Phonetastik

Phonetastik

La qualité à petit prix

Photos from Phonetastik's post 09/09/2023

Disponible ao amin'ny magasin antsika ao ny S23 ❤️ mitongava fa tena tsara be

Photos from Phonetastik's post 25/05/2023

Allô!!! Allô!!! Hoan'ny Toliara sy ny manodidina
Tolotra miavaka no atolotrin'ny Boutique hoantsika amin'izao akatrokin'ny 'NY_RENY izao

👉Hoantsika izay mividy dia mahazo fihenambidy @ Cache ecran(10000Ar fotsin/fa rah Android 2 dia 15000 Ar fotsiny ny vidin'ny Cache ecran miaraka azy)

Koa aza misalasala ary hoanw izay mitady Cadeaux fête de mere fa efa natao mirary dia mirary ny Prix no mbol mahazo fihenambidy koa tsika @ Cache ecran

Eny @ ary ny fotoanatsika(Abetania Ankilifaly,@ lala mandeh @ JIRAMA)
Tongava maro rolahy eeee

20/04/2023
Photos from Phonetastik's post 19/04/2023
Photos from Phonetastik's post 19/04/2023

➡️Hoantsika mitady telephone📱 mora nefa tsara, aza misalasala manantona ny Boutique (route JIRAMA Akilifaly), na aza misalasala mandefa MP avy hatrany na koa tonga dia miantso avy hatrany
➡️Tel: 0346430105/0333800309

18/04/2023

INFINIX Hot 12i:
Mémoire : 64
RAM:3+3
Mandalo ao amin'ny PHONETASTIK fa raitra ny téléphone so Dia tara

Photos from Phonetastik's post 06/04/2023

Allô Allô hoantsik mpanjifa hajaina ts ankanavaka
👉Efa Tonga n Promotion izay nandrasantsika hatrin ela annnn,ka tongava maro mitsidika n boutique tsika f maro ireo karazan Telephone vvao sad mora no tsara(Android itel/techno sns…)

Ka Tongava maro rolahy eee

04/04/2023

Ho Tonga ndray n'y arrivage fa misy vaovao b ny any!

03/03/2023

Offre promotionnelle ho an'ny baffle ato aminay:
Baffle chargeable avec ampli intégré :420.000ar au lieu de 500.000ar
Baffle paire avec ampli intégré : 330.000ar au lieu de 400.000ar

01/03/2023

Mitongava mitsidika any PHONETASTIK fa vonona hanome ny raitra ho anareo hatrany

11/02/2023

Tonga ny arrivage miaraka amin'ny produits raitra Dia raitra!! Saint Valentin miaraka selfie tsara!!❤️

Photos from Phonetastik's post 26/01/2023

Tonga ny arrivage tsika! Mitsidihà any PHONETASTIK Ary e!❤️

09/01/2023

Tonga ato aminay ny arrivage! Mitongava mba maka anjara e

Photos from Phonetastik's post 29/12/2022

Mankasitraka anareo mpanjifa hatrany hatrany!!❤️🙏

Photos from Phonetastik's post 28/12/2022

Aia namaaa😊😊!fa marin fety toy eee atoa mis baffle midobok sua sad mora,no matandraky💪,milam sua ih am fety Io mampias azy😂, mandalo2 am boutique phonetastik ao am route jirama iny ro ahit nw azy,,,vonjeo2 ts h tara f vitsi2 avw i ato Zay eeee, 😂

Photos from Phonetastik's post 22/12/2022

Mbola Mitohy hatrany tompoko ny fizarana Cadeau ho antsika izay mividy ao am phonetastik ! Sady efa J-02 Zao ny Noël!❤️🥳🎉 Aza adino ny manome cadeau ho any izay akaiky anao

06/12/2022

Mety tsara ho antsika amin'izao fety izao, tsara feo matanjaka Sady chargeable hialana amin'izao jiro tapatapaka izao❤️!!

Photos from Phonetastik's post 01/12/2022

Mankasitraka anareo hatrany misafidy anay! Manohana hatrany🥰🥳 Mitohy mandritra ity volana décembre ity ny animation izahay atao!🎉

Photos from Phonetastik's post 01/12/2022

🥰 extrait kely ny entana azo mora nefa tsara qualité ry namana 🥳

Photos from Phonetastik's post 01/12/2022

Tonga Ilay nandrasan😍🎉 joyeux anniversaire phonetastik 🎉🎁🎂🍬,mandalov hitsidika fa maro rah hita ao einn😀🥰,

Photos from Phonetastik's post 01/12/2022

Happy birthday e!!! 🎉🙏 Miandry anareo zahay miaraka amin'ny cadeau maro Dia maro !! ❤️

30/11/2022

J-quelque heures ry namana sisa !! Mitongava maro mitsidika any boutique manomboka rampitso n'y fizarana Cadeau spécial PHONETASTIK fotsiny an!! ❤️🎉 Sady misy entana maro isan-karazany

Photos from Phonetastik's post 21/11/2022

Misy nouveautés accessoires maromaro amintsika ato,manasa anareo itsidika ❤️

17/11/2022

Loading..... ❤️

17/11/2022

Loading....Iza Ary no hahazo sy mba hitafy manahaka anay o!

Photos from Phonetastik's post 11/11/2022

Aiza am'ireo Ary ny safidinareo ry mpanjifanay

11/11/2022

Toerana misy anay! Mitongava maro

05/11/2022

Bientôt !! Manomana surprise kely ho anareo mpanjifa izahay ato!!

11/10/2022

2 sisa an,mbola mahazo cadeau izay mividy azy aza tara antsika!

30/09/2022

Mbola mitohy hatrany ny manomeza cadeau Toliara!! Aza tara

28/09/2022

Miaraka amin'ny micro!!

28/09/2022

Araraoty !! + Cadeau

Photos from Phonetastik's post 28/09/2022

Ato indray isika ry toliara! Mitongava angala n'y anjara nareo amin'izay Ary o! Lr Ratsimba Brendynah Windy Charmante Ti Pah Patrick

Telephone

Website

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00