TOTU'S COMPANY

TOTU'S COMPANY

Totu'S company dia misehatra aminy fanafarana entana izay tadivina na avy any ivelany na avy eto ant

29/04/2023

Salama daholo,
Izahay ato amin'ny TOTUS dia naha tonga entana vaovao indray.;
Collier colson na cable de serrage en plastique.
4.8*200cm
Misy couleur noir et blanc
Prix: 10 000ar pour 100pcs
Contact: 0347620798

Photos from TOTU'S COMPANY's post 10/11/2022

Salama tompoko, mitady Cle USB KINGSTON GENIUS ve hianao? Ireto ny prix de gros sy quantite dispo:

Grande PROMOTION hoanao izay mbola hivarotra maka azy rehetra.

Cle USB kingston 8G : 15 000Ar
Cle USB kingston 16G: 18 000Ar
Cle USB kingston 32G: 20 000Ar
Cle USB kingston 64G: 30 000Ar
Cle USB kingston 128G: 56 000Ar

Marque KINGSTON DT50 full capacity (GEIUS)

Contact: 0325186994

Photos from TOTU'S COMPANY's post 20/08/2022

Izahay eto amin'ny TOTU'S COMPANY dia manolotra entana vaovao hatrany ho fanomezana ho anareo mpanjifa fahafahampo hatrany. Misy Matelas avec petit ressort koa ny ato amintsika izay mateza maharitra 10 taona mihoatra.
Refy: 140*190
Hahavony: 30cm
Prix: mp
Sur commande avec mode de paiement negociable.

Ny company totu's dia mirary tontolo andro mahafinaritra hoanareo mpanjifa.

Photos from TOTU'S COMPANY's post 06/07/2022

Table a manger importe
Tsara sady mateza!
Refy: 1.2m (1Table+4Chaises) prix: 3 617 000Ar
Refy: 1.4m (1Table+4Chaises) prix: 3 687 000Ar

Refy: 1.2m (1Table+6Chaises) prix: 4 025 000Ar
Refy: 1.4m (1Table+6Chaises) prix: 4 095 000Ar

Toerana: Antananarivo sur commande!

Contact: 0325186994
Totu'S Company

02/07/2022

Grain d'Argent
Poudre volafotsy

Photos from TOTU'S COMPANY's post 17/06/2022

Izahay eto amin'ny TOTU'S COMPANY dia faly manolotra antsika hatrany ny scotch transparent fanaovana emballage.
Item Name: Scotch Transparent
Item Size: 48mm*100m, 45micron
Mateza, mafy, miraikitra.
Prix: 6900Ar/pc
Contact: 0325186994
's company

Mirary antsika rehetra hatrany!

Photos from TOTU'S COMPANY's post 07/06/2022

Izahay eto amin'ny TOTU'S COMPANY dia misy arrivage bocal fasiana tantely.

Bocal Honey
Refy: 160ml
Dispo: 1080
Prix de gros: 1800Ar
Prix details: 2500Ar
Contact: 0325186994
Lieu: Iavoloha-Andoharanofotsy.

Photos from TOTU'S COMPANY's post 04/06/2022

Izahay eto amin'ny "TOTU'S COMPANY" dia manolotra entana vaovao hoanao hatrany, amin'ny vidiny mirary dia mirary. Afaka manao commande ianao izay entana rehetra tadiavinao.
Ity "BODOFOSTY" 200x230, 4kg ity zao dia 250 000Ar fotsiny. Raha mitady fanazavana fanampiny dia antsoy avy hatrany ny nomerao.

Totu's: 032 51 869 94

Ny eto amin'ny TOTU'S COMPANY dia mirary PENTECOTE sambatra hoanao sahady. Mirary soa!

02/06/2022

Salama daholo, izahay ato amin'ny TOTU'S COMPANY dia faly manolotra anareo service vaovao, koa afaka manao commande izay entana tadiavinareo rehetra amin'ny vidiny mirary ianareo. Koa midira hafatra miafina raha mahaliana anao ny tolotra. Na afaka miantso avy hatrany ny 0325186994.

Mankasitraka tompoko!

Photos from TOTU'S COMPANY's post 25/03/2022

Salama tompoko! izahay eto amin'ny Totu'S Company dia mampahafantatra ny rehetra fa tonga indray ny arrivage scotch transparent 48*100y, 45micron @ vidiny mirary dia mirary.
Mankasitraka tompoko!
Contact : 032 51 869 94
Toerana: Andoharanofotsy

Telephone

Website