Ihaingo Décoratrice

Ihaingo Décoratrice

Organisation / Décoration évènement (Mariage, fiançailles, baptême)

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 19/02/2024

Moramanga Fitiavana 😊
Espace Haja Ambarilava

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 12/02/2024

Toutes nos félicitations à Ciro & Maoly pour vos fiançailles.

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 10/02/2024

Ho an'ny andro malaza ato ho ato, misy azo atao fanomezana tsara ato aminay 🥰💐🌹

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 18/01/2024

🧳Rangement, 🖼mini étagère, 🪴cache pot, anthurium isankarazany...tongava mitsidika e miandry anareo zahay 😉

en face Baobab

034 19 906 64

17/01/2024

Mampanofa fitaovana ihany koa ao aminay o😉

🪷 Tapis Rouge
🪷 Tapis Blanc
🪷 Tapis Noir
🪷 Chapiteau 6x6
🪷 Chapiteau 6×3
🪷 Chapiteau 4x4
🪷 Parasol (Elo gasy)
🪷 Nappe et serviette de table

0341990664
en Face Baobab

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 13/01/2024

Ankoatran'ny fanaovana décoration lanonana izay efa ahafantaranareo anay dia mivarotra ihany koa izahay an 😉

🪷 Bijoux de tête
🪷 Bonbonnières
🪷 Bouquet de fiançailles

Ho an'ny ao dia afaka manantona mivantana ao amin'ny boutique en face Baobab
Ho an'ny dia mandefa mp na miantso avy hatrany.

034 19 906 64

31/12/2023

Merci 2023 😊,
🌸 Merci aux particuliers ainsi qu'aux entreprises qui nous ont confié leurs projets cette année🫡
🌸 Merci à nos proches d'être toujours derrière nous🥰
🌸 Merci Jesus ☝️notre source, notre force 🙌

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 30/12/2023

Merci à la famille Rakotomanantsoa de nous avoir fait confiance 😊

25/12/2023
Photos from Ihaingo Décoratrice's post 23/12/2023

Toutes nos félicitations à T&C
&blue

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 10/12/2023

Arahabaina Tojo & Mendrika 😊

09 décembre 2023

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 30/10/2023

Merci à Office Régional du Tourisme Alaotra Mangoro de nous avoir fait confiance.

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 30/09/2023

Oye oye , tonga ny fotoana o 🤗, misokatra ho anareo manomboka androany ny toeram-pivarotanay sy fandraisanay anareo mpanjifa. ihaingo & blue, eto Moramanga ville ampitan'ny Baobab Microcred.
# Izay tonga mitsidika anay amin izao voalohany izao de mahazo fanomezana a 🍬🍬🍭🍭
# Ho avy ihany koa ny promotion d'ouverture fa araho tsy tapaka ny pejy 😊.
Tongava maro ary fa miandry anareo zahay e 🙂
Contact: 0341990664

24/09/2023

😉

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 05/09/2023

Merci à Kevin & Volatiana pour votre confiance 😊.

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 05/08/2023

Merci de nous avoir fait confiance 😉

Hotel Neptune & Spa

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 05/06/2023

Aujourd'hui, nous avons célébré la journée mondiale de l'environnement à notre manière 😊🥰.

́conaturelle

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 04/06/2023

Mirary fety sambatra ho an'ny neny rehetra 😘💐

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 16/03/2023

Kikou 😊

15/02/2023

Misaotra ny Sublime Formation
amin'ny fiaraha miasa 😊, miarahaba ny promotion Fasa 2023 ihany koa 👊

14/02/2023

Ao ve ny valentin sy ny valentine rehetra o
Mila kopakopahana ny afo mba tsy ho faty a, kopaho matetika 😉🤩

Misaotra ny mpanjifanay mahafatra po o.

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 01/02/2023

Tongasoa i Febroary 🤩🥰

Photos from Ihaingo Décoratrice's post 02/01/2023

Tsy aritro ny tsy hizara aminareo ny hakanton'ireo zava boary ireto :-).
;-)

30/12/2022

Mifarana androany ny asanay amin'ity 2022 ity. Misaotra ny Tompo lehibe izahay (Izy ilay source d'inspiration anay a).
Misaotra anareo rehetra tsy nisalasala nahatoky anay :-)
Misaotra ny equipe rehetra ;)
Misaotra ny namana rehetra.
Rendez vous en 2023 B-)

25/12/2022

Joyeux noël à tous :-)

06/12/2022

Hatramin'ny volo koa afaka haingoina amin'ny fomba natoraly 😉

02/12/2022

16/10/2022

Aujourd'hui est un jour spécial pour nous, merci à toutes les merveilleuses personnes que nous avons pu rencontrer depuis le petit bout de chemin que nous avons traversé. Tianay nareo 😊👊

Timeline photos 13/10/2022

Misaotra boutique Mademoiz'lle nitsidika anay 😁🤩

Videos (show all)

Ao ve ny valentin sy ny valentine rehetra oMila kopakopahana ny afo mba tsy ho faty a, kopaho matetika 😉🤩Misaotra ny mpa...
🔥🙌🎉♥️👊💃#Moramanga#deco naturelle#ihaingodecoratrice
Merci R & C pour votre confiance 😊

Telephone

Website

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30