Free To Be You, Fashion
Soyez libre de votre style! vente d'articles " hand made" en ligne, suivez notre page pour รชtre au
๐๐Ensemble ๐๐
๐Iray isaky ny modรจle sisa no disponible,
Araraoty ary ehh ๐๐
๐ธ๐ธ Ensemble trรจs tendances tout ร seulement 30 000 ar
๐๐ nous avons quelque chose de nouveau pour vous๐๐
On prends des commandes selon vos choix de couleur et modรจle ๐๐
Toujours ร prix trรจs doux ๐๐
๐ธ๐ธ des hauts ๐ธ๐ธ
ร petit prix ๐
๐ผ๐ผ pant working ( brodรฉ) ๐ผ๐ผ
Taille S
12 000 ar
Livraison tana/province
๐ผ๐ผ pant classe (carreaux) ๐ผ๐ผ
Taille L/xl
18 000 ar ( ร dรฉbattre lรฉgรจrement)
Livraison tana/province
๐ผ๐ผ pant classe ๐ผ๐ผ
Taille L
15 000 ar
Livraison tana/province
๐ผ๐ผPant ร bande๐ผ๐ผ
Taille L
15 000 ar
Livraison tana / province
๐ผ๐ผHaut off shoulders taille M ๐ผ๐ผ
8000 ar
Livraison tana/province
๐ธ๐ธCoucou les filles ๐ธ๐ธ
Fampatsiahiavana kely fotsiny ๐๐
๐๐ Ho fisaorana anareo rehetra nandray anjara tamin'ny lalao giveaway ๐
๐ผ Araky ny efa nambaranay dia hahazo tolotra manokan ianareo๐ผ
๐๐ Raha mividy entana mihoatran'ny 15 000 ar dia aterinay MAIMAIMPOANA ( LIVRAISON GRATUITE ) raha eny amin'ny "centre ville" ary 2000 AR AU LIEU DE 4000 AR raha any amin'ny "pรฉriphรฉrie".
๐ผ๐ผTolotra manankery hatramin'ny 30 novembre ( araraoty ary ann ๐๐) ๐ผ๐ผ
NB: izay compte rehetra nandray anjara dia mahazo io tolotra io avokoa, tsy misy feperra intsony ๐๐
๐ผ๐ผJolie robe pres du corps ๐ผ๐ผ
Taille S ( idรฉale pour 1m56)
20 000 ar
Livraison tana/province
๐ผ๐ผRobe tres classe๐ผ๐ผ๐ผ
Taille SM ( tissu elastice)
20 000 ar
Livraison tana/province
Coucou les filles.๐
c'est l'รฉtรฉ et quoi de mieux que de nouvelles confections aux couleurs de notre saison prรฉferรฉe pour en profiter!๐๐
Entre palazzo, ensembles, jupes, hauts en couleurs ou mรชme des robes.๐๐
A vous de choisir votre style, soyez-en libre!๐๐ฅฐ
tout ร petit prix bien รฉvidement!
bon shopping ร toutes.โค๏ธโค๏ธ
Eny ary, haverintsika ny fisarihana ary ho jerena ny compte voasarika mialohan'ny hanomezana ny loka.
**Ny compte hahazo dia izay compte reglo ihany (compte personnel na compte commercial sns) fa tsy compte fake. Izany hoe misy sary sy publication hafa.
Ary compte nitagguer compte reglo ihany koa.
Misaotra anareo ๐๐
Bonne chance ร tous les participants ๐๐
Miarahaba antsika rehetra.... rehefa natao ny hatsapaka taminโny Giveaway dia Fanih Miih no voasarika... andeha isika rehetra no samy hitsara fa izahay ato @ page rehefa nijery ny mur-ny dia tsy nahita pdp (photo de profil) rรฉelle ary tsy nahita publication afa Tsy partage ana Giveaway....
Rehefa nojerena ny commentaire dia saika olona mitovy avokoa no identifier...
Arakโizany mila ny hevitrโisika mpandray anjara na ho averina ny fisarihana na tsia ny fisarihana.
Miala tsiny indrindra, misaotra tompokoโบ๏ธโบ๏ธ
๐ธ๐ธ๐ธ giveaway ๐ธ๐ธ๐ธ
๐ผ Lalao izay hahazoana:
--> Scrunchie ๐
--> Foulchie ๐
--> Porte-clรฉ ๐
--> cadeau surprise ๐
maimaimpoana ๐๐
Jolie non? ๐
Les hauts sont dispo ๐๐
Coucouuu โบโบ
๐ Nous avons toujours quelque chose de nouveau pour vous ๐
Des boucles d'oreilles et bracelets brรฉsiliens trรจs mignons ๐๐
Toujours ร prix cassรฉ ๐จโ๏ธ๐จ
De 2500 ar ร 4500 ar
On prends aussi des commandes selon votre choix de couleurs. ๐๐
Livraison tana/province๐ธ
N'hรฉsitez pas ร nous contacter ๐๐
๐๐
๐ธ๐ธ๐ธ giveaway ๐ธ๐ธ๐ธ
๐ผ Coucou tout le monde. Araka ny efa nampanantenaina dia tonga ary ilay fotoana ๐๐
๐ผ Te hiara hilalao amin'ny pejy free to be you fashion ve ianao? ๐๐๐
๐ผ Lalao izay hahazoana:
--> Scrunchie ๐
--> Foulchie ๐
--> Porte-clรฉ ๐
--> cadeau surprise ๐
maimaimpoana ๐๐
๐ผ Tsotra ny fandraisana anjara :
โค๏ธ Ataovy j'aime ny pejintsika (raha mbola tsy nanao izany ianao)
โค๏ธ Ataovy j'aime ity publication ity ary partageo public eo amin'ny mur anao, miaraka amin'ny Hashtag :
โค๏ธ Taggeo ny namanao (3 farafahakeliny) hanao j'aime ny pejy ary hiara-hilalao amintsika ๐
๐ผ Sabotsy 24 oktobra amin'ny 6 ora ny faran'ny lalao ๐
๐ผ Alahady hariva amin'ny 5 ora no anaovana ny antsapaka sy hanomezana ny valiny .Olona iray no hahazo ireo loka rehetra ireo ๐๐๐
๐ผ Manasa antsika rehetra ary oh ๐โบ๏ธ
โ๏ธ๐จโ๏ธ๐จโ๏ธ Nos prix sont cassรฉs, tout comme la tรฉlรฉ โ๏ธ๐จโ๏ธ๐จโ๏ธ
N'hรฉsitez pas ร suivre la page, ร aimer les publications et ร acheter ceux qui vous conviennent ๐๐
โ๏ธ๐จโ๏ธ๐จ VAKY loha ve ianao, mitady akanjo tsara nefa mora?? โ๏ธ๐จโ๏ธ๐จ
Ireto ary misy akanjo mahafatifaty kely hanaovana amin'izao andro mafana izao ehh,๐๐
Amin'ny vidiny tena vaky ann ๐๐ ( prix cassรฉ ๐
๐)
๐ธ๐ธ Robes et pant working maro azo isafidianana ๐ธ๐ธ
Eo amin'ny sary ny taille sy prix (PS: misy ho an'ny grande taille ๐๐)
Bon shopping ary eh ๐โค
Mafana ny andro eh? โโ
Fotoana izao hanaovana balade kely miaraka amin'ny namana..., Mandehandeha mihinana glace..., Week end en famille..., Piscine na plage mihintsy ๐๐
Inona anefa sisa no tsy ampy? ๐
Ny akanjo entina amin'izany ๐ฅบ๐๐
๐ธ๐ธ Ireto ary misy article vitsivitsy ehh ( misy friperie, misy vaovao) amin'ny vidiny mirary dia mirary ( izay hita eo amin'ny sary) ๐ธ๐ธ
Bon shopping ary ohh ๐๐
Ps: livraison tana/ province possible ( gratuite si achat plus de 25 000 ar)
Coucou daholo ๐๐
Misaotra antsika rehetra manaraka ny pejy free to be you fashion.
Feno 1000 isika izao๐๐, ka ho fisaorana sy fanomezana fahafampo ho anareo mpanjifa dia hisy lalao hataontsika tsy ho ela... ๐ฅณ๐
Araho tsy tapaka ary ny pejintsika ary zarao amin'ny namana sao mahasoa azy ireo koa ๐๐
โฃ๏ธโฃ๏ธโฃ๏ธ ..." Soyez libre de votre style"... โฃ๏ธโฃ๏ธโฃ๏ธ
Ataovy manjamanja koa ny volo na ny tanana eh ๐๐
2500 ar et 2000 ar
Raha halainao izy roa dia 4000 ar
Sarona daholo izao ny tarehy dia eny amin'ny volo sy tanana indray no mihaingo ehh ๐๐
2000 ar
Raha maka 3 dia 5000 ar
๐๐ Des scrunchies ๐๐
ร petit prix ๐
Simple 1 ร 2000 ar / 3 pour 5000 ar
Avec noeud 2500 ar
Coleur dispo : jaune, rose, bleu turquoise, blanc cassรฉ, noir
Venez en Mp ๐๐
Livraison possible ๐
Palazzo ๐๐๐
Modรจle unique ๐
N'hรฉsitez pas ร venir en MP ๐๐
Mafana izao ny andro ann ๐๐
Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha mahaliana anao ๐๐
N'hesitez pas ร commander. nous vous attendons en MP; les prix sont sur chaque photo
livraisons discutables ( afaka mandefa any amin'ny faritra)
hey girls....
ny asatananay voalohany...
Mp raha mahaliana anareo.
(afaka manao livraison)
coucou les gens
soyez libre de votre style!
Vente d'articles "hand made" en ligne, suivez notre page pour รชtre au courant de nos derniรจres confections.