Madagascar Natural

Madagascar Natural

Natural médicine to help you to stay in good health. Fanafody voajanahary manampy anao amin'ny fita

22/09/2022

GERMANIUM COLLOIDAL na koa VITAMINE O
Ny tongologasy ,ny vahona ,ny tamotamo mena (ilay avy any inde),ary ny champignon sh*také (fampiasan-dry zareo sinoa) dia misy singa iraisana antsoina hoe GERMANIUM
Oligoélément métalloïde izy io (miendrika na koa hoe fianakaviana metaly toy ny zinc ,magnesium sns)
Ny tena anjara asany (germanium)dia mitondra oxygène ho an ny sela rehetra .Rehefa ampy oxygène ny sela dia mora velona sy mahazo aina (mitana anao ho tanora lalandava iny )

Ny tsy fahampiana oxygène amin'ny sela(hypoxie) no fototry ny ankamaroan'ireo aretina sarotra tsaboina toy ny: cancer ny taova maro samy hafa ,(prostate,nono,vozon ny tranonjaza,vavony,snss..)
miteraka aretintsaina ihany koa(psychose dépressive, schizophrénie ) tandremo ah fa mahalasa adaladala ireny .
Ny nerfs sy lalandra (névralgies, paralysie facial , arteriosclerose snss)

Ny olana anefa dia ity . Mila mihinana vahona bediabe na tongolo gasy betsaka vao mety ho ampy hitsaboana .

Izany indrindra no nahatonga ny laboratoire MADANAT hamokatra ny atao hoe GERMANIUM COLLOIDAL.

👉Germanium colloïdal =oxygène qu'on peut manger👈

Fatra sy fihinanana azy
(hajaina tsara ) ankizy 2 -8 taona ray saorony isa maraina 20min mialoha ny sakafo

8-12 taona iraysarony maraina sy hariva 20min alohan ny sakafo

Olon-dehibe 1sarony maraina atoandro hariva 20min mialoha ny sakafo

Mety amin ny diabetique ,tensionnaire,bevohoka ,mampinono

***Ny marary(voa) reins dia toromarika avy aminay mpamokatra ihany (matetika vita bilan teto aminay vao mety ) tsy mankarary voa ny germanium raha voahaja ny toromarika (ny zavatra mihotra rehetra mankarary )
ohatra tsotra ity . tsy ny tsaramaso no mankarary vavony , fa ny olona marary vavony tsy mahazaka tsaramaso . toa izay koa .tsy mankarary voa ny germanium fa mila manaja fatra
NB:ampiarahina amin'ny MMS izy rehefa cancer ,azo ampiarahina amin'ny fanafodin'ny dokotera

TSY ODY FATY FA FITSABOANA

Photos from Madagascar Natural's post 10/09/2022
Photos from Madagascar Natural's post 10/09/2022

Toxoplasmose,Cysticercose,Bilharziose,

cuivre colloidal +MMS no fampiasana eto amin ny MadaNat

tena tsara raha olona manana valina analyse no manao traitement .rehefa avy manao traitement dia miverina manao analyse indray

indraindray izahay mampiasa argent colloidal raha efa namela takaitra ilay parasite

MMS +ZINC kosa ho an ireo manana olana amin'ny resaka prostate

MMS+ argent colloidal natao ho ampiasaina amin'ireny aretina maro sarotsarotra sitranina ireny(fièvre thyphoide, tazo vony, sinusite, ...... indrindra ny MST)

Mandray ny tsy salama rehetra cabinet MADANAT.(ny ernie ihany no tsy raisinay hatreto )misokatra isan andro( alahady ary fa sur rende-vous .Sarobidy ny fahasalamanao,sady natao hitsnjovana ireo miasa foana koa )

Saram-pizahana 20mil ariary (bilan complet mba ahafahana mijery ny tena tsy maha salama , tsy voatery hividy fanafody fa ny tanjonay dia mba fanatrao izay manjoa anao ,ny tokony ho ataonao ,ny sakafo sy fomba tokon ho ataonao sy tsia )

aza misalasala mametra fanontaniana 034 21 757 72, 034 83 266 09
Toerana ahitana anay :Ivato Mandrosoa , Ankerana Ankadindramamy

misy produits naturel (complements alimentaires)maro ato aminay ,zinc,magnesium,silicium,sélénium,calcium,vitamine c pure ,vitamine E,D,A, acides aminés complet , mety ary tena tsara hoa an'ny olona diabetique na ireo manana olana eo amin'ny tosi-dra

sokafy ny sary .ao amin ny commentaire misy prix sy mombamomba

Photos from Madagascar Natural's post 02/09/2022

Miarahaba oh .
ARGENT COLLOIDAL sy MAGNESIUM :
natao ho ampiasaina amin ireto olana ara-pahasalaman ireto

*TSY MAHITA TORY .rarintsaiana ,harerahana be loatra ,ireo tena tsy mampahita tory ankoatra ny fahalatsahan ny calcium (manampy anao hitana calcium ihany koa ny magnesium)
MARARY FO (tsy gros coeur ah ,resaka hafa iny,)misy palpitation matetika
mora torana
taitaitra (tsy mahay miampita arabe ary indraindray) mora mitomany (tsy be koretaka re ireny olona ireny fa mety tsy magnesium izy ah ),volivoly na mivontovonto rehefa malahelo na tezitra

*VATANA MANARY CALCIUM BE LOATRA
manomboka 28ans no miakatra dia manary calcium be ny vatana .misy anefa ireo tena lasa aloha loatra zo ampiana mba tsy ho lasa spasmophilie

TROUBLE HORMONAL
fadimbolana maharary na mandeha tsy aradalana ,kyste organique , nono mahararirary, (tsy mamerina règle tsy tonga noho ny firaisana izahay) lasa be mony ny tarehy (sady misotro rano betsaka anh)

FAROFY (IMMUNO DEFAILLANT)
hery fiarovana ambany
,mora marary ,na reraka avy narary

ASTHME CARDIAQUE
lasa mikohoka be sy sempotra rehefa avy tezitra na malahelo ,raha isan andro ndray no manao an io tokon miampy zavatra hafa

# # traitement fa tsy calmant .

magnesium colloidal 25mil ariary
argent colloidal 25mil ariary
(livraison gratuit tana raha maka izy roa miaraka

Mandray ny tsy salama isan andro ny cabinet MADANAT , toerana ahitana anay IVATO MANDROSOA syANKERANA ANKADINDRAMAMY
mirary fahasalamana ho antsika rehetra .

Photos from Madagascar Natural's post 29/08/2022

ZINC COLLOIDAL
*Reraka lava ( efa toy izay mihitsy na avy narary.kelikely aina foana)
*Toe-batana (asthmatique na allérgique vokatry ny hery fiarovana marefo )
* Olan ny taovampananahana (fahalainana miray ,impuissance ,éjaculation précoce sns)
*tsiry mpanentana mikorontana(trouble hormonal miteraka perte samy hafa loko ,hidihidy, fofona ,nono mararirary sns)
*Tazo ,grippe,....
*Aretin ny PROSTATE (mety fahalanian ny zinc anaty vatana no mandreraka ny ozatra ao amin ny prostate ka tsy afaka miasa aradalana ),Raha otrik'aretina kosa dia ampiarahina ny ZINC sy MMS

Centre de soins naturel MADANAT (Madagasikara Natoraly) Mandray ny olona tsy salama mila fitsaboana amin ny akora natoraly ,MASSAGE THERAPEUTIQUE, ACUPUNCTURE

toerana :Mandrosoa ivato ,Ankerana . aza misalasala miantso na misy fanontaniana fa vonona hamaly anao izahay
034 83 266 09

Prix: zinc 25mil ariary
MMS 20MIL ARIARY

mandray marary isan'andro

Website