Scolarité Sciences

Scolarité Sciences

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Scolarité Sciences, College & University, .

31/01/2024
Photos from Scolarité Sciences's post 31/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Talata 30 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Larobia 31 JANOARY sy Lakamisy 1 Février 2024 , 8ora-12ora.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

30/01/2024

Ireto manao réinscription izay vao mandoa Agence Comptable.
Fa ireo mbola tsy anaty calendrier mbola tsy nahavita réinscription dia agence comptable fotsiny no ataony rahampitso larobia.

30/01/2024

Toerana: Agence Comptable

30/01/2024

MVola
TOROLALANA Mvola:
Tsy maintsy arahina ireto TOROLALANA ireto raha anao paiement par Mvola ianao.

FRAIS : 900ar ( Licence/Master)
Étape 1: Fomba ampifandraisana ny adresse e-mail amin'ny compte Mvola
#111*1*6*4 #

Étape 2:
Midira ao amin'ny #111*1*5*9 #
- Ampidiro ny code "facsciences" ( tsy maintsy ity ny code ampiasaina)
- Ampidiro ny taona - ohatra: L1, L2,L3,M1,M2
- Ampidiro ny référence - ohatra: svt,BEC ( raha efa manana mention dia ilay mention misy anao no atao eto)
- Ampidiro ny vola ho aloanao - ohatra: 42000 ( Licence) / 62875 ( Master)
- Valider-o amin'ny code secret-nao rehefa voamarina avokoa ny andinindininy rehetra.

Étape 3:
- Rehefa vita ireo Dingana 2 ireo dia mahazo email avy hatrany ianao, Dia imprimena avy hatrany ilay Reçu pdf azonao ary iny no atao anatin'ny Dossier
- Raha tsy mety tonga anaty email ilay reçu dia midira avy hatrany ao amin'ny:
#111*1*6*3 # OK
adikao ilay référence anatin'ilay SMS azonao taorinan'ny nanaovanao paiement par Mvola.
- aorinan'izay dia mahazo email avy hatrany ianao.

Ilay pdf no imprimena dia atao anaty Dossier avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 30/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Latsinainy 29 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Larobia 31 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

30/01/2024

🚨 URGENT 🚨
Samia miomana amin'ny dossier daholo ireo mpianatra mbola tsy nahavita réinscription/inscription. ( Raha mila torohevitra amin'ny Mvola dia eo amin'ny devant Q1)

Mety ho rahampitso daholo ianareo no manao inscription/réinscription ny antony.

Misaotra Tompoko!

Photos from Scolarité Sciences's post 29/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Zoma 26 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Talata 30 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 29/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Lakamisy 25 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Talata 30 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 29/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Larobia 24 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Talata 30 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 26/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Talata 23 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Latsinainy 29 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 23/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny latsinainy 22 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Larobia 24 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 22/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Zoma 19 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Talata 23 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 19/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny lakamisy 18 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Latsinainy 22 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

18/01/2024

RETARDATAIRES Réinscription /Inscription ireo efa tanatin'ny calendrier nivoaka teto.

mandoa Agence Comptable sady manatitra fiche de bourse ny: Latsinainy 22 JANOARY 2024 ireo

Photos from Scolarité Sciences's post 18/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny larobia 17 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Zoma 19 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

Photos from Scolarité Sciences's post 17/01/2024

Ireo mpianatra tonga nanatitra fiche de bourse ny Talata 16 JANOARY 2024!

- Raha tonga nanatitra ianao kanefa tsy ao ny anaranao, dia manantona ao amin'ny BS avy hatrany ianao amin'ny Lakamisy 18 JANOARY.

- Raha misy diso kosa ny mombamombanao dia manantona ao amin'ny RICT avy hatrany !

16/01/2024

CALENDRIER D'INSCRIPTION/ RÉINSCRIPTION
18 JANVIER 2024

TOROLALANA HOAN'NY MPIANATRA MANAO REINSCRIPTION SY INSCRIPTION !

-Tonga dia fenoina Alohan'ny anaterana dossier ilay Chemise Cartonné.
-Rehefa vita ny reinscription dia fenoina avy hatrany ilay numéro d'inscription eo amin'ny Chemise Cartonné.
-Tehirizo tsara ilay numéro d'inscription omena anareo rehefa avy manao inscription.(alaio sary,...)
-Mila hajaina tsara izay lamina rehetra apetraka mahakasika ny andro anaovana inscriptions.

HOAN'NY PROFESSIONALISANTE
- Izay tsy mbola manana fahefahana andoa ilay écolage izay tsy maintsy aloha eny Amin'ny BNI dia manantona ny responsable Parcours avy hatrany manao lettre engagement dia iny no alefa Anaty dossier solon'ilay reçu écolage aloha.

DROIT PÉDAGOGIQUE ( NATIONALITÉ MALAGASY IHANY NO MANAO ITY)

- Ireo mpianatra rehetra izay efa manana résultats examen dia afaka mandoa vola avy hatrany any amin'ny BNI na Mvola avy hatrany.

TOROLALANA Mvola:
Tsy maintsy arahina ireto TOROLALANA ireto raha anao paiement par Mvola ianao.

FRAIS : 900ar ( Licence/Master)
Étape 1: Fomba ampifandraisana ny adresse e-mail amin'ny compte Mvola
#111*1*6*4 #

Étape 2:
Midira ao amin'ny #111*1*5*9 #
- Ampidiro ny code "facsciences" ( tsy maintsy ity ny code ampiasaina)
- Ampidiro ny taona - ohatra: L1, L2,L3,M1,M2
- Ampidiro ny référence - ohatra: svt,BEC ( raha efa manana mention dia ilay mention misy anao no atao eto)
- Ampidiro ny vola ho aloanao - ohatra: 42000 ( Licence) / 62875 ( Master)
- Valider-o amin'ny code secret-nao rehefa voamarina avokoa ny andinindininy rehetra.

Étape 3:
- Rehefa vita ireo Dingana 2 ireo dia mahazo email avy hatrany ianao, Dia imprimena avy hatrany ilay Reçu pdf azonao ary iny no atao anatin'ny Dossier
- Raha tsy mety tonga anaty email ilay reçu dia midira avy hatrany ao amin'ny:
#111*1*6*3 # OK
adikao ilay référence anatin'ilay SMS azonao taorinan'ny nanaovanao paiement par Mvola.
- aorinan'izay dia mahazo email avy hatrany ianao.

NB: Misy solotenan'ny Mvola hatrany eo amin'y devant Q1 raha mila fanazavana mivantana ianao.

AGENCE COMPTABLE :

- Izay mpianatra nahavita inscription irery ihany no afaka mandoa vola eny Amin'ny Agence Comptable.( Tsy maintsy entina ilay taratasy misy numéro d'inscription)

FANATERANA FICHE DE BOURSE
-Ireo Zavatra tsy maintsy ilaina rehefa anatitra fiche :
1- ilay numéro d'inscription
2- Numéro téléphone misoratra aminao
3- Adresse email
4- Fiche de bourse efa feno miaraka amin'ny sary tapaka.

IREO TOERANA ANATERANA SY/NA IKARAKARA DOSSIER

1- Ticket BNI: Salle de conseil ( akaikin'ny Scolarité)
2- Quitus FMSA ( RICT )
3- Fanaterana Dossier ( RICT)
4- Fandoavana Agence Comptable ( Ambonin'ny Office du Bacc)
5- Fanaterana Fiche de bourse ( Bibliothèque Sciences)

NB:
- Tsy maintsy ny TOMPONY NO MANATITRA ILAY DOSSIER !

- Hoan'ny L1 redoublant(e), L2,L3,M1,M2 dia tsy maintsy entina ny carte d'étudiant tamin'ny eritaona rehefa anatitra Dossier.

- Ireo izay mpianatra tara ilay andro tokony nanaovany inscription dia manantona avy hatrany ao amin'ny RICT farany izay aingana.

- Ialana amin'ilay hoe tsy voaray kanefa Tonga eny Amin'ny BNI Dia tsy maintsy maka Ticket ao amin'ny Salle de conseil alohan'ny andoa vola any amin'ny BNI.

Misaotra Tompoko !

16/01/2024

CALENDRIER D'INSCRIPTION/ RÉINSCRIPTION
17 JANVIER 2024

Website