Ceasar

Ceasar

Page articles

22/11/2022

💓💓

19/11/2022

❤❤

18/11/2022

TAHIO MANOKANA JESOSY IO OLONA MAMAKY IO A!🙏

17/11/2022

Tovolahy aby zao raha💪

16/11/2022

15/11/2022

Iangaviana ianareo ao Tana tsy andeha aty Mahajanga daholo manao vacance fa mitongilana be madagasikara.

15/11/2022

My Bellesisation 🥵❣️

14/11/2022

Anao tsy anagnako maro 😘❣️

14/11/2022
13/11/2022

Mba mentioneo kely eto anie le ex anao le tsy niady tsy nanin fa tonga de tsy niaraka tsony Fotsiny tsotr'izao 😂

12/11/2022

hoavy ny hura manaraky😊
Boy black 👊

11/11/2022

Tournage clip mampihetsika vatana jiaby❤

11/11/2022

Fadio ny manome toky anatiny hafaliana,fadio koa ny mandray fanapaha-kevitra anatin'ny alahelo sy hatezerana sao hanenenena

10/11/2022

Ref mis olon manw faux ongles:
🇫🇷:ils sont jolis tes ongles 💅🏻
🇲🇬:Karakory eky ataonao ref manas vody?🤔😂

10/11/2022

miala any lelahy tsy mipoera❤❤

10/11/2022

🔴 Vaovao Mampalahelo
Nodimandry androany i Yary Kalizy na i Ralay tao amin'ny Malok'ila rehefa narary ary notsaboina tao anatin'ny herinandro maromaro izay.

Mandriam piadanana Zoky be Ralay ..

09/11/2022

CC DAHOLO MPANKAFY MAMALY IZAY TSY MIAVONA 😘

08/11/2022

Tsy manaiky raha tsy Tafita...✊🏾❤️‍🔥🫡

07/11/2022

Ny olona tsotra Sy mandefitra loatra 🙄 Dia matetika hararaotin'olona 😒

07/11/2022

Inona ny olana anle banque mondiale rah amboarina bdb le vola e.. izahay aty madagascar afaka mamatsy taratasy rah tsy ampy ny any

07/11/2022

Avec zoky be elidiot💓

07/11/2022

Mirary herin'andro mafinaritra atsika aby ❤

06/11/2022

Merci prezida amin'ny fankafizana ceasar✌️

06/11/2022

Wada sy yongs aonaaaa clip officiel 2k22

05/11/2022

Cc daholo tsika rehetra
TSY MIASA SAINA sy
TSY MIRAHARAHA an'ireny olona MPIFOSA sy MPANARATSY ireny ê.

05/11/2022

1 mpitsika 10 misisika...?
Rehefa miandry bus ihany vao manan-kery io ah

05/11/2022

Ny olona teraka Janvier Mars Avril Mais Aout septembre Novembre Decembre dia olona ambinina rehetra❤🤩

05/11/2022

"Prof" inona no efa namoaka anao

tany ampenarana 😁😊

05/11/2022

🔺 Hi Hira ho anareo au Club 73 Majunga rahariva 😊

04/11/2022

MISY DE ARABAINA MIAVONAVONA 😕TSY ARABAINA
MIVANDRAVANDRA 😬

04/11/2022

Ny faravavy zany, tsy mba miborosy nify mintsy, raha tsy efa hoe: ravitoto ny laoka.😜

🏃

03/11/2022

Asiana watawatisation ve😊

03/11/2022

fitiavana lehibe indrindra tsy soa ny mifanenjika💓
anareo ka marary e.

Website