F-Livre

F-Livre

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from F-Livre, Musician/Band, .

Photos from F-Livre's post 02/05/2022

[ BOKY PDF FANAMBOARANA AUTOMOBILE ]

%Natao ho anao maniry ny hafehy ny fikirakirana Fiara

* Variation PDF
* Afaka Vakiana @ Telephone Ordi Tablette
* Vidiny 3500ar monja *

% mampianatra manamboatra FIARA 4t, ahitanao ny panne rehetra mahazo ny FIARA.,.,., de apenarina anao ny manamboatra azy
% Na Mbol tsy mahay mintsy ary enao, de tena mety ho anao ito.,, na koa te hapitombo fahaizana enao, de tena manampy bedebe anao ito
% Ahitanao ny fanamboarana anireto
¶ maty lava le FIARA
¶ sarotra velomina be Rehefa maraina na Rehefa mangatsika
¶ kely aina kely
¶ mandeh tsara iny le Fiara no maty tampoka.,.,., de velomina de tsy mety velona mintsy
¶ mandeh ilay Fiara, de revo accelerena mafimafy de mitambokona mitady ho faty
¶ mandeh lavalava kely de michauffe
¶ sns..........maro......
# De efa ao anatinio boky pdf io dhl ny zavatra tokony ho amboarinao & tokony ho reglenao & ny zavatra tokony ho soloinao
# Tena mahasoa anao io
# Alefako eto @ mp ny boky pdf anao
# De @ téléphone na Ordi na tablette no amakinao azy.
# Tonga de Mandefasa Message any azafady #

02/05/2022

Eee!!! Natao ho indray ity😍
BOKY PDF 📕 "FAMBOLEBA SY FIOMPIANA" .2 000ar monja ny iray. Boky miisa 50 Mahery

•• Afaka alefa par mail na Messenger ny Bokinao. Tongava MP raha anjifa , fa tsy hanenina ianao…

🔴 Fiompiana :
=== Ankoho Fakana Hena(poule de chair)
=== Ankoho Manatody Lava
=== Ankoho Gasy Nohatsaraina
=== Gisa sy Gana
=== Vorona Fakana Aty Matavy(Foie Gras)
=== Tantely
=== Bitro
=== Trondro Antanim-bary sy
=== Ondry sy Osy
=== Kisoa Nohatsaraina
=== Omby vavy be ronono

🔴 Fambolena
=== Vary An-tanety na Anaty Rano
=== Hazo Fihinam-boa
=== Katsaka == Laiso
=== Mananasy. == Voanjo
=== Legioma Bio == Ovy
=== Baranjely == Petsay
=== Soja == Kabaro
=== Tsaramaso == Voanemba
=== Tongolo be sy Tongolo lay
=== Mangahazo == Mananasy
=== Jirofo == Poivre
=== La vanille

🍓 Karazana voly tsara ambolena
Toe-tany. Toe-trandro. Mifanaraka aminy…
🍓 Ireo karazany zezika mifanaraka aminy. Sy fomba fampiasa azy.

Tongava MP.. Raha haka izy rehetra dia alefa mora. 3 5000ar izy rehetra.. Fa tsy atao 70000ar intsony

05/04/2022

Miarahaba!!.NATAO HO ANAO MANIRY MANIRY NY HAFEHY MAHAKASIKA NY ELECTRONIQUE SY DEPANAZY ity:
📕 BOKY PDF📒 COMPLET :

== Ny fomba fampiasaina Testeur
== Ny fomba Fi-testena Composant mandeh sa tsia
== Ny fomba Fanarahana schèma (sy ny fomba fanaovana azy atao PCB sns••• )
🔴 TECHINIQUE DE DEPANNAGE
*(Misy SARY mazava tsara daholo)
== Télé Cathodique sy TV écran Plat
== Lecteur
== Amplie
== Ordinateur
== Téléphone tout marque
== Radio
🔴 Éléctromenager

¶¶ Fer a reppaser
¶¶ La four electrique
¶¶ Fanamboarana fatana electrique
🔴 Fomba fanaovana Robobination
== Transfond
== Amplie 1943 sy 5200 (puissance. Moyenne)
== TDA 2050 .2030. 2004. 2009 sns

✳️ TENY MALAGASY MAZAVA TSARA : (BOKY PDF = Misy 27 pejy .105 pejy. 81 pejy. Sns••• )

✳️ Ny fomba hazoana ity boky pdf📒 complet ity: dia alefa Mp. APPLICATION MESSENGER. na mail

NB: Tsy natao 4000ar intsony ny iray. Fa izy rehetra complet 4000ar monja.. Sarany dia alefa Mvola na ORANGE MONEY na AIRTEL MONEY. Mandefasa MP na Hafatra miafina raha mahaliana anao

Website