Visi-bility

Visi-bility

Marketing Digital et Stratégie de croissance

14/08/2023

Mandray Boost isan'andro
👉 5.500ar/jours

🔴 Boost pages
🔴 Boost message
🔴 Publications
🔴 Boost video

👉 Actif vao manao payment.
📱 Contact 0349756261

Photos from Visi-bility's post 08/08/2023

Ireto indray ny asa vita.
Mankasitraka ny @ fitokisana hatrany

Aza misalasala manantona sur MP si vous un projet à réaliser.

07/08/2023

🔴 Mirary herin'andro mahafinaritra ho antsika rehetra

👇 Sary hita dia mba zaraina 👇

05/08/2023

💡💡 Envie d'améliorer votre visibilité en ligne 💡💡

⬇️ Ceci est faite pour pour vous ⬇️

🔴 Une offre sur mesure.
🔴 Conception intuitive et moderne
🔴 Livraison rapide

👀 Voici le Pack don votre pages à besoin

🗃️ Pack Visi-bility Classique 🗃️
Pack 4️⃣ en 1️⃣

👉 Conception Logo
👉 Photo de couverture
👉 Visuel 01
👉 Configuration de votre pages commerciale

💸 Le tout en seulement 19.500ar
📱 MP ou 0349756261

Photos from Visi-bility's post 04/08/2023

Mankasitraka hatrany 🙏🙏

Ireto indray no sombiny @ asa vita.
Ary mbola vonona ny hanome ny tsara hatrany. 💎

👉 Conception logo 15.000ar ( 1 commande= 2 livré)
👉 Conception affiche publicitaire ( a partir de 5.000ar)
👉 Création visuelle ( a partir de 3.000ar)

N'hésitez pas a nous contacter par MP 😊

Photos from Visi-bility's post 02/08/2023

Mankasitraka an'i I-Kaly nanome fitokisana anay.

Logo de restaurant en ligne.🍽️ Basé à Tamatave.

Lien du pages ⬇️

https://www.facebook.com/profile.php?id=100085515698746

Mitohy hatrany ny promotion Logo a 15.000ar (1 commande = 2 Livré)

https://www.facebook.com/100078221013056/posts/287354830548549/?app=fbl

31/07/2023

💥💥 GRAND PROMO 💥💥

💎💎 CONCEPTION LOGO 💎💎

Ny Logo dia entina ampisehoana ny entreprise nao, ary anisany mitana anjara toerana eo @ fahombiazan'ny orinasanao izany.
Ilaina manana logo simple ary afaka mampiseho @ ankapobeny ny orinasanao, Ilaina ny manana logo miavaka, mora tadidy, ary maharitra zakany fotoana.

Afaka manampy anao hahazo logo tsara tahak'izany ity tolotra ity.

💎 Logo iray no ilainao fa roa no amboarinay ho anao afahanao misafidy tsara.
💎 Livraison en forma JPEG / PNG / Entête Word
💎 Temps d'exécution 24h

💸💸 Tout en seulement 15.000ar 💸💸

🔴 Pour plus d'info venez en MP 🔴

30/07/2023

🔴 Raha mpandraharaha eto Madagascar ianao dia ity anisany regle d'or de succès mila tsy hadino.

👉 Mirary torimaso sambatra ho anao ary ohhh

29/07/2023

Mahafaly ny mahita tanora Malagasy mahomby tahak'izao.

Tongava @ ambony indrindra ee🏆🏆

🇲🇬 21ans et 17ans CHEFS D’ENTREPRISE À MADAGASCAR 🇲🇬

Monja Fanantenana & Monja Tafitasoa sont deux jeunes malgaches auto entrepreneurs.

Ils sont à la tête de Master Food Madagascar...

Une chaîne de fast-food spécialisée dans le French Tacos et Pizza personnalisés.

Voici un petit récit d’un parcours motivant :

Entrepreneur dans l’âme, nous nous sommes beaucoup intéressé à l’entrepreneuriat depuis notre enfances...

À travers la curiosité, la lecture, aux parcours des grands patrons nationaux et internationaux

Après avoir économisé 500Ar par jour durant 2ans, En 2018 on a investi l’argent dans la revente en ligne de smartphone d’occasion.

En utilisant le minimum de notion en marketing que nous avons, on a réussi à tiré des revenus considérable malgré les pertes et les différents problèmes qu’on a rencontrés.

Vers la fin de l’année 2020 l’enseigne Master Food est créé.

Après le pillage de notre premier points de vente, nous sommes encore plus motivés et déterminés à aller encore plus loin.

Nous ne sommes pas à notre premier défi puisqu’on compte conquérir les papilles des Malagasy en installant l’enseigne dans tous Madagascar dans les 9 prochaines années à venir.

Nos conseils aux jeunes et aux parents:

-Mettez votre vie entre les mains de Dieu et les opportunités s’ouvriront à vous.

-Diminuez vos dépenses futiles et économisez dès aujourd’hui même.

-Investissez en vous même, soyez curieux dans le bon sens.

-Ne vous laissez pas influencer par la communauté négative.

« Agissons des maintenant les amis, il n’est jamais trop tôt pour commencer »

https://www.facebook.com/Masterfoodmada/

Tél: +261327294090

29/07/2023

Fantaro fa ny ezaka sy ny asa ataonao ihany no lalana mitondra anao @ nofinofinao.

Aza manaiky ho kivy ny expérience ratsy tany @ lasa. Tohizo hatrany ny ezaka ataonao.

Bonne journée à vous 💪

17/07/2023
08/12/2022

New chez

Mandray boost izahay.
Boost pages
Boost pub
Boost message

Araraoty fa tolotra promotion ity @ izao fety ho avy izao.

5.500ar/jour
Min 3Jours
Actif vo mandoa vola

24/10/2022

Ny nahita fahombiazana rehetra dia efa nandalo an'ireto avokoa.

✅Kibo noana
✅Poche tsisy vola
✅Fo maratra

Ho an'izay vo hanomboka @ fandrarahana dia matetika ireo no iadivany, matetika miady mafy sy miezaka izy mba tsy hifanena na iray @ ireo ary.

Fa tiako anefa ny milaza aminao ny marina. Fa isany lalana ireo. Raha te ho any @ fahombiazana ka tianao ho tratra ny tanjonao dia tsy mandalo an'ireo ianao.

Eo indrindra anefa no tokony anehoanao fa tena zavadehibe aminao ilay tanjonao. Ka na inona miseho sy mitranga dia tsy hamototra ianao fa hanohy hatrany.

Ny fandalovanao an'io no hampianatra anao lesona lehibe izay tsy afaka ny hianarana par théorie na @ alalany famakiana boky. Io no antsoina hoe sekoliny fiainana. Ary ny lesona voarainao amin'io dia hanampy anao mandrakizay.

Noho izany raha sendra mandalo ny iray amn'io ianao na mety izy rehetra dia atrakao ny loha. Tsy resy ianao fa mandalo lalana sarotra fotsiny. Raha izao ianao no kivy ka tsy hanohy intsony dia very maina ny ezaka vita hatr'izay. Atrakao ny loha ka tohizo ny Dia.

Mirary fahombiazana ho anao tompoko 🙏

17/10/2022

Tena zavatra ilaina io @ izao fotoana izao, indrindra ho antsika mampiasa internet mba hampandeha ny fandrarahana izay ataontsika.

NATAO HO ANAO ITY TOLOTRA ITY

Carte_visa_virtuel.

🔴Afaka anovana boost pages
🔴 Afaka anovana aha en ligne.
🔴 Mety ampiasaina @ Googleplay

✅ Ny mampiavaka azy ity Dia:
👉 Afaka anovana retrait. Zany hoe afaka andefasana vola, ary azonao sitomina ilay vola
👉 Afaka arahina maso ny historique ny transaction rehetra ao. ( Alefanay PDF)

💥 5 taona izay no nampiasainay azy fa mbola tsy nisy vola very mihintsy.

Raha Liana ianao dia midira MP avy hatrany. 2h après commande ny Livraison ny carte ( Livraison électronique)

MP ou Contact 0349756261

28/09/2022

Tsy indray andro no hatafita anao.
Fa indray andro any.

Tohizo ny ezaka sy ny fikirizana.

By Visibility

25/05/2022

COMMENT SE FAIRE CONNAITRE ?

Le succès d’une création d’entreprise réside en grande partie sur la capacité de l’entrepreneur à faire connaître son activité. La stratégie de communication doit permettre d’inciter un nombre suffisant de clients potentiels à entrer en contact avec l’entreprise.

Sans visibilité, il est impossible de développer une activité et de la pérenniser. Dans le cadre de votre création d’entreprise, vous devez donc déterminer comment vous allez faire connaître votre entreprise auprès de vos futurs clients.

- L’exploitation des réseaux privés et professionnels
- Le recours à la publicité pour faire connaître son entreprise
- l’utilisation des partenariats pour se développer
- La communication internet : site web et réseaux sociaux
- L’emplacement, un élément important pour faire connaître son entreprise

On vous donne rende-vous toute le mois de juin. pour vous partagez point par point.

30/04/2022

FA MANINONA NO MILA ¨VISIBILITE¨ NY ORINASANAO?

Efa maro ny tonga saina @ fahasarobidiny ¨visibilité¨ ho any orin’asany. Fa vitsy ny mametraka izany ho laharam-pahamehana.
Anio dia hizara teboka vitsy aminao izahay ny @ fahasarobidiny ¨Visibilité¨ raha tiana handroso haingana sy maharitra ny orin’asanao.
- Ny ¨Visibilité¨ny orin’asanao no varavarana afahany be sy ny maro hanantona anao.
- Ny ¨Visibilité¨ ny orin’asanao no mampiseho voalohany ny fahaizanao sy ny maha matihanina anao.
- Ny ¨Visibilité¨ ny orin’asanao no mamaritra ny laharanao eo anivony mpifaninana aminao.
- Ny ¨Visibilité¨ ny orin’asanao no fanehoana ny tena herinao.
Mbola maro ny azo aroso, fa ny tena tiana ampitaina dia izao :
¨Raha hatsarainao ny ¨Visibilité¨ ny orin’asanao dia ho hitanao fa hiakatra haingana sy maharitra ny orin’asanao¨
Izahay eto @ VISIBILITY dia mizara torohevitra fahanao manatsara ny ¨Visibilité¨ ny orin’asanao ka manasa anao hanaraka ny pejy hatrany.

19/02/2022

Pour entreprendre... Voici l'Iceberg du succes.

A medité... 😎

11/02/2022

Anio dia andro hipetraka ho tantara eto @ VISI-BILITY.

Taoriany fiomanana sy fikarohana ary ny famolavolana rehetra. Dia indro fa anio dia misokatra @ fomba offisialy ny varavarany VISI-BILITY.

Tokana ny antompisianay dia ny hanampy tosika ny orinasanao ho laharana voalohany eo @ sehatra misy azy.

Izany dia ho tanterahina @ alalan’ireo fizarana torohevitra mahomby eto @ pejy sy ireo tolotra maro samy hafa mifanaraka @ filanao.

Araho akaiky ary ny pejintsika.
Admin.

11/02/2022

Tongasoa eto @ pejy offisialin’ny VISI-BILITY.

Araho ary ho hitanao tsy ho ela eto @ pejy ny tsara ho fantantra rehetra momban’ny VISI-BILITY.

VISI-BILITY dia namana akaikin’ireo orinasa te handroso haingana.

Website