Cours de Langues en Ligne AF

Cours de Langues en Ligne AF

Apprendre le français et l'anglais en ligne avec nous!

30/07/2022

Lesona Zaraina Anio : ~ LA PRÉSENTATION ~
Nom et prenom / anarana sy fanampina anarana
Exemple : je m'appelle ou je suis Annah. Anna no anarako /izao no Annah
Nationalité / tany fiaviana
Exemple : je suis française / izaho dia frantsay
Age et date de naissance / taona sy andro nahaterahana
Exemple : j'ai 26 ans et je suis née le 15 juin 1994. 26 taona aho ary teraka tamin'ny 15 jona 1994
Dire son occupation / milaza ny zavatra atao
Exemple : je suis étudiante / mpianatra aho.
Izay ny anio, mankasitraka anao manaraka ny pejy!

30/07/2022

Lesona zaraina anio, anglisy hatrany.
🔹Talking about MINOR SICKNESS🔹
Ny fanontaniana mipetraka dia hoe "What's the matter with you?" [[wats de marer wiv yu]]
izay azo adika tsotsotra amin'ny teny malagasy hoe hoe inona no mahazo anao? Na ihany koa hoe :
''What's wrong with you?" [[wats ron wiv yu]]
➡️Ireto kosa ny famaliana azy arakarak'ilay aretina mahazo anao:
🔸I have a toothache [[toufeik]]
(Marary nify aho)
🔸I have a sore throat(marary tenda aho)
🔸I have a backache( marary ny lamosiko)
🔸I have a bellyache(marary kibo aho)
🔸I have a pain in my chest(Marary tratra)
🔸I got a bump( nidona t@ zavatra)
🔸I sprained my ankle ( folaka ny kitro)
🔸I bloke my arm( folaka ny tanako)
🔸I have a noose blocked( voany sery aho)
🔸I have the flu ( voany gripa)
🔸I have a cough/fever (mikohaka , mafanafana)
🔸I have a headache( marary loha)
🔸I have a stomachache(marary vavony)
Thanks.

27/07/2022

🇺🇸IDIOMS

💬TO GIVE SBD A FAIR SHAKE
🇫🇷:Donner une chance
🇲🇬manome chance olona
Ex: Don't worry,you know you are good and they will give you a fair shake

💬TO TAKE A LEAK
🇫🇷pisser un coup
🇲🇬Mipipy kely
Ex:can you please pull over the car, because I want to take a leak

💬TO PULL SB'S LEG
🇫🇷:Blaguer/plaisanter
🇲🇬:misangisangy
Ex: you just found five hundred backs? Are you pulling my leg?

And That's all for today. Thank you!

Website