Naturally Healthy

Naturally Healthy

Revendeur de produits cosmetiques et alimentaires

03/09/2021

ARGILES

Anisan'ny akora tena mahatsara hoditra ny argile. Misy loko isan-karazany arakaraky ny hoditrao: jaune, verte, marron, noire, grise, rose ary rouge.

Tsotra ny fampiasana azy, maka argile kely dia afangaro amin'ny rano kely dia ahosotra atao manify, avela hipetraka 30 min dia kobanina rano matimaty.

100g - 3000 Ar (prix promo)

Website