RA

RA

RA est un groupe de musique née dans la Capitale. Issu de plusieurs horizons musicales, le groupe s

Photos from RA's post 01/04/2022

LALANA...consacré par Maximin Njava...

Photos from RA's post 31/03/2022

l'album LALANA en gestation....


-1

25/03/2022

Rahampitso ny fotoana any Antsirabe...tongava maro e

Photos from Lamba 1's post 21/03/2022

Ho fanokafana ny taom-pikatroana 2022, any Antsirabe ny fotoanan-tsika @ sabotsy ho avy izao...

21/01/2022

Stay connect...ho avy tsy ho ela ny vokatra...

Un nouveau single de -mozika disponibles bientôt!☺
Titre: Soazanahary
Photo: Taka Andrianavalona Hery Zo Ralaindimby
Son: Miora Rabarisoa
Infographie: Fabio Thierry Photography
Auteur compositeur: RA Aina Veuliah
Guitare basse: Antonio Rzk
Guitare: Ranto Niaina
Batterie: Tsiory Aaron Ralambo

20/01/2022

Nomena azy ny Teny
Nomena azy ny fotoana
Navadiny ho kanto oa,
Ny tsikinao,ny tomaninao, ny adalanao
Noraisiny ho azy oa
Litera iray, roa, telo
Natao fehezanteny
Noamamiana sy nisainana dia lasa anjely
Ny feo rindran-teny
Ny Teny fivoharana vita tononkalo satria ny Teny no mampihavana..
Poeta...

TONDAMAN- RENIRENY 10/01/2022

Mankafiza ooo

TONDAMAN- RENIRENY clip Festival d'art Urbain 2021réalisé par Taka Andrianavalona & Heryzo Ralaindimby

18/12/2021

Ihe nifotoran'ny Hasy
Baka amin'i Ndrananahary
Nomeny ny Tany Magnitsy,
Ny fahefaha hitsabo marary.
Nitahy ireo nila anaky Ihe
Nampanankare ny mijaly Ihe
Feno Hasy Ihe...

- lamba1 18/12/2021

Mandeha ny asa...manasa antsika

- lamba1 Olo Blaky Voici maintenant une bonne douzaine d’années qu’il égaye la scène musicale de ses rythmiques enchanteresses de ses compositions, mais surtout de ce charisme intarissable qu’il arbore. Fraternel, fédérateur et scandantContinue readingOlo Blaky RA Un groupe qui s’affirme à trav...

Photos from Lamba 1's post 18/11/2021
Photos from RA's post 15/11/2021

Soutenons notre ami Boule Adéïz ce mercredi 17 novembre à 18h,venez nombreux, c'est important.

07/11/2021

Soutenons notre ami Boule, venez assister aux 2 concerts de solidarité ce mercredi 10 et le mercredi 17 novembre à partir de 18h à La Teinturerie Ampasanimalo.

RA participera le 17 novembre.
Venez nombreux soutenir cette cause qui nous tient à coeur.

Votre présence est vivement souhaitée

SOLIDARITÉ POUR BOULE - TOMBOLA ET CONCERT

Salama e! En soutien à notre grand ami, grand frère Boule ✊✊ Deux grands concerts se feront à La Teinturerie - Association d'artistes les deux mercredis qui viennent en guise de levée de fond 🙏 Le premier concert sera ce 10 Novembre avec , Rolf Raza, Doug'l, Nate Tex, , Teddy Prezeau, Maitso Nation et LohArano. Gagnez aussi des oeuvres d'art en participant au Tombola. Petit appel à la solidarité, venez nombreux 👊

✊✊

24/10/2021
12/10/2021

Aleo atao marina ny fahaiza-miaina
Mba ho tsongaina, ho lovain'ny taranakao
Ho mari-pototra ny fisianao
Ry Masoandro...

Pic: Raheryz Zo Hery Zo Ralaindimby

Tsiory Aaron Ralambo Ranto Niaina
Antonio Rzk

08/10/2021

Salamaa ee

Eto am-panomanana vokatra vaovao ho anareo ny Tarika 🔥🎸✊🏿
Misaotra ny ekipan’ny Lamba 1

Photos from Lamba 1's post 28/09/2021

Miasa, manomana, miaina...

Loading...

Photos from RA's post 15/03/2021

Mankasitraka antsika rehetra tonga nanotrona omaly teny Analakely...Festival d'Art Urbain 2021

Un grand merci à vous tous qui êtes venus hier durant le Festival d'Art Urbain!

Photo: Tony Rakoto

10/03/2021

Ndao hiaraka amin'ny alahady ho avy izao.hanolotra hira hoanareo ao izahay

[FESTIVAL ART URBAIN 7ème Edition]
Amin'ny alahady izao ny fotoana eo Analakely manomboka amin'ny 12h atoandro. Tsy misy vidim-pidirana fa tongava maro ry namana!!!

23/02/2021

Artistes : NatyKaly, Doug'L, Vony, Mashmanjaka, Ra
Marovany : Vony
Guitare : Ranto Niaina
Keyboard : Mota Soa, Miora Rabarisoa
Arrangement : Miou Sonore (Mota Soa, Miora Rabarisoa)
Mix & Mastering : Miou Sonore, La Teinturerie
Post Prod & Réalisation : Taka Andrianavalona. & Ralaindimby Hery Zo (Taka, Raheryz - OmbaRec)

22/02/2021

Dérive Urbaine -.Renireny- Festival d'Art Urbain 2021

Fandraisan'anjaran'ny tarika RA..

Mijereva finaritra e

31/01/2021

RA

Izany fa mifandrombona manome tanana ny Any e
Dimy andro ngarangidina ny fampianarana ny fahazavana
Nandini-tena irery, nanova koa fijery, nanitsy karma satria namela fanekena
Voairaka ho modely marina f'efa nekena
Ny manome tsy misy tambiny no fandresena

Dia mila miorina, mifaka fa feno fandrika ny aleha
Dia mila miaritra, mihatrika, mitarika avy eo mandeha
Tsy mana-ratsy fa mila mihaino, misokatra foana ny saina dia mila mailo
Tsy mitsaratsara ka mba saintsaino fa ny Menarana tsy voatery ho ratsy

Mandehana amin'izay manaova ohatra ho fanainga
Mivoara feno mba ho toa-Teny efa voavaly ireo baraingo
Tsy hihira fahatany fa kosa hanefa ny antom-pisiana
Mieteza mihetry, mizara, manampy, ny fitiavana atao fihobiana
Mahaiza milofo, miafy, mandroso ho mpandresy satria notahiana
Satria notahiana, satria notahiana.

Reneso ny fonao
Sorito ny lalanao
Azomy f'efa anao
izao fotoana izao

Aza miraiki-po amin'ny zavatra efa natao
Miononà, mifantoha fa mbola ho ngeza ianao
Ekeo ny lasa dia ny ho avy aleo aloha hiandry ao
Izao anio izao ny fiovana no anao

Dia lasa izao miezaka mafy mampihatra ny fahitàna
Hafao ny saina, vahao ny geja, ny akora tokana ilaina:
Dia ilay Fitia, otrik'afo ao anatinao
manamafy ny Hery fototra ijoroanao
Tsy mba maty, io Jiro io no manavao
Ka aza miandry fa areheto amin'izay ny anao

Reneso ny fonao
Sorito ny lalanao
Azomy f'efa anao
izao fotoana izao

RA

28/01/2021

Misaotra an'i Herivonjy t@sary.

13/01/2021

Karma

Ankehitriny izy mahalala satria miaina dia mahatsapa
Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina rehefa avy nijinja izay nafafy
Misoritra ny marina, raha tsy mahavoa dia mahafanina
Faingana, aza aza variana sao ny fijaliana no hanova ka tsy ho tafarina

Indro izy miroso, efa voatsidika dia efa voasedra
Efa manefa ireo zava-bitany
Efa an-dalam-panovàna ihany koa ny vintany
Satria mihetry izy dia mandresy ohatran’ny Vatolahy tsara tefy
Nasondrontry ny tany, mangina tsy ho lavo
Mandia vanim-potoana dia misandratra avo

Tsy afaky ny hanenjika azy intsony ianao
Efa neken’ny ati-fanahiny
Fa iray ihany, iray ihany ny lalana mizotra makany
Efa nialany ny rehareha
Efa mangina koa ny hambony
Efa maty ilay mpitsara ao anatiny
Izy no Izy dia fito ny lalany

Dia ajoroy ny tsagam-bato
Fafao ny nenina, ny alahelo ahato
Dia mivimbinà zava-tsoa ho fanasina mivohy ireo rohy ho rary tsara Joro
Dia mifonosa hazavana, sokafy ilay Maso dia araho ny lalàna
Mitonia dia mahaiza miaina fenoy Fitia ny habaka ami’ny fo sy saina

Tsara tso-drano ianareo ry lasa
Efa nihavana izy sy ny tenany
Efa mazava ny lalakombana
Izay madio am-po ihany no ho tonga hatsarana
Ao antiny ao ilay volamena, feno fifaliana sesehena
Tsy voarodan’ny mamba, orom-bato feno hery
Hazera tsy lavo satria velona ao ny Teny

Mbola tsy lavorary anefa izy
Ohatranao ihany mbola mandia tany, ka tsofi-rano
Efa miezaky ny mampiredareda ilay Afo avy anaty ao te ho ngeza
Mitaky faharetana ny manantanteraka antom-pisiana
Tsy maintsy mandalo tomany, tsy maintsy mandalo akiviana
Tsy maintsy mandalo hamohamo indraindray misotro ny rano tsy tiana

F’izay mitondra Fitia no mazava masoandro
Izay manao tohi-vakan ihany no fiandry
Tsy ho levon’ny fotoana satria Lalam-ben’ny Velona
Miverina amin’ny laoniny satria mitoetra ao n Teny

Ra

Point de vue - YouTube 13/10/2020

Point de vue - Râ (Le Rêv'Errant)
- Real: Taka Andrianavalona
- Hery Zo Ralaindimby - Cadreur/monteur
- Maherisoa Rakotomalala - Illustrateur
- Son: Miora Rabarisoa
Avec le soutient de l'association La Teinturerie et de l'ACF (African Culture Fund)
https://www.youtube.com/watch?v=W8sn598Zcts&feature=share&fbclid=IwAR38aO1l8agZfqfmF1U4ONh5QJa0FEHi9IMkWstuyQxwiV-7pfbUkLIEfRE&ab_channel=R%C3%A2-mozika

Point de vue - YouTube - Real: Taka Andrianavalona - Hery Zo Ralaindimby - Cadreur/monteur - Maherisoa Rakotomalala - Illustrateur - Son: Miora Rabarisoa Avec le soutient de l'asso...

09/03/2020

Bonjour à tous,

POINT DE VUE

le cadre du projet Aide à la Création d'Art numérique de l'Association La Teinturerie - financé par l'African Culture Fund (ACF), nous sommes heureux de vous présenter la restitution de résidence du mois de février 2020- le projet s'intitule "Point de vue" et c'est un clip vidéo d'animation 2D réalisé par l'artiste visuel Taka Andrianavalona en qualité de réalisateur/dessinateur/illustrateur et porteur de projet .
en collaboration avec

- Hery Zo Ralaindimby - Cadreur/monteur
- Maherisoa Rakotomalala - Illustrateur
- Le Rêv'Errant - musique et texte

Un grand merci à/au
- projet Aide à la Création d'Art Numérique de l'Association La Teinturerie
- African Culture Fund (ACF)
- l'Is'art Galerie
- Centre d'Art Numérique (l'équipe du studio d'enregistrement)
- Association Sarondra (Fianarantsoa)
- tous les figurants

Banane Hazavagna 20/11/2019

Chaque oeuvre est un modèle unique...

atolotray anareo am-pitiavana be ny "collection sac banane Hazavagna" - jifao ny vita Gasy //

Nous vous présentons notre collection sac-banane Hazavagna

Collection limitée, toutes les œuvres sont des modèles uniques.

Crédit photo - Fabio Thierry
modèle: Elodie Taft

Videos (show all)

Tonga Saina - Le Rêv'Errant - 2017 Jao's Pub

Telephone

Website