Hafatra

Hafatra

�Fantaro ny zavatra rehetra. Hazony mafy izay tsara�

04/09/2023

35.000ar
En gros 30.000ar

04/09/2023

Indro ny entana

04/09/2023

55.000ar
boy friends

27/02/2023
27/02/2023

Taille standart
Mp si intéressé

27/02/2023

Prix mp
Pointure 39
10cm
Noir doré

27/02/2023

Pointure 38.39 dispo 😉

27/02/2023

Pointure 38 , 39
Argenté 💫
5cm

27/02/2023

Venez en mp si intéressé
Petit mais vraiment 😌 la classe🤗
Veste ou sac dispo
Parlons sur mp pour plus de détails

Profile pictures 27/02/2023

bientôt 😉

Photos from ℂ𝕒𝕣𝕟𝕖𝕥 𝕕𝕖 𝕞𝕠𝕕𝕖.𝕞𝕘's post 27/02/2023
Photos from Miangaly's post 27/02/2023
07/07/2021

Nahatsiaro ho osa ny olombelona no sady natahotra ny holavina rehefa nahafantatra fa nitanjaka. Raha fantatr’izy ireo ny momba ahy manontolo. moa ve izy mbola handray ahy ihany? Raha fantany fa sarotra ho ahy indraindray ny mifandray amin'ny hafa, mbola horaisiny ve aho? Raha mijoro eo anoloan’ny olona iray ianao, tsy miafinafina fa mihanjahanja tanteraka miaraka amin’ny fahalemenao, kanefa manaiky anao izy ary tia anao na dia eo aza ireo kilemanao, dia izany no tara tampon’ny fifandraisana ety dia ety. Izany no irin’ny fon’olombelona rehetra.
Andriamanitra irery no mahatanteraka izany faniriana izany satria Izy no hany mahalala tanteraka ny amintsika.
Tombontsoa ho an’ny Kristianina ny mandray ny fitiavan’Andriamanitra, ary koa ny ho fantsona hampita izany amin’ny hafa.

06/07/2021

"Tompo ô!
Efa nandinika ahy Ianao ka mahalala ahy."

03/07/2021

Miaina ao anaty fiaianana feno rotoroto isika izao

1)manàna fiaiam-bavaka 🙏 : aiza ho aiza ny fifandraisanao amin'Andriamanitra? Mino ve ianao,fa mahery sy matanjaka nanmanana ny ampy ka tsy ilaina intsony izany?

2)mazotoa mandinika ny tenin'Andriamanitra 📖 : io ihany no afaka hampahery antsika ao anatin'ny fotoan-tsaraotra. Io irery ihany koa no afaka hampionona antsika sy hampiomana antsika hiatrika ny zavatra rehetra izay mitranga sy mbola hitranga eto amin'ity tanyity.

30/06/2021

Efa nanao zavatra ho anao ve i Kristy??
Efa nozarainao tamin'ny hafa ve izany mba hampaherezana ary ireny??
Mila mizara isika
Aza tia tena.

Website