Association Malagasy du Qi Gong
Il faut creuser un puits avant d' avoir soif
Art énergétique interne chinois qui date d'environ de 4000 ans et qui a pour objectif de préserver la santé, le bien-être du corps et de l' esprit.
Faites circuler l' énergie en se connectant avec le Ciel et la Terre
✓ le corps est souple, détendu, mouvements en spirale
✓ respiration calme et profonde
✓ étirements sur les côtés
✓ massage interne de l' appareil digestif
✓ stimuler l' énergie
IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy mardi et vendredi 12h30 / 13h30
Coach: Julia Rakotomalala Qi Gong
Tel: 034 03 964 12 / 032 02 691 75
*Isaky ny adiny 2 miovaova ny fikorian' ny méridiens (lalana ny QI).
*Ireo fihetsehampo tsara - raha Salama tsara ny taova
*Ireo Fihetsehampo ratsy miteraka aretina, raha diso mafy loatra
⬇️ ⬇️ ⬇️
SoIS T O I ! TouT SIMPLeMeNT ...
💖 🎉 🙏
QI GONG EN ENTREPRISE
Misaotra ny GROUPE USER nametraka ny fahatokisana ny QI GONG
* Gestion du stress
* Énergie
*Équilibre physique et mental
🙂💐🙏
MÉDITATION
Mila miato kely aloha
fa mahatsiaro feno fikorontanana
na ivelany na anaty ao
mila fahatoniana sy fangalan-kevitra
Mipetraka, mitombona tsara
MIAINA, MIFANTOKA
MIAINA ny ankehitrio
maka Hery, hiatrika ny ho avy
Maranitra daholo ny fakioliten' ny saina
Be dia be ny zavatra manindry mandry (intuition)
Mandroso foana, mivoatra
Fiadanampo,
Fiadanantsaina
Fifaliana
Fitiavana
QI GONG
IKM ANTSAHAVOLA isaka talata sy zoma amin' ny 12h30 /01h30
Coach: Julia Rakotomalala Qi Gong
❤️🧡🤎🩷
🙏🙏💐🎉
RAYONNE... 🌞
SOURIS.... 😊
C' EST GRATUIT ! ! !
❤️🧡🩷🤎💛
MIHETSEHA.🤸... MIHETSEHA... 🏃
Mila mihetsiketsika ny vatana raha te ho lavitry ny ARETINA 💯
Mila mihetsiketsika ny vatana mba hikoriana tsara ny RÀ ❤️ sy ny QI..
Ny vatana mihetsiketsika dia manolo ny FIHETSEHAMPO RATSY ho FIHETSEHAMPO TSARA (hafaliana) ☺️
sary : tafaraka ny mpiangaly QI GONG sy ny tarika RAKOTO FRAH JUNIOR
Good Vibes daholo e ! ! ! 🎉
JOURNÉE MONDIALE DE L' HYPERTENSION ARTÉRIELLE
17 MAI 2024
"Hypertension artérielle", betsaka no tratran' izy io amin' izao fotoana izao.
Ny QI GONG, Fitsabona Nentimpaharazana Sinoa
amin' ny alalan' ny FaNATANJAHANTENA MALEFAKA, miaraka amin' ny fomba FIAINA,
dia MANAMPY anao amin' ny FAMPIHENANA sy FANDRINDRANA izany izany tosi-drà ambony izany.
Manatona IKM Antsahavola isaka talata sy zoma amin' ny talata sy zoma / 13o30
Coach : Julia RAKOTOMALALA
MP na 034 03 964 12 / 032 02 691 75
Mirary soa anao hatrany tompoko
🙏🙏🙏
Zany an....
SALON DES ARTS MARTIAUX 4e édition
Palais des Sports Mahamasina
Omaly 10 mey no niantomboka ity hetsika ity ary mbola mitohy androany 11 mey ka miafarana 12 mey izao.
Tonga nitsidika ireo namana mpiangaly arts martiaux ny tenanay, Julia Rakotomalala Qi Gong, mpitarika ny Association Malagasy du Qi Gong , ka faly tokoa nifankahita.
Ankoatra ireo izay nahazoana sary dia mbola misy hafa koa nandray anjara toy ny Capoeira, Jiu jitsu Brésilien sns... Mialatsiny indrindra ho an' ireo izay tsy voatonona
Tongava fa mahasoa sy ilaina ny FITAIZANA ara BATANA sy ara TSAINA
Mirary HINA aminareo izahay ! ! !
👉 Ny mpanao Qi gong tsy voatery hanao arts martiaux fa ny mpanao arts martiaux dia tsara raha manao Qi gong (nohon' ny FITAIZANA souffle sy ny force MENTALE)
🙏🙏🙏
Ce qu'on devrait apprendre aux enfants en premier lieu : l'Amour de Soi.
Pourquoi ? Parce qu'il n'y a pas de bonheur sans Amour, sans estime de soi.
Parce que l'Amour du prochain passe par soi. Là se trouve la survie de l'Humanité.
Ny mpiara-miasa rehetra eto @ Namaskarmada dia maneho ny fisaorana era-pò eran-tsaina an'ireo izay tonga nanatrika ny hetsika fankalazàna ny andro manera-tany ny Qi Gong sy Taichi 2024 ny Asabotsy lasa teo. Isaorana ihany koa ire mpiara-miasa 2 @ Namaskarmada M. Julia Rakotomalala mpampianatra Qi gong Association Malagasy du Qi Gong , sy M. Mamisoa Rakotondrazafy mpampianatra Taichi Taichi School Madagascar
@ manaraka indray
Mankasitraka
Souvenirs: journée mondiale taichi et Qi gong 2023 avec maître Flavio DANIELE
Ankoatra ny RIVOTRA FOHANA dia ny SAKAFO no mitondra FAHAVELOMANA
Fantarina ireo mety ho TOMBOTSOA entiny alohan' ny hampidirana azy amin' ny vava
Kalitao aloha fa tsy habetsahana
Eto ny tombotsoa entiny ny ZAVOKA no resahina.
🙏🙏🙏
JOURNÉE MONDIALE DU TAICHI
ET DU QI GONG
SAMEDI 27 AVRIL
A AMBATOMANGA
Nafinaritra... Faly daholo... Hafa- po
Amin' ny manaraka indray o ❤️☺️🙏
Pour bientôt ...
NY QI GONG SY NY ARETIN' NY TAOVAMPISEFOANA
FARARANO hoy isika izao. Ny ARETIN' ny taovam - pisefona no matety mitranga. Toy ny kohaka, sery, asthme, bronchite, emphysème...
Inona ary no tombony amin' ny fanaovanao ny QI GONG ?
🌿Ny fanaovana QI GONG izay mampiasa ny fiaina amin' ny KIBO dia manatombo ny oxygène amin' ny rà sy mampitombo koa ny QI (énergie)
🌿Mampatanjaka ny hozatra mandray anjara amin' ny fiaina
🌿Manampy amin' ny famoahana ny rehoka
🌿Mampihena ny fihetsehan' ny crise sy manamaivana ny soritr' aretina koa ny QI GONG
poumons
IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy
isaka talata sy zoma amin' ny 12h30 / 13h30
Julia Rakotomalala
Mpampianatra Qi gong
A partager au max svp
🙏🙏
Massage
♀️♀️♀️
Association Malagasy du Qi Gong Il faut creuser un puits avant d' avoir soif
Je fais LA PLANTE ☺️ et je fleuris 🥀🌾🏵️
🌱 🪴 🌸
HYMME A MON CORPS
Oh toi mon corps, le support de mon âme, de mon être tout entier...
Bien sûr tu vieillis, quelques rides indésirables se forment mais tu as toujours une bonne ÉNERGIE. Malgré l' âge, je sens de plus en plus souplesse. Je dois donc te faire bouger encore et encore mais sans pour autant te fatiguer.
Tu as été parfois malade, mais tes maladies me servaient d' expériences... j' observais tes réactions à mes actions pour ton autoguerison.
Bravo 👏 à toi mon corps ! J' ai entièrement confiance en toi.
Effectivement, je suis très à l' écoute des signes que tu m' envoies, je prête attention et je prends soin de toi.
Même si tu n' es pas d' une beauté canon 😀, je te nourrirai toujours de lumière pour que tu puisses briller 🌞 et que quand je me regarde au miroir, je veux me voir toujours SOURIRE. Loin de moi la tristesse et la colère.
Et en attendant le dernier souffle,
enivre toi de danse...
Danse autant que tu peux 💃,
DANSE AVEC L' UNIVERS 🙏
CORPS mon fidel ami, je t' aime ❤️❤️❤️
Julia
😂😂😂
FAMBOLENKAZO KAZO TENY AMBATOMAHAMANINA NY SABOTSY 24 FEBROARY TEO NIARAHANA TAMIN' NY ASSOCIATION MALAGASY DU QI GONG
Maro ny fialamboly teny antoerana avy nisakafo toy ny dihy 💃, ping pong, pétanque, baby foot, karatra, domy, hirahira...
Mafinaritra ny fotoana.
Mankasitraka ny mpampiantrano.
Fianakaviana iray isika 🙏
Mbola hiverina izahay hijery ny fanirian' ny zanakazo sy ny hazo fihinamboa nambolenay
Mandrampihaona daholo e 👋👋🌲🌲❤️❤️
Videos (show all)
Contact the practice
Telephone
Website
Opening Hours
Tuesday | 12:30 - 13:30 |
Friday | 12:30 - 13:30 |
Saturday | 10:30 - 11:30 |