Ramos.28

Ramos.28

" j' suis fière d'être perdent "

04/03/2024

Ramos.28 _ Aleo alone
Merci zalah 😔🤘

03/03/2024

...👾!!
Andry Andraina⚡✨
Visité ☝️

02/03/2024

Zah tsy andatra fa kosa mino hoe ny Karma mangidy 🤘🖤

29/02/2024

🔥

28/02/2024

Nouveau morceau 💗
Intitulé :Alone 😔
Choeur : Niaina Larii & Miranda Andria
Version complet sur mon premier EP qui est en marche

28/02/2024

Dada oh 😔?
Mba miverena 😭👏

25/02/2024

Repost_

Photos from Ramos.28's post 24/02/2024

Rash joyeux anniversaire à toi grand frère 🥳🥳

Mitombo laza sy fahasalamana 🥺🎤🎤

23/02/2024

Bavy oh 😔❤
Aza andrasana rovitra ny fo vao hiala
fa vao hita hoe androfitra dia ialao
ny olona tsy hirahara izay ferinao
fa ianao no Mila mijery ny tenanao
rehefa impito nandefitra dia aza asiana fanimbalony itsony ,

fa rovito ny pejy ,na tsy foy aza dia
avalony ....
aza miandry ranomaso ritra bavy
izay vao hiala ,
fa matoa izy mbola mifitra ,dia izay ilay hoe tsy anjara fa marary ❤❤😔

Photos from Ramos.28's post 22/02/2024

🥱🥱

22/02/2024

"Life eny ghetto tsy masakana anah hanompo an'i Andriamanitra " 🙏

Baden Powell✍🏻
🎉🎉

21/02/2024

Not song bad 🎶

20/02/2024

Ramos.28 FT ?????

Photos from Ramos.28's post 19/02/2024

Harovako foko mba tsy ho atao sipa fako ✨💔

18/02/2024

Ito vidéo Lyrics ilay thank you 🥺❤️

17/02/2024

L'homme Araignee🕸🕷
( Tonga izy hanavotra fonao 🤭❤️ )

Photos from Ramos.28's post 16/02/2024

Bonsoir 🥺
Iza tinareo alefa voalohany ❤️🥺

16/02/2024

Notaperiny ny ainy mba tiako ho fantatro ny antony😭🕊️

Reposé en paix zinnissa nysha🥺🕊️😭

14/02/2024

Tadidiko hoe izy akama sy ilay niaraka niady tena foana

(Omeo anarana Ty studio ty 😅aloha)

11/02/2024

Ito ary cadeau amin'ny saint Valentin ❤
( Mixte : Kah yll skart Mada )

10/02/2024

Ramos.28 : Bavy ❤
Ianao rehefa hitan'ny olona hoe mora mitia be loatra dia araraotiny foana.😭
Donc lanjalanjao kely ilay sentiment anao fa otrany hoe mamono tena izany fotsiny.😬
Dia rehefa mitia olona izany dia aza atao an-tsaina foana ilay hoe anjarako io fa ataovy hoe io aloha izao no misy dia aleo hiarahana fa raha tsy anjara io dia lesona.😩

Dia misia amin’izay ianao mokon-doha fa izany vehivavy izany natao andry hiankinana izany🤗
Tsy nareo mihitsy no very rehefa tsisy bandy fa ny bandy no very raha tsisy anareo🫠
Donc esory ao an-tsaina ny hoe mijaly foana aho dia aleo hiaritra fa tiako izy😓
Fa mba manaova indray hoe aleo hialako ianao fa otrany mandreraka ahy ny zavatra ataonao.😥

Tadidio fa raha tena tia anao ny olona iray de mahita ny sacrifice rehetra nataonao hatramin’izay ary na manao hadisoana kely fotsiny aza izy dia mifona mafy aminao mihitsy satria tsy tiany haratra enao satria aminy ianao hafa mihitsy. ❤️❤️‍🔥

Dia vehivavy ianao ah🙏🏽
Aza mitomany fitia be izany intsony🥹
Averiko ihany ny hoe tsy nareo no very rehefa tsisy bandy fa ny bandy no very raha tsisy anareo satria nareo sy ny hasambarana iray ihany.😊
Dia aoka izay ny sorisory sy tomany dia manaova manja kely foana

Sarobidy Rinah❤

09/02/2024

Sarotra ny mitia 💔
Ramos.28 : Lasa izy 😭💔
Chœur : Tania Randrasana ❤

03/02/2024

What gonna do bro 🎵✍

25/01/2024

Ye otrany RNDR. ah Zay mahatafita anah ihany niarahako
Avec Louckim Flwlsgng 🎵✌

19/01/2024

Tekass on s'y fait
J'veux pas passer pour le petit mec qui a souffert
J'fais gaffe aux tentations d'amour-opiacé
Zéro peine de cœur, j'suis que dans mes affaires 🎵✍

17/01/2024

Tsisy tena street tamin'iny zah mbola niady ka toa dia adinoy ilay ho tafaray 👐
https://www.facebook.com/100093631090578/posts/244261012038267/?app=fbl

Videos (show all)

Nouveau morceau 💗Intitulé :Alone 😔Choeur : Niaina Larii & Miranda Andria Version complet sur mon premier EP qui est en m...
Bavy oh 😔❤Aza andrasana rovitra ny fo vao hiala   fa vao hita hoe androfitra dia ialao ny olona tsy hirahara izay ferina...
Ito vidéo Lyrics ilay thank you 🥺❤️
Notaperiny ny ainy mba tiako ho fantatro ny antony😭🕊️Reposé en paix zinnissa nysha🥺🕊️😭
Ito ary cadeau amin'ny  saint Valentin ❤( Mixte : Kah yll skart Mada )
Sarotra ny mitia 💔Ramos.28 : Lasa izy 😭💔Chœur : Tania Randrasana ❤
Ramos.28 : Mahatoky ❤ ( désolée pour le défaut de graphisme )Amin'ny 14 février io mivaoko ( mbola mandray sary )Zay nan...
Ramos.28 _ thank you 💔💔
For Tahiana Andriamanantena 💔T'aimer bcp se chansons que j'écris 😔  Au-revoir tchong et rendez-vous la haût 😔
Reposé en paix Tahiana Andriamanantena  ( thong)Ramos.28_ thank you 💔
ExtraitArtiste :Ramos.28Titre :AloneCollaboration avec:Raelle Arn&Niaina Larii&Lyh LouDirect by: Snart SzAbonneo🫱🏻‍🫲🏽
Extrait Ramos.28 : Alone

Website