Bien-Être-Team

Bien-Être-Team

soins à domicile et Garde malade

25/04/2024

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍𝐍𝐄𝐋𝐋𝐄

𝐀𝐒𝐒𝐈𝐒𝐓𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐀𝐔𝐗 𝐏𝐄𝐑𝐒𝐎𝐍𝐍𝐄𝐒 𝐀̂𝐆𝐄́𝐄𝐒 / 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐙𝐎𝐊𝐈𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀

Durée de formation : 2 jours

Samedi 11 au 12 Mai 2024 de 8h à 15h

🔴 Réservez votre place dès maintenant en envoyant votre nom + prénom+ contact en mp / PS : places TRES LIMITEES

Lieu : ASSOCIATION NY ANDRAINA AMBATOLAMPY AMBOHIMANARINA

Contacts : 034 06 688 78 – 032 21 670 73

22/04/2024

🔴 Urgent Mitady infirmier ( lehilahy )
034 06 688 78 - 032 21 670 73

31/03/2024

Team Bien-Être dia mirary soa ho antsika rehetra indrindra ireo tsy salama amin'izao Paka izao mba ho feno ny fahasalamana sy hafaliana entin'ny Paka. Manaova fety sambatra daholo. 🎉🎉🎉

23/03/2024

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐒𝐄𝐂𝐎𝐔𝐑𝐈𝐒𝐌𝐄

Durée de formation : 2 jours

Mercredi 10 au 11 Avril 2024 de 8h à 16h

🔴 Réservez votre place dès maintenant en envoyant votre nom + prénom+ contact en mp / PS : places TRES LIMITEES

𝐋𝐢𝐞𝐮 : Salle d'œuvre Ekar Maria Manjaka 67ha, à côté de la station Jovena
𝐂𝐨𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭𝐬 : 034 06 688 78 – 032 21 670 73

20/03/2024

URGENT
Mila vehivavy roa hikarakara zokiolona.
Tsy mamaly commentaire fa tonga dia MP na miantso 0340668878.
NB : Nahavita fiofanana tato.

Photos from Bien-Être-Team's post 12/03/2024

Faly miarahaba anareo mianadahy mianaka nahavita ny fiofanana fikarakarana zokiolona na tato amin'ny Team-Bien Être sy Ny Andraina Association .
Tongava amin'ny tanjona hirina daholo ary mankasitraka ireo nahavita fiofanana vonona ny hanolontena hanasoa ny zokiolona miaraka amin'ny Team Bien-Être.
Mankasitraka iany koa ireo avy lavitra nanatrika ny fiofanana:




Mankasitraka anireo olona manan-kaja tonga nanotrona ny fiofanana.

Andriamampandry Todisoa
sns....

🔴 Ny hafatra dia tsotra: omeo hasina ny Zokiolona, ataovy ampitiavana ny asa.

Mirary soa antsika rehetra izahay ato amin'ny Team Bien-Être

28/02/2024

Mila infirmière iray anao garde
NB: Nahavita formation tato.

21/02/2024

𝐅𝐎𝐑𝐌𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐏𝐑𝐎𝐅𝐄𝐒𝐒𝐈𝐎𝐍𝐍𝐄𝐋𝐋𝐄

𝐀𝐒𝐒𝐈𝐒𝐓𝐀𝐍𝐂𝐄 𝐀𝐔𝐗 𝐏𝐄𝐑𝐒𝐎𝐍𝐍𝐄𝐒 𝐀̂𝐆𝐄́𝐄𝐒 / 𝐅𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀𝐊𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐙𝐎𝐊𝐈𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀

Durée de formation : 2 jours

Samedi 09 au 10 Mars 2024 de 8h à 15h

🔴 Réservez votre place dès maintenant en envoyant votre nom + prénom+ contact en mp / PS : places TRES LIMITEES

Lieu : ASSOCIATION NY ANDRAINA AMBATOLAMPY AMBOHIMANARINA

Contacts : 034 06 688 78 – 032 21 670 73

31/12/2023

👋Faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao !
👉2024, ho taona zina, heniky ny fahombiazana, hahatanteraka izay kinasa rehetra ary indrindra ho feno ny fahasalamana lalandava.

25/12/2023

Mirary Krismasy sambatra ho anao izahay Team-Bien Être 🎄🎆🎁
Mirary fahasalamana feno ho an'ny tsirairay.

Photos from Bien-Être-Team's post 23/12/2023

Atelier PARKINSON et Autre maladie apparentée niarahana tamin'ny Team-Bien Être ary Ny Andraina Association .

Manaova ny soa ho soavina, manaova ny tsara ho tsaroana.

🔴Raha mifanome tanana isika rehetra hanampy ny tsy salama dia maivana ny aretina ary na marary aza ny olona dia feno fiadanana satria misy miara mitondra aminy ny aretina sy mavesatra ao aminy.

Mirary soa anareo 6 mianadahy mianaka tratrin'ny aretina PARKINSON. Nalaina nisaraka isika satria nahafinaritra ny fihaonana sy ny fifampizarana saingy voafetra ny fotoana. Aza matahotra fa tsy maintsy mbola hiona isika.




...

Mirary fahasalamana ho anareo mandrakariva izahay ary mitrotro ambavaka ho anareo.
Manaova fety sambatra eo anivon'ny fianakaviana ary enga anie mba hahatra ny taona vaovao avokoa isika.
Samia ho tahin' Andriamanitra.

Photos from Bien-Être-Team's post 18/12/2023

Miarahaba anareo mianadahy mianaka tao ANTSIRABE nahavita ny formation soins et Assistance aux personnes âgées ny 16-17 Décembre tao amin'ny DIANTANA.

Mirary soa anareo handroso hatrany ary hatratra ny tanjona irinareo.
Misaotra anareo nahatoky anay.

🔴Ny hafatra dia hoe:
➡Mila malina amin'ny asa, hajao ny zokiolona ary omeo hafaliana lalandava.
➡Tompon'andraikitra amin'ny tenanao ianao fa aza miandry ny hafa hanafaka anao sy hanatanteraka ny fanirianao.

Mirary soa anareo avy tany amin'ny faritra, tongava soa ianareo.

Mirary soa antsika rehetra.

11/12/2023

𝐀𝐭𝐞𝐥𝐢𝐞𝐫 𝐏𝐀𝐑𝐊𝐈𝐍𝐒𝐎𝐍 et 𝐀𝐮𝐭𝐫𝐞𝐬 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐝𝐢𝐞𝐬 𝐚𝐩𝐩𝐚𝐫𝐞𝐧𝐭𝐞́𝐞𝐬. 𝟐𝟑 𝐃𝐞́𝐜𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟑.
Ho anao manana 𝐳𝐨𝐤𝐢𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐞𝐭𝐢𝐧𝐚 𝐏𝐀𝐑𝐊𝐈𝐍𝐒𝐎𝐍, 𝐌𝐚𝐫𝐞𝐟𝐨, 𝐬𝐧𝐬... Natokana ho azy ity atelier karakarain'ny Team-Bien Être sy Ny Andraina Association ity.
➡Andao isika hifanome tanana ho azy ireo
➡Andao omentsika hafaliana sy fiadanana izy
➡Andao omena tanjaka sy hery ary fahasalamana izy.

🔴Maimaimpoana fa mila misoratra anarana mialoha satria voafetra ny toerana.

𝐈͟𝐫͟𝐞͟𝐨͟ ͟𝐳͟𝐚͟𝐯͟𝐚͟𝐭͟𝐫͟𝐚͟ ͟𝐚͟𝐭͟𝐚͟𝐨͟ ͟𝐦͟𝐚͟𝐧͟𝐝͟𝐫͟𝐢͟𝐭͟𝐫͟𝐚͟ ͟𝐧͟𝐲͟ ͟𝐟͟𝐨͟𝐭͟𝐨͟𝐚͟𝐧͟𝐚͟ ͟:͟
🔴Toro-lalana sy torohevitra ho an'ny mpikarakara.
🔴Toro-lalana sy torohevitra ho an'ny ireo tratran'ny aretina
🔴Fampihetsembatana mifanaraka amin'ny aretina mahazo azy.( Activités physique adaptées)
🔴Kilalao isankarazany, sns...
Mila misoratra anarana mialoha.
Raha mahaliana anao ary dia aza misalasala miantso amin'ny :
𝟎𝟑𝟒𝟎𝟔𝟔𝟖𝟖𝟕𝟖 𝐧𝐚 𝟎𝟑𝟐𝟐𝟏𝟔𝟕𝟎𝟕𝟑 na mandefa hafatra miafina.

T̳o̳e̳r̳a̳n̳a̳:̳ Association Ny Andraina ambatolampy ambohimanarina Antehiroka.

𝑵𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒇𝒐𝒊𝒛𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏'𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒂𝒓𝒆𝒇𝒐, 𝒕𝒔𝒚 𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒆𝒇𝒂 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒇𝒐𝒅𝒚 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒂𝒛𝒚.

Photos from Bien-Être-Team's post 10/12/2023

Miarahaba anareo 70 mianadahy mianaka nahavita ny formation soins et Assistance aux personnes âgées ny 08-09 Décembre.

Mirary soa anareo handroso hatrany ary hatratra ny tanjona irinareo.
Misaotra anareo nahatoky anay.

🔴Ny hafatra dia hoe:
➡Mila malina amin'ny asa, hajao ny zokiolona ary omeo hafaliana lalandava.
➡Tompon'andraikitra amin'ny tenanao ianao fa aza miandry ny hafa hanafaka anao sy hanatanteraka ny fanirianao.

Mirary soa anareo avy tany amin'ny faritra, tongava soa ianareo.



...

Mamerina fankasitrana hatrany Ny Andraina Association izay miara miasa hatrany amin'ny Team-Bien Être ho fanohanana ny mpiarabelona ho amin'ny fampandrosoa.

Aza adino fa ANTSIRABE indray izahay 16-17 décembre ao amin'ny DIANTANA.
Aza tara ary.
Mirary soa antsika rehetra.

Photos from Bien-Être-Team's post 12/11/2023

Miarahaba anareo 80 mianadahy mianaka nahavita ny formation soins et Assistance aux personnes âgées ny 10-11 Novembre.

Mirary soa anareo handroso hatrany ary hatratra ny tanjona irinareo.
Misaotra anareo nahatoky anay.

🔴Ny hafatra dia hoe:
➡Mila malina amin'ny asa, hajao ny zokiolona ary omeo hafaliana lalandava.
➡Tompon'andraikitra amin'ny tenanao ianao fa aza miandry ny hafa hanafaka anao sy hanatanteraka ny fanirianao.

Mirary soa anareo avy tany amin'ny faritra, tongava soa ianareo.



...

Mamerina fankasitrana hatrany Ny Andraina Association izay miara miasa hatrany amin'ny Team-Bien Être ho fanohanana ny mpiarabelona ho amin'ny fampandrosoa.

Mirary soa antsika ary Samia tahin'Andriamanitra.

Photos from Bien-Être-Team's post 17/09/2023

Misaotra indrindra anareo 57 miandahy mianaka nahavita ny fampiofonana Soins et assistance aux personnes âgées. Misaotra anareo nahatoky ny Team-Bien Être sy Ny Andraina Association.
Raha ny hafatra dia hoe:

Tsy mora ny asa miandry antsika fa ny tsy fitandrema dia mampitera doza koa samia malina amin'ny fikarakarana.

Aza miantehitra amin'iza na amin'iza eo amin'ny fiainana fa tompon andraikitra eo amin'ny tenanao ianao ka mahaiza mampihatra ny talenta sy fahalalana ao aminao hampivelatra ny tenanao sy ny manodidina anao.

Mankasitraka indrindra ny Ny Andraina Associations miara-miasa akaiky amin'ny Team Bien-Être ho fanohanana ny tanora amin'ny fampiroboroboana ny sehatry ny ara-kasa.
Samia tahin'Andriamanitra isika mianakavy.

04/06/2023

Team Bien-Être dia faly miarahaba sy mirary soa anareo Reny.
Manaova fety sambatra.

12/04/2023

TEAM BIEN-ÊTRE (TBE) propose des services dans le bien-vieillir à domicile des personnes âgées, dans l'accompagnement des personnes handicapées, des personnes en perte d'autonomie ou des personnes malades.
Disponibilité 24h/24 - 7j/7
Pour plus d'informations, contactez nous directement au
034 06 688 78 - 032 21 67 073

09/04/2023

Joyeuses pâques à vous tous!

17/12/2022

✍️La nouvelle année est proche 🎉🎉
Pour bien l accueillir,

🎁 Faites un nettoyage général
De votre maison (les choses moches et cassées, des vieux vêtements 👕👖

🫶Faites un nettoyage de votre intérieur (moins de souvenirs tristes...)

👉Débarrassez-vous du stress de l'année 2022
Faites vous masser .... Par des professionnels ❣️🎁
👇👇👇👇👇

24/11/2022

Team-Bien Être
KINÉSITHÉRAPIE

Team-Bien Être dia mandray an-tanana ireo tsy salama ka mila ny service kinésithérapie.
Afaka manantona anao izahay na aiza toerana misy anao na aiza.
Aretina maro no raisinay an-tanana amin'izany koa aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina.
Contacts : 034 06 688 78 / 032 21 670 73
" Votre sérénité est notre priorité "

17/11/2022

" Votre sérénité est notre priorité "

Bonjour à toutes et à tous.
Vous avez envie de bien prendre soin de vos proches mais vous manquez de temps et d'énergie? Nous sommes là pour vous épauler. Notre équipe s'occupe de votre bien être et de celle de vos proches.

Team-Bien Être
➡Médecin à domicile
➡Soins à domicile ( Perfusion, pansements, prélèvement, etc...)
➡Garde malade ( Jour et Nuit )
➡Kinésithérapie
➡Garde personnes âgées

N'hésitez pas à nous contacter si vous souhaitez en savoir plus sur comment nous pouvons vous aider.
Au plaisir.
Disponible 24h/24 et 7j/7

Tèl: 032 21 670 73
034 06 688 78

16/11/2022

Team Bien-Être
Consultation et soins à domicile

Mba ho fanohanana sy fanaraha-maso akaiky ny ara-pahasalama ho an'ireo zokiolona, olona manana fahasembanana ary ireo olona manana areti-mitaiza

Team-Bien Être dia vonona handray an-tanana ireo izay mila mpikarakara sy fanaraha-maso akaiky ny toem-pahasalamany.

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka miantso ny laharana:
032 21 670 73 - 034 066 88 78 na mandefa hafatra miafina.

"Votre sérénité est notre priorité"

14/06/2022

Ho fanampiana ireo namana ao anaty ady sarotra izay ao anaty aretina ka any amin'ny hopitaly dia ireto ndray misy fanafody homenay maimaimpoana ho fanampiana azy.Vonona izahay ny hanatitra izany any amin'ny hopitaly. Ho fanampiana azy dia mangataka partage avy aminao
Bien-Être-Team
👉soins à domicile et Garde malade
👉Location matériel médical
☎ 034 06 688 78 / 034 21 670 73

07/06/2022

Bien-Être-Team
Soins à domicile et Garde malade
Aza misalasala miantso anay na mandeha hafatra miafina fa afaka manantona anao izahay na aiza na aiza misy anao ka mila ny soins infirmiers.
☎ 034 06 688 78 / 032 21 670 73

04/06/2022

Bien Être-Team
Soins à domicile et Garde malade

Izahay dia mampanofa Fauteuil roulant amin'ny vidiny mirary.
Aza misalasala ary miantso anay na mandefa hafatra miafina raha mahaliana anao izany.
☎ 034 06 688 78 / 032 21 670 73

27/05/2022

Votre sérénité est notre priorité

24/05/2022

Ho fanampiana ireo namana ao anaty ady sarotra izay ao anaty aretina ka any amin'ny hopitaly dia ireto ndray misy fanafody homenay maimaimpoana ho fanampiana azy.Vonona izahay ny hanatitra izany any amin'ny hopitaly. Ho fanampiana azy dia mangataka partage avy aminao.
Bien Être-Team
👉soins à domicile et Garde malade
👉Location matériel médical
☎ 034 06 688 78 / 034 12 928 13

Telephone

Website