Ariary Be 2023 ◀️
📀New Album📀
✅ Efa azonao jifaina
💾 Version numérique (lien+code d'accès) : 10 000 Ar
💽 Version physique (Cd+couverture) : 25 000 Ar (sur commande seulement).
☎️ Contact (info ou paiement) : +261 34 96 263 83 - +261 32 77 192 41
Ty ny vokatra ary eh
Tongava manjifa
▶️Ariary Be 2023 ◀️
📀New Album📀
✅ Efa azonao jifaina
💾 Version numérique (lien+code d'accès) : 10 000 Ar
💽 Version physique (Cd+couverture) : 25 000 Ar (sur commande seulement).
☎️ Contact (info ou paiement) : +261 34 96 263 83 - +261 32 77 192 41
13 OR D**O
RAP TAMAGA
Ny faha 02/09/23 - amin'ny 03 ora tolakandro.
Tsangambato Musik Group - Andiatafika pejy Ofisialy - Bass
Arnak 110- Dabo IX Fandresena - Yayah Lekôm - GoostMeh
Karafi - resto-karaoke. Ankadimbahoaka.
Tongava fa RapBe.
Tsy misy mafy ohatran'ny vato, fa rehefa tsy miteny, angeren'ny vorona. Fa tsy hoe : zay mangiana akory dia volamanea foana.
Tsy haiko lisany, fa zaho raha vao mahita toerana ohatrany mikorontandrontana, na miendrika ghetto ghetto, dia hanao clip sy haka sary foana no ao andohako...
Zaho ve no tia korontana, sa ilay mikorontana mihitsy no tia ahy.
Oh lesy e.
Tandroka hiaro ny vozona sa tandroka hitehaka hoan'ny dondrona.
Galona nomena fotsiny.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Videos (show all)
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
Toamasina
501
Toamasina
Bienvenue dans le monde du RAP-Revolution Dispo sur : Snapchat , Facebook, YouTube , Tiktok