Blessed
Une page dédiée à une séléction d'articles prêt-à-porter
Lanin'ny ankizy ny laoka 😭
Efa miditra Pro-max isika zao 🙈
Tsy andry izay ahataperany 😂😂😂
De avy eo annn, mitady bon plan
ity zao misy
🎉🎉🎉Vendredi joli 🎉🎉🎉
0️⃣2️⃣ Février ao @ Hôtel Les 12 Collines
Partagez, venez en masse 💯💯💯
"Black week-end, Black Friday"
Andao tsika hanao varoboba 😛
Hanao liquidation ny entana rehetra mbola tsy lafo isika.
Ataoko commentaires ny articles mbola misy miaraka de afaka miady varotra en sous-commentaires nareo. Vitsivitsy ihany sisa fa aza tara, teneno namana
Bon shopping daholo ara 😘
Miarahaba
Noho ny antony ara-pahasalamana dia reporté daholo ny livraison tokony natao 🙏
Miala tsiny indrindra
Ireto no nahazo t@ilay jeu nataontsika, ho an'izay tsy nanaraka ny tirage en direct
•Randriamalala Faniriantsoa
•Olivia RH
•Fanomezantsoa Fabiolla
•Kanto Ny Rina
•Miora Gabrielle
Merci daholo 😚
Tirage jeu
Feno 1000 ny abonnés , merci beaucoup. Ataontsika demain à midi mahery kely ny fisarihana, pause sakafo ny miasa sy mianatra . Bisous daholo 😘
Tapitra ny fandraisana anjara.
Misaotra antsika rehetra 🙏
no betsaka actifs hanaovantsika direct ?
Commenteo eto ara 😍
Bonsoir 👋
Demain à midi no clôturé ny fandraisana anjara jeu o 😍
Efa be dia be ny nandray anjara, merci beaucoup 🙏 mbola afaka mandray anjara faramparany izay vaovao. À bientôt !
Bonjour daholo, noho ny antony manokana(tsy dia nisy visibilité ilay publication, fotoana farany vao hoe handray anjara) dia hotohizana h@herinandro ny fandraisanareo anjara. Izay vao hatao ny tirage.
Mitohy izany ny lalao, mbola tsy tara 😊
Coucou daholo 👋
Ity ilay jeu 🎁 hanala ny stress 🤯 avy nampiditra mpianatra teo iny 😊 sy hiandrasana ny arrivage vaovao 😍 sady hanamarihako ny anniversaire-ko (J-...)
Olona 5 eo no mahazo loka 😍😍
•Ny fandraisana anjara dia manisy (y) ny page
•Partage en mode publique 1 sy partage misy anao iray
•Identification amis 5 eto post ity
@25 Septembre no hataoko en direct ny tirage 😋
Mazotoa milalao ary 💋
Bonsoir daholo 👋
Asiantsika jeux fa elaela tsy nihaona ☺️
🥰🥰 Stay Tuned 🤩🤩
Bottines grises
Pt 36
55000ar
Bottines grises ndray 😍
Demain ny photo réelle
Stay tuned ✌
Coucou daholo 👋
Mbola ataontsika liquidation ihany aloha !ity semaine ity 😍🤑
Dia atao resaka sacs androany 👜👜👜
Sacs de marque avec référence daholo
Kelikely sisa fa izay tonga voalohany no mahazo an 😊
Manao livraison foana Blessed 😇👐🙏
Bon shopping daholo 😋
Bon Dimanche 👋
Extraits articles encore disponibles sur la page Blessed
Toujours à prix abordables (à prix réduits 🤑 liquidation)on vous livre vos commandes 🛍 économisez de votre temps 🧘♀️🧘♂️
Bon Shopping 😊
Boots vrai cuir
Pt 32
25000ar
Lot 4/5ans
Trench marron
Tennis pt 25
30000ar
Sneakers
Pt 36 état 10/10
30000ar
Livraison Tana/Provinces
Bottines pt 37
Marque fersini 😍
Tbe
Mp pour plus de détails
Sac à épaules
Marque ROSETTI avec réf
35000ar
Sac neverfull
Marque STEVE MADDEN avec référence
Friperie Tbe, GM antonona PC 😍
55000ar
Arrivage 🔊🔊🔊🤑
Tsara kely sady vitsivitsy
Aza tara MP 😍
manao livraison à partir 2000ar
Tout à 20.000ar
Blazer enfant 5 ans
Pull cardigan Femme taille SM
Liquidation avant arrivage
Tout à 28000ar, taille SM
Mp pour réserver
Livraison Tana/Province
Arrivage 🔊🔊🔊
Pointure 36
Couleur n**e
30000ar
Manteaux mère&fille
50000ar le lot
Carreaux marron taille S
Marron taille 4/5 ans
Livraison Tana/Province
Bottines cuir
Pt 37
Vide Tbe
30000ar
Veste beige
Taille S/M
30000ar
Livraison Tana/Province