Intrepids

Intrepids

Everybody has fear but fear is not an excuse to give up.

26/07/2022

And here comes our first word : FEARLESS 😍

26/07/2022

Welcome Intrepids 😊!
Tongasoa isika mpanaraka ny pejy Intrepids. Inona tokoa moa ny atao hoe intrepids?
Teny anglisy iray mamaritra tsy fisiana tahotra, fahamafisan-tsaina ary faharetana.
Ho hitantsika anio eto amin'ny pejy ireo teny mifandray amin'ny hoe Intrepids sy ny fampiasana azy ireo.

Mirary tontolo andro mahafinaritra ary!

19/04/2021

Wish you the best week ever ;)

Website