Eglizy Sambofiara eto Madagasikara

Eglizy Sambofiara eto Madagasikara

élargir le royaume de Dieu

04/10/2023

Manome fotoana hoanao. ALAHADY 08Oktobra hoavy izao.
"Ny anton'ireo Mistery"
Toerana: ao amin'ny Cercle cheminot ambadiky ny GARE Machine Fianarantsoa
Ora: 07H30 sy amin'ny 09H30
Tahin'Andriamanitra tompoko 🙏

03/10/2023

Happy birthday Pasteur Manoa Noah 🎉🎉🎉🎉🎉

28/09/2023

Un rendez-vous a ne pas rater 🔥🔥
👉Ento ny havana, namana, fianakaviana!
👉Handray afo 🔥🔥🔥 avy any an-danitra.



Fanasina Wisdom Noah Papa_Wisdom

Photos from Eglizy Sambofiara eto Madagasikara's post 02/09/2023

🔥🔥Croisade Asabotsy lasa teo 🔥🔥
Misaotra an'Atra ny @ fahasoavany, fanahy maro no nandray famonjena!
👉ho an'Atra irery ny voninahitra!!

25/08/2023

Rahampitso ary ny rendez-vous antsika 🔥🔥
DEVANT LAPAN'NY TANANA FIANARANTSOA
TONGAVA MARO🔥🔥

22/08/2023

Hanasàna antsika rht eto FIANARANTSOA 🥰

19/08/2023

Fotoana Lehibe. " FIDERANA SY FISAORANA" Hiarahanao amin'ny Eglizy Sambofiafara eto Madagasikara.
Izay ho tanterahina eo amin'ny "DEVANT LAPAN'NY TANANA FIANARANTSOA"
26 AOUT Hoavy izao.
- Hisy ihany koa ny VAVAKA DELIVRANCE ( hoanao izay misy :Aretina mitaiza, manonofy ratsy: manonofy bibilava, milalao maloto, miresaka amin'ny olona efa maty, manao firaisana ara-nofo amin'ny olona. Sns....)
Manasa anao Tongava fa Jesosy hanafaka anao !
Hoento ny namana rehetra.

Photos from Eglizy Sambofiara eto Madagasikara's post 08/08/2023

Misaotra antsika rehetra izay nahatsiaro sy niarahaba tamin'ny fitsingerenan'ny taona nahaterako ny Alahady lasa teo ny tenako, voaray daholo ny firarihantsoa sy ny fitiavana izay nasehonareo.
Nisy ny tao @ MP, nisy ny message téléphonique, nisy ny niantso, na ny teto antoerana na ny tany @ faritra na ny avu any ampitandranomasina! Misaotra betsaka eee!!! ho tahin'Atra daholo tompoko.

06/08/2023

Happy Birthday 🎉🎉🎉🎉Dad Fanasina Wisdom Noah

14/07/2023

🔥🔥Fotoana lehibe sy miavaka 🔥🔥

👉Alahady izao!
👉 sy @ 9h
👉Cercle Cheminot
🔥Ny nofy sy ny hevitry ny nofy, arahina délivrance mahery vaika sy vavaka fametrahan-tanana 🔥
Hiarahanao Fanasina Wisdom Noah

02/07/2023

Volana Jolay = Volan'ny Fitsaharana
👉Na inona na inona adin-tsaina, tebiteby, fanahiana...sns
👉Ho farànan'Atra @ iti volana iti daholo izany ary hanome Fitsaharana ho anao IZY.

16/06/2023

YMJC ( Young Mission with Jesus Christ)
Eglizy Sambofiara eto Madagasikara dia manana vondrona iray antsoina hoe : YMJC, izay vondrona entina manosika ireo tanora amin'ny antom-pisiana, mba hampivoaka ilay fanomezam-pahasoavana ao anatin'ny tsirairay avy.
Izay tarihin'i Pasteur Manoa Noah

09/06/2023

🔥🔥🔥🔥

20/05/2023

Fotoana Lehibe rahampitdo ALAHADY
REHEFA MIDINA NY HOSOTRA
toerana: Cercle Cheminot Fianarantsoa

07/10/2022

partager

26/09/2022

feno voninahitra ny zanak`A\tra

Videos (show all)

Fotoana Lehibe. " FIDERANA SY FISAORANA" Hiarahanao amin'ny Eglizy Sambofiafara eto Madagasikara.Izay ho tanterahina eo ...

Telephone