Cabinet Medico-Echographie "KIADY"/Blue Star Avaratsena Antsirabe

Cabinet Medico-Echographie "KIADY"/Blue Star Avaratsena Antsirabe

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cabinet Medico-Echographie "KIADY"/Blue Star Avaratsena Antsirabe, Medical and health, .

04/05/2024

Hoavy tsy ho ela zany ny fanambeazanaizana ho any lehilahy ho antsika nanontany i😁😁

La contraception masculine, c'est pour bientôt ? Des résultats sont prometteurs chez la souris pour une pilule à prendre avant un rapport, agissant sur le déplacement des spermatozoïdes
👉 https://l.sciencesetavenir.fr/usC

Photos from Cabinet Medico-Echographie "KIADY"/Blue Star Avaratsena Antsirabe's post 18/03/2024

🏥🧑‍⚕️ Tsara ho fantatra

18/03/2024

Ny "insuffisance cardiaque" ,na ny "infarctus de myocarde"❕😢
---FISEHONY :
1- Fiangonan'ny rano ao amin'ny vatana (mivonto ny tongotra)
2- Manindrona ny tratra
3- Mikohaka (tsy dia avy miaina)
4- Maneno ny tratra
5- Manao palpitation
6- Harerahana maharitra
7- Volivoly ny tanana, reraka be, na mangovitra
8- Marary ny loha sy ny hatoka, ary fanina
9- Maloiloy , te handoa
10- Fahakizitinana,alahelo , fahatsapana ho manirery...

___ANTONY mahatonga ny insuffisance cardiaque :
*Tosidra ambony(hypertension arterielle)
*Diabeta
*olan'ny thyroide (hypo/hyperthyroidie)
*Obesité
*Fahaketrahan-tsaina

------VAHAOLANA mahomby: produits bio matanjaka, afaka manala ny menaka ratsy anaty ra, sy manadio ny vatana , Ary Fanafody THE CARDIOPATHIE . Azo tsaboina tsara io aretina io. Tsy mila miankin-doha @ fanafody zany ny marary...
____FANAZAVANA fanampiny & fitsaboana :Tel 0385531919

18/03/2024

🔴 𝙃𝙄𝙎𝘼𝙃𝙄𝙍𝘼𝙉𝘼 𝙆𝙀𝙇𝙔 𝘼𝙃𝙊 𝙃𝘼𝙉𝘼𝙕𝘼𝙑𝘼 ⚠️⚠️⚠️

🚭 Ny fifohana 𝙨𝙞𝙜𝙖𝙧𝙖 dia manimba ny Avokavoka
🥃 Ny fisotroana 𝙩𝙤𝙖𝙠𝙖 disa mamotika ny Aty

🥬 Ny fihinànana 𝙫𝙤𝙖𝙣𝙠𝙖𝙯𝙤 sy 𝙡𝙚𝙜𝙞𝙤𝙢𝙖 05 karazany isanandro kosa dia mahasalama ny Fo sy ny Lalandrà.
____
Page : Inona vaovao Dokotera 🥕

01/03/2024

Sarobidy ny zanaka,tsy misy mahasolo azy,karakarao io dia aza ampitoviana aminao ny ho aviny raha ohatra ka ratsy ny pejy fahininao,fa voleo toetra tsara izy hampirehareha anao.

20/02/2024

Salama eee!
🧸 Kizitin-jitina ve n'y zanakao? 😑 Tsy toy n'y isan'andro
🧸 Sa mitomany bé izy rehefa soloina 😭

➡️ Misy olana ao izany.
🎯 Jereo sao dia masaka ny vodiny
Mety hoe ela loatra vao nosoloina, na koa hoe mikakà matetika

🥳 Vahaolana
👉aza mikoropaka aloha
👉Tsy mampiasa lingettes intsony aloha mandrapaha sitrana ny zaza... :)
👉Coton sy rano aloha ampiasaina rehefa manolo azy, ary aza kosehina fa tamponner-na moramora...(marary bé mantsy io 🥺😬
👉Soloina isaky ny 3h n'y couches raha ela indrindra
👉Afaka asiana Eosine maraina sy hariva
💛💚💙💜Aza ampanaovina couche raha mety fa avelao andendeha miboridana tapany ambany (1h maraina, 1h hariva)
Raha tanteraka ilay Vahaolana farany io, iray andro dia sitrana ny zanantsika

Mirary soa eee🥰🥰🥰

18/01/2024

🔴HTA na HYPERTENSION ARTERIELLE na FIAKARAN'NY TOSI-DRÀ AVO

🚫Tandremo fa ⚠️ MAHAFATY raha tsy voatsabo

Samy misy Tosi-drà avokoa ny tsirairay, na ny zazakely aza, fa tsy voatery ho avo izany.

# Ny Hypertension artérielle (HTA) na Tosidrà avo dia mahafaty tampoka sy mampalemy ary manimba taova maro (COMPLICATIONS) raha tsy voatsabo tsara.

⛔ AZO TSABOINA TSARA NY HTA ARY AZO SOROHINA TSARA NY FAHASAROTANA na COMPLICATIONS ATERANY.

Inona avy no tokony Ary

⛔ Manantona mpitsabo mijery tension mba afahantarana hoe avo sa tsia ny tosi-drà, ahafahana ihany koa misoroka ny mety ho vokadratsiny

⛔Fihinanana tsy tapaka ny FANAFODY omen'ny mpitsabo 💊💊

⛔ Aza manao dokotera tena (tongolo gasy, tambavy, sns...)

💖Tadidiko anefa fa Azo sorohana ny Tosi-drà avo, ireto no tokony ho atao:

🫀fizahana fahasalamana any amin'ny mpitsabo. (dépistage)

🫀Fihinanana sakafo ara-pahasalamana: tsy matavy, tsy diso mamy loatra

🫀fanaovana fanatanjahan-tena tsy tapaka exercice physique régulier

-🫀ezahana ho Amin'ny antonona ny lanja ( IMC entre 18,5 et 24,9)

🫀ajanona ny fifohana sigara sy ny fisotroana toaka

🫀tsy atao be loatra ny sira amin'ny sakafo

Zarao fa mety mahasoa ny hafa🙏

12/01/2024
12/01/2024

Iza avy ilay nanontany momba ny DIU na STERILET ?

Rasazy Miarisoa

👉 Fandridram-piterahana kely miendrika T ampidirina @ fivaviana dia migorisa ao anaty tranon-jaza.
Tsy mila fandidina ny fametahana na fanalana ny DIU

👉 DIU en cuivre , tsy misy hormone no tena misy ato amitsika.

☝️ Inona avy ary ireo tombotsoa DIU?

😉 Mety maharitra hatr@ 10 taona.
😉 Azo antoka 99%
😉 Tsy misy hormone na fanafody ho an'ireo tsy mazaka
😉 Tsy mila miandry ela rehefa te hiteraka.
😉 Tena tsara ho an'ireo mbola tsy niteraka
😉 Azo atao "contraception d'urgence"

☝️ Inona ireo zavatra mety hitranga?

🙂 Be be kokoa ny fatra sy fotoana handehanan'ny ra.
🙂 Mila mitandrina @ infections , tsy mety ho an'ireo misy IST.

☝️ Raovina no hametahana azy?

📌 Contraception d'urgence : ao anatin'ny 5 andro aorian'ilay firaisana.
📌 Avy afa- jaza: ao anatin'ny 2 andro.
📌 Avy teraka tsotra : ao anatin'ny 2 andro. Na 1 volana avy teraka.
📌 Avy nodidina teraka : ao ampandidina na telo volana avy nodidina.
📌 Avy nisy infections IST: 3 volana aorian'ny fahasotranany.

Aza adino ny mizara sy manisy j’aime 😉 ho fanohanana ny pejy

Mirary soa 🥰🙂

Photos from Lalaina Nomenjanahary's post 27/11/2023
27/11/2023

🚨🚨Otrikaretina azo avy amin'ny firaisana: nahoana izy ireo no mampidi-doza

📌Ireo aretina ireo dia olana ara-pahasalamana manerana izao tontolo izao noho ny antony maro:
👉ny habetsahan'ny olona voan'ny aretina;
👉ny mety hisian'ny fifindrany amin'ny mpiara-miombon'antoka
👉ny fisian'ny vondron'olona izay mety ho voan'ny aretina;
👉ny ampahany betsaka amin'ny olona tsy misy soritr'aretina nefa mbola voan'ny aretina😥
👉mety hisian'ny fahasarotana lehibe raha sendra tsy hita na diso ny fitiliana sy ny fitsaboana.

📌Ny antony mahatonga ny aretina azo avy amin'ny firaisana
👉Ny otrikaretina dia vokatry ny micro-organismes toy ny virus, bacterie, protozoa ary parasy.
👉Ny vokatry ny bakteria dia chlamydia, gonorrhea (angatra) ary syphilis.
👉Ny vokatry ny protozoan dia trichomoniasis.
👉Ny virus dia condylomas ge***al, herpes ge***al, VIH ary hepatite

📌Tsy azo tsinontsinoavina ny soritr'aretina,ny aretina azo avy ara-nofo:
👉Avy hatrany aorian'ny otrikaretina dia manomboka ny vanim-potoana incubation, izay ahafahan'ny otrikaretina mifindra, na dia tsy misy soritr'aretina aza.
👉Ny halavan'ny incubation dia miovaova arakaraka ny karazana aretina azo.
👉Amin'ny fiafaran'io vanim-potoana io dia mety hisy soritr'aretina na famantarana hita maso eo amin'ny vatana, saingy amin'ny tranga maro, nefa mety tsy misy soritr'aretina koa anefa

📌Ny aretina isan-karazany dia manana soritr'aretina sy famantarana mahazatra.
Ny tena matetika dia
👉olana aoa @ fivaviana;
👉fanaintainana ao amin'ny kibo ambany;
👉fisian'ny mangidihidy sy/na fery ao amin'ny faritry ny taovam-pananahana, a**s na vava;

🔴Matetika, raha ny marina, ny olona voan'ny aretina dia tsy mampiseho soritr'aretina tena izy, fa malemy na tsy misy soritr'aretina fotsiny.
🔴Izany dia mamela ireo karazana aretina ireo, izay matetika asymptomatic, dia mora miparitaka.

Ilaina ny mihinana complement alimentaire sy fitsaboina mifanaraka .
EFA MISY FITSABOINA MIFANARAKA AMIN'IZANY ATO AMINAY
TONGAVA MP

27/11/2023

TANDREMO IHANY FA RAHA VOANY DIA NY MAMPAMANGY NO BETSAKA. ALEO MISOROKA TOY IZAY MITSABO
AVC : Accident Vasculaire Cérébral

👉Fomba fitrangany :

-Volivoly ny tarehy , Sandry , Tanana , tongotra na ny ilany vatana .

- Miraikitra ny lela rehefa miteny , tsy afaka miresaka .

- Manjavona ny maso

- Tsy afaka mandeha , tsy afaka mitsangana

- Fanina

- Marary loha

👉Ireto anisany Antony lehibe mahatonga azy

1- Tosi-dra ambony

2- Tahana cholesterole ambony

3- Diabete

4- Tavy

5- Fifohana zava mahadomelina

👉Ahoana ny fomba hisorohana azy

1- Mihinana sakafo be omega 3

2- Mihinana tongolo gasy matetika

3- Manao sport , exercice physique

4- Mihinana sakafo be vitamine E

5- Jeûne intermittent

6- Lanjalanjaina ny sakafo ohanina

7- Manao sport

8- Ajanona ny sirmamy

8- Ajanona ny fifohana zava mahadomelina

👉 Ireto no atao raha voany AVC akoatra ny fanafody omen'i dokotera

1- Manao regime alimentaire ( keto)

2- Mihinana omega 3 ( DHA )

3- Mila vitamine D

4- Manao exercice physique

5- Mihinana vitamine C

6- Jeûne intermittent

7- Mihinana tongolo gasy , tamotamo

8- Mihinana sakafo be potassium

9- Sakafo tsara hoanina : epinard , voa maina , yaourt, trondro , tomate , ampongaben-danitra , avocat, noix , amande , legume vert , atody , huile d'olive , the vert

10- Ajanony ny siramamy

Zarao anaty groupes misy anao sy anaty journal satria mety
ahavonjy olona maro ianao, ataovy j'aime atrany ny pejy

INDRANA

27/11/2023

PESTE

Vanim-potoana mampirongatra ny peste ny andro mafana tahaka izao, andeha ary ho resahantsika ny momba izany.

Ny peste dia aretin'ny voalavo ary mifindra amin'ny olombelona amin'ny alalan'ny kaikitrin'ny parasy nanaikitra voalavo marary.

Madagasikara dia isan'ny firenena mbola hahitana peste amin'ny olombelona betsaka ka izany indrindra no mila hisorohana azy.

NY FOMBA FISEHONY:
- Peste bubonique: mafana hoditra, marary an-doha ary reraka be, matetika mivonto ny atoditarimo eo amin'ny foto-pe.

- Peste pulmonaire: azo avy amin'ny piti-droran'ny olona marary. Mikohoka sy marary tratra ny fisehony matetika.

Ny peste pulmonaire raha tsy voatsabo anaty fotoana fohy dia mitarika fahafatesana.

NY TOKONY ATAO:
- Vao misy fambara dia manatona mpiasan'ny fahasalamana.
- Raha misy marary dia atokana mba tsy hamindra amin'ny hafa.
- Mampiasa aro vava orona ny mpikarakara marary.
- Mampiasa fiarovana amin'ny kaikitrin'ny parasy.
- Tsy mikirakira fatim-biby indrindra ny voalavo.

Ny peste dia aretina azo sitranina tsara raha atomboka ara-potoana ny fanafody. Manatona mpitsabo fa aza manao dokotera tena.

Sarobidy ny fahasalamana, aleo misoroka toy izay mitsabo.

Raha misy fanontaniana dia apetraho ao amin'ny commentaires fa ho valianay izany.
Zarazarao fa mahasoa ny hafa.

23/11/2023

🚨🚨COMMENT SAVOIR SI SON TRAITEMENT DU DIABÈTE FONCTIONNE ⁉️

📃 Il existe une variété♒ de traitements utilisés dans la prise en charge du diabète

👨🏽‍🏫Chacun de ces traitements 💊 a des particularités et des indications en fonction du patient diabétique.

Il peut aussi arriver qu'un traitement💊 soit adapté ou changé💢 en fonction des situations qui peuvent être observées 🤨 durant le suivi du patient

⚠️ *De façon concrète, lorsque votre traitement💊 du diabète fonctionne, voici ce qu'on observe👇🏽:*

🎯 Une réduction ↘️ ou une annulation complète de tous les symptômes 🥵 présents au moment du diagnostic 🔬.

🎯 L'absence d'apparition de nouveaux symptômes🥵 liés au diabète .

🎯 Une normalisation de l'hémoglobine glyquée (qui est l'examen de référence du contrôle de la glycémie)✅✅ sur au moins trois prélèvements au cours des 9 derniers mois💹

🎯 Une glycémie à jeûne toujours < à 1,26g/l

💡💡💡 *Voici ce qu'il faut faire pour se rassurer d'une bonne efficacité du traitement*

👉🏽 Vérifier si les objectifs🤓 fixés ensemble avec votre médecin👨🏽‍⚕️🧑🏽‍⚕️ sont atteints ✅

👉🏽 Respecter le rythme〽️ des consultations et des contrôles biologiques🔬 à travers les examens demandés

👉🏽 Mettre en pratique les conseils d'hygiène de vie 🏊🏽‍♂️🚵🏽‍♂️ (perte de poids, alimentation 🥗 saine)

👉🏽 Suivre attentivement votre prescription médicale🧑🏽‍⚕️👨🏽‍⚕️ et ne pas modifier🔃 la prise des médicaments 💊

👉🏽 Respecter🤨 et apprendre à adapter📶 les doses d'insuline selon les résultats des tests glycémique

👉🏽 Signaler 🚨 tout effet indésirable 🤢

*Par contre les indicateurs montrant que le traitement du diabète ne fonctionne plus seront:*

⚠️ chez les hommes, le coq cesse de chanter et on n'arrive plus à satisfaire la mère

⚠️ Fatigue importante

⚠️ Douleurs ou crampes des jambes ou des f€sses

⚠️ sensations de fourmillements ou de picotements des pieds et des mains

⚠️ Vision floue

🚨🚨 *La visite régulière chez le médecin demeure le meilleur moyen de s'assurer de l'efficacité de son traitement*🚨🚨

Pour plus de conseils, cliquez sur le lien en bas👇

https://www.facebook.com/profile.php?id 100091852453517&mibextid=ZbWKwL

Vous pouvez nous joindre 📞 via WhatsApp au 6 58 30 30 57

23/11/2023

: C'est une malformation létale résultant d'un défaut de fermeture du neuropore antérieur au cours de la 4e semaine.

Elle s'accompagne d'absence de calvaria (ou
acrânie). Il s'agit soit de morts-nés, soit de nouveaux nés qui survivent quelques jours après la naissance et meurent de l'infection du fragment de tissu nerveux exposé à l'aire libre.

23/11/2023

*LES R∆PPORTS SXUELS REGULIERS PROTÈGENT-ILS RÉELLEMENT DU C∆NCER DE LA PROSTATE ❓❓*

Il y a cette question que j'ai toujours dans mes consultations "Docteur est-ce que c'est vrai que pour éviter le c@ncer de la prostate il faut avoir des rapports sxl régulièrement?" 🤔 .

Pour répondre à cette question, il faut d'abord comprendre ce qui arrive à la prostate lorsque nous avons des rapports sxl fréquents 🤔 .

Naturellement, l'appareil génital produit un liquide (appelé sperme) pour la reproduction et la prostate joue un rôle en produisant une substance qui se mélange à ce liquide pour l'enrichir 🧐 .

Le liquide produit reste retenu dans les voies génitales et c'est lors des rapports sxls que ce liquide est évacué par l'éjaculation 😳 .

Chez une personne qui n'a pas de rapports sxls fréquents, ce liquide reste stocké dans le corps pendant une longue période et peut causer des problèmes 😟 .

Certains d'chets chimiques et toxiques que le corps veut éliminer vont aller s'accumuler dans ce liquide stagnant dans les voies génitales 😕 .

Ces d'chets chimiques vont finir par provoquer des modifications du fonctionnement de la prostate et peuvent conduire à développer un c@ncer de la prostate 😕 .

Une fois le c@ncer développé, il sera très douloureux d'uriner et ce c@ncer peut également affecter d'autres parties du corps comme les os, les poumons et le foie conduisant à une m. ort certaine 😔.

À partir de 45 ans, il est essentiel pour tous les hommes de se rendre régulièrement chez le médecin 👨🏾‍⚕️ pour un bilan de la prostate car on peut avoir un c@ncer de la prostate sans aucun symptôme 😟🆘.

Le médecin 👨🏾‍⚕️ vous fera passer un test simple qui se fait par une prise de sang pour confirmer l'état de votre prostate 🚑 .

Cependant, en appliquant les mesures suivantes, on peut réduire le risque de développer un c@ncer de la prostate 🆘 .

🔰Tout d'abord il faut éviter d'avoir plusieurs partenaires sxls car cela augmente au contraire le risque d'un c@ncer de la prostate 😢 .

Car avoir plusieurs partenaires sxls augmente le risque d'avoir une maladie sxlt transmissible(MST), et ces MST sont un risque d'avoir un c@ncer de la prostate 😰.

🔰 Vous devez également améliorer votre qualité de vie en adoptant des habitudes protectrices comme éviter de fumer et contrôler votre poids 💡.

🔰 Il est recommandé d'avoir des rapports sxls trois fois par semaine ou 21 fois par mois car l'éj@culation permet donc d'expulser ces d'chets toxiques et protège la prostate d'un c@ncer 🧐 .

Abonnez-vous à la page👉 Centre Medical Christ Souverain pour plus de conseils

Contactez-nous au 📞 6 58 30 30 57 pour des informations

Photos from L'obstétricien's post 23/11/2023
23/11/2023

Le charbon de bois est quelque chose que vous devez avoir sur vous tout le temps. Au cas où vous n'y auriez jamais prêté beaucoup d'attention, il est temps de le faire.

Voici les avantages du charbon de bois auxquels vous n'auriez jamais pensé :

1. Votre chaussure sent mauvais ? Achetez simplement du charbon de bois et mettez-le dedans.

2. Avez-vous une mauvaise odeur dans votre chambre ? Déposez du charbon de bois dont vous pensez que l'odeur pourrait provenir.

3. Votre réfrigérateur ou votre congélateur a-t-il une odeur ? Mettez-y un morceau de charbon.

4. Avez-vous une forte odeur corporelle ? Il suffit de faire une poudre de charbon de bois et de l'utiliser. Le charbon de bois est très bon pour se débarrasser de la mauvaise odeur.

5. Vous êtes-vous déjà demandé pourquoi vos parents ramassent toujours les cendres de la marmite à charbon pour les verser dans la poule ou les toilettes avant de balayer ? C'était pour se débarrasser de l'odeur.

6. Si vous voulez que vos légumes soient frais tout le temps, préparez une solution avec du charbon de bois et laissez vos légumes.

7. De nos jours, les gens se plaignent de l'utilisation d'engrais sur les plantes et les légumes, les rendant malsains et toxiques. Si vous avez du charbon de bois, vous n'avez pas à vous en soucier. Tout ce que vous avez à faire est de laisser les légumes dans une solution de charbon de bois pendant la nuit et cela se chargera des toxines.

8. Si vous soupçonnez qu'un aliment contient trop de produits chimiques, déposez-les simplement dans une solution de charbon de bois pendant quelques heures et vous êtes prêt à partir.

9. Si vous voulez blanchir vos dents, ne faites pas attention à toutes ces publicités sur les produits chimiques et la technologie de blanchiment. Procurez-vous simplement du charbon de bois et attrapez une tige de plantain. Faire une poudre sur du charbon de bois, écraser le bout de la tige de plantain, tremper dans de la poudre de charbon de bois et se brosser les dents avec une semaine.

10. Votre soupe aux cacahuètes ou aux palmiers a mal tourné ? Vous n'avez pas à vous soucier de tout. Il suffit de le mettre en feu et d'y déposer un morceau de charbon de bois. Cela va extraire tout le mauvais goût et l'odeur et restaurer la soupe à son état frais.

11. Avez-vous la gu**le de bois d'un verre avec des amis la nuit précédente ? Ayez juste du charbon de bois avec vous et mâchez-le. Pour le rendre plus efficace, faites-en une bonne solution et buvez. Vous êtes doué pour ça.

12. Si vous avez fait un mélange sauvage et que vous pensez qu'il peut vous abattre, ajoutez du charbon de bois au mélange et votre problème sera résolu. Ou si vous avez pris trop d'alcool, buvez simplement une solution de charbon de bois et vous êtes prêt à partir.

13. Avez-vous une situation où la blessure de quelqu'un s'est tellement infectée que les médecins disent qu'ils doivent couper la zone touchée ? N'insistez pas dessus, prenez une grande quantité de poudre de charbon et versez-la sur la plaie. Cela aidera à extraire tout le poison de la plaie et l'aidera à guérir plus rapidement. Si vous avez une tasse et que vous souhaitez la traiter rapidement, prenez de la poudre de charbon de bois et versez dessus.

14. Avez-vous l'impression que votre eau est contaminée ? Vous n'avez pas besoin de tous ces produits sur le marché. Le charbon de bois peut faire mieux, il suffit d'en laisser tomber une partie. Ne vous souciez pas de la couleur, bien sûr, vous pouvez même mâcher du charbon de bois. C'est beaucoup plus sûr que de manger du poulet kfc.

15. Avez-vous des boutons, de l'acné ou une maladie de la peau dont vous voulez vraiment vous débarrasser ou voulez-vous un visage ou une peau très lisse ? Tout ce dont vous avez besoin est du charbon de bois. Préparez une solution épaisse et appliquez-la sur votre corps et laissez-la pendant quelques heures avant de prendre votre bain. Il laissera votre peau fraîche et fraîche.

16. Avez-vous une tache persistante dans votre cuisine, votre salle de bain ou votre carrelage ? Il faut vraiment du charbon de bois pour s'en débarrasser. Je sais que vous imaginez comment ce produit en terrazzo noir peut réellement éliminer les taches ? Essayez-le, cela fonctionne comme par magie.

17. Si vous avez mangé ou bu quelque chose et que vous vous sentez gonflé, le charbon de bois est la meilleure solution pour vous débarrasser des ballonnements.

18. Faire une solution et boire aide à éliminer tout le mauvais cholestérol que vous avez stocké en vous. Le charbon de bois peut traiter tous les ulcères. Prenez l'habitude de toujours mâcher.

19. Le charbon de bois est très poisson rouge. Ils s'éloignent des mauvais esprits, des émanations des personnes malveillantes et des influences négatives des lieux. Avant de régler, mettez du charbon et de l'ail dans un bol dans chacune des pièces de la maison à occuper pendant 3 JRS. Le 4ème Jr, enlevez le tout et enterrez-le sans les toucher dans un coin sans issue. Le charbon et l'ail auront nettoyé l'endroit.

20. Vous vous êtes fait mal, versez de la poudre de charbon et vous verrez.

21. Maux de tête, une cuillère à café de boisson au charbon et vous verrez.

22. Maux d'estomac, une cuillère à café de charbon et le mal s'en va la minute suivante.

23. Il soigne les diarrhées, les amibes, les blessures (la cendre en dehors de ça c'est un antibiotique, c'est plus que l'alcool médical), et dans le domaine métaphysique, le charbon aspire aux éléments ou entités négatives sur le corps, l'eau à boire, le bain (juste quelques 2 OU 3 Pièces) et dans les maisons (coins maison un peu salés).

24. Constipations ; vous avez fait 3 jours sans aller aux WC, CROQUE 2 A 4 Pièce et vous irez aux WC le jour même

25. C'est le médicament souverain contre les virus, y compris le virus du sida. Il ne tue pas les virus, mais il a la capacité de les neutraliser pour qu'ils soient dans le corps et restent inoffensifs.

26. Le charbon guérit aussi les migraines.

27. Une poignée de sel d plus, un morceau de charbon à la fin pour extraire l'excès de sel.

28. Le charbon de bois adoucit également l'influence du piment dans la bouche ou dans les yeux.

29. Il est utilisé pour arrêter la diarrhée sévère.

30. Pour l'ulcère, nous mélangeons avec du sucre et pour une hygiène dentaire efficace également mélangé avec du citron pour brosser.

Elisha santé plus notre objectif est de garantir votre bien-être
Notre objectif est de promouvoir le BIEN-ÊTRE de la population.

Meilleure Santé à Tous

23/11/2023

HÉPATITE B
PHYLLANTUS AMARUS, remède efficace contre l'hépatite B

S'il vous plaît, regardez autour de votre composé ou autour ce matin, vous verrez finalement cette plante, si commune mais très puissante.
Je publie cette plante plus particulièrement pour les patients atteints d’hépatite B. Prends-le et remercie-moi plus t**d
Cette plante est présente partout et s’est révélée être la bénédiction de Dieu pour la guérison de nos diverses maladies et maladies. Il a été prouvé qu'il contient 25 propriétés et actions chimiques. Vous pouvez le trouver dans les rues, les jardins, les zones cultivées, les lieux d’habitation, etc. il mesure environ 30 à 60 cm de haut et comporte de nombreuses petites feuilles vertes oblongues et à plumes. Il est disposé en 2 rangées avec des graines côtelées longitudinalement à l'arrière.

CONCLUSIONS DE LA RECHERCHE SUR SON UTILISATION POUR LE FOIE ET ​​L’HEPATITE
Les résultats de recherches menées en Inde et en Chine montrent qu’il agit principalement sur LIVER, confirmant ainsi son utilisation historique en tant que remède contre JAUNDICE.

× † Des études ont également montré que 22 patients sur 37 étaient atteints de VHB chronique en moins de 30 jours et qu'ils étaient continuellement testés négatifs pendant 9 mois. Les enfants atteints d'hépatite chronique ont également retrouvé leur état de foie LIVER dans les 5 jours suivant leur consommation.

CONCLUSIONS DE LA RECHERCHE SUR SON UTILE POUR LE PIERRE À REIN
Au Brésil et en Indonésie, cette plante est principalement utilisée pour le traitement des calculs rénaux. En 1990, il a été signalé que DR. Wolfram Wieman utilise cette plante pour traiter plus de 100 patients souffrant de calculs rénaux, dont 94% ont été guéris avec succès en une semaine ou deux.

CONCLUSIONS DE LA RECHERCHE SUR SON UTILISATION POUR D'AUTRES MALADIES
Pendant des centaines d'années, les Indiens ont traité l'asthme et la bronchite avec. Des chercheurs ont également rapporté qu'il contenait des composants chimiques pour combattre les allergies et aider les patients atteints de SIDA à se sentir mieux.
En 1993, l’Université de San Marcos a découvert qu’il contenait des propriétés antibactériennes sur E. coli, Klebsiella et Pneumonia & Protus Mirabilis.

Aux Bahamas, il est principalement utilisé pour traiter l'appétit, la constipation, la typhoïde, le rhume et le rhume, ainsi que l'appétit faible
En Inde, il est principalement utilisé pour traiter les morsures de serpent, les diabétiques et pour produire des analgésiques intestinaux et des médicaments pour le foie, en particulier Liv.52.
En Asie du Sud-Est et dans les Caraïbes, il est principalement utilisé pour traiter le paludisme, le fébrifuge, la syphilis et la purification du sang.

MODE DE CONSOMMATION
 Infusion (thé chaud)
 Décoction (thé bouilli)
 Macérations (trempage à froid)
C’EST LA PRÉPARATION À L’HÉPATITE B
Faites bouillir une poignée de la plante avec 1 litre d'eau dans une casserole avec un couvercle bien ajusté sur un support à chauffer pendant 15 minutes.

REMARQUE:
Si vous pouvez voir la vapeur s'échapper ou sentir l'arôme, cela signifie que votre couvercle n'est pas assez serré et que des propriétés précieuses s'échappent.
Il peut être conservé au réfrigérateur après avoir filtré les feuilles et les graines et se détériore au bout de 3 jours.
Vous pouvez faire bouillir une quantité suffisante et la conserver au réfrigérateur, mais cela ne devrait pas dépasser une semaine.
POSOLOGIE: La moitié ou une tasse complète doit être prise 2 fois par jour à jeun pendant 30 jours. Les enfants doivent prendre un quart de la dose adulte.
Après 30 jours, passez à nouveau le test. S'il reste encore des traces d'hépatite dans votre système, poursuivez le traitement pendant deux semaines et effectuez un nouveau test.
Toutes les traces d'hépatite B dans votre système disparaîtront complètement après ce traitement.

29/08/2023

Mamy iii😍😍❤😘

31/07/2023

Misaotra ny fahatokisana dia tongava taiza i Tsiresy sy i Tsiferana ❤❤

Photos from Cabinet Medico-Echographie "KIADY"/Blue Star Avaratsena Antsirabe's post 29/10/2022

Miarahaba antsika rehetra !
Anio dia iresaka ireo fambara loza mety hiseo mandritrany vohaka isika:
*Misy rà na rano na tsiranoka mamofona maimbo mivoaka amin'ny fivaviana
* Mandela rà be mivoaka avy any amin'ny fivaviana
* Mivonto n'y tongotra na ny tarehy na ny tanana
*Marary valahana sy andohavania
*Mafana hoditra na mahatsiaro mangatsiaka be
*Marary an_doha na marary am_bava _fo
*Mandoa tsy mijanona
*Hatsatra na vony ny tanana

Raha vo miseo ny ray @ ny ireo dia manatona tobi_pasalamana akaiky indrindra 😊

26/10/2022

Miarahaba antsika rehetra! Hialanan-tsiny fa noho ny fandaminana dia efa tapitra ilay échographie maimaimpoina !

Photos from Cabinet Medico-Echographie "KIADY"/Blue Star Avaratsena Antsirabe's post 23/03/2022

TEST D'OVULATION
1⃣Inona no atao hoe"Test d'ovulation”❓
Arak'izany anarany izany,dia fijerena ny fahamasahan'ny atodin'ny vehivavy amin'ny alalan'ny p**i.Haingana sady mora ampiasaina izy io.
Matetika dia ireo vehivavy mitady zaza no tena mampiasa azy na ireo manana cycle mikorontana mba hamantarana ny fotoana mahalonaka ka ahafahany manao firaisana ara-nofo.
Ao anatin'ny cycle iray dia hormones roa no mifandimby miasa,dia ny LH sy FSH ka mandritra ny fotoana mahalonaka no miakatra ny tahan'ny LH ka io no jerena ao anaty p**i.

2⃣-Isaky ny oviana àry no hanaovana azy❓
💠Alohan'ny hanaovana azy dia mila fantarina aloha ny halavan'ny cycle menstruel-nao (isan'ny andro iantombohan'ny règle-nao ka mifarana amin'ny andro hiantombohan'ny règle manaraka no cycle iray.)
💠Araho ny tabilao ambany mba hamantaranao ny andro tokony hanombohana ny test araky ny halavan'ny cycle-nao.
💠Fa raha tsy fantatrao ny halavan'ny cycle-nao,na miovaova isam-bolana dia manomboha manao test eo amin'ny faha-11 andro aorian'ny règle.
💠Atao isan'andro ny test mandritra ny 5 andro na mandra-pahamasaky ny atody.

3⃣-Ny fotoana fanangonana p**i.
💠Tsy p**i vao maraina no ampiasaina satria mety handiso ny valin'ny test.
💠Ny fotoana tsara hanangonana p**i dia amin'ny 10 ora maraina ka hatramin'ny 8 ora hariva.
💠Manangona p**i amin'ny fotoana mitovy isan'andro mandritra ilay 5 andro.
💠Tsy misotro rano adiny 2 alohan'ny hakana ilay p**i sy tsy mi-p**i anatin'ny adiny 4.

4⃣-Ny fanaovana azy
🔷Tsotra sady mora atao ny test d'ovulationℹ
💠 Atao anaty tavoahangy madio ny p**i.
💠Alaina ny bandelette'ny test d'ovulation dia ajoboka anatin'ilay p**i eo amin'ny 10 segondra eo.
💠Esorina ao anatin'ilay p**i ny bandelette dia avela hiandry 10 minitra vao vakina ny valiny.

5⃣-Ny fomba famakiana ny valiny:
Araky ny fampahafantarana teo aloha dia rehefa tonga ny fotoana mahalonaka dia miakatra ny tahan'ny LH ka iny fiakarany iny no tadiavina ao anatin'ilay p**i.
*⃣Test d'ovulation positif:
☑Rehefa barres 2 miloko mena mazava tsara no miseho eo amin'ny bandelette eo amin'ny marika C sy T /na eo amin'ny marika T no misy barre mena be kokoa noho ilay marika C.

*⃣Test d'ovulation negatif:
☑ Barre 1 no miseho eo amin'ny bandelette amin'ilay marika C na barres 2 fa maizina kokoa ilay eo amin'ny marika T .

*⃣ Test d'ovulation invalide:
☑Tsy misy barre miseho eo amin'ny bandelette.

❌⭕NB:Samy hafa ny test d'ovulation sy ny test de grossesse.⭕❌
Jereo ny sary mba hanazava azy kokoa.⤵

Sf Mireille.🙏

Photos from Cabinet Medico-Echographie "KIADY"/Blue Star Avaratsena Antsirabe's post 03/02/2022

☢ CYCLE MENSTRUEL:
Ny atao hoe cycle menstruel dia fiverimberenan'ny fadimbolana isam-bolana. Miantomboka amin'ny andro voalohan'ny fadimbolana ka miafara amin'ny andro voalohan'ny fadimbolana manaraka izay no cycle 1
Arakaraky ny toe-batan'ny vehivavy iray ny faharetan'ny cycle iray,fa ny ankabeazany dia eo amin'ny 28 andro eo fa mety ho lava na ho fohy.

🔸 NY ZAVA-MISEHO AMIN'NY VATANA MANDRITRA NY CYCLE IRAY
Misy dingana roa lehibe mifandimby amin'ny cycle iray:
☑DINGANA VOALOHANY:Phase folliculaire [ andro voalohany ka hatramin'ny andro faha efatra ambin'ny folo ] (14 andro).
Mantomboka amin'ny andro voalohan'ny règle ka mifarana amin'ny 14 ème jours [ raha cycle 28 andro no raisina ]
◾Andro 1 - andro 5;8 ➡ fadimbolana
◾Andro 6 andro 14 ➡ fiforonan'ny atody ary miafara amin'ny fahamasahany
#⃣ Ny tsiry mpanentana œstrogène no miasa manamasaka ny atody mandritra ny phase folliculaire ka miakatra ny tahany raha oharina amin'ny tsiry mpanentana progestérone.
🔸 PERIODE D'OVULATION [ 14ème jours] (maharitra 24 ora)
◾Fahamasahan'ny atody ao anatin'ny anatin'ny 12 ora ka hatramin'ny 4 ora
◾Mihamarary ny nono na ny kibo
◾Miakatra ny filana (te hanao firaisana ara-nofo)
◾Mivoaka ny glaire cervicale ( toy ny tapotsin'atody ).
#⃣Miakatra ambony be ny tahan'ny tsiry mpanentana œstrogène.

☑DINGANA FAHAROA:Phase luteale/Poste ovulation [faha 14 andro ka hatramin'ny faha 28 andro ] faharetany (14andro) miantomboka aorian'y ovulation ny phase luteale ka miafara amin'ny fotoana hahatongavan'ny règle manaraka.
◾Miakatra ambony ny tahan'ny progestérone
◾Raha tsy bevohoka dia mifintina ilay atody
◾Miomana hiverina amin'ny fadimbolana manaraka.

🔸KARAZANA CYCLE:
✖ Cycle long (lava) eo amin'ny 35 andro ny faharetany
✖Cycle court (fohy) eo amiin'ny 21 andro na ambanin' izay ny faharetany
✖Misy kosa ny cycle irrégulier miovaova.

Telephone

Website