Andao hizara vaovao
Fifampizarana vaovao eto Madagasikara sy any ivelany.
โผ๐๐ ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐๐ผ #๐๐ฒ๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ. Izao no porofo fa tsy namitaka Ray aman-dreny ategna, hoy izy.
๐ธ๐น Live music avec Loรฏc ce Samedi 2 mars !! ๐น ๐ธ
๐ผ Pop ๐ผ Rock soft ๐ผ Rock slow ๐ผ Sega ๐ผ
๐ผ interprรฉtations d'artistes ๐ผ
Restaurant - Bar ร Tapas - Pizza - Cocktails - Lounge
Isoraka - Tana - Madagascar
Info line : 032 89 743 81
Parkings selon disponibilitรฉ
โ ๏ธIl est conseillรฉ de rรฉserver !!! โ ๏ธ
i ฬemusicale followers ฬedansante
Loza-pifamoivoizana tokony ho ora iray teo teny Andrefan'Ambohijanahary manoloana ny JIRAMA. Nivadika mihitsy moa ilay fiara, Mpamily ihany no tao anatiny arakin'ny fitantaran'ny mpitatitra ny vaovao tao amin'ny vondrona facebook iray teo. Tsy naninona izy fa ny fiara no simba.
Sary sy vaovao Tommy P.
๐ ALERTE , SOS ๐ Manaitra ny tomponโandraikitra ao aminโny SONATRA ( Tanร - Toliara ) fa efa hatraminโny omaly 18h izahay no accidentรฉ teto aminโity fiolanana eto BEHENJY ity, nilaza ny chauffeur fa afaka adiny iray na roa hisy tomobile ho tonga eto hamindrana anay nefa hatraminโizao ora anoratako izao 4h42 mbola ato izahay , miaritra ny hirifirinโny hatsiaka miaraka aminโny zazakely miisa 7 latsaky ny 4 taona daholo ato.
โ๏ธโ๏ธโ๏ธMia Khalifa teraka ny 10 Febroary 1993 tao Beirota (Libanana), dia influenceuse Amerikana-Libaney. Izy no malaza indrindra noho ny nananany asa fohy ho mpilalao sarimihetsika ankafizin'ny maro teo anelanelan'ny Oktobra 2012 sy Febroary 2015.
Hankakaza ny andro nahaterahany tsy ho ela!
LAMASININA amin'iny FCE iny no niharan-doza, olona 3 namoy ny ainy ary 6 maratra.
Fihemoran'ilay fiarandalamby no niteraka ny loza tokotokony ho tamin'ny 11 ora teo.
โผ๐ด๐ก๐ฎ๐ถ๐ฑ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ #๐จ๐ฟ๐ด๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ๐ ๐ฒ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ณ๐ฒ๐น๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐ฒ๐ ๐๐๐ปรฉ๐ฐ๐ผ๐น๐ผ๐ด๐ถ๐ฒ ๐ป๐ ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐๐ผ #๐๐ฎ๐น๐ถ๐ฒ ๐ณ๐ฎ #๐บ๐ถ๐ต๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ ๐ฏ๐ฒ ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ธ๐ถ๐ฏ๐ผ๐ป๐ (๐ธ๐๐๐๐ฒ๐ ๐ข๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฒ๐ป๐ป๐ฒ ๐ฉ๐ผ๐น๐๐บ๐ถ๐ป๐ฒ๐๐๐ฒ). Koa mba miangavy fanampiana aminareo izay afaka manao izany izy, fa tsy maintsy ho opรฉrรฉ-na maika, kanefa mbola misy Scanner sy Analyses marobe ho atao aminy. Eny Befelatanana Services Gynรฉcologie, porte 413 no misy azy. Ity ny laharana ahazoana azy ireo : 033 81 997 59 (Nyn's & Lalie).
ยฉNyn's Rabary
โผ๐ฌ๐ก๐ผ๐๐ฎ๐บ๐ฏ๐ผ๐ฟ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฃ๐ผ๐น๐ถ๐๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ๐ฎ๐ป๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐น๐ฒ๐ต๐ถ๐น๐ฎ๐ต๐ #๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ป๐ผ ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐น๐ฎ๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ๐๐ ๐๐ฎ๐ผ 2 ๐๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ผ๐ป๐ท๐ฎ, ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ #๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐๐๐ผ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ. Taorian'ny fitarainana teto amin'ny Facebook mahakasika ity trangana nianjady tamin'ilay zaza ity dia nidina teny an-toerana avy hatrany ny Polisy. Fantatra fa niaran'ny sy nataon'ny raikeliny ilay zaza ka izao niafara tamin'ny izao. Efa eo am-pelantanan'ny sampan-draharaha miady amin'ny heloka bevava kosa ny raharaha.
ยฉPolisim-pirenena Malagasy
Aza kasikasihana ny glondako!
โ๐๐ผ๐ฏ๐ค ๐ฉ๐จ๐๐๐ค๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐จ๐๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐ง๐๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐ ๐๐๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ฎ. 9 volana eo raha ela indrindra ny faharetan'ny fitsaboana hoy i Atoa ยฑFanomezantsoa, izay mpitsabo sy manao fikarohana manokana momba izany.
ยฉ๏ธFondation Chretienne Zaranaina
โผ๏ธ๐ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐น๐ฎ-๐ฏ๐ผ๐๐ฟ๐ ๐๐ ๐๐ฎ๐ธ๐ถ-๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐๐บ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ต๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ ๐๐ฎ๐๐ฝ๐ต๐ถ๐ป. Lehilahy iray tratran'ny fokonolona namaky trano tany an-toerana androany vao maraimbe. Saika niharan'ny fitsaram-bahoaka, efa nentina eny amin'ny mpitandro filaminana.
๐ทZanak'i Farady
๐Araka ny fantatra dia novonoin'ny miaramila mpifanila vodirindrina taminy ity tovolahy ity ka namoy ny ainy tany Ihosy.
Manao antso avo amin'ny mpitondra fanjakana ambony manandrify izao raharaha izao ny fianakaviany fa ity tovolahy ity dia no novonoin'ny miaramila mpifanila trano aminy, nokapohiny ny lohany ka niditra hopitaly ka izao tsy tana izao ny ainy, nefa raha araky ny vaovao heno dia nalefan'ny havany nandositra io miaralami io amin'izao..
Tsy aritra ifampizarana
VAOVAO ERAN-TANY
๐MIKAKELY BASSISTE
Ny vaovao tsara ho fantatra mikasika ny fahasalaman'i Mikakely.
Eto Dia misaotra anareo ny tenako t@ firaisankina sy fiombonam-bavaka, fifanomezan-tanana nasehontsika na artiste na namana na fianakaviana.
Tohina tanteraka ny fonay fianakaviana ka Dia Andriamanitra manankarem-pahasoavana hamaly fitia amintsik tsirairay.
Ny vaovao momba ny fahasalamany Dia isaorana ny any ambony fa efa mahatsiaro tena izy sad mahare izay mihatra aminy sy henon'ny Sofina ary ef nihiratra ny masony, saingy kosa mbola tsy afaka miresaka izy, ary mbola ezahina apatoriana foana mba tsy haharenesany fangirifirina amin'ireo fery izay navelan'ny Opรฉration izay natrehiny.
Na Dia eo aza izany Dia mbola tena ho lava ny ady, mbola haharitra amam-bolana maro ny fitsaboana sy fijanonany aty @ Hรดpital HJRA, mbola misy opรฉration 2 izay mbol miandry azy.
Koa manentana antsika rehetra hatrany amin'ny fifanomezan-tanana.
Misy hoan'ireo izay manao hetsika
Misy kosa ireo izay mikasa hanome fanampiana mivantana ka hiangaviana hiantso ny 0340876368 na 0349312103 na 0342980504
Isaorana hatrany ianareo izay hanohana sy efa nanohana hatramizay.
Misy an'io programme hitatsika amin'ny sary io izay hanasana antsika rehetra tonga maro hatrany mba hifanohana.
Misaotra indrindra anareo naharitra namaky๐
โ๏ธMelo kex
Accident siprenter sy camion nifandona๐ค๐ป๐โ
Tsy aiko ze fandeany teo fa nandalo avy eny ambony moto โ
RN7 Atnsahalava efa iditra ny Behenjy๐ซ๐
D**o moto
Lozam-piarakodia niseho teny Analamahitsy mankany Nanisana aninkeho maraina :
Bus 192 anankiray no voafaokan'ny camion kely iray mpitatitra fako. Mafy ny fifandonana raha ny sary no jerena. 13 no naratra, ny 7 tamin'ireo tsy maintsy natao fitiliana.
Raha ny vaovao nampitain'ny koperativa Onja dia efa miaraka mandray ny andraikitra tandrify azy ny CUA , KOPERATIVA ary ny tompon'ny fiara.
Rรฉdaction ยฉ๏ธ
Hifindra hilalao ao amin'ny klioba Spokane Velocity ao Amerika Avaratra i Romain Metanire, mpilalao sangany ao amin'ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, vodilaharana ankavia.
Efa vita ny sonia fifanarahana ary ny klioba Spokane Velocity no nampafantatra ny vaovao.
Raha tsiahivina dia avy nilalao tany RFC Seraing ity vodilaharana ity no niverina tao Etazonia ary nanohy ny fanazarantenany tao amin'ny Serious Ballers teo am-piandrasana izay mety ho kliobany vaovao ka tsy ela akory izany dia nivaly.
24h Mada
Moto Cross s'y Moto scooter no nifandona tetsy lalana avy eo fasambazaha ambadikin'ny Hรดpital Io maraina Io tsy nisy naratra fa n'y moto scooter Simba .
Normal ihany ve zoky?
๐Mety hanolo an'i Ken ao amin'ny tarika Mage 4 i Christophe Rabearimanana
Tsy mbola ofisialy fa tsiotsion-dresaky ny mpantsaka rano fa i Christophe Rabearimanana no hanolo an'i Ken, manga feo izy fa mety mbola tsy henontsika tsara.
Tsy alahelo intsony ireo mpankafy fa aheno hoe:" Vao manomboka mai..mai...maizina ny androooo...malala a! Avelao aho hijanona eto ihany"
Tetsatsetsa tsy aritra
Nitso-drano an'i Ken ๐๏ธizay hanova style musical ๐ถ sy rythmique ๐ผ hafa ny tarika MAGE 4.
๐" Misaotra taminโny zava-drehetra lesy Ken, hoy izy ireo.
๐Nitondra avo dia avo ny tarika ialahy sady rahalahy andry niankinanay rehetra tato @ tarika.
๐ Ankehitriny dia mitsodrano an'ialahy @ izay Projet rehetra kasaina @ Mozika sy ny fiainana manontolo. Manana toerana eto anivon'ny tarika mandrakizay ialahy Ken.
Hanao casting lehibe hijerena izay mpikambana vaovao hiara-dalana aminy indray ny tarika atsy ho atsy.
Rรฉdaction ยฉ๏ธ
๐Izy ilay vehivavy notapahin-doha ita teny Ambohitsiroa Ambohidratrimo androany ny vatany raha toa ka hita teny Soamananety Ambohidratrimo omaly ny lohany. Voalaza fa manana olana ara-pandrenesana izy. Mankahery ny fianakaviany, mandria am-piadanana๐๐
ยฉMinah Andrianirina
Vaovao mampalahelo!!!
Nodimandry izao alina izao i Rak Roots na i Loรฏc Rakotonirina, mpanakanto no sady mpamorona hira. Raha ny fanampim-baovao azonay ato amin'ny 24h Mada izao alina izao dia any Mahajanga izy izao nodimandry izao, ary tratrin'ny "crise d'asthme" izay aretina efa nitaiza azy no nitarika ny fahafatesany. Efa niala nenina hatramin'ny maraina ireo mpitsabo tao amin'ny CHU Mahajanga saingy tsy tana ny ainy.
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany, ny tontolon'ny kanto Malagasy ary ireo mpankafy azy rehetra.
BC- SAG - GN ANJIRO - FAMONOANA AN'I SANNIE : RESA-PITIAVANA NO NAMONOANA AZY
โ
Famonoana efa voaomana no nahazo an'ny Sannie 21 taona izay voalaza fa tsy hita ny Alatsinainy teo ary nandefasana ombay mitady teto amin'ny FB. Lehilahy iray 24 taona miaraka amin'ny sipany izay vehivavy 22 taona no tompon'antoka tamin'ny famonoana azy.
โ
Nasain'ilay lehilahy tonga tany an-tranony i Sannie . Rehefa tonga tany izy dia novonoin'ilay lehilahy sy ilay sipany ary nalevin'izy ireo teo an-tokontany . Rehefa vita izay dia nandefa "SMS" tamin'ny findain'i Sannie izy ireo nankany amin'ny fianakaviany izay mitaky vola 20 Tapitrisa ariary.
๐ฎโโ๏ธ Voasambotry ny Polisy omaly hariva ihany moa izy roa ireo ary araka ny fantatra dia sipan'ilay lehilahy ihany koa i Sanny saingy efa nisaraka izy ireo ary mbola nifampiresaka ihany. Manelingelina ny fiarahan'izy roa ny fisiany Sannie ka anisan'ny antony namonoana azy.
๐ Isaorana ny fiaraha-miasa nisy teo amin'ny Brigade Gendarmerie Anjiro sy Polisim-pirenena ary ny fokontany Ambohitsimpo Anjiro.
Mampalaelo be ry reto e. ๐ญ๐ญ๐ญ๐๐
๐ข
Zazavavy kely 3 ans niharan'ny herisetra ๐๐ต๐ต:
Rehefa mandeha miasa ry zareo mivady dia Hidiana ao an-trano hono io zazakely io fa tsisy mitaiza efa atao ao sakafo, rano sy pรด hanaovany maloto ๐ข
Dia rehefa mody hariva zareo manokatra ny trano.
Zazakely azy anefa dia nanao maloto teny ambony fandriana hono izy , tezitra be ilay raikeliny dia navoakany ilay renin'ny zaza dia nihidiany tao ilay zaza sady nikapohany ๐ข
Tsy tafa nitsangana intsony nanaovany azy, ilay reniny tsy niteny fa bevoka hono ka sao dia misaraka๐ก
Dia ny fiarahamonina naheno ilay Zaza mikiaka no namonjy, tsy nanaiky moa ny tompotrano fa nitory ary maha reny dia nojerena รฎlay zaza kay efa simba ihany koa ๐ข voa olana matetika ๐ข tsy mahatsikaritra an' izany ilay reny kely loha fa jamba angamba na mody tsy nahita ๐ ๐ ๐๐
Amin'izao fotoana izao, nitory koa ny reniben'ny zaza ka efa voatazona any amin'ny Polisy ilay reniny fa ilay raikely kosa lasa nandositra.
Lay zaza marary tsy azo kitihina ny vatany sady misy mangana ka ny manodidina no miezaka mitady fitsaboana ho azy ๐ญ๐ญ๐๐
Source Sasah Ra
Tena miala tsiny amin'ny sary fa tena tsy rariny ny nataonao ry Madama๐ฌ
nianjera teo amin'ny fiaranao ilay bisikileta๐ฌ
Tsy naninona 'lay citroรซn na dia kely aza !
Ilay nitondra bisikileta nohozongozoninao be sady mila ho vonoinao mintsy๐ญ no sady ompainao ihany koa
Zahay ato aoriana mba niteny tsotra hoe mba arosoy kely fa tsy afaka zahay no nompaompainao sy novazavazainao๐ฌ
Mahaiza ihany re miaina fa tsy fantatrao daholo anie ny olona mifanena aminao rehetra e!
Mirah A
Tsy salama loatra izy dia izao no ataony
๐ด๐ด๐ด Nanambara i JADA PINKETT : Vadin'i Will Smith
Fa "Aza avela hanakana anao tsy ahita ny olotianao ny vadinao"
?????
Faly miarahaba isika rehetra.Noho n'y fahavoazana nahazo an i Randriamasimanana Andriamalala ,tamin n'y (accident) izay niseho teny behenjy ,Dia mila olona maro .mba hanome ra azy.maro ireo ra very ,dia Mila izay ra izay izy androany s'y rapitso farafahantarany .noho n'y firaisakinany mpampiasa moto s'y izay tsara sitrampo ,Dia iangavina isika anome ra ho an i Randriamasimanana Andriamalala .Eto izahay dia mametraka fisaorana mialoha ho izay manome izany ra izany .aina n'y ra ๐๐๐ .n'y cont azahoan Dia n'y 0344501752 .n'a n'y 0337678987.