LunchBox.mg

LunchBox.mg

Une entreprise spécialisée dans la livraison de repas sain, frais et rapide.

Photos from LunchBox.mg's post 11/03/2024

Salama harivariva eeee😊 indro ary ny sakafo entintsika mamakivaky Ity herinandro vaovao ity😊 sady mafilotra no ara-pahasalamana no manala ny fahasahiranana😊😊

07/03/2024

Sakafontsika rapitso oo🍛🥗 sady miarahaba ireo vehivavy rehetra koa izahay amin'izao andron'ny vehivavy izao🩷

04/03/2024

Niatomboka tsara ny herinandrontsika e? 😊😊 Andao tohizana otran'izany hatrany😊
Ireto indray ary ny sakafontsika rapitso e🥗🍛
Alefaso ny commande😊📝

Photos from LunchBox.mg's post 03/03/2024

Manomankomana ny herinandro vaovao indray isika. Izahay dia manamora hatrany ny tontolo andronao satria afaka mifantoka tsara amin ny asa sy fianarana ianao fa efa assuré ny sakafo atoandro.🥗🍝🍛

Ataovy àry ny commande e📝📝Ireto ny sakafontsika mandritra ity herinandro ity

Plat 8 000ar
Salade 5 000ar

29/02/2024

Ouff zoma ny andro, zoma mahafinaritra, sakafo mahafinaritra ihany koa no atolotra ho antsika.

Mankasitra hatrany ireo clients fidèles sy abonnés ary manasa ihany koa ireo vaovao hiara-dalana aminay.
🍝🥗

28/02/2024

Ouiiiiiiiii🍟🍟

📣 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀🚨

Tao amin’i LunchBox.mg ilay ovy frity tazomin’i numéro 2 no nojifaina 🍟🥔

28/02/2024

Salama e,

Mba ahafahantsika manomana dieny izao sahady ny tontolo andro rapitso dia indro atolotra anao ny sakafontsika rapitso

Alefaso ary ny commande e📝📝
Manao livraison izahay na aiza na aiza misy anao 🛵

27/02/2024

Helloww 😊😊ireto indray ary ny sakafontsika androany e.
Alefaso Mp ny commande dia ho afa-po ianao.
Plat 8 000ar hatrany
Salade 5 000ar

20/02/2024
12/02/2024

Ça sent l'amour dans l'air❤️❤️❤️
Durant cette semaine, partage de l'amour et des mots doux avec ton bien aimé(e)

Identifie ton (ta) chéri(e) afin qu'il/elle ressent ton sentiment 🥰

06/02/2024

Alarobia ô, matetika ny ankizy tsy mianatra nefa misy ihany koa ireo misakafo aloha vao mody na koa mbola manao activité kely 🍛 ka ireto ary ny sakafo eee🍛🥗📝🛵

05/02/2024

Nahafinaritra ny tontolo andronareo? Ny anay koa satria afa-po ianareo😊😊
Mitohy hatrany ny diantsika. Ireto ary ny sakafontsika rapitso e
🍛🥗👨‍🍳📝🛵

05/02/2024

Heyiii🔈🔈 Afaka manao commande koa ny Jour J an
Ndao ary e 📝📝🛵

Photos from LunchBox.mg's post 04/02/2024

Herinandro vaovao indray no ho hatrehintsika manomboka rapitso!

Afaka mifantoka tsara amin'ny asa sahanina sy ny fianarana satria efa milamina ny sakafo atoandro.

Asaina hatrany ianareo hanandrana ny sakafo ary mankasitraka hatrany ireo izay efa abonnés.

Mandrosoa tompoko o

🍛🥗📝👨‍🍳🛵

01/02/2024

Zoma mahafinaritra, sakafo mahafinaritra 👍

Mahafinaritra hatrany ny tontolo andro satria efa misy ekipa matihanina misahana ny fikarakarana sy fanaterana ny sakafo👨‍🍳🍛🛵

Alefaso hatrany ny commande e📝

31/01/2024

Sakafontsika ho an'ny rahampitso alakamisy. 🍛🥗

Tsarovy fa mandray commande hatrany izahay na ny jour J ary an😊😊📝📝
Tsy misy hoe tara fa samy mahazo daholo. 😉🍛📝🛵

31/01/2024

❤️❤️ça sent l'amour dans l'air, ❤️❤️

L'équipe de lunchbox vous concocte une surprise en amoureux pour bien célébrer la fête des amoureux.

Restez connectés 📱

30/01/2024

Milamindamina ny fanomanana ny tontolo andro satria misy mikarakara ny sakafo.

Matory tsara ihany koa satria tsy voatery mifoha aloha hikarakara sakafo hoentina.

Ireto ny sakafo ho an'ny rahampitso
Plat déjeuner (8000ar)
Salade (5000ar)
🍛🥗📝🛵

30/01/2024

💎 Salade de poulet 💎
Miam miam 😋😋

Prêt pour la livraison 🛵

29/01/2024

Na any ampiasaina ianao, na any ampianarana, miantsoa anay dia hanateranay ny sakafonao atoandro

👉sakafontsika rapitso talata e😊🍛:

💎 Sosisy sy haricot vert (8 000ar)
💎Spaghetti à la tomate (8 000ar
💎Salade de poulet (5 000ar)

29/01/2024

Alatsinainy mahafinaritra, sakafo mahafinaritra
Mirary tontolo andro sy herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra
📝🍛🛵

Photos from LunchBox.mg's post 28/01/2024

Herinandro vaovao indray e😊😊💪 Ireto ny sakafontsika mandritra ity herinandro ity. 🍛🥗
Isaorana ianareo efa clients fidèles sy abonnés ary asaina am-pitiavana ianareo vaovao. 😊
Alefaso àry ny safidy 📝 dia aterinay ee🛵

01/01/2024

Arahabaina nahatratra ny taona vaovao 2024, ho taona feno fahasoavana ho antsika rehetra ity taona ity 🥰🥰

Hifampitantana isika mandritra ity taona ity: eo foana ianareo, eo hatrany izahay.❤️🎉🎆

"Lunchbox: sakafo ara-pahasalamana toy ny any an-trano"

25/12/2023

Ny equipen’ny lunchbox dia mirary krismasy sambatra sy feno fifaliana ho antsika rehetra. 🎄🎄🎁🎉

19/12/2023

Coucou daholy! 👋

Sakafo sakafo fona ny fiaianana o!! Aza miandry ela fa alefaso aingana ny commande-nao! 😁

Photos from LunchBox.mg's post 18/12/2023

----MENU DE LA SEMAINE 51----

Miarahaba o! 👋

Sakafo fona ny fiainana eto amin'ny pejy. Fantatray fa efa tsy handrinareo ny hamokanay azy rehefa fotoan toy izao. 😁

Eo ary samy mijery zay lety aminy dia mandefa commande avy hatrany! 😉

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra ary o! 😘

15/12/2023

Miarahaba o!!

Amin'izao zoma mahafinaritra be izao dia manolotra sakafo mafilotra ho anareo indray izahay! 😁

Alefaso aingana ary ny commande-nao!!

13/12/2023

Miarahaba o! 👋

Tsy asina resabe fa efa fantatrareo hoe sakafo indray no alefa eto rehefa fotoana toy izao. 😁

Alefaso aingana ary ny commande-nao! 😉

12/12/2023

Miarahaba o!👋

Tsy hoe akory ampilendalenda anareo vao maraina ny tanjonay fa hampatsihay anareo hoe efa vonona ireto indray ny sakafotsika atoandro. 😁

Telephone

Website