Fy Tyah Beauté

Fy Tyah Beauté

blog personnel

31/03/2024

Mirary p***a sambatra ho an'ny Kristianina rehetra mpanaraka ny pejy 😘😘

Photos from Fy Tyah Beauté's post 20/03/2024

💅Atelier de formation onglerie 💅
💅Modulaire et perfectionnement💅
Ity formation ity dia natao ho an'ireo:
👉Izay te hanomboka ny onglerie ka hianatra izany tsikelikely par étape na par module.
👉Izay efa nianatra fa misy technique tsy mbola voafehy mitsy ka tiana hamafisina sy Mila ny technique fanaovana izany.
✔️Sarany mirary no hanaovana izany
Ireto avy ary ny module anatiny sy ny prix ny avy :
_Soin manucure (combiné, russe, express), Soin Pedicure 20000ar
_Pose capsule classique (faux ongle) avec des modèles nail'art, dessin, déco 15000ar
_Pose extension gel sur demi capsule 20000ar
_Pose extension gel sur chablon 30000ar
_Polygel 30000ar
_Gainage 20000ar
_Nail'art, déco 15000ar
_Manipulation ponceuse électrique 20000ar
‼️Mazava ho azy fanampiny amin'ny tsirairay ny technique pose vernis (classique, semi permanent)
👉Ny tanjona dia ny ahafehezanao ny tsirairay avy sady fanamafisana tsara azy. Tsy misaraka ra tsy mahay ianao
👉Ny formation complete kosa misy foana ny une journée sy ny 5jours
Lieu Analamahitsy

Photos from Fy Tyah Beauté's post 19/03/2024

🎀Formation Tresse🎀
⚠️Anisany maro mpitady amin'izao ndray ny resaka randrana aminy endriny maro 😍
⚠️Maniry ny hahafehy izany ve ianao?
‼️Araraoty ary fa afaka mampianatra anao ireo karazany la mode amin'izao izahay😍.
Misy formation une journée de misy 5jours hatrany an 🥰
👉Tongava mp ary misoratra anarana ra hianatra izany ianao
‼️Anisany ilaina ihany koa izy tissage ka afaka apiarahana ny mianatra izany 🥰

Photos from Fy Tyah Beauté's post 10/03/2024

💅Formation onglerie 💅

💯Te ho lasa prothésiste ongulaire matihanina ve ianao?
✔️Maniry ny hanokatra ho anao manokana na koa iasa amin'ny salon?
✔️Débutants na te hanamafy fahaizana ?
✔️Mitady ny Mpampianatra azo antoka sy efa za draharaha, manaramaso sy Tena mizara?
👉Aza mitady lavitra fa vonona ny anampy sy ampianatra anao zahay ahatratraranao ny tanjonao.
✔️Efa maro ireo nanokatra ho azy manokana sy efa miasa ireo nianatra tato aminay.
Ireto avy no ianarana amin'izany :
💅Les produits, matériels indispensables
💅Soin manucure express, Manucure combiné, pédicure)
💅Pose vernis (classique, semi_permanent)
💅Pose capsule classique (faux ongles)
💅Pose extension et rallongement en gel (sur demi capsule, sur chablon)
💅Pose capsule gel x (pose américaine)
💅Gainage
💅Nail'art, déco, dessin (baby boomer,baby color, dégradé, French, paillette, effet sirène, effet mirroir, strass, cat eyes, strass, feuilles...)
💅Les différentes techniques de dépose.
Formation 💯 assuré.
✔️Misy une journée ho an'ireo tsy de manana fotoana ary misy 5jours ihany koa izay approfondie kokoa.
Date :03 - 05 avril dia misafidy andro1 ianao
✔️Afaka manome attestation agréé par l'état izahay
Lieu: Analamahitsy
Mampianatra à domicile ihany koa izahay
Mp ny fisoratana anarana.

02/03/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Haingo Raherinoro, Andro Reine Ima, Ranorosoa Adeline, Titie Andria, Justine Odilia, Myar'ss Rv Noumënjãnãhãry, Johanah Lyh, Fenomanana Anjatina, Elį Anę, Mialitiana Malala Aicha, Tiavina Randria, Juliannah RD, Alycia Naylah, Cyn Thia, Razafindrasoa Haingotiana, Erica Balbine

Photos from Fy Tyah Beauté's post 29/02/2024

💅Formation onglerie gratuite 💅

👉Ho fanampiana ireo Maniry ny hianatra onglerie efa ela nefa tsy ampy budget.
✔️Izahay dia manolotra formation gratuite izay tsy misy sarampianarana fa vidiny produit ampiasaina aminy formation ihany no aloanao izay 10000ar monja.
✔️Formation tsy misy fiverenany intsony io fa amin'ireo date ireo ihany ka Araraoty fa aiza ndray no ahita toy izany.
Date 6/8/9 mars dia misafidy andro1 ianao.
Ireto avy no ianarana :
*Preparation
*Pose capsule classique (faux ongle)
*Pose vernis (technique)
*nail'art (baby boomer, French, paillette, effet marbre, déco feuille d'or, strass, dessin (hanaraka modèle tsika)
Lieu Analamahitsy
👉Natao ho an'ny débutants sy te hanamafy fahaizana ihany koa
Réservation obligatoire, place très limité.

24/02/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tiavina Randri, Maman'i Harena, Hanitrï Ny Ala, An Jara, Miaro Tiana, Louisah Redira, Rina Thy, Finaritra Ratohinindrina, Fitiavana Sandrah, Ny Aina Fitia

Photos from Fy Tyah Beauté's post 22/02/2024

✨Gagnante de la semaine ✨
🎆Arabaina ndray Miaro Tiana izy no nahazo ny point ambony indrindra t@semaine teo.
👉Ireto ny cadeau azony :
🍀Portefeuille doré
🍀Palette fard à paupière pailleté
✔️Miala tsiny indrindra fa Tara vo nivoka ny valiny fa somary sahirana kely noho ny asa sy adidy maro samihafa.
✔️Hatreo aloha ny lalaotsika fa mbola hisy lalao vaovao ndray aorina kely fa araho tsy tapaka ny pejy
✔️Mankasitraka anareo rehetra zay nandray anjara nilalao 😘

Photos from Fy Tyah Beauté's post 12/02/2024

Atelier de formation onglerie 💅, make up 💄, coiffure 💇‍♀️, esthétique 💆‍♀️ extension cils.
Te ho lasa matihanina aminy tontolon'ny fahamanjana ve ianao? Débutant na ko te hanamafy fahaizana? Ny ho Tonga aminy zay fanirinao zay mitsy no Tena tanjonay.
Izahay dia manolotra.
💅Ateliers onglerie :
Date 29 mars
Ianarana amin'izany ny soin manucure, pedicure, pose faux ongle, pose vernis, pose extension gel sur capsule, sur chablon, gainage, pose américaine, nail'art, dessin, déco, dépose, manipulations ponceuse,produit.
💄Ateliers make up : ianaranao ny momba ny make up rehetra de À à Z, produit, étape, teint, traçage, karazana make up...
✔️Misy formation une journée ary Mitohy hatrany ihany koa ny promotion formation 5jours onglerie sy make up.
💇‍♀️Formation coiffure
💆‍♀️Soin du visage, épilation
👁️Extension cils.
Ireo rehetra ireo afaka ianarana miaraka aminy sarany mora ihany koa.
Mampanao formation à domicile ihany koa izahay
Manasa anao iditra mp ary raha Mila fanazavana fanampiny na isoratra anarana.

Photos from Fy Tyah Beauté's post 12/02/2024

🎆✨Gagnante de la semaine ✨🎆

👉Arabaina Aïcha Ainah nahatratra ny point ambony indrindra t@semaine teo iny.
👉Ireo ny loka azony
✔️Portefeuille
✔️Pack Pinceau
✔️Palette fard à paupière
Mitohy hatrany ny lalaotsika an.
Mankasitraka hatrany anareo rehetra 😘

Photos from Fy Tyah Beauté's post 09/02/2024

✔️Salon na olon tsotra te hampiasa fer authentique nefa aminy sarany mora?
✔️Na mitady cadeau saint valentin atolotra ho an'ny olontinao ve ianao?
👉Fer à lisser professionnel Re*****on pearl
🌡️235°C ny température
Tsy manimba volo
✔️Résultats tena top 💯
⚠️Mandalo ihany ny mora fa aza Tara an 😉
Manao livraison zahay
Contact 0345810566

05/02/2024

❌⚠️⚠️📢Filazana ⚠️⚠️❌

✔️Hivoaka tsy ho ela ny tarif vaovao ho an'ny formation zay noho ny fiakarany vidim piainana izay efa haitsika rehetra dia hisy fiakarany kely ihany koa ny tarif ho an'ny formation.
✔️Noho izany Araraoty lo izy dieny mbola promotion be zao fa tena opportunité be ho anareo io satria dia Tena mora be io nefa zahay dia miezaka manome hatrany ny tsara indrindra ho anareo
✔️Miezaka ihany ko izahay manome qualité ny service mba ho tsara lavitra mihoatrany sarany zay hatolotra anareo, satria Tianay be foana ianareo 😘
Mankasitraka hatrany tompoko dia ho mamy hatrany no hifampizarantsika eto 😘🙏

Photos from Fy Tyah Beauté's post 05/02/2024

Félicitations Larissa👏👏
Izy no nahazo point ambony indrindra t@herinandro iny 🥰
🙏Ireo ny cadeau azony,
👉Pack make up 😍😍 :
🍀Mini palette fard à paupière
🍀Pack pinceau
🍀Fond de teint fit me medium
🍀Blender
🍀Rouge à lèvres n**e
🍀Crayon marron
🍀Mascara Lakmé
👉Mitohy hatrany ny lalaotsika, surprise hatrany ny loka miandry antsika ho aminy herinandro. Produit na matériel na Prestation no ho azon'izay mahazo point ambony indrindra aminy heriny 😍.
Mankasitraka hatrany anareo zay mandray anjara.

Photos from Fy Tyah Beauté's post 01/02/2024

Formation onglerie💅 et make up💄

✔️Maniry ny ho lasa matihanina aminy onglerie sy make up ve ianao?
✔️Promotion be tsy misy toy ity intsony, na une journée na 5 jours
✔️Formation professionnelle complète no omena anao mandritra ny 5jours ahatonga anao ho matihanina sy ahafahana miasa avy hatrany.
Ireto avy no ianarana :
💅Onglerie : soin manucure, pedicure, pose faux ongle, pose vernis permanent, pose extension gel sur capsule, sur chablon, pose américaine, gainage, nail'art tendance, déco, dessin, dépose.
💄Make up : préparation, diagnostic, choix des produits, étape de À à Z, make up simple, make up événementiel, bridal, soirée, technique et astuces.
✔️Mpampianatra efa za draharaha no mandray anao,ary Tena manoro tanteraka ny technique rehetra, na efa vita formation ary mbola afaka manontany foana.
Misy formation 1jours ihany koa mbola promotion hatrany.
💅 Onglerie 30000 ar💄make up 20000ar.
Ary ny 5jours 100000ar
Aza Tara misoratra anarana ary fa voafetra ny ho raisina ary farany février zao ny farany promotion.

Photos from Fy Tyah Beauté's post 30/01/2024

💅Formation onglerie💅

Promotion be alohany ivoahany prix vaovao
✔️Ho anao te ho lasa prothésiste ongulaire professionnel na débutant na te hanamafy traikefa
Date : 29 février /01 mars
👉Izahay dia manolotra formation complète amin'ny sarany mirary nefa azo antoka tsara ny fahaizanao.
Mpampianatra za draharaha no mandray anao, sady voaramaso tsara.
Tombony ho anao na vita ary ny formation Dia misy fona ny suivi en ligne:
Ireto avy no ianarana :
Soin manucure, pedicure
Pose faux ongle
Pose Vernis (classique, permanent)
Pose extension gel (sur capsule, sur chablon)
Pose américaine
Nail'art, déco, dessin
Dépose
Manipulation ponceuse électrique
Izahay no miantoka ny fitaovana rehetra
Sarany 30000ar monja une journée, misy ihany koa ny formation 5jours.
Lieu Analamahitsy
Manao à domicile ihany koa izahay.
Afaka misoratra ianao

Photos from Fy Tyah Beauté's post 29/01/2024

💅Promotion onglerie 💅

✔️Promotion be rahampitso Analakely no handraisana anareo :
👉Soin Manucure avec pose vernis permanent 10000ar
👉Pose faux ongle avec vernis permanent modèle ze tianao 10000ar
👉Gainage na pose américaine 20000ar
Mp ary na afaka miatso ny 0345810566

29/01/2024

Arabaina Rova Andrian izy no mpandresy tsika ny semaine iny🎁🎊
✔️Ny loka azony misafidy Prestation na brushing na pose faux ongle avec vernis permanent avec déco na make up 🎁
👉Mitohy hatrany lalaotsika.
👉Produit ndray no loka azon'izay maharesy 😉
✔️Surprise io a nefa tsara be ihany koa😘
Mankasitraka hatrany de bonne chance daoly 😘🎁

24/01/2024

Liquidation sac à main tena alefa Mora be.
NOetina avy any Dubai
Ity irery sisa no disponible dia alefa mora Tena hoe vente à perte
Contact 0345810566

22/01/2024

❌Jeu de point ❌
🌺Ilalao ndray tsika manomboka anio de mizara loka ho anareo isaky ny herinandro izahay 🥰
🌺Hanomboana azy lo de ometsika loka avy hatrany I Oly volatiana afaka miditra mp ianao 😊
🌺Mazotoa milalao sy mizara dia mahazo point ambony ianao.
🌺Mahazo Prestation na formation izay mahazo, mety ho produit ihany koa fa alefa tsika eto ihany, 😊
NDAO ary de bonne chance daoly 😘

15/01/2024

Mirary herinandro vaovao feno Fifaliana ho antsika mpanaraka ny pejy rehetra 😘🥰
✔️Mitohy hatrany ny asa na ny atelier, formation, na Prestation ihany koa 😘
Contact 0345810566

Photos from Fy Tyah Beauté's post 11/01/2024

Santionany asa vitan'ireo mpianatra hatrany 😍😍
Débutante ny akamaroany nefa de mahavita toy izao.
👉Raisinay ampitiavana foana ianao na débutant(e) na te hanamafy fahaizana
👉Vonona hatrany izahay ny hizara fahaizana ho anareo
Na vita formation ary mbola afaka mametraka fanontaniana sy mandefa ny asa hatrany ny mpianatra, Vonona ny hamaly sy hanitsy hatrany zahay😍
💯Tsy misy miala maina zany miaraka aminay.

Photos from Fy Tyah Beauté's post 09/01/2024

💅Pose capsule américaine 💅
Simple mais classe 😍😍
🌺Vernis blanc laiteux avec effet Chrome reflet jaune 😍
Mitohy foana promotion pose américaine
❌Tsy manimba hoho nefa mafy tsara.
Base, capsule, fixateur certifié Europe hatrany no ampiasainay

Photos from Fy Tyah Beauté's post 04/01/2024

Ilay hoho nao tsy mety lava iny sy tsy mety Maniry iny
✔️Hoento makaty aminay fa karakaraina ho lasa mamy kely toy izao 😍
🌺Pose américaine tsy manimba hoho nefa effet naturelle be mitsy🥰
Prix promotion be😍
🌺Vonona ny handray anao hatrany izahay na à domicile na manantona aty ihany koa
Contact 0345810566

01/01/2024

Izahay ekipa eto amin'ny Fy Tyah Beauté dia faly miarahaba anareo rehetra nahatratra ny taona 2024 ity 😘
🌺Faly izahay afaka nizara traikefa taminareo nandritra ny taona 2023 iny ary mbola mampanantena ny hanome ny tsara indrindra hatrany indray amin'ity taona ity
🌺Iezaka ny hivoatra sy Hanatsara hatrany ihany koa mba ho Fanomezana fahafampo ho anareo 😘
🌺Mankasitraka ny t@fanohanana rehetra avy aminareo 😘
🌺Ho taona feno Fifaliana sy Fitahiana ho antsika anie ity taona vaovao ity ary indrindra ho feno fahombiazana ary Homba n'ilay nahary izao tontolo izao 🙏
Bisous mifotafo be ho anareo rehetra 😘😘😘

Photos from Fy Tyah Beauté's post 26/12/2023

💅Ateliers de formation onglerie, make up, extension cils.
👉Antsirabe - Antananarivo
Date Tana : Antsirabe :09 hatraminy 13 janvier
Tana : 16 hatraminy 20 janvier

Maro no mampianatra fa vitsy no azo antoka.
✔️Ho anao te ho lasa matihanina aminy tontolon'ny onglerie, make up, extension cils.
Izahay dia Vonona ny hizara fahalalana tanteraka ho anareo aminy sarany mora.
✔️Araraoty fa promotion be no atolotray ho anareo
💅Onglerie :soin manucure, pedicure, pose faux ongle, pose vernis permanent, pose extension gel, gainage, pose américaine, nail'art, déco, dessin, dépose.
💋Make up : preparation, produit, étape de À à Z, astuces, technique.
👁️Extension cils.
Misy une journée dia misy 5 jours ihany koa ny formation.
Aza Tara misoratra anarana ary.
Lieu Tana : Analakely
Antsirabe : plaque académie

Photos from Fy Tyah Beauté's post 17/12/2023

Atelier, formation et prestation

💅Onglerie, make up, coiffure, esthétique 💅

Tongava fa miandry anareo ao zahay ny 20 hatraminy 23 décembre
👉Manao prestation de beauté rehetra zay sady prix promotion hatrany :
💅Onglerie :
✔️Manucure avec pose vernis 10000ar
✔️Pose vernis permanent 7000ar
✔️Pedicure avec pose vernis 20000ar
✔️Pose américaine 20000ar
✔️Gainage, extension gel, depose
💇‍♀️Coiffure : brushing avec finition lisse, wavy, boucle, coloration, coupe, chignon
💋Make up

Mitohy hatrany kosa ny atelier
💅Onglerie : soin manucure, pedicure, pose faux ongle, pose vernis permanent, pose extension gel sur capsule, sur chablon, gainage, pose américaine, manipulation ponceuse électrique, nail'art, dessin, déco, dépose.
💋Make up : demi soin, produit, étape de À à Z.
Atoro anao avokoa ny technique rehetra.
Afaka miditra mp ary ianao manao réservation.

Photos from Fy Tyah Beauté's post 14/12/2023

Na une journée na 5 jours na un mois na un an no mianatra.
👉Rehefa tianao dia hainao foana io, ny Mpampianatra koa miezaka mizara ho anao hatrany.
Nianatra 1 andro monja izy, zao no asa vitany😍.
Efa miasa any Manakara any izy zao😉.
Ary ianao ? Rovina ihany no ho tapak'hevitra?
Zay fotoana nisalasalana zay ne efa tokony misy vokany otrizay e.
Aza adino fotoanatsika ho an'ny onglerie Analakely zao an.
Akoatrizay misy foana Analamahitsy.

Photos from Fy Tyah Beauté's post 11/12/2023

💅Formation onglerie 💅

Maniry ny ahafehy sy ho matihanina aminy tontolon'ny onglerie ve ianao?
Mitady ny fianarana sy Mpampianatra azo antoka sy efa za draharaha?

Natao ho anao indrindra ity formation atolotray ity ny 29/30/31 janvier ity
Ireto avy no ianarana amin'izany :
*soin manucure, pedicure
*Pose capsule (faux ongle)
*Pose extension gel sur chablon, sur capsule.
*Gainage
*Pose américaine
*Manipulation ponceuse
*nail'art, déco, dessin
*Dépose
👉Araraoty ihany ko ho anareo efa te hianatra efa ela saingy lavitra fa efa natao centre ville izy ty.
Lieu : Analakely Ambodifilao David Shop 1èr étage
Fandrio dieny zao ary ny place nao fa voafetra ihany ny raisina amin'io.

Photos from Fy Tyah Beauté's post 10/12/2023

Ireo ianareo 5 nahazo ny loka
Arabaina hatrany ianareo
Afaka miditra mp
🙏Mankasitraka hatrany anareo nandray anjara ihany koa 😘

10/12/2023

Tena miala tsiny zareo tsy tafiditra direct mitsy fa ratsy ny réseau kanefa efa nampanatena anareo hoe anio hariva ny Fisarihana ka dia natao ihany.
🙏Mankasitraka anareo rehetra nandray anjara
👉Arabaina ho an'ireo 5 nahazo loka ary ho anareo tsy nahazo kosa aza malahelo fa mbola hisy fona ny lalao ho ataotsika ka araho tsy tapaka ny page😘
❌Marihana hatrany fa tena tsy misy fiangarana ny Fisarihana.

Videos (show all)

Tena miala tsiny zareo tsy tafiditra direct mitsy fa ratsy ny réseau kanefa efa nampanatena anareo hoe anio hariva ny Fi...
Salama naveriko eto ilay valiny lalao, mankasitraka ireo Zay nilalao sy nandray anjara rehetra,ho anireo Zay tsy nahazo,...

Website