Aigle de fer Ampasika

Aigle de fer Ampasika

Salles fitness et sport ampasika

13/12/2022

idole

12/12/2022

πŸ‘ŠπŸ‘mafy lery

01/12/2022

mafy reto

29/11/2022

Misaotra antsika rehetra nanohana ny antso sy tonga mavitrika tamin'ny fanatanterahana ny andihan'ny fah4 ny Team building ,tsy mora ny manao zavatra ,mifona tamin'ny adidy tsy hefa na koa n fikarakarana tsy tonga lafatra ,oan Andriamanitra irery ny voninahitra ,mbol mitohy hatrany ny tolona sy ny hezaka ,hezaka manarak de ny fanatsarana ny anatin sy ivelan Salle,aza adino ny miditra mpikambana ,sary tapaka roa ,misorata anarana ,ny hadidy iasambolana araka ny efa notapahatsika fa 1000ar ,hoav ny daty izay anavatsika ny fifidianana ny birao

29/11/2022

Mande milamina ny evolution ao an😊πŸ’ͺπŸ’ͺ

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 29/11/2022

Ao tsara daholo eu

15/11/2022
Photos from Aigle de fer Ampasika's post 15/11/2022

Iverina ijoro ty bandy ity πŸ’ͺπŸ’ͺ,izy no Radadatoa hoanlay mpikambana vaovao mbola tsy mafantatra azy

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 15/11/2022

Mizotra hatrany makany amin'ny fahombiazana πŸ˜ŠπŸ˜€

15/11/2022

Mifampilazah isika mipanamana mpikambana mba hoavy hivory amn alahady hoavy iazao manomboka amn 11 ara tsy diso ,mba ahafahatsika mandamina faraparany ny momba ny sortie izay efa neketsika fa hatao amn'ny 27 novambra hoavy izao ,marihina fa io sisa ny fivoriana farany sy aniditsika tanteraka ny fisoratana anarana ,afak atao ny mamandrika toerana dieny izao mandoa avence 5000ar mb marika fa vonona ianao tompoka ,misaotra indrindra

14/11/2022

Tokony hivory isika amn alahady hoavy iazao mba andaminana faraparany ny momba ny sortie atsika amn le 27 azafad indrindra

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 13/11/2022

Hafa iany ny tsara fihomanana zalahy ,alefao n kotrana fa mbol manana 2semaine lisany πŸ’ͺπŸ’ͺπŸ’ͺπŸ˜€πŸ˜€πŸ˜,tsis miala an 😊😊

12/11/2022

Mon idole "jonah lomu"πŸ’ͺ

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 11/11/2022

Hezaka sy fiharetana ,ny hatrarana ny tanjona

11/11/2022

Alefaso foana lo na hoan na tsy hoany 😊πŸ’ͺπŸ’ͺ

11/11/2022

aza manamaivanaπŸ˜πŸ˜‚πŸ‘Š

09/11/2022

jamais trop tard😳

06/11/2022

Aza adino ny manao flexion devant😊

05/11/2022

Aaaonahh

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 05/11/2022

Grand be isany πŸ˜‡

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 05/11/2022

Reto ny motivatioako zoky be

05/11/2022

binΓ΄meβœŠπŸ‘ŠπŸ¦Ώ

05/11/2022

Massif et secπŸ’ͺπŸ™

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 05/11/2022

Refa vita kotrana de mba maka sary iany zalah ,misy tantarainy amin'ny zafy

05/11/2022

zany ra dadatoa aminyπŸ˜πŸ‘

Photos from Aigle de fer Ampasika's post 05/11/2022
05/11/2022

Mafy reto zandry kely reto,apiseo ny evolution azon izy amn le 27 ,mis surprise be

Website