Tafitia Création
Créatrice de mode - Prêt-à-porter - Marque Malagasy Tafitia Création a été créée en 2008. Ses produits étaient vendus principalement dans la province de Majunga.
L’atelier était une entreprise artisanale individuelle de confection de vêtement, de linges de maison et de décoration florale. L’année suivante, face à la crise politique et économique que le pays a subie, nous avons perdu nos distributeurs. Nous sommes obligés de fermer nos portes en 2010. Depuis nous traitions les rares commandes de produits sur mesure dans l’informel. Nous suivions des formati
Tafitia Création , vos désirs nous inspirent.
Tafitia Création, ny hetahetanao no manetsika ny aingam-panahiko.
Joyeuses Pâques
Arahabaina isika rehetra nahatratra ny P***a
8 Mars journée de partage avec les jeunes du Foyer Chrétien des jeunes filles Behoririka.
Nous remercions les responsables du foyer d'avoir invité Tafitia à cette magnifique journée.
_______________
8 Martsa, andro natokana anaovana fifampizarana tao amin'ny Akany Kristiana ho an'ny Zazavavy Behoririka.
Mankasitraka indrindra anareo tompon 'andraikitra nanasa an'i Tafitia tamin'izany.
Nahafinaritra ery ny nitsidika ny akany namolavola ahy fahiny.
Tafitia Création vous souhaite joyeux Noël et bonne année 2024🎁
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
📷 Razoliferason Nahary, sampana sekoly alahady FJKM Ankadikely
🇲🇬 black friday androany.
Misy fihenam-bidy izay vidinao rehetra ato amin'ny Tafitia Création anio manomboka amin'ny 11ora maraina la hatramin'ny 5ora hariva.
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko
______________
🇫🇷 Black friday aujourd'hui chez Tafitia Création de 11h à 17h.
Venez profiter de notre remise de prix.
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
Ravie de vous partager une photo envoyée par une de nos clientes satisfaites 😍
Robe de marque Tafitia Création ®, créée et cousue sur mesure.
Encore merci Madame pour votre confiance 🙏.
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
____________________________
Mahafinaritra ery ny mizara aminareo ny sary nalefan'iray amin'ireo mpanjifanay tena afa-po😍
Akanjo tohitena, marika Tafitia Création ®, noforonina sy nozairina sur mesure.
Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny fahatokisana atolotrao anay🙏
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
📷 Cliente de Tafitia Création ®
Maivamaivana ho an'ny andro mafana💐
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
___________________________
Tenue légère pour le beau temps 💐
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
Tratry ny asaramanitra e 🇲🇬 Samia ho tojo ny sambatra sy ny mananjara tompoko 🌾
Tafitia Création ®, ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
Tafitia Création ® souhaite bonne fête des mères à toutes les mamans 😘.
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
____________________________
Tafitia Création ® dia mirary fetin'ny reny finaritra ho an'ny reny rehetra 😘.
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
📷 Tafitia Création ®
Tafitia Création ® vous souhaite joyeuse fête de Pentecôte.
________
Mirary Pentekosta sambatra ho anao ny Tafitia Création ®
Aujourd'hui, nous commémorons le jour où Jésus Christ était monté au Ciel vivant.
Joyeuse fête de l'Ascension à tous.
Bonjour,
La porte de notre façade refuse de s'ouvrir.
En attendant l'arrivée du technicien, veuillez m'appeler au 0340112686 et je vais vous faire entrer par une autre porte.
Merci de votre compréhension et de nous excuser du dérangement.
Notre showroom reste ouvert même si la façade est fermée.
Tafitia.
_________________________
Miarahaba tompoko,
Mikatso tsy mety hisokatra ny varavaranay manoloana ny arabe, noho izany dia iangaviako indrindra ianao hiantso ny 0340112686 mba hampadrosoko anao amin'ny varavaranay hafa.
Ialanay tsiny indrindra tompoko ny fanelingelenana aterak'izany mandrampahatonga ny teknisiana hanamboatra ny varavarana.
Mandram-pihaona dia mirary soa indrindra tompoko.
Mandray anareo hatrany izahay na dia mikatona aza ny varavarana ivelany.
Tafitia.
Arahabaintsika i Mme Hantsa Rakotomanana nahavita 12 taona tao amin'ny sampana fampahalala-baovao ao amin'ny TVM.
Isaorana indrindra izy nisafidy ny akanjo Tafitia Création ®. Mirary soa sy fahombiazana ho anao hatrany izahay tompoko.
📷 Selfie nalain'i Mme Hantsa Rakotomanana, miakanjo Tafitia Création ®
_____________________________
Félicitons Mme Hantsa Rakotomanana. Elle fête ses 12ans au journal télévisé de la TVM aujourd'hui.
Nous vous remercions d'avoir porté notre création. Nous vous souhaitons succès et bonheur.
📷 Selfie de Mme Hantsa Rakotomanana habillé par Tafitia Création ®
Miala tsiny fa voatery nikatona tampoka izahay androany noho ny antony manokana.
Miverina misokatra kosa rahampitso.
Aza fady indrindra tompoko
__________________________
Nous nous excusons de notre fermeture soudaine aujourd'hui.
Nous serons ouverts demain.
Mille excuses du dérangement que cela a pu vous causer. Merci.
Joyeuses fêtes de Eid el filtr à nos amis musulmans.🌙
Rappelons que Tafitia Création ® reste ouvert aujourd'hui de 10h à 17h. Merci.
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
Bonjour,
Profitez du jour férié ce vendredi pour passer les commandes de vos habits chez Tafitia Création ®.
Sinon, nous sommes ouverts du mardi au samedi de 10h à 17h.
Au plaisir de vous recevoir très bientôt 🙂
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
____________________________
Salama daholo e,
Araraoty ny andro tsy fiasana amin'ny zoma mba ampajairana akanjo aty amin'ny Tafitia Création ® e!
Misokatra foana ihany koa anefa izahay ny talata ka hatramin'ny sabotsy amin'ny 10ora maraina ka hatramin'ny 5ora hariva raha hoe sendra hoe tsy afaka amin'ny zoma izao ianao.
Dia mandram-pihaona indray ary e🙂
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
Joyeuses pâques.
Rendez vous pour notre réouverture jeudi après Pâques 🙂
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
____________________________
Mirary fetin'ny P***a sambatra ho anao.
Amin'ny alakamisy ao aorin'ny P***a, fiverenan'ny fisokafan'ny Tafitia Création ® , indray isika mihaona.
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko
Arahabaina daholo nahatratra ny asaramanitra tompoko 🎉🇲🇬
Samia ho tojo ny sambatra sy ny manjara anie isika rehetra.
Efa mandroso miasalama moa aho ka dia ho voarainarainareo tsy ho ela intsony ireo akanjo taraiky tato.
Ao aorian'izay kosa vao hiverina hisokatra ho an'ny rehetra ny Tafitia Création ®.
Misaotra indrindra tompoko tamin'ny faharetanareo ary dia mbola mamerina ny fialan-tsiny hatrany.
Tafitia.
Bonjour à tous,
Cela fait une semaine que vous avez remarqué la fermeture de notre showroom. Cela va prendre peut être une semaine de plus car je suis malade. Je tiens à m'excuser auprès de celles qui ont des habits à essayer ou à se faire livrer durant ce temps ainsi qu'à ceux qui souhaitent passer commande. Dès mon rétablissement, je vous recontacterai pour la livraison ou l'essayage ou la réception de votre commande.
Mes plus sincères excuses. Je suis vraiment désolée.
Bien à vous et bon weekend.
Tafitia
Tafitia Création ® est un atelier de couture. Chez nous, on commence par prendre vos mensurations, confectionner un patron sur mesure puis coudre votre habit selon le modèle choisi.
Tafitia Création ®, vos désirs nous inspirent.
____________________________
Tafitia Création ® dia trano fanjairana na koa ilay antsointsika hoe "mpanjaitra". Ato aminay arak'izany dia manjaitra ny akanjo izay nosafidinao. Manomboka amin'ny mandrefy anao izahay, avy eo manangana patron natokana ho anao irery, izay vao mandidy sy manjaitra ny lamba.
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
Nouvelle résolution de fin d'année 🙂
Reprise de la broderie après tant d'années d'arrêt 😉
Bonne fête de St Sylvestre à tous.
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
Volana farany amin'ny taona🙂 raisintsika miaraka amin'ny collection Mirana, marika Tafitia Création ®, natokana ho an'ny mampanjaitra ato amin'ny trano fanjairana Tafitia Création ® irery ihany.
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
_____________________________
Nous accueillons le dernier mois de l'année avec la collection Mirana, marque Tafitia Création ®, à commander uniquement en sur mesure chez le showroom de notre atelier de couture Tafitia Création ®, route d'Ilafy.
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
Merci à ceux qui ont participé à notre black friday aujourd'hui.🙏
Bien à vous.
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
_____________________________
Mankasitraka indrindra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny black friday nokarakarainay androany.🙏
Mirary soa tompoko.
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
Salut 🙂
Le black friday chez Tafitia Création ® est lancé. Une remise de 60% vous est offerte pour toute achat ce vendredi 25 novembre 2022.
Bon shopping 🎉
Tafitia Création ® vos désirs nous inspirent.
Salama daholo o 🙂
Efa misokatra n'y black friday ety amin'ny Tafitia Création ®.
Fihenam-bidy 60% no atolotray ho an'izay miantsena aty androany zoma 25 novambra 2022 ihany io an!
Tongava soa ary e 🎉
Tafitia Création ® ny hetahetanao no manetsika ny haingam-panahiko.
Je remercie Dieu de m'avoir offert la vie. Je souhaite qu'il nous donnerons à toutes et tous une bonne santé 🙏
Tafitia Création ® vos souhaite heureux Thanksgiving 🎉
____________________________
Misaotra an'Andriamanitra aho fa mbola velonaina. Maniry aho ny mbola hanomezany fahasalamana ho antsika rehetra?Tafitia Créationtion ® dia mirary Thanksgiving sambatra ho anao🎉
Asa tanana mahavelona no tanjona.
Mitondra fandrosoana sy fampandrosoana.
Mankasitraka indrindra an-dramatoa Minisitra Sophie Ratsiraka nitarika ny hatrik'asa androany.
📷 Madame le Ministre de l'artisanat Sophie Ratsiraka et Tafitia au forum national pour la relance de l'artisanat
Videos (show all)
Contact the business
Telephone
Website
Opening Hours
Tuesday | 10:00 - 17:00 |
Wednesday | 10:00 - 17:00 |
Thursday | 10:00 - 17:00 |
Friday | 10:00 - 17:00 |
Saturday | 10:00 - 17:00 |