Coach Rado

Coach Rado

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Coach Rado, Athlete, .

Photos from Coach Rado's post 27/03/2024

ALLO ALLO 👋 👋
Andao indray hilalao hiaraka aminay e ❤️

Ampitiavana be 🥰

Tsotra kely ny lalao :
- Ataovy jaime ny page.
- Mentionéo ny namana ao amin'ny commentaire ary inviteo ijaime ny page .
- Mi-partage ilay publication en mode publique .

Olona 02 no mahazo Loka avy aty aminay 😇
1- complement en poudre combot izay fampiasako izay tena efficace+coaching en ligne
2- leggins +coaching en ligne

TIRAGE : 11 avril vers 14h00
RÉCUPÉRATION : 12 avril ihany

NB: afaka manao commentaire be dia be

Mazotoa milalao 😇

29/03/2022

Exo fessier les filles💪

29/03/2022

Plan nutrition pour chaque morphologie zareo Ah, mazotoa daoly 💪

22/03/2022

Ireo ny karazana squat izay tsy mahalala

Photos from Coach Rado's post 22/03/2022

Tadidio zarei fa ny fe no anisany mavesatra indrindra amvatantsika,
Ataov ireto exo reto tu zalah sy zavavy ectomorph fa anampy anareo Ah
Quarter saquat 10 série de 4
Parallel squat 10 série de 3
Full squat 10 série de 4
NB: asio série 1 manokana sans charge pour l'échauffement
Presse cuisse 5 série de apekaro fona charge
Bon kotrana ry ecto isany💪😌

22/03/2022

Tena tsara loatra ity zareo anaovana prise de masse Ah,
Mixeo miaraka:
Atody 2 , beurre d'arachide 2 sotro fihinana, flocon d'avoine 100gr (mixeo manokana aloha de la vovony) , de arotsaka ao, canel kely ampisy saveur azy,
De asio menaka zara fa misy n'y lapoaly de étaleo, après arotsaka ny reetra efa mixeo de avadika aveo de vita ny pancakes pdm
Mazotoa daoly😌😋
800 kcal ireo

21/03/2022

Ry ectomorph otranah, zavtra tena nahazoako poid vetivety ity atoroko anareo ity, totomboanjo,
Minanà 2 sotro isamaraina Dia Ho itanao fa anampy anareo izany, satria nybeurre d'arachide Dia tena ambony calorie be💪
Mitovy lanja calorique amvary2 vilia ny totomboanjo 2 sotro tadidio izay💪

Photos from Coach Rado's post 21/03/2022

Ho anareo endomorph
Mihinana sakafo bé fibre toy ny haricot vert, brocolit, pomme amzao favokarany izao, ny akondro tsy mihoatra ny roa isanandro,
Ra azonareo atao de aza misakafo aloany atory fa misakafona 2h30 mialahony atory no minana sakafo
Ny tena tsara crudité n'y fuit no hoaninana ariva satrie alina no tena mamokatra graisse ianareo endomorph, Mila faible izany calorie hoaninareo avant dormir,
Ataovy fa anampy anareo izany💪

Photos from Coach Rado's post 21/03/2022

ECTOMORPH
Ito smoothie ito no tena anisany nahazoako poid aingana bé tamny prise de masse izay n ataoko,
Ronono 250ml (150kcal) protein
Zavoka 1 (500 kcal) nb: ambony bé calorie any zavoka aminy ilay bé lipide bé
Akondro 3 ( 270kcal) glucide
Izany oe efa eo am920 kcal eo fitambaranireo mixena miaraka mba Ahamora ny assimilation any💪
Efa manampy bé anao ireo ra ataonao isanandro💪

Photos from Coach Rado's post 20/03/2022

ENDOMORPH
Sakafo faible en calorie no tokony sakafo hoaninareo mandritrany tontolo andro ry endomorph💪
Reto misy ohatra maromaro anampy bé anareo💪

20/03/2022

Plan anah kotrana narahikoo,
Tena mandaitra tokoa
Ectomorph ilay resaka eto💪

Photos from Coach Rado's post 20/03/2022

Ho anareo endomorph tompoko
Ny source anah protein tokony Hoanina:

Noix (macadamia, amandes, pistaches)

Huile d’olive

Jaune d’œuf

Poissons gras

Fromages

Sakafo tsara hoanina:

Tous les légumes

La patate douce

L’avoine

Les grains entiers

Les légumineuses

Les fruits

Vakio tsara O💪

Il est par contre crucial de bannir les sucres simples tels que le sucre de table, le riz blanc, le pain, les pâtisseries et les biscuits. Ils se stockent systématiquement sous forme de graisse, en plus de stimuler l’appétit. Les personnes sujettes aux fringales alimentaires sont souvent de gros consommateurs de sucres simples, rapides et raffinés.

20/03/2022

Tena ilaintsika ectomorph ny exercise de base polyartuculaire
Toy ny deaedlift💪

Website