Fina aka Flowjah

Fina aka Flowjah

Anaty mozika enao no ho entiko hitety an'izao tontolo izao🎶🎷🎸🎹

Tairô ô✊🏼💯

24/03/2024

Ka na alahatra aho na mpandahatra dia tsy maintsy handroso foana na sakana ary no tandrify ny masoko💯💥

14/03/2024

Reo aloha ny titre fa tonga eo fôna ny lien sy extrait ny album Angovo Vibration💥, Tairô ô.
Gratoooossssy be a, am-pitiavana be
Peace ✌️

08/03/2024

Ho avy ny album reggae sady tode omeko gratosy fa ity aloha ny single e✌️, afaka asina écouteur de afaka tsy asiana ihany koa, ze tianao e👊🏼. Araho aloha ny pejy e, good vibes hatrany hatrany, taaaaaiiiiiirrrrrôôô. Siora be





Fina aka Flowjah - Reggae

06/02/2024

Aza mora kivy fa ny hakiviana lalana andalovana✊🏼🔥

25/01/2024

On ne peut pas douter ce qui est éternel pour nous !
Au commencement ce sont des idées et nous sommes nous même le reflet de l'esprit.

19/01/2024

La vérité se donne, l'égo se bat; L' érreur n'est pas le contraire de la vérité mais le chemin sur la découverte de la vérité🎙️.

12/01/2024

Reggae new generation
New revolution

Fina aka Flowjah - Mozika Reggae

11/01/2024

Tsy mahita tory ny alina fa mieritreritra hoe mbola ho tafita indray andro any, mifoha maraina miomana fa ho mpandresy any aoriana any.
©Fina aka Flowjah

08/01/2024

Araho ny pejy fa good vibration hatram farany no hitobaka eto🔥

Tsy liona mitsako bille io akory😹
Fa liona maka sary 🦁

29/12/2023

Aiza e, fatako hoe ny madio ny fitafinao
Aiza e, hitako hoe milay be ny zesta asehonao
Fa zao
Tsarainao ny olombelona toa anao.
Dia lasa feno fitaka zao tontolo zao.
Tandremo fa ny tody tsy misy fa miverina ny zavatra natao
Tarehy ratsy novainao fa ny fanahy ratsy ao anatin tenimpolinao.

26/12/2023

L'habille ne fait pas la moine.

22/12/2023
18/12/2023

Matoa mbola eto dia misy foana ny fitahiana🙏💯

17/12/2023

Ya man
Peace and love

16/12/2023

Carpe diem

16/12/2023

Aza mora hakiviana, môraly aza ariana🙏✊🏼

15/12/2023

Rah misy tanjona dia hankino am Jah

14/12/2023

Harmoniseo ny fiainanao

13/12/2023

Manana fo, manana saina, manana vatana, manana fanahy.
Kanefa ny fo ho entiny @ fankahalana, ny saina ho entiny @ heritreritra feno fitaka, ny fanahy tsy asiny lanjany ary ny vatany ho entiny handotona ny tontolo iainany.
Fa zao manana fo ianao ahafahana mitia, manana saina andinihana zavatra tsara alain-tahaka, manana fanahy hamirapiratra ary manana vatana matanjaka hanajana ny mpiara-belona
ISAORY JAH🙏
Ity akory tsy testamenta
Fa

08/11/2023

Mila mafy rah hitady, ny saina mila apesaina.
Ny harentsaina mbola apina aloha fa mba mahaiza miaina.

©Fina aka Flowjah

21/09/2023

101 represent reggaeman🔥

Peace and love unity✊

03/09/2023

Ho avy tsy ho ela🔥

Abonnevo de Likeo😸

01/09/2023

Comming 🔜

Reggae music✊

01/09/2023

Videos (show all)

Ho avy ny album reggae sady tode omeko gratosy fa ity aloha ny single e✌️, afaka asina écouteur de afaka tsy asiana ihan...
Reggae new generationNew revolutionFina aka Flowjah - Mozika Reggae#peaceandlove

Website

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00