Loky Fumée Laquée
Nahandro sinoa amin'ny fomba malagasy
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tiffany Iavoniaina, Ravo Ramamonjisoa, Mi-Ãro Rabemanana, Mioty Randria Malala, Adèle Soa ❤️🙏🙏🙏
ialanatsiny indrindra ho anireo izay niantso antarobia nanao commande maro sy nandefa message par mp tsy voavaly!fa izao vao miverina mandray commande indray izahay tompoko ☺️
Ireto avy Ary n'y tolotra ato aminay:
💥 Poulet fumé laqué morceaux ( choix : ailes et cuisses) prix : 3.500ar / morceaux ( 10 morceaux minimum commande)
💥 Tsatsiou porc: prix : 60.000ar/ kg ( 500g minimum commande)
💥Ribs fumé laqué : 60.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Cote de porc fumé laqué : 60.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 60.000ar/kg (500g minimum commande)
💥 Entrecôte de zébu fumé laqué : 60.000ar /kg ( 500g minimum commande)
👉Sur commande : 1 jours avant / raha toa ka maro Dia 3 jours avant
Livraison a partir 3.000ar
( Disponible eto Tana ihany aloha )
☎️034.70.485.06
Itondra soa s'y fanambinana ho antsika rehetra anie ity taona 2024 dinganintsika ity! Ho lavitry n'y ratsy rehetra
Samy ho tahin'Andriamanitra hatrany
Mitomboa hasina daholo tompoko !
Salama daholo tompoko !
Tsy mandray commande intsony izahay fa efa feno n'y commande n'y Amin' n'y 31decembre ho avy izao! ☺️
Mankasitraka indrindra antsika rehetra nanjifa n'y tolotra tato aminay Dia Samy ahatratra n'y taona 2024 daholo isika rehetra eo ambany fitahin' Andriamanitra !
Mirary fety sambatra ho antsika jiaby e 🎉🎊🎉🎊🎉🎊🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Tsy mandray commande 25 intsony izahay tompoko!
👉N'y fandraisanay n'y commande n'y Amin'n'y fetin'ny farany taona hoavy izao kosa Dia mbola mitohy hatrany 😉 !
Mankasitraka indrindra hatrany ho anareo nanjifa 🙏🙏🙏😊🙂
Ho avy izao n'y fetin'ny noely s'y n'y farany taona 🥳🥳🥳🥳
Afaka mandray commande tsakitsatsy ho anareo izahay n'y Amin' ireto karazana hena Amin'ilay tsiro fumé laqué 😋
Ireto avy Ary n'y tolotra ato aminay:
💥 Poulet fumé laqué morceaux ( choix : ailes et cuisses) prix : 3.500ar / morceaux ( 10 morceaux minimum commande)
💥 Tsatsiou porc: prix : 60.000ar/ kg ( 500g minimum commande)
💥Ribs fumé laqué : 60.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Cote de porc fumé laqué : 60.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 60.000ar/kg (500g minimum commande)
💥 Entrecôte de zébu fumé laqué : 60.000ar /kg ( 500g minimum commande)
👉Sur commande : 1 jours avant / raha toa ka maro Dia 3 jours avant
Livraison a partir 3.000ar
( Disponible eto Tana ihany aloha )
☎️034.70.485.06
Weekend manalazy vita "BACC" 📢📢📢📢

Izahay ato Amin'n'y loky fumé laqué Dia miarahaba antsika vahoaka Malagasy rehetra tsy ankanavaka nahatratra izao Asaramanitra izao🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🎉🎉🎆🎆!
Tahin' Andriamanitra hatrany isika rehetra
Mirary fety sambatra !
Salama daholo tompoko ☺️
Ireto indray aza ilay tsakitsatsy matsiro e!
Efa manomboka mandray commande n'y Amin'n'y fetin'n'y Asaramanitra hoavy izao izahay tompoko 🎆🎆🇲🇬🇲🇬🇲🇬!
Ireto avy ny tolotra ato aminay:
💥Poulet fumé laqué : 3.000ar par morceaux ( choix : ailes et cuisse) ( 10 morceaux minimum commande)
💥 Tsatsiou porc : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 50.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Ribs fumé laqué : 45.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Cote de porc fumé laqué : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Entrecôte de zébu fumé laqué : 50.000ar/kg ( 500g minimum commande)
Livraison a partir 3.000ar
( Disponible eto Tana ihany aloha atreto)
📞 Contact : 034.70.485.06
Joyeuse Pantecote isika rehetra🌿
"Ho tahin' Andriamanitra hatrany anie isika rehetra Ary irotsaka amintsika tsirairay avy n'y Fanahy Masina ,hanazava n'y fiainantsika"
Ary mankasitraka indrindra anareo mpanjifa hatrany Amin' ireto commande adroany ireto!☺️🙏🙏🙏
Mirary fety sambatra tompoko❤️
Salama daholo tompoko ☺️
Efa manomboka mandray commande ho any fetin'n'y pantecôte sy ny lundi de pantecôte hoavy izao izahay tompoko
Ireto avy ny tolotra ato aminay:
💥Poulet fumé laqué : 3.000ar par morceaux ( choix : ailes et cuisses) ( 10 morceaux minimum commande)
💥 Tsatsiou porc : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 50.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Ribs fumé laqué : 45.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Côte de porc fumé laqué : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Entrecôte de zébu fumé laqué : 50.000ar/kg ( 500g minimum commande)
Livraison a partir 3.000ar
( Disponible eto Tana ihany aloha atreto)
📞 Contact : 034.70.485.06
Mirary tontolo andro mahafinaritra antsika rehetra e
Salama daholo tompoko !
Izahay Dia misehatra Amin' n'y resaka fanodinana hena anana tsiro fumé laqué !
Mivarotra en ligne izahay ! Betsaka moa n'y retour positif azonay avy Amin'n'y client manjifa n'y vokatra ato aminay, fa misy ihany koa anefa n'y retour négatif izay raisinay tsara oetinay hanatsarana n'y asanay! Fa n'y fanontaniana tiko apetraka ??? Te anontany n'y avis anareo tsirairay ato Aho hoe: inona tena critères mety aminareo Amin tsirony tsatsiou ohatra Zao :
- mamy bé vé no tinareo sa Amin 'ny antoniny??
- saignant kokoa v n'y hena no tinareo sa masaka bé??
_ n'y poulet fumé laqué vé mamy b no tinareo s Amin'n'y antoniny ihany koa!
Misaotra indrindra mialoha ho an' izay mamaly
Salama antsika jiaby e!
Izara recette Kely indray izahay androany 😊
Afaka ataontsika Amin' ireo viande fumé laqué ato aminay!
Fa n'y safidiko androany izao poulet fumé laqué nampiarahako tamin'ny légume sauté 😋🥦🥬🥒🍆
💥Ireto avy aza ny zavatra ilaina:
- poulet fumé laqué 10 pièces
- légume ( carotte, haricots vert, poivron,petit poids,..)
- tomate , oignon,ail,sel,poivre,épices,huile!
Préparation :
1- Afanaina ny menaka ,tsy atao mamay bé /
alefa ao ny ( oignon ,ail, poivron)
2- Arotsaka ireo légume sy tomate
3- Asina ireo épice izay mety aminao , sira , poivre( avela iketrika keli eo Amin'ny 3mn eo )
4- Vita izay! dia arotsaka Amin' izay ireo poulet fumé laqué/
Aroroina MBA itambatra sy iditra tsara any tsiron' ireo légume sy épice/ avela iketrika keli 5 mn eo eo Dia vonona
Mazotoa homana tompoko!
Retour
Efa hoe ato aminay ihany oa fa aza mitady any ankafa zany😁
Mankasitraka indrindra hatrany anareo mpanjifa ❤️🙏
Vonona hatrany izahay anome fahafampo anareo 😊
Bonne semaine à tous ❤️
Efa mikarakara n'y commandenareo indray izahay ato a😉😋
Vonona hatrany izahay anome fahafampo anareo mpajifa
Sur commande hatrany n'y antsika
💥Poulet fumé laqué : 3.000ar par morceaux ( choix : ailes et cuisse) ( 10 morceaux minimum commande)
💥 Tsatsiou porc : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 50.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Ribs fumé laqué : 45.000ar /kg ( 500g minimum commande)
💥Cote de porc fumé laqué : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Entrecôte de zébu fumé laqué : 50.000ar/kg ( 500g minimum commande)
Livraison a partir 3.000ar
( Disponible eto Tana ihany aloha atreto)
Mirary tontolo andro mahafinaritra antsika rehetra eee
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ♥️♥️♥️♥️
Salama daholo tompoko ☺️
Efa ho avy indray ity n'y fetin'ny P***a!
Efa manomboka mandray commande indray izahay n'y Amin' ireto tsakitsaky matsiro tsara amin' ilay tsiro Fumé laqué mamy2 tsara ankafizinareo 😋
Ireto avy ny tolotra misy ato aminay :
💥 poulet fumé laqué morceaux ( choix: ailes et cuisses) , prix : 3.000ar par morceaux! ( 10 pièces minimum commande)
💥 Tsatsiou porc 45.000ar / kg
( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu 50.000ar/ kg.
( 500g minimum commande)
💥Ribs fumé laqué : 45.000ar / kg
( 500g minimum commande)
💥 Côte de porc fumé laqué : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥Entre côte de zebu Fumé laqué : 50.000ar / kg
( 500g minimum commande)
👉Sur commande
📞 Contact : 034.70.485.06
Livraison a partir 3.000ar 🛵
Salama daholo tompoko ☺️
Weekend magnifique koa ndao aza icommande tsakitsaky laqué e😋🙂
💥 poulet fumé laqué morceaux ( choix ailes et cuisses) 2.500ar ( 10 pièces minimum commande)
💥 Tsatsiou porc 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu 50.000ar/ kg. ( 500g minimum commande)
💥Ribs fumé laqué : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Côte de porc fumé laqué : 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥Entre côte de zebu Fumé laqué : 50.000ar / kg ( 500g minimum commande)
👉Sur commande
📞 Contact : 034.70.485.06
Livraison a partir 3.000ar 🛵
Salama antsika jiaby 😊
Efa Manomboka mandray commande indray izahay tompoko n'y Amin fampiarabana tratriny taona s'y n'y fety maro samihafa 🎉🎉🎉
! Tarif s'y n'y tolotra ( tsy miova hatrany)☺️:
💥 Poulet fumé laqué morceaux ( choix : ailes et cuisses) ➡️2.500ar par morceaux ➡️(10 pièces minimum commande)
💥 tsatsiou porc : 45.000ar/ kg (500g Minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 50.000ar/kg ( 500g minimum commande)
👉Sur commande hatrany
Livraison a partir 3.000ar🚴
📞034.70.458.06
Na tsy fety aza Dia mandray commande hatrany izahay an😉
Mbola mamerina fiarahabana antsika hatrany izahay eto Amin' n'y loky fumé laqué nahatratra izao taona vao 2023 izao☺️🎉
Ary mankasitraka indrindra hatrany anareo nanjifa n'y vokatra tato aminay ! Mahafaly anay tokoa n'y mahita retour avy any aminareo! Ra nisy tsy nety tompoko o! Dia ialanay tsiny tompoko fa areninay Izany Amin' ity taona ity! Koa dia n'y soa s'y n'y tsara hatrany no ifampizarantsika eto♥️♥️♥️🙏🙏🙏🙏
Ary efa manomboka mandray commande indray izahay tompoko n'y Amin fampiarabana tratriny taona s'y n'y fety maro samihafa 🎉🎉🎉
! Tarif s'y n'y tolotra ( tsy miova hatrany)☺️:
💥 Poulet fumé laqué morceaux ( choix : ailes et cuisses) ➡️2.500ar par morceaux ➡️(10 pièces minimum commande)
💥 tsatsiou porc : 45.000ar/ kg (500g Minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 50.000ar/kg ( 500g minimum commande)
👉Sur commande hatrany
Livraison a partir 3.000ar🚴
📞034.70.458.06
Na tsy fety aza Dia mandray commande hatrany izahay an😉
Izahay ato Amin' n'y loky fumé laqué Dia miarahaba antsika jiaby nahatratra ity taona 2023 ity🎉🎊🎉
Ho taona feno fahasoavana ho antsika rehetra anie ity taona vao ity! Tahin Andriamanitra hatrany isika rehetra ♥️♥️♥️♥️
Salama daholo isika ato tompoko !
Tsy mandray commande intsony izahay fa efa feno n'y commande n'y Amin' n'y 31decembre ho avy izao! ☺️
Mankasitraka indrindra antsika rehetra nanjifa n'y tolotra tato aminay Dia Samy ahatratra n'y taona 2023 daholo isika rehetra eo ambany fitahin' Andriamanitra !
Mirary fety sambatra daholo tompoko 🎉🎊🎉🎊🎉🎊🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Mbola mandray commande n'y 30 s 31 décembre hoavy izao izahay !😌🎊🎉
Afaka ataontsika tsakitsaky tsara izy ireto an😉
💥 Poulet fumé laqué morceaux ( choix : ailes et cuisses) ➡️2.500ar par morceaux ➡️(10 pièces minimum commande)
💥 tsatsiou porc : 45.000ar/ kg (500g Minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu : 50.000ar/kg ( 500g minimum commande)
👉Sur commande hatrany
Livraison a partir 3.000ar🚴
📞034.70.458.06
Na tsy fety aza Dia mandray commande hatrany izahay an😉
Préparation de vos commandes pour les fêtes 🎉🎉🎉🍗😋👌🥰🥰🥰
➡️ 24 décembre EFa feno n'y livraison 🥰
➡️ 25 mbola misy place
📞034.70.485.06
Livraison a partir 3.000ar
Efa ho avy Zao fetiny Noël 🌲🌲🌲 s'y fetiny farany taona ☺️
Ampatsiahy anareo client fotsiny Aho fa mandray commande an' ireto izahay !
Afaka mamandrika dieny mialoha☺️
Mora nefa tsara nenay ireo no sady matsiro😋
Ireto avy n'y tolotra misy ato aminay:
💥 poulet fumé laqué morceaux ( choix ailes et cuisses) 2.500ar ( 10 pièces minimum commande)
💥 Tsatsiou porc 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu 50.000ar/ kg. ( 500g minimum commande)
👉Sur commande
Disponible eto tana ihany aloha atreto
📞 Contact : 034.70.485.06
Livraison a partir 3.000ar 🛵
➡️Na tsy fety aza Dia mandray commande foana izahay tompoko ☺️
Salama daholo antsika jiaby e🙂🙂
Herinandro vaovao indray😉
Manomboka mandray commande indray izahay ato amin' n'y LokLoky Fumée LaquéemLoky Fumée Laquéequée
Ireto avy n'y tolotra misy ato aminay:
💥 poulet fumé laqué morceaux ( choix ailes et cuisses) 2.500ar ( 10 pièces minimum commande)
💥 Tsatsiou porc 45.000ar / kg ( 500g minimum commande)
💥 Tsatsiou de zebu 50.000ar/ kg. ( 500g minimum commande)
👉Sur commande
Disponible eto tana ihany aloha atreto
📞 Contact : 034.70.485.06
Livraison a partir 3.000ar 🛵
Izahay eto Amin loky fumé laqué Dia mirary fiononana feno ho any fiainakavina RAK ROOTS Amin ' izao fahalasany izao! Handry ampiadanana anie n'y fanahiny🙏