Fenoy ny harona

Fenoy ny harona

FENOY NY HARONA
Epicerie en ligne. Passez votre commande :
fruits
légumes
produits de première né Méthodes de paiement :
MVola
Orange Money
Espèce à la livraison

Timeline photos 29/03/2021

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

15/12/2020

Sady vita ny adidy no fahaizana azo koa ! 😍

Tonga ny bokintsika ! 🥳
Vidio dieny izao ny anao !
Vidiny tokana : 15 000 Ariary.
Ary ny tombony dia ho arotsaka any amin'ny AT HOME MADAGASCAR izay mitaiza zaza kamboty. 🎁
Resaka pâtisserie de base no ao anatiny.
Amin'ny teny frantsay aloha fa tena misy teny sarotra adika 😅 fa ny manaraka tsy maintsy asina teny gasy ary thème hafa indray. 😎

Raha hanjifa ianao dia milaza anaty commentaire na hafatra miafina.
Ireo ny afaka handoavanao ny fandraisana anjara :
MVola : 034 27 938 58
Orange Money : 032 68 904 30

Mahazo rohy ianao hanaovanao téléchargement direct. 🔗
Misaotra amin'ny fandraisana anjara. 😘

03/12/2020

Efa mamofana faran'ny taona izao. Ny lanonana tsy mantsy mandeha ! 🥳
Koa hanampinay anao amin'ny fandraisam-bahiny ary dia ireto avy ny misy ato aminay :
👉 Saôsisy : 18 000 Ar/Kilo
👉 Pâté : 20 000 Ar/Kilo
👉 Mortadelle : 25 000 Ar/Kilo
👉 Salami : 26 000 Ar/Kilo.
Raha maka maro dia mbola mahazo fihenam-bidy an ! 🤩
Dia zao !
Indray andro mialoha ianao no mandefa commande dia aterinay ny ampitso maraina eny amin'ny toerana mety aminao. 🛵
Aza misalasala miantso ☎ 034 27 938 58

Ça sent déjà les fêtes de fin d'année ! 🥳
Pour concocter de bons apéros, laissez-vous tenter par nos produits :
👉 saucisses fraîches : 18 000 Ariary le kilo
👉 pâté : 20 000 Ariary le kilo
👉 mortadelle : 25 000 Ariary le kilo
👉 salami : 26 000 Ariary le kilo
Bénéficiez de remises en prenant en gros ! 🤩
Passez commande la veille pour vous faire livrer le lendemain matin. 🛵
☎ 034 27 398 58

02/12/2020

🇲🇬
Anisan'ny vokatra ho azonao jifaina eto aminay tsy ho ela ny karazana charcuterie toy ny :
👉 Saosisy
👉 Mortadelle
👉 Salami
👉 Pâté
Afaka atao izay hena mety aminao na ahoko 🐔 na omby 🐂 na kisoa 🐖 !
Koa araho tsy tapaka ary ny pejy fa vetivety koa ny entana dia lafo vao varina ianao an ! 😉

🇫🇷
Très bien tôt, vous pourrez vous approvisionner chez nous en charcuteries :
👉 Saucisses fraîches
👉 Mortadelle
👉 Salami
👉 Pâté
En plus vous pourrez choisir la viande : poulet 🐔 bœuf 🐂 ou porc 🐖 !
Suivez notre page pour ne pas rater l'arrivage imminent ! Il n'y en aura pas pour tout le monde ! 😉

Photos from Fenoy ny harona's post 19/11/2020

Lalam-barotra vaovao misokatra ho antsika tantsaha te hivarotra entana bebe kokoa eto Antananarivo renivohitra !
Araho amin'ny sary ny andininy rehetra.
Raha isoratra anarana ianao dia aza misalasala manoratra anay eto amin'ny pejy.
Maimaimpoana ny fisoratana anarana koa miandry anao izahay. 😁

17/11/2020

🇲🇬
Misokatra zao ny fotoanan'ny letchis ! 😋
Araraoty fa izahay koa mivarotra amin'ny vidiny mirary !
2 000 Ariary fotsiny ny kilao ! 🥰
Koa fenoy ary ny harona ! 🛍
Antsoy izahay na koa midira ao amin'ny hafatra miafina ! 🤙

🇫🇷
Profitez-en c'est la saison ! 😋
Les letchis débarquent sur les étales !
Et nous aussi en proposons !
2 000 Ariary seulement le kilo ! 🥰
Commandez en message privé ou en nous appelant au téléphone.🤙

17/11/2020

🇲🇬 🇫🇷 🇺🇸

🇲🇬 FEPETRAN'NY VAROTRA
Manasa anao izahay hamaky tsara ‼
👉 Ny kaomandy rehetra dia tsy maintsy atao iray andro alohan'ny hanaterana azy.
👉 Afaka mifandray aminay amin'ny alàlan'ny hafatra miafina ianao na koa miantso anay amin'ny telefaona.
👉 Rehefa manafatra dia lazao aminay ny fomba mety anao: ATERINA na IANAO NO MANDALO MAKA NY ENTANA
👉 Lazao ny fotoana mampalalaka anao.
👉 Lazao ny fomba fandoavanao vola : CASH - MVOLA - VOLA ORANGE

NY ANTOKA ANTSIKA
✅ VAOVAO NY AKORA REHETRA
Misafidy ny vokatra mety indrindra hanomezana fahafaham-po anao ny masoivohonay. Vaovao ireo vokatra ary novidina tamin'io maraina io ihany.

✅ NY MOMBA NY FANATERANA
Manao izay fara herinay izahay mba hanajana ny fotoana araka izay azo atao. Raha sendra misy ny tsy mety ataonay, dia tranga roa no mety hiseo :
👉 maimaim-poana ny fanaterana ary hahazo tapakila fihenam-bidy manan-bidy ampiasainao amin'ny kômandinao manaraka
👉 maimaim-poana ny fanaterana ary hahazo fanaterana maimaim-poana koa ianao amin'ny kômandinao manaraka.

🇫🇷 CONDITIONS GENERALES DE VENTE
Nous vous invitons à lire attentivement ‼
👉 Toutes les commandes doivent se faire au plus t**d la veille du jour de livraison.
👉 Vous pouvez nous contacter par message privé ou encore en nous appelant directement par téléphone.
👉 Lors de votre commande, indiquez-nous votre méthode de récupération : LIVRAISON ou A RECUPERER
👉 Précisez votre heure de livraison préférée.
👉 Précisez votre mode de paiement : CASH - MVOLA - ORANGE MONEY

NOS GARANTIES
✅ GARANTIE DE FRAICHEUR
Nos agents choisissent les meilleurs produits possibles pour vous satisfaire. Les produits sont frais et achetés le matin même.

✅ GARANTIE DE LIVRAISON
Nous nous efforçons autant que possible de respecter les horaires de livraison. En cas de manquement de notre part, 2 cas de figure peuvent se présenter :
👉 la livraison est gratuite et vous recevrez un coupon de réduction valable pour votre prochain achat
👉 la livraison est gratuite et vous bénéficierez aussi d'une livraison gratuite lors de votre prochaine commande.

🇺🇸 TERMS OF SALE
We invite you to read carefully ‼
👉 All orders must be made no later than the day before delivery.
👉 You can contact us by private message or by calling us directly.
👉 When ordering, tell us your prefered method: DELIVERY or RECOVERY
👉 Specify your preferred delivery time.
👉 Specify your payment method: CASH - MVOLA - ORANGE MONEY

OUR GUARANTEES
✅ FRESHNESS GUARANTEE
Our agents choose the best possible products to satisfy you. The products are fresh and bought the same morning.

✅ DELIVERY GUARANTEE
We do our best to respect delivery times as much as possible. But if we fail, 2 scenarios may arise:
👉 current delivery is free and you will receive a discount coupon valid for your next purchase
👉 current delivery is free and you will also receive free delivery on your next order.

Website

Opening Hours

Monday 06:00 - 11:00
Tuesday 06:00 - 11:00
Wednesday 06:00 - 11:00
Thursday 06:00 - 11:00
Friday 06:00 - 11:00
Saturday 06:00 - 13:00