SHOP Tsena

SHOP Tsena

Tsena Malagasy

19/03/2020

NY TSIAMBARATELON'NY PIZZA .Omena anao ato anatin'ity boky ity.
-Ny fromage
-Ny pate
-Ny ingredient
-Ny habeny
-Ny tsirony , sns
-sns
io dia omena anao miaraka @ boky GLACES sy BONUS hafa.
Raha mila ianao dia mandefasa MP avy atrany fa omana anao izy 3...

19/03/2020

FANAOVANA Tsa-tsiou
amin’ny fomba tsotra ho an’ireo tsy manana lafaoro.
(Amin ny teny vahiny)
Zavatra ilaina am fanamboarana Tsa-tsiou malagasy : ...
Huile,
ail,
gingembre,
3 cuillère à soupe de sauce soja,
2 cuillère à soupe de miel,
1/4 cuillère à café de sel,
1 cuillère à café de 4 épices,
500g de viande de porc (soro-kisoa).
colorant alimentaire (ra ilainao )
FIKARAKARANA Tsa-tsiou
Lomana ny alina amin’ny huile ny ail voatoto tsara sy ranona gingembre sy 3 càs de sauce soja sy 2 càs de miel sy ny 1/4 càc de sel sy 1 càc de 4 epices (hita eny amin’ny pavillon na mpivarotra épice hafa) ary ny soro-kisoa na mitetika na tsia araka izay tiana. Raha tiana ho mena toy ny eny @ restaurants dia asiana colorant alimentaire.
Ny ampitso atao anaty vilany na lapoaly jobo ireo rehetra ireo. Asiana rano 1 verre ary avela ho mendimendy tsara.
Rehefa manomboka ritra ka mitsetsatsetsa ny lapoaly dia avadibadika sady akosokosoka amin’ny lapoaly ny hena ahazo loko tsara ny lafiny rehetra.
Conseils
Azo ampidirina lafaoro na koa atsatsika amin’ny barika misy afo izy ity.
Raha miditra lafaoro 200° dia eo amin’ny 1h eoeo ny temps de cuisson.
Mora masaka ny echine.

de : page FB MalagasyVEianao

Aza hadino fa mbola misy ireo boky mety ilainao an :)
toy ny :
*BOKY HIALA AMIN'NY SIGARA (J'arrete de fumer) : 2 200Ar
*BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
*PATISSERIE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
*BOKY RECETTE GARGOTTE (Ny sakafo ao @ gargotte) : 3 500Ar

*BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
*BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 7) : 5600Ar
*BOKY FANANGANANA FAST FOOD na RESTAURANT : 4 500Ar
*BOKY DEVELOPPEMENT PERSONNEL : 3 500Ar
*BOKY BIZNA EN LIGNE MIAINGA @ 0Ariary : 3 700Ar (ho anao izay te hiasa en ligne) ...
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar
*BOKY FORMATION COMPLETE pour Travail en ligne (Droppshipping , Trading, Affiliation, Marketing digital, cash mail systeme) : 10 000Ar
NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa FORMAT PDF ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)..

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

Photos from SHOP Tsena's post 07/03/2020

Ho anao izay te hahay ny totolon'ny gargotte.Natao ho anao ny boky."RECETTE GARGOTTE".
Ahitanao ireo sakafo rehetra eny am gargotte.omena anao miaraka fanamboarana divay voakazo. Zany hoe boky 2 omena anao.

NB: ny boky dia format pdf.izay alefa mail na MP... .. Raha liana ianao dia mandefasa MP :)...

08/02/2020

MORTADELLE ...
MPANKAFY VE IANAO ?
Fantaro ary alalino ireo tsiambaratelony ...
-Ny zavatra ilaina
-Ny tetika rehetra hampahomby
-Ny torohevitra marobe
OMENA ANAO izany ... :)
Manantona ny MP de ho azonao ny Tsiambaratelony :) ..

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

30/01/2020

Santionany amreo boky misy

20/12/2019

"FANAMBOARANA FROMAGE A PATE DURE" ......
SANTIONANY @ recette na fromage ao anaty boky FROMAGE ity recette omena anao ity .ny mahasamy hafa azy dia tsisy sary izy eto fa raha ao anaty boky dia misy sary etape par etape. Marihana fa ity recette ity dia nalaina tao @ Mamima point org, ary tsy misy hafa am recette ao anaty boky ity recette ity.....
Fromage à pate dure
zavatra ilaina :
-Ronono MANTA 1litre (ilay tsy mitapo-drano, ilay amin'ny sachet hono toa ratsy )
-Presure 5 gouttes * (vidina eny @ pharmacie na Citron 3 sotro à soupe)
-Sel fin
Fitaovana ilaina:
-Casserole
-(ideal) na torchon madio
-Boite vide (trobatrobaho)
Faharetana
-ETAPE 1 : Afanao ilay ronono manta tsapao foana rehefa mafanafana mitovy @ hafanan'ny vatanao dia esory (miandry 2mn) dia asio an'lay presure na citron. Afangaroy tsara. Saromy torchon dia ataovy @ toerana antonony tsara ny afanany. ohatra lakozia misy afo. Avelao ho eo
mandraparainan'ny andro
-ETAPE 2 : Ho hitanao fa lasa mitambaingana ilay izy ao rehefa tapitra lay pause io. Alaivo ny antsy dia didididio na poteho ilay mivaingana iny.
-ETAPE 3 : Alaharo ambony passoire ny compresse dia araraho ao lay ronono mitambaingana iny.Tatavanina zany raha tsy azonao. Saromy de avelao hitsika 24h
-ETAPE 4 : Tapitra ny 24h potsipotsero tsara hialan'ambina rano tavela na fihazo miaraka @ ilay lamba raha torchon no nampiasainao.
-ETAPE 5 : Ataovy anatin'ilay boite notrobatrobahana @ zay dia tsindrio zavatra mavesatra (lay fromage io ohatra tavoahangy en verre nofenoina rano) 12h ndray io. Ataovy @ toerana mangatsitsiaka.
Vita izy zay. Azo avy de hohanina asio sira. Raha hanohy dia tohizo kosa ny étape 6
-ETAPE 6 : Sinon raha ho atao dure dia hosory sira de maka vilia de asio torchon madio de ataovy eo amboniny avelao @ toerana mangatsitsika. Raraho sira isan'andro ary soloina isan'andro lay lamba lafika satria ho mando. Apres 3 semaines ianao vao mahazo ilay tena fromage .
Ny fanaovana lay sira ray sotrokely @ voalohany iny de ahena fona sao mangidy sira ny fromagenao.
recette de Mino Soa Randriambao

NB:
*Presure misy koa en poudre ny ilaina dia 1gr pour 1 litre de lait fa ranoina ao anaty rano kely 1/4 de verre aloha vao atao anaty ronono.
Raha mila presure ianao dia afaka manafatra ato @ SHOP TSENA . Na firy na firy ilainao, afaka mandefa any am faritra izahay.
Raha liana amlay boky FANAMBOARANA FROMAGE ianao dia afaka manantona ny MP avy atrany.Marobe ny karazana fromage ho hainao ao anatiny….Ny boky dia format PDF izay alefa mail na MP aminao eo am 300pages eo eo izy io .Omena anao miaraka @ BONUS + Boky Glaces et Sorbets.
Zany hoe BOKY 3 omena anao miaraka .
Prix : 3 800Ar 

17/12/2019

Nisy nangataka izy ity dia omena ..ANDRAMO ANGE EEE !!!
FANAMBOARANA KETCHUP VITA AO ANTRANO …
ZAVATRA ILAINA :
- Voatabia 2kilao (masaka tsara sy mafy)
- Tongolo oignon salantsalany 2
- Tongolo gasy hasiny 2
- Vinagitra 15cl
- Siramamy 100grama
- Sira 2 sotrokely dité
- Poivre poudre 1 sotrokely dité
- Clou de girofle 2
- Sakay pilokely vovony ½ sotrokely dité (tsy voatery anefa)

FIKARAKARANA AZY :
1-Sasana madio tsara ny voatabia ary zaraina vaventy isanisany ary toy izany ihany koa ny tongolo gasy sy ny oignon
2-Arotsaka miaraka ao anaty vilany ireo ary apetraka eo ambony afo malefaka mandritry ny atsasakadiny eo eo .
3- Atao ao anaty Moulin a legume izy rehetra mba ahazahoana coulis
4-Averina ao anaty vilany indray avy eo ary arotsaka ny vinaigre sy ny epices rehetra volazaza etsy ambony.Andrahoina mandritry ny ¾ ora eo ho eo mba azahoanao ilay fatra mihena indroa am fatra teo aloha.
5- Ampandalovina mixer mba tsy hampisy ireo somary mivaingambaingana
7-Arotsahy ny siramamy avy eo ary avereno eo ambony afo mandritry ny fefakadiny eo eo .

8-Ampangatsiahina ety ivelany ary azonao arotsaka ao anaty bocal fahita isanandro ireny.
9-Ajanona ao anaty vata fampangatsiahina mandritra ny 3 na 4 andro vao azo hanina
10- Azonao tehirizina mandritry ny 2 na 3 volana ao anaty frigo .
NA NY TSIRONY NA NY COULEUR dia TOY IRENY KETCHUP AMIDY ENY @ GRANDE SURFACE IRENY
Mazotoa homana o !!!

Nalaina tao am Marmiton
...
Aza hadino fa mbola misy ireo boky mety ilainao an :)
toy ny :
*BOKY HIALA AMIN'NY SIGARA (J'arrete de fumer) : 2 200Ar
*BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
*PATISSERIE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
*BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 7) : 5600Ar
*BOKY FANANGANANA FAST FOOD na RESTAURANT : 4 500Ar
*BOKY DEVELOPPEMENT PERSONNEL : 3 500Ar
*BOKY BIZNA EN LIGNE MIAINGA @ 0Ariary : 3 700Ar (ho anao izay te hiasa en ligne) ...
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar
*BOKY FORMATION COMPLETE pour Travail en ligne (Droppshipping , Trading, Affiliation, Marketing digital, cash mail systeme) : 10 000Ar
NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa FORMAT PDF ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)..

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

Photos from SHOP Tsena's post 17/12/2019

Toy izao ny ao anatin'ilay CUISINE GENERALISTE.
Ho anao tena debutant dia mety aminao izy ity.
Ao daholo ny base rehetra.Misy astuces ihany koa ao anatiny.
izay liana dia afaka manantona ny MP avy hatrany :)

16/12/2019

PROMO DECEMBRE
Boky :
-CUISINE
-PATISSERIE
-GLACES et SORBETS
-CUISINE NOEL
ireo rehetra ireo dia omena anao miaraka
prix : 5 200Ar monja
boky format PDF izay alefa mail na MP ary azonao eo no eo iany .
izay liana dia manantona ny MP avy atrany.

16/12/2019

PROMO DECEMBRE :
BOKY FIOMPIANA :
-AKOHO GASY NOHATSARAINA
-AKOHO MANATODY LAVA
-POULET DE CHAIR
-BITRO
-ONDRY SY OSY
-FOIS GRAS
-GANA SY GISA
-KISOA
-CARPE ANTANIMBARY
-TRONDRO
-TANTELY
ireo rehetra ireo dia omena anao daholo
Prix : 8 000Ar izy rehetra
Boky format PDF izay alefa mail na MP aminao ary azonao eo noho eo iany.
izay liana dia afaka manantona ny MP :)

12/12/2019

Fomba fanamboarana "GENOISE"
MITOMBO TSARA ...

Ity atoronay ity, no « base » ho an’ny m**omamy miainga amin’ny “génoise” rehetra. Ho an’olona enina izy ity ary tokony lasitra ho an’olona enina ihany koa no ampiasaina mba ahazoana vokatra tsara.

Eto ampiandohana dia tsara ny manamarika fa ny SHOP Tsena dia manao vente en ligne ny entana rehetra misy fa tsy voatery ny resaka sakafo irery ihany akory. Ataonay daholo ny vente rehetra fa tsara ny manamarika fa tsy voatery ho asehonay ato daholo ny zavatra amidinay fa manantona MP ianao dia manontany izay ilainao.Precisénao tsara ny zavatra ilainao.
ohatra :
*Mila fiara sprinter , type, marque , genre année .
*Te hividy karaoke marobe ? ato aminay misy ze ilainao, gasy na vazaha, evangelique na zao totolo zao.
*Mila Proteine mahangeza ianao ohatra, na te hanena vatana de proposenay produit...
*Te hiasa en ligne ohatra ianao dia omenay site sy boky tari - dalana.
*Manome torohevitra mahasoa ihany koa izahay eto am Pejy.
*Manao offre d'emploi ihany koa izahay ... Ohatra ihany ireo ...Fanamarihana fotsny iny an :)..
Lava loatra ny resaka fa idirantsika avy hatrany

Fomba fanamboarana "GENOISE"
MITOMBO TSARA ...
Eo amin’ny fomba fikapohana ny atody sy siramamy no mahatonga ity m**o ity hitombo na tsia koa mila kapohina mafy tsara tsy ankijanona izany raha tsy manana ireny fikapohana m**o mandeha amin’ny bherinaratra ireny.

Akora ilaina

• Atody 4
• Siramamy 120g
• Lafarinina 120g
• Dibera 50g

Fomba fikarakarana azy

1. Omano avokoa ny akora rehetra ilaina

2. Hafanao eo amin’ny 180°C ny lafaoro

3. Afangaroy anaty vilia mahazaka hafanana ny siramamy sy atody ary kapohana ireo.

4.Atao eo ambony vilany misy rano mahamay sady kapohana ihany. Tsara kokoa raha apetraka ambony afo malefaka io vilany misy rano io.

5.Tokony hitombo avo roa heny ny habetsak’io atody sy siramamy io vao hajanona ny fikapohana azy. Lasa fotsifotsy be ihany koa izy.

6Tantavanina eo amboniny eo ny lafarinina.

7.Haroina tsara amin’ny “spatule”

8.Asiana dibera ny lasitra dia araraka ao io paty io

9.Ampidirina anaty lafaoro amin’izay ka andrasana eo amin’ny 30min eo.

10.Mba hamantarana raha masaka tsara na tsia ny m**o dia tsindromina amin’ny antsy eo afovoany ka rehefa tsy misy paty manaraka io antsy io dia vita izy izay

Nalaina tao am jejoo 2018...
Aza hadino fa mbola misy ireo boky mety ilainao an :)
toy ny :
*BOKY HIALA AMIN'NY SIGARA (J'arrete de fumer) : 2 200Ar
*BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
*PATISSERIE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
*BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 7) : 5600Ar
*BOKY FANANGANANA FAST FOOD na RESTAURANT : 4 500Ar
*BOKY DEVELOPPEMENT PERSONNEL : 3 500Ar
*BOKY BIZNA EN LIGNE MIAINGA @ 0Ariary : 3 700Ar (ho anao izay te hiasa en ligne) ...
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar
*BOKY FORMATION COMPLETE pour Travail en ligne (Droppshipping , Trading, Affiliation, Marketing digital, cash mail systeme) : 10 000Ar
NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa FORMAT PDF ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)..

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

10/12/2019

FANAMBOARANA YAOURT SOJA

Eto ampiandohana dia tsara ny manamarika fa ny SHOP Tsena dia manao vente en ligne ny entana rehetra misy fa tsy voatery ny resaka sakafo irery ihany akory. Ataonay daholo ny vente rehetra fa tsara ny manamarika fa tsy voatery ho asehonay ato daholo ny zavatra amidinay fa manantona MP ianao dia manontany izay ilainao.Precisénao tsara ny zavatra ilainao.
ohatra :
*Mila fiara sprinter , type, marque , genre année .
*Mila Proteine mahangeza ianao ohatra, na te hanena vatana de proposenay produit...
*Te hiasa en ligne ohatra ianao dia omenay site sy boky tari - dalana.
*Manome torohevitra mahasoa ihany koa izahay eto am Pejy.
*Manao offre d'emploi ihany koa izahay ... Ohatra ihany ireo ...Fanamarihana fotsny iny an :)..
Lava loatra ny resaka fa idirantsika avy hatrany
FANAMBOARANA YAOURT SOJA
...
ZAVATRA ILAINA :
1. • Soja 1kapoaka
2. • Rano 2litatra
3. • Siramamy 10 sotro
4. • Yaourt nature 2 sotro (ferment)

FOMBA FANAOVANA AZY:
• • Alona ny soja (indray alina)
• • Totoina amin'ny mixeur
• • Atao anaty rano 2litatra
• • Tatavanina ary somary fihazana
• • Rehefa vita izay dia andrahoina mandritra ny 30 minitra (tsimaintsy mangotraka)
• • Atao anaty soupière
• • Asiana siramamy
• • Potserina tsara ilay yaourt atao ferment ary arotsaka ao anatin'ilay ronono soja
• • Raha misy mivaingana dia potserina tsara
• • Atao anaty boite ary rehefa matimaty dia fonosina anaty lamba be mandritra ny 5 na 6 ora
• • Vita ny yaourt soja

Napetrak' i Zoky Andry...
Aza hadino fa mbola misy ireo boky mety ilainao an :)
toy ny :
*BOKY HIALA AMIN'NY SIGARA (J'arrete de fumer) : 2 200Ar
*BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
*PATISSERIE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
*BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
*BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 7) : 5600Ar
*BOKY FANANGANANA FAST FOOD na RESTAURANT : 4 500Ar
*BOKY DEVELOPPEMENT PERSONNEL : 3 500Ar
*BOKY BIZNA EN LIGNE MIAINGA @ 0Ariary : 3 700Ar (ho anao izay te hiasa en ligne) ...
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar
*BOKY FORMATION COMPLETE pour Travail en ligne (Droppshipping , Trading, Affiliation, Marketing digital, cash mail systeme) : 10 000Ar

NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa FORMAT PDF ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)..

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

10/12/2019

HO ANAO
izay efa nividy ilay boky "METHODE JAPONAISE" na "MAIGRIR VITE" dia manasa anao zahay handalo ao @ MP fa homena anao MAIMAIMPOANA ITY.
Manomboka izao izay mividy ny 1 amreo dia mahazo BONUS ary ampiana io boky "SANTE MINCEUR" io . Torohevitra marobe hampihena haingana TSY MAMPIJALY sy sakafo no ao anatiny.
izany hoe BOKY 3 omena anao miaraka .
Vidiny : 2 500Ar (izy telo)
Boky natao ho an'ny VEHIVAVY te hampihena tena .
*Format PDF izay alefa mail na MP :)

05/12/2019

Fromage fondu vita ao an-trano..
Eto ampiandohana dia tsara ny manamarika fa ny SHOP Tsena dia manao vente en ligne ny entana rehetra misy fa tsy voatery ny resaka sakafo irery ihany akory. Ataonay daholo ny vente rehetra fa tsara ny manamarika fa tsy voatery ho asehonay ato daholo ny zavatra amidinay fa manantona MP ianao dia manontany izay ilainao.Precisénao tsara ny zavatra ilainao.
ohatra :
*Mila fiara sprinter , type, marque , genre année .
*Mila Proteine mahangeza ianao ohatra, na te hanena vatana de proposenay produit...
*Te hiasa en ligne ohatra ianao dia omenay site sy boky tari - dalana.
*Manome torohevitra mahasoa ihany koa izahay eto am Pejy.
*Manao offre d'emploi ihany koa izahay ... Ohatra ihany ireo . ..Fanamarihana fotsny iny an :) ..
Lava loatra ny resaka fa idirantsika avy hatrany *Fromage fondu vita ao an-trano*
Akora ilaina :
-Ronono 125ml
-Vovo-dronono 65g
-Dibera efa natsonika 125g
-Fraomazy singany 1 (vache qui rit , teama, labanita sns..) --
-Voasarimakirana 1 efa nopotserina (ranony no ilaina eto)
-Sira kely

Fikarakana azy
« Mixé »-na miaraka ny ronono, ny vovo-dronono, ny dibera ary ny fraomazy. Rehefa mifangaro tsara ireo vao arotsaka ny ranom-boasarimakirana, dia miaraka “mixé”-na indray. Aza adino ny sira.
Ampidirina ao anaty vata fampangatsiahana mandritra ny ora 2

Recette nalaina tao @ Jejoo 17/11/2016...

Aza hadino fa mbola misy ireo boky mety ilainao an :)
toy ny :
BOKY HIALA AMIN'NY SIGARA (J'arrete de fumer) : 2 200Ar
BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
PATISSERIE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 7) : 5600Ar
BOKY FANANGANANA FAST FOOD na RESTAURANT : 4 500Ar
BOKY DEVELOPPEMENT PERSONNEL : 3 500Ar
BOKY BIZNA EN LIGNE MIAINGA @ 0Ariary : 3 700Ar (ho anao izay te hiasa en ligne) ...
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar

NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa FORMAT PDF ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)..

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

04/12/2019

Fihetsika 20 ataon’ny mpivady aorian’ny firaisana ara-nofo be indrindra!...
Samy manana ny fombany avy ny mpivady rehetra eo amin’ny fanaovana firaisana ara-nofo, « adidin’ny fanambadiana » hoy ny sasany. Ao ohatra ireo mifanao rendez-vous mihitsy; karazana « rituel » izany e! Ny sasany indray dia manao kilalao an-tsehatra kely! ny sasany dia manandrana paozy vaovao mba hiovana amin’ny mahazatra!
Efa fantatsika izany fa mba manao ahoana kosa ary ny fihetsik’ireo mpivady rehefa nahazo fahafinaretana? Indreto ary fihetsika 20 aseho anao na ireo teny kely hifanomezana rehefa avy nifankatia iny.
Asa raha tafiditra ao ny anareo roa?
1- Te hifamihana foana dia mifankatia be!
2- Mitsangana misasa dia avy eo matory be, manomana ny 2ème round!
3- « Akipio kely aloha ny masonao fa hitsangana aho »
4- Mamafa hatsembohana
5- « Ilay serviette azafady bébé mba omeo a! »
6- Samy maka ho azy
7- « Rehefa avy eo indray akia a! »
8- Samy mandeha maka do**he dia miresadresaka kely dia lasa matory na manao 2ème round
9- Samy mikipy dia tsy mifankahita
10- Mifanao câlin be, dia mifanao bisous be, dia dodo dia je t’aime dia on recommence
11– Mifamihana mafy mandra-parain’ny andro
12- « Akipio ny maso dia anahy ny do**he voalohany an! »
13- Mifoka sigara sady manontany hoe : » alors, chérie, t’as aimé? »
14- Aza matory aloha fa rehefa matory aho vao matory elà
15- Mifamihana sady mandrehatra sigara no mijery plafond
16– « Ary nankaiza ary ilay slipiko teo no nanipazanao azy? »
17- Mifanome lamosina fa menatra
18-Mitady rano fa mafana loatra dia mandeha mijery film raha tsy te hatory be fa vizana loatra
19- Miaraka manao do**he dia ao dia efa alefa ny 2eme round
20- Bonus: Mitsangana manao kilalaka..
Nalaina tao amin'ny : kilonga point wordpress point com
...

Aza hadino fa mbola misy ireo boky ilainao an :)
toy ny :
BOKY MOMBAN'NY FAHASALAMANA
BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
PATISSERIE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 6) : 5600Ar
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar

NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa format pdf ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

04/12/2019

Sahirana ve ianao mitady ireo ingredients hanaovana fromage? toy ny
-PRESURE
-FERMENT
-ENROBAGE
-....
Ato aminay misy vahaolana ho anao. Ho anao izay te hahay manao ny karazana fromage rehetra dia afaka manampy anao ihany koa izahay @ alalan'ny BOKY iray format PDF alefa mail na MP . Ao daholo ny etape rehetra hanamboarana fromage .Marobe ny karazana fromage ho hainao .
Vidiny boky : 3 800Ar miampy BONUS sy Boky fanaovana glace sy sorbet.omena anao miaraka ireo ao am mail na MP :) .. Aza hadino fa mbola misy ireo boky :
-CUISINE
-PATISSERIE
-CHARCUTERIE
-FIOMPIANA
-DEVELOPPEMENT PERSONNEL
- ...

30/11/2019

HO AN'NY MPIFAMOFO SY MPIVADY indray izy ity :
_________
Didy 10 arahina mba hahay mifampiresaka

Tsy misy tokantrano vanona raha tsy mahay miresaka sy mifanakalo hevitra ny mpivady.
Tsy mandeha ho azy, araka izay hieritreretana azy izany, fa mila fiezahana sy famehezan-tena kely. Ireto atoro anao ireto ny fitsipika 10 ho an’ny fifampiresahana tonga lafatra :

1-Mahaiza mihaino ary aza mamaly raha tsy efa mangina tsy miteny intsony ny vadinao. Aza manapa-teny !
____
2-Misaina tsara vao miteny ary tsy maika loatra na mivazavaza fa miresaka mazava tsara sy miadana tsara, mba ahafahan’ny vadinao mahazo izay tena tianao ambara.
____

3-Aza mandainga fa ny marina hatrany lazaina ! Aza faly ny hitsikera foana fotsiny fa ento am-pitiavana ny resaka rehetra atao.
____
4-Aza miavonavona na midongy tsy miteny, mba hanasaziana ny vadinao amin’izay tsy mety nataony. Tsy mamaha olana izany fa aleo foana hazavaina izay mahasorena na mampalahelo.
____
5-Tadidio foana fa tsy maintsy misy ny fahasamihafana eo aminareo roa. Tsy voatery ho lasa fototr’ady anefa izany, satria ny fahasamihafana dia natao mba hampifameno fa tsy hampifanohitra.
____
6-Miezaha hatrany ny ho tsara fanahy sy malefaka, fa aza zatra mamaly am-pahatezerana na ao anaty fahakizitinana. Rehefa miezaka mitony ianao dia ho tony ho azy koa ny vadinao.
____
7-Aza miziriziry amin’izay heverinao ho fahamarinanao. Mahaiza miaiky heloka rehefa nisy ny fahadisoana natao ary mahaiza mangata-pamelana ihany koa.

____
8-Aza mila vaniny amin’ny zavatra tsy misy antony firy ary aza mampahatsiahy azy ny hadisoany efa lasa sy efa nifampiresahana taloha.
____
9-Tsy mety ny manondro ny ratsy fotsiny any amin’ny vadinao, fa ny tokony ezahina dia ny manampy azy sy manoro hevitra tsara mba hihatsarany hatrany.
____
10-Aza miandry azy hahazo anao sy ny fomba fisainanao, fa ianao no miezaha mba hahazo ny anton-javatra iray nataony na nolazainy…
de : Fyti
..
Mirary soa anareo haharitra e !
Aza hadino ny FANOMEZANA izay atolotray ho anao hatrany an
Raha mividi boky ato aminay ianao dia misy BONUS hatrany, ankoatr'izay anefa dia mbola mahazo boky iray fanampiny ianao.Boky momban'ny fanamboarana GLACES sy SORBETS omena anao miaraka .


"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

29/11/2019

Ankoatry ny BONUS izay omena anao rehefa mividy boky dia mbola omena ity boky ity ihany koa ianao.
Ho anao izay efa nividy ka mbola tsy nahazo, dia manasa anao haka ny anjaranao ao am MP :)
Mbola dispo daholo ny boky momban'ny :
-sakafo
-developpement personnel
-Fiompiana
-Internet
-Fahasalamana
- sns ....
NB : Boky fromat PDF, izay alefa mail na MP aminao :)

29/11/2019

Boky momban'ny FIOMPIANA
TENY GASY ny torolalana.
izay mividy boky irey dia mahazo boky iray hafa fanomezana.
Prix : 2 800Ar
FIOMPIANA :
-akoho gasy nohatsaraina
-Ondry sy Osy
-Kisoa
-Tantely
-Poule pondeuse
-Poulet de chair
-TrondroBoky format pdf, izay alefa mail na MP aminao, ary azonao eo no ho eo ihany.
izay liana dia manantona ny MP :)

Photos from SHOP Tsena's post 28/11/2019

KIT MAIN LIBRE ...
Matanjaka sy Mafy .
SAMSUNG et OFIA
Sous carton :)
Lieu : Antsirabe
Prix : 3 000Ar
Mandefa any @ faritra

28/11/2019

Mankasitraka ho anareo izay mbola nametraka fahatokisana tato aminay . Efa maro ny afa-po sy efa nahazo ka anjaranao indray izao .
TOLOTRA FIARA IN-TELO MANDOA , ho anao izay maniry na te hanana
izahay dia manafatra fiara avy any ivelany @ vidiny IN-TELO MANDOA .
Condition :
*izahay no miantoka ny dédouanement
*TSY MAINTSY MIHAONA MIVANTANA
*Misy taratasy ara-panjakana avokoa
*ifanaraha hatrany ny fandoavana ny vidiny fiara.
*ianao no misafidy ny fiara tianao ary izahay no manafatra izany .
*Tsy vitainao ny vidiny raha tsy hitanao maso sy tonga eto Madagasikara ny fiara.
Aty Antsirabe no misy anay ....
Ny fiara vanenty toy ny SPRINTER, CAMION , 4*4 irery ihany no afaranay .Toy ny eo amin'ny sary.
Tsy manafatra fiara madinika izahay.
Raha misy fanontaniana dia manasa anao hiantso ny 033 18 813 05.
TSY MAMALY MP sy commentaire fa miantso avy hatrany raha liana .
Averina fa TSY MAMALY MP fa MIANTSO AVY HATRANY RAHA LIANA ianao .
Tel : 033 18 813 05.
NB : TSY MAMALY MP sy commentaire
Mankasitraka anao sahady izahay :)...

"NOTRE MISSION , C'EST VOTRE SATISFACTION"...

26/11/2019

Fanafody nify tena mandaitra garantie 5 ans tsy mihetsika intsony ny areti-nify.
- Ny mahatonga ny aretinify miverimberina dia noho ny havizanana be loatra eo @ vatanao, ka ity ny fomba tsotra famonoana ireo olimanara mpanimba ny nify ka mampihetsika azy matetika :
• Alainao ny tongolo gasy hasiny 3 dia kikisana atao malemy tsara,
• Iny kikiny iny no atao ao amin'ilay nify misy loaka
• Eo amin'ny 20min eo vao esorina ilay izy, ka @ lay fotoana tsy maharary iny enao no mampiasa azy
- Mirary fahasalamana tompoko dia aza adino ny mizàra
________________________________
Instagram :
...
Aza hadino fa mbola misy ireo boky ilainao an :)
toy ny :
BOKY MOMBAN'NY FAHASALAMANA
BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
PATISSERIE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 6) : 5600Ar
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar

NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa format pdf ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

26/11/2019

MAFANA NY ANDRO ka omena anao ity :)
Efa ho avy koa ny FETY E ;)
FANOMEZANA MAIMAIMPOANA ...
Hoa anao izay efa nividy boky tato aminay na boky inona na boky inona dia manasa anao izahay haka ny bokinao FANOMEZANA "GLACES et SORBETS"
omena anao @ MP na mail nao ... !!!
MAIMAIMPOANA .
NB : HO AN'IZAY EFA NIVIDY BOKY TATO AMINAY IRERY IHANY :)
Aza adino fa mbola misy ireo karazana boky maro an :)
-FANAMBOARANA FROMAGE : 3 800Ar
-PIZZA : 3 800Ar
-FIOMPIANA : 2 800Ar
-DEVELOPPEMENT PERSONNEL : 2 500Ar
-CHOCOLAT : 3 800Ar
-CUISINE TENY GASY : 3 800Ar
-PATISSERIE : 3 800Ar
-CHARCUTERIE : 3 800Ar
-FIANARANA TENY FRANTSAY : 3 000Ar
- SY NY MARO HAFA :) ....
MISY FANOMEZANA DAHOLO OMENA ANAO MIARAKA AMIN'IREO BOKY IREO ...
..

"NOTRE MISSION, C'EST VOTRE SATISFACTION"

26/11/2019

Fomba fahandro trondro
Fomba hanalana ny tsiro malany

Matetika dia misy tsiro hafakely mampiavaka azy izay ny trondron-dranomamy. Ireto misy torohevitra azo atao analana izany sady hamoaka tsara ny tsiron’ny nahandro.

Menaka gana sy oliva no afanaina dia atsoboka ao mandritra ny 12 minitra , ireo trondro. Tsy atao mihoatra ny 65° ny hafanana ampiasaina. Ho hitanao fa hiala avokoa ny tsiro malanilany amin’ny truites, ny brochets ary ny amalona.

Atono :

Ny trondro atono, raha fisaka, dia apetraka vetivety eo ambony fanatonoana ary avadika haingana. Raha somary boribory kosa izy dia elaela no hiketrehana azy.

Endasina :

Rehefa hanendy trondro dia tsara kokoa raha ampandalovian ao anaty lafarina sy atody na chapelure izy vao atsoboka ao anaty menaka mahamay mandifotra azy.

A l’étuvée

Azo atao koa ny mahandro trondro amin’ny ranon-tsasany notapohina divay fotsy sy dibera kely. Io trondro io avy eo no ampidirina ao anaty lafaoro rehefa avy nofosina aluminium. Io ilay antsoina hoe : “cuisson à l’étuvée”

Ampidirina ao anaty lafaoro :

Raha hahandro trondro ao anaty lafaoro dia ampiarahina amin’ny tongolo, tongolo gasy, persily, estragon ary divay fotsy izy. Tapohina rano kely ihany koa. 210° no hafanana ilaina. Miankina amin’ny haben’ny trondro kosa ny faharetan’ny fanamasahana azy.

Atao “court-bouillon” : karazana rony andrahoana ny trondro na hazan-dranomasina ny court-bouillon. Mety ho rano izy io, na rano notapohina divay fotsy, na vinaingitra kely, fa azo asiana hanitra sy legioma toy ny karaoty, selery, persily, ravintsara, dità, dipoavatra, tongolo ary sira
Raha trondro moa no andrahoina ao anaty « court-bouillon » dia mbola mangatsiaka ilay rony dia efa arotsaka. Ny hazan-dranomasina toy ny crustacés sy ny “coquillages” kosa dia rehefa mangotraka vao atsoboka ao.

Nalaina tao @ Sahafo gasy point blogposte point com

Aza hadino fa mbola misy ireo boky mety ilainao an :)
toy ny :
BOKY CUISINE : Teny gasy 300pages eo eo : 3800Ar
PATISSERIE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA FROMAGE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHOCOLAT : 3800Ar
BOKY RECETTE PIZZA MAROBE : 3800Ar
BOKY FANAMBOARANA CHARCUTERIE (BOKY 6) : 5600Ar
sy ny BOKY MOMBAN'NY FIOMPIANA :2800Ar

NB : Raha mividy boky 1 amreo ianao dia mahazo fanomezana boky 1 hafa mifanaraka am boky nosafidianao.
Marihana fa format pdf ny boky izay omena anao am mail na MP.
Aza misalasala manantona ny MP raha misy ilaina o :)

"NOTRE MISSION,C'EST VOTRE SATISFACTION"

25/11/2019

ANDRAMO ity fa tena mahomby ary efa marobe ny mpampiasa azy, be de be ny tsy mahalala nefa de zavatra tsotra, natoraly ary TENA MAHASITRANA ny Vonenina na "pervenche"..
Eto ampiandohana dia tsara ny manamarika fa efa tonga ato daholo ireo boky hitanao rehetra ato amin'ny pejy.
Boky momban'ny :
-FAHASALAMANA
-SAKAFO
-FAMORONANA FAST FOOD
-DEVELOPPEMENT PERSONNEL
-FIOMPIANA
-FANAMBOARANA FROMAGE SY CHOCOLAT
- Sy ny maro hafa ...
Koa aza misalasala manantona ny MP raha mila izany ianao.Mbola format pdf aloha atreto.

NY VONENINA na "PERVENCHE"
Misy Fotsy ary misy Mavokely

Mitsabo Aretina maro any anaty indrindra ny aretim-bavony ny fotsy amin'izy io.

Mampangotraka rano 2litatra
Maka 1Tanana an'ila
Afaka atambatra na felany, Raviny, tahony, na fakany
Mety foana na lena na maina izy, izany hoe afaka maka misimisy rehefa mahita dia tahirizina
Esorina ambony Fatana
Arotsaka ary saronana hilona
Afaka tehirizina izay tsy lany
Misotro 1 Vera maraina vao mifoha
Na salama tsy marofy aza mety foana....
Mirary soa antsika rehetra ary o :)

Publié par mikea tsimba tao @ ady gasy point com...

"NOTRE MISSION, C'EST VOTRE SATISFACTION"

Videos (show all)

Santionany amreo boky misy
BOKY MOMBA NY FIOMPIANA.Raha liana ianao dia afaka miditra MP avy hatrany Prix : 2 800Ar

Telephone

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
18:00 - 19:00
Tuesday 09:00 - 17:00
18:00 - 22:00
Wednesday 09:00 - 17:00
18:00 - 22:00
Thursday 09:00 - 17:00
18:00 - 22:00
Friday 09:00 - 17:00
18:00 - 22:00
Saturday 09:00 - 17:00
18:00 - 22:00
Sunday 09:00 - 17:00
18:00 - 22:00