Garage HAFI
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Garage HAFI, Motor Vehicle Company, .
🇲🇬🇲🇬🇲🇬SOS INJECTEUR MATY FOANA 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
✅ Amboarina ato daholo ireto aretina ireto :
🔴 mamono injecteurs foana na vaovao na bonne occasion.
🔴 Mamono valve foana na dia vao nosoloina aza
🔴 10 min fotsiny dia efa maty ny valve vao napetaka rehefa ho ratsy izy.
🔴 sarotra velomina be sy be retour
🔴 Mila embohana essence vao velona
🔴 mamono tena raha vao accelerer na kely na dia lalana plat aza
🔴 Vola fotsiny no lany (mihoatra ny 5 000 000 Ar ny an'ny sasany) manolo injecteurs fa ny eo ihany no eo.
✅ Ireo fiara voan'izany : Rexton, Actyon, Terracan, Bongo III, Kangoo, Clio, Megane, Scenic, Modus
✅ Aza amidy intsony ny fiara na soloina fa efa misy solution ny mitsabo ireny izao
HAFI Tana : tel = 034 06 574 73
HAFI Tamatave : tel = 038 50 075 99
Ora fisokafana : 8 - > 17 h andavanandro
8 - > 15 h ny asabotsy
Tsy misy rdv fa tonga dia manantona
🇲🇬🇲🇬🇲🇬TARAGE INJECTEUR ELECTRONIQUE DIESEL / ESSENCE 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
✅ Amboarina ato daholo ireto aretina ireto :
🔴 manetroka lalandava indrindra fa rehefa accelerer -na
🔴 kely aina kely mila tsy ahazaka ny tenany
🔴 mihinana gasoil be mihoatra lavitra ny normal
🔴 sarotra velomina rehefa mangatsiaka na mafana
🔴 mamono tena rehefa mafana dia miandry mangatsiaka indray vao velona
🔴 tsy mihoatra ny 2000 tour/min ny tour moteur dia lasa tsy afaka fiakarana na trottoir aza
HAFI Tana : tel = 034 06 574 73
HAFI Tamatave : tel = 038 50 075 99
Ora fisokafana : 8 - > 17 h andavanandro
8 - > 15 h ny asabotsy
Tsy misy rdv fa tonga dia manantona
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 SERVICE DIESEL MECANIQUE ET SEMI ELECTRONIQUE 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
✅ Revision pompe mecanique et semi- electronique
✅ Plaisir - 4x4 - bus - minibus - camionnette
✅ Tarage injecteur tsotra
✅ Misy tete injecteur vao2 garanti apetaka sur banc fa tsy ilay mividy 04 ohatra dia tsy mandeha akory ny 02 na 03 mihintsy aza
HAFI Tana : tel = 034 06 574 73
HAFI Tamatave : tel = 038 50 075 99
Ora fisokafana : 8 - > 17 h andavanandro
8 - > 15 h ny asabotsy
Tsy misy rdv fa tonga dia manantona
🇲🇬🇲🇬🇲🇬 REPARATION TURBO 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
✅ REPARATION BAGUE + SEGMENT : +130 000 AR
✅ NETTOYAGE ULTRASON GEOMETRIE VARIABLE
✅ DIAGNOSTIQUE ISANKARAZANY MANODIDINA NY TURBO
✅ MISY BAGUE SY SEGMENT ARY AXE/ROTOR HO AN'NY FIARA REHETRA TSY ANKANAVAKA : PLAISIR - 4X4
HAFI Tana : tel = 034 06 574 73
HAFI Tamatave : tel = 038 50 075 99
Ora fisokafana : 8 - > 17 h andavanandro
8 - > 15 h ny asabotsy
Tsy misy rdv fa tonga dia manantona
🇲🇬🇲🇬 RÉPARATION VOITURES TOUTES MARQUES 🇲🇬🇲🇬
Tel Tana : 034 06 574 73
Tel Tamatave : 038 50 075 99
🔴 Spécialiste en moteur électronique
✅ moteur diesel électronique common rail
✅ moteur essence injection à électronique
🔴 Parallélisme et carrossage
🔴 Entretien périodique
✅ vidange huile moteur
✅ Nettoyage filtre air
✅ Vérification train avant/arrière
✅ système d'injection complète
🔴 Réparation / entretien turbo PLAISIR - 4X4 - minibus
🔴 Tarage injecteur common rail
🔴 Tarage injecteur mécanique tsotra
🔴 Révision pompe
🔴 Réparation mécanique
✅ révision moteur essence na diesel (tsotra na électronique)
✅ réparation : embrayage - boite des vitesses - train avant/arrière - direction - freinage - suspension ...
🔴 Aretina mpahazo ny fiara mankarary andoha tompon'ny fiara
✅ mamono bougies na injecteur foana
✅ mi- consomme be na mi- rate na manetroka na kely hery
✅ mamono tena tampoka na faible tampoka rehefa hitsahina na
✅ mitarika be vao velona na tsy velona indray mandeha intsony
🔴 Procedure qualité garage :
✅ Eny @ caisse ihany no mandoa vola
✅ Sahia milaza ny tsy mety any @ Responsable mba ahafahanay manitsy ny tsy mety
✅ Tsy azo ataon'ny client ny miresaka @ mpiasa fa ny Responsable ihany no mahazo mifandray aminy mba ialana @ tsy fetezana sy tsy fahatomombanana
🔴 Groupe HAFI AUTOMOBILE :
✅ groupe misy conseil isankarazany sy fifanampiana @ samy membre
✅ mbola hatsaraina koa atsy ho atsy.
✅ natao ho an'ny rehetra fa tsy an'ny garage HAFI irery ihany ho an'izay te hampafantatra ny asa ataony fa tsy manao publicité fa rehefa mamaly ny filan'ny membre iray.
Parallelisme laser 3D vaovao be.
Fitaovana avo lenta hika farany mandeha amin'ny ordinateur sy cameras haute resolution.
Prix manao parallelisme avant 20 000 ar -> 30 000 ar. Mazava ho azy fa misy carrossage koa ary parallelisme arriere.
Ny tsara tsy voatery ho lafo.
Tsinjovina manokana ny buxi sy taxibrousse ary ny taxi 20 000 ar ihany ny parallelisme avant.
Mahazaka pneu mihoatra ny par 22.
HAFI Tana : tel = 034 06 574 73
Ora fisokafana : 8 - > 17 h andavanandro
8 - > 15 h ny asabotsy
Tsy misy rdv fa tonga dia manantona.
Midira mp izay mila fanazavana fanampiny.
(*) - offre sous conditions. Aty antoerana manontany ny details
Contact the business
Telephone
Website
Opening Hours
Monday | 08:00 - 17:00 |
Tuesday | 08:00 - 17:00 |
Wednesday | 08:00 - 17:00 |
Thursday | 08:00 - 17:00 |
Friday | 08:00 - 17:00 |
Saturday | 08:00 - 03:00 |